text
stringlengths
1
17.8k
misaotra betsaka anao président , zavadehibe eo amin'ny famokarana ny fandriampahalem ana . hitahy anao ny tompo amin'izay rehetra ataonao .
lalaina raheliarisoa roger galois mifona e
zah koa
niony a réagi ❤ à votre message
7 . 06 – ny fiainana ao amin ' ny kristy
talo tena oe teny am bord aza no natory
promesse lany daty io aaa
mila fanohanana avy amin ' ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena , maimaim - poana , ary hahazaka miasa maharitra !
mpamaritra amin ' ny teny biselamara
milamina kosa zany fa mba mangataka fotsiny rehefa voaray ny taptap send de mba mandeha merci
cheikh abdallah karima abdouroihamane legoulame rahmat abdallah laïnia daniel mndh laïna daniel mndh m'chindra gnrl junior lissane charaf eddine aicha faïna ahamed ranga sedra abderemane
ndrii fandaharana nanamarika n'y fahazazana hbd enao
f amvin n exam .
mahabibo kely mo tsy anatiny .
anisan ' ny novoizina teny moa ny fihaonana an - databatra boribory ho an ' ireo tompon ' ny orinasan - tserasera sy ireo mpanao gazety , ary ny tsy fahampian ' ny fitaovana ho entina manantanteraka ny asa an - gazety .
enjana ko lesy izany
zao zao ts maitsi hiara vola ao atanana ndrai f kobni dafotsy oe nandrai vola
merci bcp bcp canal madagascar
tamin ' ny september 2015 , nosembantsembanin ' ny polisy kaominaly tao belgrady ireo mpanao gazety miasa ho an ' ilay tranonkala mpanamarina ny tena zavamisy istinomer ( truth - o - meter ) ary tamin ' ny oktobra 2015 dia ireo mpanangona vaovao avy amin ' ny tambajotra fitaterana ny heloka bevava sy ny kolikoly ( krik ) . sivifolo andro taorian ' izay , niditra an - tsehatra ny mpanelanelana , nitaky ny hanoloana ny lehiben ' ilay andiany mpampihatra lalàna miteraka resabe . volana roa taorian ' izay , neken ' ny governemantan ' ny tanàna ny vontoatin ' ilay fangatahana , niaikeny heloka tamin ' ny fanitsakitsahana ireo fepetra ka nampiasàna hery tafahoatra tsy ara - dalàna , saingy tsy nisy vokany tamin ' ilay lehiben ' ny polisy izany .
hijery ny tantara
def iny kia
mis bwiz zai ani am ville hoe d ef zai n echap
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution - sharealike ; mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram - pampiasana ho an ' ny antsipirihany .
hijery ny tantara
mandeha canal plus vé réal tv io
febroary 2011 130 lahatsoratra
23 ary mosesy niteny tamin ' ny zanak ' isiraely , dia navoakany teny ivelan ' ny toby ilay nanozona ka notorahany vato . ary ny zanak ' isiraely dia nanao araka izay efa nandidian ' i jehovah an ' i mosesy .
israely : fisoloana vava ny fampinonoana imasom - bahoaka
tamin ' ny 17 novambra , taorian ' ny fandrenesana ny fitsapana tao novoye devyatkino , dia nanomboka nandefa fitarainana tao amin ' ny pejy habaky ny orinasan ' ny herinaratra ao an - toerana ireo mponina sasany tao amin ' ny faritra , nampiakatra sary misy ny faktioran - dry zareo ary nanao boribory tamin ' ny penina mena ny vola nalòa 200 robla ( eo amin ' ny 4 dolara eo ho eo ) amin ' ny asam - panadiovana amin ' ny alalan ' ny tatatra . ahitana rohy momba ireo fitarainana ireo ny habak’ ireo mpitandro ny tontolo iainana amin ' izao fotoana izao , habaka izay nisiana fahatapahana vonjimaika izay nanondroan ' izy ireo ny asan ' ny piraty ho niteraka izany toe - javatra izany .
iee . fa zay moins de 12
ary nankaiza sahady n'y v8 n'y milliardaire le . .
hoy ny tompo ao amin’ny jaona 3 : 3 « lazaiko aminao marina dia marina tokoa : raha tsy ateraka indray ny olona , dia tsy mahazo mahita ny fanjakan ' andriamanitra . » tsy maintsy mandalo fahateraham - baovao ny olona tsirairay avy vao afaka miteny hoe zanak’andriamanitra . ny fahateraham - baovao no manaisotra ny maha - nofo ota antsika ary ahafahantsika mivelona amin’ny fiainana tsy hain’izao tontolo izao . io ilay voalaza tery ambony hoe “tsy nateraky ny ra , na ny sitrapon ' ny nofo , na ny sitrapon ' ny olona , fa naterak ' andriamanitra”
fanafodiko
libanona : tsy nahomby ny alin ' ny tsy fifohana sigara
araka ny vaovao navoakan ' ny fast slon , tafavoaka tamin ' ny “coma” nahazo azy i schumacher amin ' ny fotoana idiran ' ny ekipan ' i alemaina amin ' ny fiadiana ny tompon - daka manerantany 2014 .
izao ihany isika aleo izao satria raha tsy izao isika dia tsy manana ny maha izy azy ( y )
nahazo aingam - panahy tamin ' ny fomba nentim - paharazana , mirona amin ' ny fomba fitsaboana natoraly ny taovam - pananahany ireo vehivavy any amerika latina
nareo kou de misahirana manenjika omby
ny tiako tenen hoe izay vitanle budget no atao
mandehana oa dokotera
anay ab akotrandra datita
miankina fomba fahaizany debutan mandray ihany kosa lo le izy eh . misy zareo mora mandray dia vetivety io dia mandeha . sady amizao efa bdb ny aplication ahaizany mi reglé guitare sns donc tsy olana io
ouvre les frontières , écoute la détresse de ton peuple , depuis que tu as décidé de tout fermer , qu’est ce qui a changé dans le pays . pendant que toi tu souris sur toutes tes photos , il y en a qui pleure car depuis mars 2020 ils n’ont jamais revu leurs familles . as tu déjà ressenti un manque de l’être cher . se sentir vide . connais tu la famine .
alefa félix , anisan'ny nahavita be izy an - taonany maro , manana ny orinasa manana azy .
tena marina izany
mba miteny vidina rasoir ve kia nf n zipo . ary miofakofaka otrin in , mbola . anaovana . ihany , samy vehivavy ihan ve d faly fahavoazany sasany
rip
mpanao gazety tsy misy sisintany : ahoana no hiarovany ny bilaogera .
tsy asina fiarahana mikaly eny longo tamaga ve zany ry elysée georges rolland rakotonirina sy remi fidele rakotoarisoa .
3 fa izao no sitrapon ' andriamanitra , dia ny hanamasinana anareo , hifadianareo ny fijangajangana ,
mila manao fikarohana kely angamba raha tsy voasoratra ao amin ' ny lahatsoratra ilay izy . efa karazana .
oxygenos tsara , fa misokatra bootloader dia midika hoe afaka manova izany ho an ' ny hafa dikan - android raha te . sary : samuel gibbs ho an ' ny guardian
eo amin ' i
za taraiki fon mats za tam heritaon ts matratra cours in fon fa efa mrava n ankiz
hello . ilay kms pico nomen francis iny koa moa afaka i activer'na office .
tann faya efa tanterak dôl ren ngmb
d aona ozy n tsein .
f nga tsis durée ilaivana az le .
iabiaby avy amin ' ny dikantenin ' i «tout» teo amin ' i wikibolana frantsay .
famandrihana maimaim - poana
d akor
fa misy ina oe any
11 ny rano miala eo amin ' ny kamory , ary ny ony mihena ka ritra ,
zao kosa tong d miaraka daoly fa ts isy iteny eo oe za ts atory
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ' ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna , vetaveta , mamely olona manokana .
tsy mahasalama loatra ny aretina amin ' ny fitsaboana .
jonatan machardy sur les festivités pour le titre de l'om en 1993 : c'est magnifique , mais quand on prend du recul c'est un peu triste pour le plus grand club français de ne pas avoir eu d'autres très grands moments à célébrer depuis 30 ans .
salama daholo ny groupe mba mila torohevitra azfd manana mpanofa trano izahay t , tsy nahavoa loyer 5mois zareo dia inona avy ny tokony atao fa zareo sady tsy mety mandoha vola no tsy mety miala marihina fa tsisy contract tamin izy niditra nanofa tao misaotra an tsika rehetra
ts marar v ref mpetrak .
kkkkkkkk ratsy ratsy min
sitraponao . ary raha nampahorin ' i saray hagara , dia nandositra ny tavany izy .
aia koa mis rah meti amzao
nampihomehy ny masedoniana ny fitavozavozan ' ny filohany taminà resadresaka
cucu
ötrren no tokn atöny ref ligue de champion , amzay ref mdona anglis na allemand d afk föna .
mieritreritra i olga fa ny asa lehibe indrindra amin ' ilay tetikasa dia ny manao izay hampieritreritra ny fiarahamonina mikasika ireo olona tratry ny vihsida . manoratra izy hoe :
mpanao gazety tsy misy sisintany : ahoana no hiarovany ny bilaogera .
deb's ratovo a quitté le groupe .
tena izao mihitsy na i dada ary no miteny dia hoe ataovy tsara fa ho bedin'i neny eo
salama tompoko . izy no claudien , zazalahy 3 taona avy any ambanivohitr'i maroantsetra . voan'ny cancer de la rétine na retinoblastome izy . sahirana ny ray aman - dreniny ary efa tena efa lany vola tanteraka . milaplus chimiothérapie 5 izy ary efa vita ny anankiroa noho ny fifanampiana izay natao . efa nisy fiovana sahady koa ilay fivontosana teo amin'ny masony taorian'izay . mbola misy 3 sisa aorinan'izao izay mitentina 265 000ar ny iray . avy any alavitra be koa ry zareo ka na ny sakafo hohanina ary efa manahirana na ho an'ny zaza na ho an'ny mpitondra anazy . noho izany dia izany dia mangataka fanampiana ho an'izay afaka manome an'ireto : vola anohizana ny fitsaboana akanjo an - jaza lahy 3 taona vary kilalao sy sakafon - jaza lahy kely ao am hjra service oncologie pédiatrique porte 110 no misy anzareo hoan'izay afaka mijery azy mivantana . na miantso azy raha sendra efa nivoaka miandry ny chimio manaraka izy . mvola 0340143475 ( yanne ) , fianakaviana manampy azy eto mvola 0342730839 lahedy , dadan'i claudien .
10 sy tahaka ny hatramin ' ny andro nanendreko mpitsara ho mpifehy ny isiraely oloko . ary haetriko avokoa ny fahavalonao rehetra . ary ambarako aminao koa fa jehovah hanome taranaka anao . heb . hanao trano ho anao
bravo ky an tongava avo indrindra
nahazo fanampiana avy amin ' ny fikambanana tsy miankina ireo roma ireo teo anelanelan ' izany . nanome fitaovana mitentina eo amin ' ny 4500 dolara eo ny orina mpanasoa open society – macedonia ( fosm ) .
mombamomba ny wikipedia
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in - droa ny hevitra .
mankasitraka ny vao2 mbs tv
hita tao amin ' ny
kely monja sisa dia saika niafara tamin’ny fitsaram - bahoaka ny raharaha . ny olona rahateo efa sorena tamin’ny fisian’ny fahafatesana nisesisesy tao an - toerana , vokatry ny loza an - dranomasina tao anatin’ny andro vitsivitsy nifanesy , hany ka nandrangitra avy hatrany ny fihetsik’ilay teratany vahiny . toy izao ny zava - nitranga , nalainy ny “seau” fasiana rano ary nanaovany maloto . teo mbola tsy nampaninona…
tanàna ao amin ' ny faritr ' i rhône - alpes
merci beaucoup président vivent madagascar
ireo mpiaro ny zon ' olombelona toy ny reporters without borders ( ireo mpitati - baovao tsy voafetran - tsisintany ) dia naneho ny fanohanany , teo koa ireo mafàna fo amin ' ny sehatry ny niomerika any frantsa toy ny la quadrature du net .
minazekri : azon ' atoa obama ny lokan ' i nobel fandriampahalemana noho ny nampitomboany ny isan ' ny miaramila hiady any afghanistan .
araka ny voalazan ' ny tranombokin ' ny kaongresy , tsy misy fameperana fantatra momba io rakitahiry io , ary omena alàlana ny fampiasàna azy “ara - drariny “ .
nikambana tamin ' ny finoana sy ny fanandraman ' ireo mpianatra galileanina izay niaraka tamin ' i jesôsy ho fitoriana ny filazantsara ny tanjaka mivaivay sy ny hery ara - tsaina nananan ' ny raby anankiray tao jerosalema . teraka tao amin ' ny tanàna jentilisa iray izy , ary mizaka ny zom - pirenena romanina ; jiosy izy , tsy noho ny firazanana ihany , fa noho ny fanabeazana azony nandritra ny androm - piainany , sy ny fitiavany ny tanindrazany , ary ny finoana ara - pivavahana hazoniny . nobeazin ' ny raby nalaza indrindra tany jerosalema izy , ary nampianarina ny lalàna sy ny lovantsofin ' ny razambeny , niombona tamin ' ny rehareha sy ny hevitra mibahana nananan ' ny fireneny izy . tsy iza izany fa , i saoly avy any tarsosy . mbola tanora izy dia efa lasa mambran ' ny sinedriona nohajaina . noraisiny toy ny lehilahy manana hoavy tsara izy , mpiaro mafana fo ny finoana fahiny .
eny kie a
nitsena hatezerana avy amin ' ireo maleziana tsotra ireo teny feno hebohebo nataony tao amin ' ny twitter :
• 6 may 2016 : neken ' ny fandrindràna ny tontolon ' ny aterineto ireo habantranonkala enina fehezin ' ny fanjakana , isan ' izany ny fanomezan - dàlana ny renminwang sy ny xinhua net mba hitantana fantsna fampitambaovao any amin ' ny faritany . nataon ' ny rafitra mpanome fahazoandàlana ao an - toerana ho tsy ara - dalàna ireo fantsona hafa mpampita vaovao izay tantanin ' ireo vavahadin - tserasera hafa . ireto ireo tranonkala enina nahazo alàlana : renminwang , xinhua , china radio international , china daily , guangmingwang ary ny onjampeom - pirenena shinoa .
joyeux anniversaire
hita tao amin ' ny
tantaram - piainana tsara fiafara ihany ny fiainako !