text
stringlengths
0
14.4k
ts aiko fa we mbol kel d ts nresak tsoni zay
ny 21 janoary nampakatra lahatsary nampiseho ny resadresaka tamin i amy ahearn vehivavy iray mpomba ny fampinonoan dreny ny seven sunrise raha naka toerana tao ivelany kosa ny nurse in . efa nihoatra ny 2 . 200 ny tsikera iny tolakandro iny . ity tsikera ity sy ireo hafa mitovy amin izao dia mampiseho fa tsy mandeha ila ny adihevitra
bon okey aleo lo ahazo anle confirmation anle mazda de ahazo confirmation anle fiara aty aminah
mampiseho mazava sy fohy ny anton ny nitoloman ny vahoaka syriana hoan ny fahafahan izy ireo ny horonantsary voalaza amin ny alalan ny teny mampihetsi po lalaovi ireo mpilalao roa manana toetra matanjaka izay mitsimbadimbadika sy rovidrovitry ny ady ny fiainan izy ireo .
mampiasa cookies ity tranonkala ity mba hanatsarana ny traikefanao . isika dia mihevitra fa mahavita azy ianao saingy afaka misafidy raha tianao . ekeo hamaky bebe kokoa
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
manana ny anjara hooligan ny antokon ny mpanohitra eto amintsika saingy andraikitry ny sampam piarovana ny fanjakana ny resaka baomba solitany .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
9 ny fofonain andriamanitra no andringanana azy . eny ny fofonain ny fahatezerany no mahalevona azy .
mpanao fahatelo ny singiolary ny endrika maneho ankehitriny ny matoanteny cadrer
voaova farany tamin ny 5 novambra 2018 amin ny 15 31 ity pejy ity .
matoanteny amin ny teny afra vide
noraisiny tao anaty lovia tsatokaty ny anaran ilay mpianatra . ny anaran ilay mpianatra tena mila kiraro vaovao izany . rehefa nirava ny mpianatra nosokafan ilay mpampianatra ilay sombin taratasy ary hitany fa anarana mpianatra iray ihany no nosoratan ny mpianatra rehetra .
mahavelombolo ny fanohanana ireo mpandraharaha toy izao ary mamporisika azy ireo hatrany mba hiezaka . ary hisaorana ny filoha fa tena nanaraka hatrany ilay fandaharana hatram ny farany ny tenako fa tena betsaka ihany izay vitanao izay . maika moa raha tsisy ireny loza nifanesy teto ireny mety efa lasa alavitra i madagasikara
miasa mafy isan andro ireo mpirotsaka an tsitrapo manerantany ato amin ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao saingy tsy afa manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay . tohano amin ny alalan ny fanomezana fitia tsy mba hetra hoan ny global voices ireo tonia mpahay teknolojia mpanentana ara piarovana ato aminay !
ny fiainana mandrakizay izay azo amin ny finoana an i jesoa mpamonjy izay maty teo amin ny hazofijaliana hanonitra ny fahotantsika titosy 1 . 2 .
3hahatonga famonjena ho anao avy amin ny fitoerany masina anie izy
ity ny zavatra tsara indrindra hitako nandritra ny faran ny herinandro ! fanevan ny filahiana kilalao raisina diso ho sainan ny isis nandritra ny diaben ny pelaka
mpanao fahatelo ny singiolary ny ankehitriny ny endrika maneho ny matoanteny tiper
le installen anle iz no ts met rvo akama
mankasitraka . de am firy ny famerenana ny atoandro
mpanao gazety tsy misy sisintany ahoana no hiarovany ny bilaogera .
ils avaient fait meme chose avec édouard mendy quand ils l ont confondu avec benjamin mendy
aza adino fa dans la pratique misy foana ny amiable ary amporisihan ny didy amandalana izany . koa raha mahasoa anao ilaina ny concession na fifandeferana eo fiainana dia ataovy ny regularisation na famerenana laoniny . ok
retrouvez la suite des matchs de pétition du basketball africa league aujourd hui sur canal sport 1
zavatra tsy ampyfanononana tsy ampy amin ny teny dineor
6 dia nanambara taminy ilay zatovo nanao hoe sendra tao an tendrombohitra gilboa aho ary indro saoly nitehina tamin ny lefony ary indreo ny kalesy sy ny mpitaingin tsoavaly nanenjika azy mafy .
nanomboka tamin ny hetsika iray tamin ny manalazy vita bacc dia izao indray ny fampisehoan i black nadia amin ny famaranana ny fifaninanana nasionalin ny fanatanjahan tena an tsekoly .
fahafito izy tamin ny asany rehetra izay efa nataony .
18 ary rehefa tonga teo amin dregoela rainy izy dia hoy izy nahoana no dia nalaky tonga toy izany ianareo androany ?
sao mba lundi 31 octobre ilay tiana ho tenenina
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
ny alahady alina nilaza voka pifidianana mahafinaritra ny kaomisiônan ny fifidianana ao torkia izay noharahabain ny maro ho fanombohan ny farany ho an ny antoko mpitàna ny fombandrazana akp antoko ho an ny rariny sy fampandrosoana izay nitondra ela teo amin ny firenena .
tamin ny taona 2013 rehefa niroso tamin ny fanapahan kevitra mitovy amin izany ny manampahefana saodiana dia lasibatra tamin ny herisetra ara batana mahafaty ireo etiopiana mpifindra monina . notànana tany amin ny foiben ny fonja vonjimaika ireo mpiasa izay nitady hiverina any etiopia sady tsy misy sakafo anefa no tsy misy fialofana mendrika .
tsy marina zao ny faritra androy aza tena fa niavy ora fa ela ny any toliara vo indroa am izao ty niaviany .
bravo à elle ps nos routes nationales sont encore en très mauvaises états monsieur le président andry rajoelina plus particulièremen t celles du nord de l île . il faudrait peut être y remédier . des bonnes routes sont essentiel au développement de notre pays . mais je pense que ça vous le saviez déjà .
ye jeren loa rah tsara d ita eo sad rah za loa otran ts tia anle ao amle mme eo ambani ao io e . otran b conditions b fa aleo fa d miankin amle rapitso zany
10 ary rehefa tonga tany gibea izy indro ny mpaminany maro irai dia nifanena taminy dia nilatsaka tamin i saoly ny fanahin andriamanitra ka naminany teo aminy izy .
17 tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin ny vava dia mankao an kibo ka avoaka ao amin ny fivoahana ?
2 ary tsy nisy rano ho an ny fiangonana ka dia niangona izy hiodina amin i mosesy sy arona .
11 . tratran ny hatsikana fanesoana ihany koa ilay fanilo olaimpika fampitana afo ao sochi izay maty matetika ny afo mg tatitra global voices . ny sasany moa nanasongadina azy tamin ny fangon ny vodka
iah ary mb gaga oe nindramana vola nef mbl tsis vola ividianana rano
hihihi . arakaraka n cadoko am st valentin ian kou
j i r a m a orinasam panjak ana tsy nisy niraharaha hatr izay 1982 groupe 2 tany am piandohana izay napetrakin i filoha didier ratsiraka . 2012 fitondrana tetezamita notantanan i filoha rajoelina nahavita nanolokolo . ka nametraka groupe faha 3 nanampy ireo 2 tany am piandohana . 2022 mbola ny fitondrana rajoelina hatrany 40taona aty aoriana no mbola hikolokolo ka hametraka groupe faha 4 hanampy ireo 2 tany am piandohana . f e h i n y ny fitondrana izay tarihanao andriamatoa filoha no mba hany nikolokolo ity orinasam panjak ana ity . ny sisan izay nitazam potsiny ny fahapotehany sy ny fahateran ny foto drafitrasa . mankahery anao hatrany prezida
ny endriny ho tahaka ny apôstôlin i kristy . ary tsy mahagaga izany fa satana aza mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin ny mazava . koa tsy dia zavatra lehibe tsiakory raha ny mpanompony koa no mba mampiova ny endriny ho tahaka ny mpanompon ny fahamarinana
arak izany ny fahasitranana amin ny aretina dia mariky ny famindram po sy famonjen andriamanitra .
1 ainsi dit le seigneur l éternel la porte du parvis intérieur qui regarde vers l orient sera fermée les six jours de travail mais le jour du sabbat elle sera ouverte et le jour de la nouvelle lune elle sera ouverte . 1 ny amin ny mpanjaka sy ny fanatitra hataony sy ny hataon ny vahoaka sy ny zavatra homeny ho an ny zanany sy ny mpanompony ary ny amin ny fahandroana ny fanatitra naterin ny vahoaka izao no lazain i jehovah tompo ny vavahadin ny kianja anatiny izay manatrika ny atsinanana dia harindrina mandritra ny henemana fanaovan draharaha fa amin ny sabata sy amin ny andro voaloham bolana kosa no hivoha izy .
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra .
fa ny tanàna rehetra izay teny an kavoana dia tsy mba nodoran ny isiraely afa tsy hazora ihany izay nodoran i josoa .
dia tanana tao amin ny zara tanin ny
y a ho low battu kanh . efa yala la aveo
ary aona ty accident b ivoka an ny ambohitrimanjak a ty fiara 8 sy motos ao ny mifandona ao ny mivadika ary ny motos oh oe mitsingidina fa d aona lotra
tsy tongatonga ho azy eny anaty fampahalalam baovao ireo tatitra momba ny ankizy mpianatra niharan ny fanararaotana indrindra fa ireo afgàna mpianatra satria ireo masoivoho mpanaramaso sy ny ministeran ny fanabeazana dia miezaka ny hanafoana ireny tranga ireny hoy i shirzad abdollahi manampahaizana iray amin ny raharaham panabeazana ao iràna tamin ny resany ho an ny fanentanana iraisampirenena momba ny zon olombelona ao iràna .
maneho tsy fankasitrahana ny fandavan i frantsa tsy hamela ireo mpitsoa ponenana hiditra ao amin ny fireneny i amélie jacques bilaogera frantsay efa niaina tao paris sy ny tanàna itatra manodidina azy avy eo tany roma dia tany ouagadougou ary ankehitriny ao soweto miaraka amin i anthony sy ny zanany . toy izao no hita ao amin ny bilaoginy ubuntu ny maha olombelona iraisantsika ao amin ny tambajotra mondoblog
quand on voit ton palmarès on se dit que t as du en rater un paquet de moments clés . notamment a l om où tu as raté la finale pour une bagarre avec les crs en demi et le match contre bordeaux en 99 où on a pris 3 . 0 il le semble .
14 eny ho hitanareo aho hoy jehovah ary hampodiko avy amin ny fahababoana ianareo ka hangoniko avy any amin ny firenena rehetra sy avy any amin ny tany rehetra izay nandroahako anareo hoy jehovah ka hampodiko ho any amin ilay tany efa nanolorako anareo hobaboina .
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
fasana ! ny any ivelany indray no miraharaha ny tompon trano .
9 lozan izay fatra pila harena amin ny tsy marina ho an ny taranany hanaovany ny akaniny any amin ny avo mba tsy ho tratry ny tanan ny loza
fa ny hofatrano amzaw mba aoana aminarew manana trano ampanofaina eo .
izany no lahateny trip ny avy amin ny erlc summit amin ny filazantsara sy ny firazanana fampihavanana . ity ambany ity ny sora tanana avy izany hafatra . androany hariva aho no nangataka mba hiresaka momba ny millennials sy ny fampihavanana ara poko . ary mahatsapa tombontsoa ny hijoro eto sy manompo ao anatin ny ezaka mahagaga ity mankany amin ny firaisan tsaina ao amin ny fiangonana . mitovy amin ny
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
sur aloh f afaka izy rahampitso . na couleur mainty na fotsy le dos mety daholo hoany le sol22 daholo io an
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
25092018 12 30 fifidianana tontosa androany teny amin ny biraon ny ceni nanisana ny fifanaovan tsonia teo amin ny ceni sy ny fanjakana britanika amin ny fandrotsaham bolan izy ireo ao amin ny kitapom bola sacem .
merci beaucoup pour la correction du real madrid hier soir grand merci
mandria am piadanana ralay . bye bye lets dadaaaaa .
miantso ireo mpamily fiara sy ny toeram pisakafoanana ny mpandeha an tongotra mba tsy hibahan dalana
toriteny alahady 11 novambra 2017 miandry ny tompo ny vavolombelona mino mika 7 7 10 raha misy ny zava miseho amin ny .
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
ny tody tsy misy ny atso miverina zao potika ny fananana gandra mandramaty nihevitra ny tany tsy misy fanjakana gandra daholo mianakavy bo tsy hay ny tohiny ha hazo ny vady amanjanaka ny zazakely ndray no mananatra aminy fambilena zavamadomelina
amin ny gv face amin ity zoma ity hiresaka momba ny hoavin ny fihetsiketsehan ny mpianatra miaraka amin ireo mpanoratra avy ao bolgaria rayna st maliciarogue nevena borisova sy ruslan trad ruslantrad ary miaraka amin ny tonian dahatsoratra avy eoropa afovoana sy atsinanana danica radisic nikibgd isika .
ryerson university no kanada ny mpitarika ao amin ny zava baovao asa mifantoka fanabeazana ary ny anjerimanontolo mazava tsara momba ny hetsika . izy io dia miavaka tsara amin ny tanàn dehibe anjerimanontolo mifantoka amin ny zava baovao sy ny fandraharahana . ryerson dia manana asa fitoriana mba hanompo mila fiaraha monina sy ny ela nitsangana fanoloran tena ny anjara ny fiaraha monina .
izahay aty izao dia matahotra satria amoron arabe ny tranonay dia tena no eo amoron dalana dia feon olona foana tsy maraina tsy atoandro tsy hariva fa asa tsy haiko hoe tsy te ahala ve ny olona sa sanatria ve ka enga anie tsy hisy fa raha tsy mahita olona voa ny sasany tsy hipirina any an tranony fa izahay izao mihidy an trano nefa ny rano dia alaina eny amin ny fatsakana nefa ny fatsakana lavitra50m eo angamba sady mbola manakarama vao mahazo dia tena mitsitsy izay kely hanana e
fa ny vorona ve ry daika rhfa ho samborina de sady miorakorka be oe osamborinay nareo aaa fa ts tokony ho jaikona ve le pangalatra eee
mihoatra ny 30 ireo fikambanam behivavy nilahatra ankoatran ireo izay tsy ao anaty fikambanana .
na ametraka azy tsy misy mihaino shhhh lani andro zani
17112018 15 30 voka pifidianana fanambaran ny ceni ny voka pifidianana vonjimaikan ny fifidianana filoham pirenena novambra 2018 anio asabotsy 17 novambra amin ny 6 ora hariva . alefa mivantana ao amin ny televiziona malagasy sy ny radio nasionaly malagasy .
25 ka dia miseho ny zavatra takona ao am pony dia hiankohoka izy ka hivavaka amin andriamanitra sady hilaza fa andriamanitra dia ao aminareo marina tokoa .
c est de gaspillages naninona raha nijery toherana hafa nanorenana io kianja barea io
franchement je vous suis depuis l adolescence tyler toi etc mais je réalise que tu ne milites que pour tes frères musulmans les bourses peut être pareil . raper l amour du prochain l unité le respect c est très noble mais tu ne défend que les tiens ma famille a perdu un frère de 30ans dans des circonstances dignes d un thriller policier je suis bien de familles sont endeuillé de toutes confessions religieuses confondu . certaine que si ton frère salah se cachait juste à côté de ta porte tu trouverai des justifications etc on dirai que ce qui n est pas musulman est haram si tu dois représenter des endeuillé ne distinc pas le halal du haram face à allah nous sommes tous égaux .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
tsy isan andro ve amin ny haino aman jery ny hoe faty olona fanafihana atsy sy aroa ? izany ve no atao hoe milamina ? amin izany mbola lazaina ny hoe tokony hatoky ny mpitondra fanjakana ny vahoaka . aza mifamitaka fa tapitra efa tsy misy intsony ny zavatra atao ifampitokisana hoy izy . porofon izany ny fitsaram bahoaka satria anisan ny tsy atokisan ny vahoaka ny mpitondra amin izao fotoana izao izany .
amin ny alalan ny twitter nangatahana ireo mpankafy mba tsy hamerina izany fanevatevana izany intsony amin ny lalao manaraka andraisan ny el tri anjara
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
i kachikau dia tanàna iray ao amin ny distrikan i chobe any botsoana . ny isam poniny dia 1 356 . ny laharam pokontaniny dia 6 . ny laharam pehintaniny dia 18 166667 ary ny laharan jarahasiny dia 24 466667 .
le joueur devrait être interdit de jouer en pl s il préfère les paris retirer lui sa licence
25 rano mangatsiaka amin ny fanahy reraka ny filazana soa avy any an tany lavitra .
zay ifanjevo areo ah fa zahay aty ambanivohitra tsy mapiasa an reny .
nahoana no miresaka fanandevozana ireo tantara noforonin ny afrikana sy haisiana ?
0 titre à l om 0 titre en france 0 titre à l etranger . ligne de palmarès vierge et certains osent dire que c est une legende en l1 . la blague .
mba azo aseho eto ve n programme n match éliminatoires rehetra azafady
za alo efa fay midividy zavatra ato e ra tsy very vola enw dia zavatra tsy misy dikany no entiny aminao eo
13 dia hataon i jehovah toy izany anie jonatana eny mihoatra noho izany aza fa raha kasain ny raiko kosa ny hanisy ratsy anao dia hambarako aminao izany ka halefako ianao mba handehananao soa aman tsara ary homba anao tahaka ny tamin ny raiko anie jehovah .
and . 85 na dia eo aza ny fepetra voalazan izao lohateny izao dia azon izay andaniny voakasika atao raha misy hamehana ny mangataka amin ny fitsarana momba ny lalàna ifampitondran ny daholobe fepetra fanemorana kanefa izany fangatahana izany dia tsy tokony hisy fitsoaham pahana amin ny paika fanelanelanana .
kitonotono io f ts kiendiendy zan . diso enao
niezaka nanafina ny hadalàn i rajoy omaly tao amin ny onda cero ny ankamaroan ny vaovao espaniola nefa manana aterineto izahay !
tamin ny jolay nihena ho enimbolana ny didy mihatra amin ny mahinour ary nisy vaovao tsara hafa ihany koa nanaraka androany rehetra nanipy ny raharaha ny tao amin ny fampanoavana .
ka mivorivory pour rien ony d aleony mak aina any atann
mr . president please la nouvelle que tout le monde attend les frontières aériennes ont été ouvertes on s en réjouira