text
stringlengths 1
17.8k
|
---|
mamindra fo aminy jesosy ô |
26 ary ny lohan ' ny firenena taranak ' isakara dia paltiela , zanak ' i azana ; |
merci nao ragnandria député , tsy mahasolo aomby gne vatan’olo tsy manatsigny iankin gne viavy amindaja 23 , na ia mizaka , lalana aroa , lalana atsia |
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ' ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna , vetaveta , mamely olona manokana . |
bonne nouvelle . 2 na 3 isan andro no miditra , ary betsaka no mivoaka . la situation sanitaire semble s ameliorer . dieu merci |
tombom - bovoka ho an ' ny lehilahy |
nareo kiee ahh |
mpiara - miasa |
il y a du boulot |
efa any ve ndri |
ny kompas no loharanom - baovao azo antoka indrindra ao indonezia , tokony ho lavin ' izy ireo ny fametrahana ny “tabloid” ( vaovao manaitaitra izay saiky fandikana ny lalam - piaraha - monina ny ankamaroany ) ho toy ny lohatenim - baovao . mbola maro mantsy ireo olona no tsy afaka mieritreritra mihoatra ny zavatra noresahana azy ireo ary ( misy koa izy ireo no ) tonga dia manaiky ny zava - drehetra… |
fambolena |
hatreto mantsy , tsy mbola namaly ny taratasin’ny antenimierandoholona ny teo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana , raha tsy hoe : hanohy ny fanosihosena lalàna izay efa fanaony sy mampalaza azy indray ity fitondrana ity , toy ny tsy niraharahiany ny andininy faha - 54 tamin’ny fanendrena praiminisitra , ny nisavana ny tranon’i senatera lylison nefa aza ny didy fampisamborana azy aty amin’ny volana septambra 2016 , enim - bolana taorian’ny antso nataony vao navoakan’ny fitsarana . |
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in - droa ny hevitra . |
17 fa ny fahorianay maivana , izay vetivety foana , dia mainka miasa fatratra indrindra ka mahatanteraka voninahitra mavesatra maharitra mandrakariva ho anay , |
efa maty efa ela i rota sy boaza , vao teraka i davida . fantatrao angamba ny maman’i boaza , izany hoe ny beben’ny dadaben’i davida . nipetraka tao jeriko izy , ary nanampy mpitsikilo israelita roa . tsy maty izy sy ny fianakaviany rehefa noravana ny mandan’i jeriko . nisy tady mena midorehitra mantsy nafatony teo am - baravarankeliny . fantatrao ve ny anarany ? . rahaba . lasa mpanompon’i jehovah izy , ary tokony ho be herim - po toa azy ny kristianina . —josoa 2 : 1 - 21 ; 6 : 22 - 25 ; hebreo 11 : 30 , 31 . |
ho aiza mo aona ko . za am herin'andro miakatra any . manao defilé zay |
matetika ny reny no mahazo ny garde ho an ' ny zaza latsaky ny 6 taona , afa - tsy raha heverina fa mety mifanohitra tombon - tsoan ' ny zaza . raha tsy afaka mifanaraka ianareo , dia tsy maintsy miditra fitsarana . |
3 . 40 ora hariva tany kairo : nafindra toerana tany amin ' ny biraon ' ny polisy tao duqi i alaa , manal ary jamal . voatery niseho tany amin ' ny biraon ' ny polisy ireo bilaogera sy mpikatroka . |
razeno indray nanampy fa notaterina sy nohadihadian ' ny zanan ny endrika samihafa amin ' ny sata sy ny andraikitry ny vehivavy eo amin ' ny fiarahamonina iraniana ka nalaza teo amin ' ny lehilahy sy ny vehivavy . |
f inn le poste . |
20 izany teny izany no nolazain ' i jesosy teo akaikin ' ny fandatsahan - drakitra , raha nampianatra teo an - kianjan ' ny tempoly izy ; ary tsy nisy olona nisambotra azy , satria tsy mbola tonga ny fotoany . |
bonsoir , est - ce qu'on passe directement à l'entretien demain . |
ar befta otrn efa anaty liste an ndraiii aa |
handao hiverina any madagasikara , izay hoatry ny nijanona tsy niodina ny fotoana . mbola miasa ao an - tanàna i daewoo logistics , miafina ao ambadiky ny anarana hafa ( 1 ) . ilay tolotra tany nandamoka teo aloha dia miverina manaloka ny zotra - pifidianana ankehitriny noho ireo mpanao politika nilaza ho nanohana na nanohitra ilay fifanekena , folo taona lasa izay , miverina mifaninana indray amin’ny firotsahana ho filoham - pirenena . amin’izao fotoana izao dia misy ny vondron’ny mponina malagasy maneho herim - po sy mitolona manohitra tetikasa fangoronan - tany hafa maro , amin’ny velaran - tany kely kokoa noho ilay goavana be tao amin’ny andrana nataon’i daewoo . samy manantena fa tsy hiverina indray ny tantara ary manantena fa ny fitondra - panjakàna vaovao dia hanohitra izay fakam - panahy rehetra hanome ny loharano - karen’ny firenena ho an’ny tombotsoan’olom - |
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity |
argentine deja plus q'avantager contre les pays bas . et la debut de match dominer par les croates alors pour les aider on leur donne un penalty tres genereux . bref messi a deja negocier son contrat . |
ity ny fintina ny kabarin'atoa filoham - pirenena teo : miditra indray amin'ny hamehana ara - pahasalamana mandritra ny 15 andro ny eto amin'ny tanin'ny repoblikan'i madagasikara manomboka androany . tsy mbola misy fihibohana ireto ny fepetra mihatra avy hatrany manomboka rahampitso . fianarana : mikatona mandritra ny 15 andro ireo sekoly rehetra sy ny anjerimanontolo . mikatona tanteraka ny faritra analamanga , atsinanana , sava , boeny , nosy be mihatra ny couvre feu amin'ireo faritra vaotonona etsy ambony , 9ora alina hatramin'ny 4ora maraina . misokatra andro aman'alina ( 2424h ) ny farmasia rehetra . omena alalana ny farmasia hivarotra ireo fanafody voafaritra ao anaty protocole de traitement . maimaim - poana ny fitsaboana ny olona mitondra ny tsimok'aretina covid - 19 . ireo csb ii rehetra no mandray ny forme légère , ny ctc 19 kosa no mandray ireo forme modérée , ny hopitaly lehibe no mandray ireo forme grave . hosokafana ny alarobia ho avy izao ny ctc 19 ao amin'ny lycée technique alarobia . resaka oxygène : nampiana 800 ny isan'ny bouteille d'oxygène haparitaka eny amin'ny hopitaly lehibe . momba ny vaksiny : vaksiny roa no mahafeno ny fepetra hiadivana amin'ny covid 19 , ary amin'ny hiditra programa covax isika . mitohy aloha ny asa andavan'andro ho an'ny rehetra . mbola afaka misokatra ny toeram - pisakafoanana , ny bar , ny toeram - pandihizana , ny karaoke dia mikatona avokoa . mikasika ny fandevenana : ho an'ireo lavon'ny covid 19 dia tanterahina ny androtr'iny ihany ny fandevenana , ka olona 10 ihany no mahazo manatrika . mikatona ny zotra nasionaly mivoaka amin'ny faritra voalaza etsy ambony . omena alalàna hody kosa ireo olona mbola tavela any amin'ny faritra . tsy mbola azo atao ny mampiasa ny seza volamena any anaty taxi - be . mbola mikatona ny sidina avy any ivelany mankao nosy be . voarara ny fidiran'ny sambo mpitatitra olona , na sambo lehibe hapetraka amin'ny andraikitry ny mpitondra fivavahana ny fanarahana ireo fepetra ara - pahasalamana . ferana tsy mihoatra ny 100 ny olona any amin'ny toeram - pivavahana . voasazy hanao asa iombonana izay rehetra tratra tsy manaja ireo fepetra fototra . tsy asiana mpijery , ary tsy maintsy atao an - kalamanjana ny fifaninanana ara - panatanjahatena . source : anyahofficiel |
zay ko aloha mety fa sod manahirana , anarana'iza ny reservztio6 |
lahady oe mande izy |
sao d mba dinozôro ary iny bandy iny fa ts voay . |
tamin ' ny vato efatra ka manohitra ny iray , namoaka didy ny fitsarana fa ny lalànan ' ny fizakana ( brevet ) dia mamela ilalana ny zo haka tahaka am - panesoana sy ny zo tsy hanaja fatratra sy ho afa - miala voly . |
… ity no fizarana voalohany amin ' ny rakibolan - dresaka ainu avy amin ' i shigeru kayano . zatra ny kolontsaina ainu tanteraka aho taloha ary nividy ity boky ity . na dia halako aza ny lalao an - dahatsary karazana mpiady an - dalambe , tsy maintsy nianatra ny anaran ' ireo mpilalao fototra ainu ao amin ' ny lalao samurai shodown avy amin ' ny snk aho . |
nisitraka ireo anjara fanampiana avy amin’ny fitondram - panjakana ihany koa androany ireo mponina teto marolambo sy ny kaomina sahakevo . vokatry ny fiaraha - miasa amin’ireo mpiara - miombon’antoka amintsika toy ny plusworld food programme sy ny un madagascar dia notaterina tamin'ny alalan'ny angidimby gros porteur ireo vatsy tsinjo avy amin'ny fitondram - panjakana sy ireo fitaovana samihafa ilain’ny vahoaka hanarenana ny tanana . tsy hionona amin’ny fanarenana noho ny rivodoza fotsiny ihany koa isika fa ho amboarina ny lalana mba tsy hampitoka - monina intsony an’ity distrikan’i marolambo ity . |
mpanao gazety iraniana - amerikana hooman majd namehy tamin - kanihany ny fijery repoblikana ratsy amin ' i iran : |
un homme doit bien prendre soin de sa femme jamais trompé sa femme bien respecté sa femme et bien occupée connais la valeur pour les deux côté une femme c'est pas une roue secours ni un instrument de musique beaucoup respect |
mbl mitov ps3 rah l talouh f ts aiko rah manao maj zareo d met hitov le ps4 ian |
mametraka ny dian - tànany manokana amin ' ity fomba fanao ity ry zareo ao karaiba . ny jamaican blogs manamarika hoe “ampahany goavana amin ' ny kolontsaina jamaikàna ny mofomamy mafanan ' ny hazofijaliana , tahàka ireo sakafo marobe hafa misolo tena azy , toy ny trondro masira sy ny ‘ackee‘” : |
a réagi |
aorian’io dia hiatrika ny lalao miverina indray ireo klioba efatra natambatra ao anatin’ny vondrona tokana . ny isa azo amin’ireo lalao mandroso sy miverina ireo no atambatra ka hahafahana mamaritra izay hisolo tena ny faritra fahafito amin’ny fifaninanana kaontinantaly na ny “afroligue” amin’ny taona ho avy . |
d manin ts minana rf ariva . |
prix panier |
sur miintsy |
i3sach . quel système peut retrouver la signification du c . . |
isam - ponina 1 141 mponina |
droid splitter ( fanambarana fichier ) apk : guitar songs part1 : part2 : maj : itendry apk : pro guitar tunner apk : da tunner lite ( maivana ) apk : glita malagasy apk : tonebridge ( effet mila carte son sy phone misy otg ) apk : amplitube part1 : part2 : pro guitare tunner apk : |
hbd |
nirongatra be ihany koa ny vonoan’olona sy ny fakana an - keriny nandritra ny fitondran - drajao . miaiky izany ny rehetra ary niara - niaina izany ny malagasy na an - drenivohitra na ambanivohitra . mandry an - driran’antsy ny rehetra . tsy hita hianteherana ny fanjakana . na ireo mpitandro filaminana aza , tsy hita ho namana . |
14 ka dia tsy nahajanona hanao fanompoam - pivavahana ny mpisorona noho ny rahona ; fa feno ny voninahitr ' i jehovah ny tranon ' andriamanitra . |
ng ah tapak jiro ts mamal iz |
ilay mpitoraka blaogy hannoumita dia mampitaha ilay foibe nolazaina amin’ny tontolon ' ny olom - baovao , plexe - n ' ny fialamboly vaovao momba ny lohahevitra kolontsaina pop japone , ary ny tahirim - bakoky ny firenena ho an ' ’ny tantara an - tsary foronina musée de la bande dessinée ) ( comic strip museum ) any angoulême . |
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny |
hita tao amin ' ny |
ny fangatahana ireo manam - pahaizana momba ny fiarovana cyber amin ' ny 2018 |
mba asio demokratitsa koa moa moa moa |
15 ary mitandrema tsara , fandrao hisy hiala amin ' ny fahasoavan ' andriamanitra ; fandrao hisy faka mangidy mitsimoka hampikorontana , ka ho voaloto ny maro ; |
bravo tjrs un plaisir d entendre ta voix et surtout tes proses . |
namafisin ' ny mpandraharaha ara - tsosialy sir nigel ( sirnige ) ny maha - zava - dehibe ny haino aman - jery mahazatra mandritra ny fifidianana : |
tout mon rêve ces de te rencontré frère tai un homme qui m'donne de courage et de la force |
ho azy ireo manokana , ny 13 desambra , ilay kaonty twitter ofisialin ' ny claronicaragua es dia nanamafy fa : |
eka a |
tanàna ao amin ' ny faritr ' i lorraine |
aleo inanem any |
ef tsar tan ampiandohan t |
mbola ho avy |
tsy haiko zany , nenay tsisy mzarazara zany |
tsis pepo |
ka efa mandeha ho azy fotsiny ny vavany sady miaro adi tsaina |
merci |
hijery ny tenim - pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ' ny global voices izahay mba ho hitan ' ny rehetra ny fitantaran ' olo - tsotra manerantany . |
azo toriana tsara izy |
nefa i dada mlaza tsy naka mts |
manao resak immo |
mankasitraka |
fihetsiketsehan ' ny mpiasan ' ny nxp mamaky vavahady mihidy ary mizotra mankany amin ' ny orinasa nxp . sary : kr guda |
nefa elah tsy tiny sipa rehetra mintsu |
dingana 1 - july jolay hatramin ' ny 1 jolay |
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ' ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna , vetaveta , mamely olona manokana . |
misaotra am fizarana fa somary gaga fotsiny aho . fa to odina mananasy no lomana rano fa tsy nofony . inona no tena lomana azafady . |
3 ary nony tafapetraka tsara tamin ' ny fanjakany izy , dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy . |
eo amin ' i |
atombohy ny resaka |
kaominina ambanivohitra mbola lavitry ny herinaratra i mahereza , distrikan’ambohidratrimo . miaina ao anatin’ny aizina ny mponina . velom - panantenana izy ireo ankehitriny , hisitraka herinaratra avy amin’ny angovo azo havaozina . noho ny fiarahamiasan’ny orinasa mpamokatra fitaovana ilaina amin’ny herinaratra schneider electric sy ny orinasa mpamatsy fitaovana mpamokatra herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro ml stone , continuer la lecture → |
ny prefe , ny soprefe , mbamin’ny delegen’ny préfet de police eo anivon’ny boriborintany , tompon’andraikitra amin’ny fandrindrana sy ny fanaraha - maso ny raharaham - pifidianana dia mahazo ihany koa tamby raikitra ka ny habetsahany dia ferana ho 500 . 000 ia mitovy amin’ireo mambra ao amin’ny vaomiera tondroin’ny andalana voalohany amin’ity andininy ity . |
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ' ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna , vetaveta , mamely olona manokana . |
jesosy o hatsory ny tananao mahery hanasitrana azy |
ndao ary ko |
ndraso fa ho avy ah eo ambavahady essca |
pabla pérez san martín , no vehivavy shiliana iray amin ' ireo fàka niforonan ' ireo vondrom - piarahamonina ireo , ny tetikasa ginecología naural . vao haingana izy namoaka boky mitondra ny lohateny hoe ‘manual introductorio a la ginecología natural’ ( boky fampidirana amin ' ny fitsaboana natoraly ny resaka mifandray amin ' ny taovam - pananahana ) . nitombo tany ambanivohitr ' i valparaíso , shily , fony mbola zaza i pabla dia nampianarin ' ny renibeny mikasika ny tany sy ireo fitsaboany natoraly . rehefa nitombo izy , nanomboka fikarohana manerana an ' i amerika latina i pabla , izay nifanenany taminà vondrona vehivavy teratany izay nizara ny fahaizany sy ireo zavatra niainany niampitampita tamin ' ny lovan - tsofina . |
te |
nareo zanaka maita2 |
2 dia nandeha izy ireo ka nanafika an ' i bera , mpanjakan ' i sodoma . sy birsa , mpanjakan ' i gomora . sy sinaba , |
otrin izy |
ny isam - ponin ' i montmoyen dia 83 mponina araka ny fanisana natao tamin ' ny taona 2008 . ny haavon ' ny toerana ambany indrindra dia 297 metatra . ny haavon ' ny toerana avo indrindra dia 437 metatra . ny fisiana ara - daharampehintany ary ara - daharanjarahasin ' ilay kaominina dia 47 . 7342° ary 4 . 7942° amin ' ny soratra desimaly . ny faritr ' ora dia gmt1 . |
de pratiquena ko leizy aveo |
5000 ar ny jeux |
dia tsy menatra ny mandainga fa anaty liste dossier ilaina mihitsy io rehefa anao demande . |
mila ampianarina fomba fiaina ny vahoaka malagasy . indrin dra ny vahoakan'antana narivo . mila handraisana fepetra hentitra ny fomba fampidirana olona toerana misy lanonana toy ireny mba tsy hiverenany toy izao intsony , henatra ho an'ny firenentsika izao |
global voices amin ' ny teny malagasy |
za tam voalohany no nataottra , fa le mitondra eny amin arabe za ten mbol ts sahy |