text
stringlengths
1
17.8k
na ividianana lasop eny am eppp
non c'est impossible la capitale est couvert anti - aérienne patriot
fosa junior fc , alefa aaah
oui
tsotra kel , tsy miala eo ambody guitar fotsn de vita
namontana in droa : vao maraina ary hariva samy 2h mahery avy . loza zany .
7 - 12h ihany ve rahampitso .
andraaon ko . any mb mora
ka izy tsy nianatra anie e . nefa lasa filoham - pirenen a .
ary ery anjanahary sode mis tany keli afaka anaovana trano hivarotana eo akaiki eo .
tsa mis rah lek ty bain , f d andro ro mangatsik
eke efa aty anaii fa aleo wav eo izy
mankasitraka sy mirary ahazo ny meva aby anaro jiaby miaraka président ntsika mivady . bonne ambiance sy grand bravo .
ye ko efavita le cours ko
ts rats kous kou
atao ts mivalana hi mp
je trouve plus le mots vu que je suis très fan de se chanteur là douleurs intenses que dieu le protége toutes mes sincères condoléances à la familles fadalovana haboni tani ti fakatihava ra bola vélona fa ni lasa efa tsi mi vérina courage a la famille repose en paix
nao ts mahandr ko
tokoa e
inona ary ny vaha olana arosonao e , efa fantatra daholo nge zany rehetra zany e . action no ilaina zao fa tsy resaka be ambony latabatra intsony . urgent mijaly ny vahoaka .
coffin meme
tery tratra dia muasa saina
ia loa vo ts nande ten tolakandro fa ra we nkoz lery d zay moa zn ko
sad tsar zay itako zay
misaotr président
efa nanao velirano ianao , nilaza fa mahavita dia asehoy izany , misy antony matoa nisisika ny ho filoha ianao , ary aoka izay ny kabary sy ny fisehosehona ivelany , miandry ny fandriampahalem ana izahay satry promesse nao io , aoka ny façade ajanona fa tsy mitondra afatsy sary
vao nitaraina tle mampianatra aza le ankizy de we nentina csb kou , de iny résultat iny no nitoriana , avy eo hoe tsaboina ara batana s'y saina , de le izy mianaka voapanga kou toa niaro tena tam fitsarana we ny sipa y no nidivierge le ankizy ou zao ndr1 de we efa lasa vierge . lol . markriko mintsy le manabadra2 olo ty eh .
fa manin
mahafinaritra foana ny fihaonana amin'ny mpanakanto maro , isan'ny tombony amin'ny asa fanentanana izany back stage .
misahirana koa le mpivarotra amin'alina
misaotra anao indrindra amin'ny global finance sy ireo mpikambana ireo aho nanome ahy ity fampindramam - bo la an - tserasera ity izay mahatonga ahy ho olona dinihina . raha liana dia mifandraisa amin'izy ireo . facebook : m . me jeanmichelpout whatsapp : 33 7 57 75 24 82
salama tompoko , 16 . 750 ny vidiny ilay g5 125 injection par 12
nga tsy am 7 eto
mba tiako ho ita izy ireo fa mapi - te hampy be amzay mba vitako sy izay azoko atao . mahereza eee . andriamanit ra koa tsy hijery fotsiny zan
le week - end dernier à lyon . public de folie . les dates du mouhammad alix tour : 27 . 10 . 16 nancy ( 54 ) autre canal 28 . 10 . 16 strasbourg ( 67 ) laiterie
araho koa izy any amin'ny fanadinana ho ataony manaraka raha mety
le mpisintona lakolosy sy mpisolelaka koa aloha d tena ts azoko mintsy e .
amen , vonjeo izahay
loi 95 - 017 portant code du tourisme sy décret n°2001 - 027 ( à vérifier raha mbola en vigueur )
otran adala
soa fianatra e . misaotra
fa aon e
mokamoka pr
amen
kopakopa tanana ho anareo ekipa ny miara manonja ho tahin'andriaman itra anareo tokoko oooo àvy aty le puy en velay
du mofo manioc svp .
wrc 5 kay ve fa tsy 6
ho tahiany jesosy hahavita zay iriana e
nomena ivoarimanana le bol volley kely
ho tafian'ny tompo hery sy tanjaka ary fahasalamana hatrany anie ianareo mivady mr le président
ary mambotr
la peur change de camp . et pour expliquer ce revirement un certain gouvernement appelle cela du terrorisme . une agression de leur territoire souverain . do nc ce que fait un certain pays en essayant d annexer un territoire ou à essayer de faire plier un autre pays en bombardant des civils . des immeubles . c est quoi déjà . le pays qui attaque s'offusque à ce que son territoire soit touché et se sent agressé . le monde à l envers .
.
cicia rasoamiaramanan a isaky mietsena
andriamanantena angelin
ela vendrana k manina ela ra mandefa d vita
ny lalàna tsy natao ho an'olona égoiste
hahahaha me qui par exemple
alefa ky murhiel a , zay mitehaka foana eeeee
tena marina , betsaka no tsy mikaroka zay azo atao fa mipetraka fotsin d miandry eo fotsiny , d zay mba asa proposenao azy tsy mety aminy daholo , hafa le oe mitady fa tsy mahita a , fa misy ny efa zatra milibaliba ftsny d kamo iasa
aza miteny intsony wa nareo fa mamenatrolona efa 8 mbola
eeee
ny filoha no tompon'ny teny farany amin'izany , dia hoe ny heloka ibaboana mody rariny ve
tompon’ny fiara efa mpanakarena mbola mangarona ny paosy ny vahoaka ihany toa ny mpitondra ihany
oanin dol za trattan
hitako zareo maha nn refa manao rs film reny
ten ts mazak ka
encore une preuve que ce club n'est qu'un club de avec des starlettes plutôt que de vrais joueurs de foot .
ataovy soa
marobe ny kamo … anisany ve ianao . 1 - raha ny filokana sy ny trano filokana no antenainao hanova ny fiainanao dia kamo ianao izay ary mamelona ilay toerana filokana izy kely anananao . tokony ho fialam - boly fotsiny ihany ny lalao sy ny loka fa tsy antenaina hampanankarena . sa tsy izany . 2 - raha tsy an‘asa anefa ianao na tsy ampy fidiram - bola dia tokony ho ny fiketrehana sy fanandramana fidiram - bola fanampiny no handaninao ny fotoana fa tsy lalao sy loka fotsiny . sa ahoana hoy ianao . 3 - raha mihamafy ny fiainana nefa ny karamanao tsy misondrotra… dia mila manampy fidiram - bola maika ianao na tianao na tsy tianao , na mahita ianao na zay mahita . - nahoana ny hafa toa anao no tafavoaka . satria ve izy tsy kamo . 4 - mihasarotra ny fiainana dia ny vavaka fotsiny no ampitomboinao fa tsy ny fidiram - bola . sao dia mba kamo koa ianao . sao miandry fahagagana toy ilay mandeha trano filokana etsy 1 . 5 - raha tele fotsiny na fb no handanianao ny fotoanao dia kamo ny sainao . aza mba atao anaty cv izany fa mahamenatra . aoka ny fialambolinao zo zavatra hampitombo ny fahaizana sy herim - batana ( actif ianao fa tsy passif ) . azonao . 6 - ianao ve mpanao le hoe mba manomeza kely - mba mametraha kely sao dia kamo mangataka mazoto ianao . hampivoatra anao ve izany . hilaza indray ianao hoe ka izahay tsy manana . dia tsarovy fa izay manana finiavana dia mbola homena be fa ny tsy manana finiavana , ny kely alana aminy aza mbola hoesorina aminy . sao ny hakamonao ary no mampahantra anao . „ny atody raha ny avy any ivelany no namaky azy dia maty izy“ ny sainao passif sy receptif mijery tele sy fb sy mihaino toriteny fotsiny io : mpandray fotsiny… sady manome ny vola sy fotoananao ho azy . „raha ny hery avy ao anatiny kosa no mamaky ny atody dia ho velona izy hahazo sina ka lasa manidina“ ianao tsy mitsahatra mamadika izay hevitra renao sy azonao ho fidiram - bola . farany : mety tsy kamo ianao fa ny manodidina anao no kamolahy sy kamovavy mitarika anao ho kamo . koa : sahia miavaka tsara . ho anao aloha ity fa aza maika hizara fotsiny . raha namaky ity ianao ka tsy manova ninononona… sao dia kamo koa ianao . hasina bandy mandamina
mbola madinika io d mbl ts d tsara
merci
tohano hatrany ny freedom , fa mahavita azy .
toi aussi mon amour
quant cette nouvelle mais parvenue je me suit rappeler des efforts fournir par l'action humanitaire dans le passé . force a ses familles déplorer courage a toi kery james pour tous se que tu fait pour ton pays et a vane diésel
polisim - pirenen a malagasy et pnp anti - cybercrime group , efa iu n numéro anle bus , complicité am receveur iu . merci .
amfir .
jourd ramahatoky tadidiko
tsis tranquilité ko
amen .
fa inona kia no nataon io tany
na karmany gardien magro tsy voaloha sy jirama magro tapaka ahia ahitanao k vola andoavana karamany secren , aza mampiesona
ynona mo no iraraiko anze nanao anlah any fa rehefa masosop . de ataoko maneman
k iz ts manaiki ko mataotr iz sod ts andeh nenaz ngamb
yes d mba ataovy misesy izy 4 real ah
mathieu rabearison aza ambelano tataka vavany mama io
reo zao met anao fety b androany
tena mety
depense aty 50 farafakelini isanandro
andy rasamimanana courage bé
nanandrana appel a
fa so ndry mieritreritra oe any ambanivohitra de tsy mahay manao facebook efa mivotra ny tontolo ambanivohitra , f a tairina ko ny conscience tsirairay mba ho sarotiny amin arena misy eo aminy ary ho mailo de samy mandray ny andraikitra tandrify azy ny tsirairay . fa azo eritreretina ko oe so le maniraka mapandoro no tina teneninana asa . ka rehefa amin ny fotoana otran zao cible daholo ny rehetra
follower clé nathalie aoemba
étonnant d'ha c'est dans l autre sens de circulation .
ilaina ny fitaovana toy izao saingy hoe tena izay tokoa va no ampiasaina azy . raha misy ny fitaterana marary haingana sy mila vonjy , mbola ampandoavina vola tsy toko tsy forohana ihany ny olona nefa dia volam . bahoaka no ividianana itony . ny fianakavian'ny mpitondra sy ny manam . pahefana no misitraka fa ny vahoaka mbola tena hoe atao aknilabao .
za ato examen paumée be
mission berlin
ôtrany nanapotehany an'ny secren fôna no anaovany an'i gasikara , ary izany no antony nametrahana azy eo nohony fahaizany mangalatra , aiza nanaovandry zalahy magie magie mihitsy ilay volamena tao anaty coffre , nivadika vy ny sasany ary ilany nanjavona tampoka tao ,
nen'la no be indrindra .
ye d tonga d msavasava be