text
stringlengths
0
14.4k
bah pourquoi pas . reims est un club me st etienne marseille le red star lens . des clubs qui on une histoire me lyon par exemple qui est un club qui n a jamais eu d histoire et qui veut a tout prix croire que c est un grand club
16 fa jehovah nanangana an i ziona niseho tamin ny voninahiny izy
ary dia naharitra niandry isika ho amin ity andro ity
aleo mandeha any fa manelingelina an i fotsy fianarana izy efa mimenomenona fa henjana be ny fianarana any ankatso any sad maakamo tita
misaotra prezida ary mivavaka ho anao haharitra eo amin ny fitondragna an i madagasikara eee .
misaotra an andriamanitr a misaotra ny filoha misaotra ireo profesora malagasy misaotra ny imra misaotra mankasitraka fière tena fière hoe malagasy
ny fidiran ny hdp ao anatin ny parliemanta no tena tantara goavana tamin ilay fifidianana . namotika ny maha maro an isa ny akp ao amin ny mpanao lalàna io fandresena io izay ho an ireo mpifidy maro nifandray tamin ny fanoherana ny maha laika kolikoly tsy fahampian ny fandrosoan ny miralenta ny tsy fitoviana amin ny lafiny sosialy ary ny fahapotehan ny fahalalahan ny tontolon ny media sy ny aterineto . raha toa ka niahiahy ny sasany hoe hihainohaino fotsiny eo amin ilay sehatra lehiben ny fifidianana ilay antoko kely ary hiverina amin ny politikan ny fitiavan tanindrazan ny raharaha kiorda fotsiny indray nahavita naka ireo mpifidy leo ny akp ihany anefa izy ary manana fahafahana tsara ahafahany mampiseho ny fahamatorany ny ho antoko nasiônaly mahavita miady ho an ny fanovàna eo amin ny firenena .
tsy niarina mihitsy ny barea de madagascar sokajy vehivavy teo amin ny fiadiana ny cosafa cup 2017 . fihaonana tanterahina any zimbaboe . mbola resy fanintelony indray mantsy ny ekipam pirenena malagasy . nomontsanin i zambia tamin ny isa mavesatra 7 no ho 1 teo amin ny lalao fahatelo sady farany amin ny fifanintsanana isam bondrona omaly ny barea . tsy niady mihitsy ny fihaonana satria tena nanantombo tamin ny lafiny rehetra ry zareo zambianina . efa nitarika tamin ny isa 3 no ho 1 teo amin ny fizaramm potoana voalohany ry zareo zambiana . nahatafiditra izany baolina izany i zulu 6 mn sy i banda 11 sy 22 mn . i farafaniaina kosa no nahafaty ny baolina tokana ho an ny barea teo amin ny minitra faha 20 .
indro misy valinteny tsy nampoizina kanefa tsy dia mahagaga loatra tamin ity tantara ity
tsy matetika ianao no hifanatri tava aminà lehilahy iray mitondra basilava eo ambony latabatra billard saingy zavatra iray tsy nampahatahotra izany . taty aoriana eny . nihasarotra ny raharaha taty aoriana ary misedra loza isak izay mandeha mivoaka ny trano ny loza no tanjonalasibatra . ankehitriny apetrako miaraka aminà fomba fijery mankany aloha izany ary heveriko fa ny fivezivezena irery ao anaty firenena iray dia zavatra iray tsy tokony nasaiko niaretan ny reniko mihitsy .
mampidi bola maro ny fikajiana ireo zavaboahary ireo fa tsy fatiantoka ho an ny toekarena akory araka ny fanamarihan ny coi . tsy vitsy ireo mitombo ny fidiram bolany noho ny fahaiza mikajy sy mitantana betsaka ny drakaka amin izay faritra feno ala honko eto madagasikara sy ireo vokatra hafa hita any amin ireo firenena mpikambana ao amin ny coi . nampahafantarina amin izao faha 25 taona izao koa ny tatitra natao ny faran ny taona 2017 mahakasika ny sehatra maro ohatra ny récifs coralliens any nosy be .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
tu veux rejoindre le leader de la relation client . tu t exprimes très bien en français . viens découvrir comdata mada lors de nos journées portes ouvertes 27 et 28 février 2020 10h à 17h bâtiment b enceinte golden business center alarobia derrière la city
6 fa hoy ireo andrianan i sokota moa efa voahazon ny tananao ankehitriny va ny tànan i zebaha sy zalmona no homenay mofo ny miaramilamao ?
ary nony efa lasa ireo dia niakatra avy ao amin ny lavaka fantsakana izy roa lahy ka lasa nandeha izy dia nanambara tamin i davida mpanjaka hoe miaingà ka mità faingana ny rano fa izany no hevitra nataon i ahitofela hamelezana anareo .
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
bangladesh mankalaza ny andron ny tenin dreny
bonjour l europe ment se deroule le racisme dans votre coin entre les noirs et les blancs . https watch . vmcc6v8m fik
praiminisitra najib razak nandefa ny teny fampiononany hoan ireo niharam boina sy ny fianakavian izy ireo
teo am panampiana ny tra boinan ny rivodoza sidr tany benlgadesh indrindra ny uncultured project tetikasa ho an ireo tsy voakolokolo ara tsaina na atao hoe tsy mahalala fomba ihany koa raha nijery ny takelany izahay tamin ny herintaona fa mbola tsy nitsahatra hatramin izay ny ezaka nataon i shawn . narary izy tamin ny herintaona ka nody tany kanadà rehefa avy nanao iny fanampiana iny tamin ny herintaona ary volana vitsivitsy taorian izany dia niverina nitety an i bengladesh indray hanohy ny ezaka nataony niara dalana tamin ny save the children vonjeo ny ankizy hitondra fanampiana avy amin ny vazantany efatr izao tontolo izao .
patricia manao fanatanjahan tena aho ohatra hoe mihazakazaka na mandeha bisikileta rehefa miady saina . tony kokoa aho avy eo . resahiko amin i dada sy neny na ny namako koa ilay izy . ireo mantsy no atokisako sady mahatakatra ny manjo ahy . tena manampy ahy ry zareo .
soritsoritry ny lapan i agra jery avy aty an drenirano 1859 . sary avy amin ny angona nomerikan ny tranombokim bahoakan i new york .
mampahontsa ny fo jesosy ô tahio izy roa lahy kely de misaotra ny manampy azy sy nandray azy ireo mankasitraka anareo tompoko
ny fanadihadiana no nahalalana fa tamin ny 8 ora ny alin ny 21 jona no niarahan i li hang nivoaka tamin i wang ny sipany chen ary liu niaraka izy 4 . rehefa vita ny sakafo hariva dia niresaka ry zareo sady nanatona ny ny ilany andrefan ny tetezan i dayan . teo ampiresahana tamin i liu i li no niteny tampoka hoe hitsambikina any an drenirano aho na ho inona na ho inona hitranga . fa raha tsy maty aho dia ho velona . tsy maintsy nihazona an i li i liu mba hisorohana ny famonoantena . folo minitra taty aoriana lasa i chen . liu kosa rehefa nahita an i li ho efa tonitony dia nanao ala vonkona kely nanao paompy ? teo ambony tetezana . teo amin ny fahatelo indrindra izy no naheno an i li nihiaka hoe lasa aho . ary dia nitsoraka tany anaty rano i li .
saripika olona mihoatra ny 70 . 000 no nafindra toerana noho ny fifandonana teo amin ny miaramila filipina sy ny vondrona ahiana ho tohanan ny isis
mangaho mangahoavy amin ny dikantenin i beg teo amin i wikibolana anglisy .
11 izay miasa ny taniny dia ho voky hanina fa izay manaraka ny olom poana dia tsy ampy saina . na ny zava poana
taorian ny fanonganana ireo filoham pirenena toniziana sy ejiptiana niparitaka ny antson olon tsy fantatra hanaovana androm pahatezerana any arabia saodita ny 11 martsa 2011 . ho valin izany nanaparitaka ireo mpitandro filaminana maro tany amin ireo tanàn dehibe rehetra ny governemanta mba hahazoana toky fa hijanona anaty aterineto fotsiny ihany ny hetsi panoherana .
k ts te hanao tsoni enao n matng anzai ko
24 dia novonoin ny mpisorona ireo ka ny ràny nataony teo amin ny alitara araka ny fanao ho fanatitra noho ny ota hanaovana fanavotana ho an ny isiraely fa ho an ny isiraely rehetra no nasain ny mpanjaka nanaovana ny fanatitra dorana sy ny fanatitra noho ny ota .
mpanao voalohany ny singiolary ny endrika maneho ankehitriny ny matoanteny briller
azo toriana izy fa mivadika fifanekena na tsisy taratasy aza fa mitovy tsika zany za ku zao itory
miasa mafy isan andro ireo mpirotsaka an tsitrapo manerantany ato amin ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao saingy tsy afa manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay . tohano amin ny alalan ny fanomezana fitia tsy mba hetra hoan ny global voices ireo tonia mpahay teknolojia mpanentana ara piarovana ato aminay !
v torak izany dia aminy no afindran ny mpitam bola ny fahefana zakainy amin ny fitantanam bola sy fitantanana ny kaontim bolan ny antenimiera
aharitra roa andro ny hetsika ary tanjona ny hampafantatra ireo vahoaka eny ifotony ny fomba fiasa sy fitantanana eo anivon ny boriboritany ny hampafantatra azy amin ny lafiny rehetra amin ireo kaominina manodidina indrindra fa ireo zavatra mampiavaka azy . olona manodidina ny efatra alina 40 . 000 eo ho eo no kasaina ho tonga hitsidika ity hetsika ity .
loin des rappeur pour qui de se remplir les poches au détriment du peuple des sans voix bravo le monument contre le racisme
5 dia hoy ny mpanjakan i syria andeha ary mandeha fa hampitondra taratasy ho any amin ny mpanjakan ny isiraely aho . dia lasa izy sady nitondra talenta volafotsy folo sy volamena enina arivo sekely ary akanjo im polo miova teny an tànany .
raha mbola resaka graphisme mintsy koa aloha dia mafy ty son of rom ty e .
hampirisika ny mpizahatany koa izy ireo mba tsy handray anjara amin izany varotra tsy manara dalàna izany sy handray anjara amin ny vahaolana .
encadreur am master ftsn v sa encadreur am thèse koa .
nosokajian ny filohan i shily michelle bachelet ho ny afo ratsy indrindra teo amin ny tantaran i valparaiso iny loza iny ary ahiany fa mbola mitombo ny isan ny maty arakaraky ny androsoan ny ora . nambarany ihany ko any fampiatoany ny fandehanany any arzantina izay voaomana hanomboka ny ampitso talata 15 aprily mba hahafahany mivory miaraka amin ny governemantany sy hamaritra fitantanana mahomby ho an ny fitodian tsambo . notarihan ny filoha ny komitin ny vonjy taitra ao amin ny tanànan ny fitodian tsambo omaly alahady 13 aprily tolakandro sy ny famangiana ireo toby roa fialofana nametrahana ireo tra boina ao amin ny fiangonan i san juan bosco sy ny sekoly gaspar cabrales .
fa hono hoa . olana be ve zan sa ny tsy fampiasana fitaovampanjak ana no manafaka anatin ilay fianana sarotra fa nga koa moa tsy maintsy ny olompanjakana ihany no natao isitraka anren . fanana iombonana io
mahagaga foana . izay afaka manao sakanana nefa miantso ny hafa hanao .
3 fa hoy ny rainy sy ny reniny taminy moa tsy misy vehivavy va eto amin ny zana kavanao na ato amin ny firesako rehetra no dia mandeha maka vady any amin ny filistina tsy mifora ianao ? dia hoy samsona tamin drainy izy ihany no alao ho ahy fa izy no mahafinaritra ahy .
miandry zay ee mba resao eo kia le bus miodina in7 an mahamasina vao tonga analakely an
fikarakaràna andiam pitsangantsanganan ny vondrona mpaka sary any amin ny toerana izay ahafahan ireo mponina miaraka mandrakitra ny fiainana anatin ny vondrom piarahamonina misy azy sy mamorona fampirantiana sary ao amin ny flickr .
raha inoana ny voalazan i imaginate dia nandefa izao hafatra manaraka izao ny sampam pifandraisan davitra tanan ny fanjakana ao dubai mpanome ny tolotra du
d vo hoita eo ndrai n soir f ra davah mank hiainga an am ville androani d sod tsis oln ato amzai d ts afa miala tsika
fa fanaraha maso ny fifamoivoizana sy ny vahoaka fanaraha maso
ao vé le nanao parodie anle taken iny iny no tena ho jerenay mdrr
pour je suis sur le c . la bouche bée . ce morceau est peut être le plus fort que tu es écrit . merci à toi d être qui tu es . merci kery
d lov dia miahiahy ny tsy fahampian ny ady hevitra ao kazakhstan mikasika ny fanolanana ao anatin ny sehatr asa ru
mbola ts aiko ry mamisoa s rojo ra manana
8 nefa ry malala izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo ny indray andro amin ny tompo dia toy ny arivo taona ary ny arivo taona toy ny indray andro .
8 fa hoy izy tamin i josoa mpanomponao izahay . ary hoy josoa taminy iza moa ianareo ary avy aiza ?
jiro avy amin ny dikantenin i lampe teo amin i wikibolana frantsay .
mbla tsy afk ni vodin ilay camion kouuu tkny nijan taty aloha be le 44 mrary fasalamana e .
tu n es pas reconnu à la hauteur de ton talent chaque musique est juste magnifique et les paroles juste .
any americ latine any io rip mbola velona efa ela be io nefa ny fitondrampanjak ána ve dia nijery fotsiny zanako kosa aloh ts ho avelako handeh amzao e
9 fa ianareo kosa dia taranaka voafidy fanjaka mpisorona firenena masina eks . 19 . 6 olona nalain andriamanitra ho an ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran ilay niantso anareo hiala tamin ny maizina ho amin ny fahazavany mahagaga
misy ny fahadisoana fahita mahazatra amin ireo tsy mbola zatra ny firenena mihevitra fa i iran dia ao anatin ny faritra mafana na mitovy amin ny tany efitra ny toetr androny . raha ny marina manana vanin taona efatra i iran . ny renivohitra tehran dia voahodidin ny tandavan tendrombohitra alborz izay mirehareha amin ny fananany toeram pilalaovana ski tsara indrindra mandritra ny ririnina .
11 ary davida nanome an i solomona zanany ny sarin ny lavarangana fidirana sy ny tranony sy ny trano firaketany sy ny efi trano ambony sy ny efi trano anatiny ary ny trano misy ny rakotra fanaovam panavotana
endrika ankehitriny amin ny endriky ny matoantenin ny mpanao endrika maneho ny tao ny matoanteny impingo latin .
satria mamaly koa ny andaniny manakiana tsotrizao .
tsy misy fisavan trano na toerana azo atao raha tsy alàlana omen ny lalàna ary araka ny baiko an tsoratra nomen ny fahefana mpitsara afaka manao izany afa tsy amin ireo izay tratra ambodiomby .
lahatsary iray avy amin ny filankevitra indizenin i roraima cir sy ny ong survival international no mampiseho antsika olona mitondra basy nokaramain ny mpamboly vaventy ao an toerana sady mpanao politika paulo césar quartiero hanafika ny tanàna indizeny makuxi iray .
60 recettes des boissons délicieuses milkshakes et rafraîchissantes que vous allez adorer chaque photo avec sa recette
hisitraka an ity jiro ity daholo ireo faritra mijaly jiro izany eto madagasikara . te na fitiavana tokoa raha izany ataonao izany atoa filoha
ny mpandraharaha dia ho tsy maintsy sosaiety voafehin ny lalàna malagasy iharan ny fepetra rehetra voalazan ny lalàna malagasy mifehy ny ankapobem bahoaka indrindra amin izay mikasika ny adidy amin ny fanondroam pandraharahana amin ny banky ny fampiasana vola vahiny sy lelavola andraiketana ny lazam bidin atrikasa
ndriiiiiiii . n mandinika samy mandinika lasa mifamono noho ny adim piainana . . mampalael . rip
paix à leurs âmes . la lutte contre ces réseaux criminels de trafic d êtres humains doit être implacable .
ny isam ponin i artigues dia 229 mponina araka ny fanisana natao tamin ny taona 2006 . ny haavon ny toerana ambany indrindra dia 351 metatra . ny haavon ny toerana avo indrindra dia 641 metatra . ny fisiana ara daharampehintany ary ara daharanjarahasin ilay kaominina dia 43 . 5942 ary 5 . 8114 amin ny soratra desimaly . ny faritr ora dia gmt1 .
fa maninona ary ny lazainy fa 111 ny isan ny lahatsoratra nefa 134 no hitako amin ny .
alew mbody ataw oe marina zany prezy ah tsy mety manko mfamaly amn pandoabary
nenay etsy tamatave ar ts takatra . vidipiainana ara ty ts zaka
salut lesy sod mba afaka alefan i sambatra eto le kajy .
3 . ampiasao io nidina fotoana ho an ny tena fanatsarana .
mila miomana amin ny couche izany amin ny 29 mars ho avy izao sa .
mpanao lalàna tratra mijery vetaveta milalao ary matory am perinasa zavatra iray fahita ao azia atsimo atsinanana
ianao paolo dia mitovy tanteraka amin i mahery lanto manandafy . fa rehefa ts pts synad intsony ianao dia miresaka isika mirahalahy fa hatreto tsy hiresaka betsaka ah . misaotra .
sambatra ny olona izay tsy manaraka ny fisainan ny ratsy fanahy sady tsy mijanona eo lalana falehan ny mpanota ary tsy mipetraka eo fipetrahan ny mpaniratsira . koa tsy mba halazo ny raviny ary ataony lavorary ny asany rehetra . ho ela velona ianao president andry rajoelina .
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
toetra ràja . na dia efa diso fantatry ny maro aza dia tsara ampahatsiahivina fa misy fetrany ny ora fiasana isan andro isan kerinandro isam bolana . natao ialana sasatra ny sabotsy sy ny alahady ary ny andro fety sasany . ao anatiny ny 1 mey . ankoatra izay dia afaka misafidy andro maromaro tsy iasana kanefa andraisan karama ny mpiasa .
miezaka miady amin ny fanohintohinana ny mpiseran ny media sosialy ao pakistan fa hanao ny anjarany ve ny andrim panjakana ?
je m en fous il y a pas longtemps on les a mis 40
rehf malaza be sy be panaraka ny hira aryenne tena ts afk ambavan pakafy mihints de normal raha mahazo miditra palais satria raha any an tranon ts hono antonona ny mpakafy azy mazava ve
miangavy ny mpitondrateny izahay hiantso ny parlemanta hiverina avy amin ny fialan tsasatra ary mitaky amin ny mpitarika ny fiharian ny governemanta hametraka sosokevitra hanaisotra ny fanitsiana amin ny zoma 6 jolay 2018 . efa lasa ny fotoana farany ora vitsivitsy lasa izay ary eto izahay hanambara fa lasa izao
hitan ny fitsarana iray ao murmansk ho meloka tamin ny fanapariahana ny propagandin ny fahapelahana amin ny zaza tsy ampy taona amin ny aterineto i sergey alekseenko mpikatroka . ankehitriny izy tsy maintsy mandoa onitra 100 . 000 robla manodidina ny 1260 amerikana .
mandray antanandroa avy amin ny dikantenin i e teo amin i wikibolana anglisy .
inon tokon mbola apina amle plan d jerwko aveo fa low bat le ordi
aty aminay re tompoko mapahelo mitsy ry dahalo mamono olo kara akoho tsy mba hitany president mitsy ry vahoka madinika aty aminay atongomena beva ry mitsijo aty
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
k lobaka koa ne nena fa t6 veste d makamo ra wr cravate
mpanao voalohany faharoa ary fahatelo singiolary ny endrika manoro ny tao ny matoanteny storten
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra .
fitiavana izao . sary avy amin ny mokothecrazy . cc by nc nd
avy amin ny teny jakaro hoe txupi ny hoe tupe izay midika hoe miaraka maro mieritreritra . eto amin ity tranga ity miaraka mifanakaiky ireo tendrombohitr i tupinachaka pupr e wuaqaña ary kurgnichi .
araka ny fandaharam potoana lany teto anivon ny antenimierampirenena dia volavolan dalàna miisa 02 no natolotra hoankatoavin ny solombavambahoaka androany zoma faha 15 jona 2018 tontolo andro ireo volavolan dalàna ireo dia efa nodinihina sy nankatoavina tamin ny asam baomiera .
notondroiny ihany koa ny fahanginan ny fanjakana sy ny manampahefana maro ao amin ny governemanta izay maniry ankehitriny ny hanafoanana io lalàna momba ny faniratsirana io nefa tsy niloa bava mihitsy na kely aza manohitra ny tsy rariny natao tamin i dr aafia siddiqui .
ts lavitra zn io f 5min d tng any