text
stringlengths 0
14.4k
|
---|
heverina ihany koa hoe nanjary liana kokoa amin ny fitsidihana ny tranom bakoka nasionaly sy fampirantiana zavakanto amin ny fomba niomerika ny rosiana raha mihena kosa ny hatendàny eo amin ny mozika amin ny aterineto . manazava izany i rumetrica amin ny fitobahana tafahoatran ny mozika eo amin ny tambajotra sosialy ny tena malaza amin izy ireo vkontakte . ru dia tena fantatra amin ny fampiantranoana vontoaty marobe tokoa misy zon ny mpamorona izay mora ho an ireo mpampiasa azy ny maka azy . etsy andanin izany dia milaza ihany koa i rumetrica fa vao haingana dia efa nanjary azo jerena amin ny endriny virtoaly ny tranom bakoka nasionaly ary olona maro avy amin ny faritra maro sy lavitra no nahazo ny anjarany hitsidika ny fampirantiana zavakanto faratampony amin ny aterineto . |
raha tsy diso dia niampy famonotena lay izy satria nisy nahatezitra andry lerony tao |
faly ery zao ny jirama anzareo manapaka jiro de mande tohatra rehefa hidina na hiakatra |
manohy miakatra mora i 12 ary mihemotra i 13 sy 25 amin ny elanelam bato 62 919 2 65 . |
voaova farany tamin ny 2 mey 2016 amin ny 14 50 ity pejy ity |
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity |
ary tonga tandrifin i gibea ny iray alin dahy voafantina tamin ny isiraely rehetra ary efa mafy ny ady nefa tsy fantatry ny benjamita fa efa hiharan doza izy . |
ummm eny ary efa nihevitra ny hanàla anao aho . |
ewa . aleo n balanareo n raisinai fahamarinana f meti zai n laverta |
ny fanamby lehibe atrehina hatreto ho an ny hazo sedera ato libanona dia ny fiovan ny toetr andro hoy i nizar hani . |
miarahaba ny rehetra . sao misy manana texte na référentiel amin ny resaka conflits d intérêts . tsara raha loharano malagasy mankasitraka tompoko sary wikipedia |
mety izany eee tsy maintsy jerena sao ry manjaka no tafiditrao |
mba asao izahay tanora tim andriamatoa filoha . misaotra tompoko |
ka tsika zao tena mbola taraik aty ankofafa ela2 amzao |
hanao ny asany tsy misy tsindry na kolikoly |
aleo mintsy aloha mba hihaino mpanao politika matianina fa leo vahiny hafahafa ry gascar a ndroky anie mahita olona ihany fa te hampatory mpijery télé fotsiny e misaotra e |
io diplaoma io dia novolavolaina manokana ho an ireo mpianatra ao amin ny ambaratonga faharoa mpianatry ny kolejy sy lisea . ny laza adina dia natao mifanaraka amin ny taona sy mahaliana an ireo zatovo . |
misaotra betsaka firarintsoa sy taminy fanotronana jesosy hitahy anareo rehetra |
ny hevitro momba ny fiaraha miasa sinoa ao madagasikara |
kilonga afghan mirary hahazo fandriampahalemana . saripikan i najeeb azad . |
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany . |
tsy mijanona amin ny fampianarana ireo mpianatra amin ny alalan ny lalam piofanana misy ao aminy ny oniversite evolutive fa manampy azy ireo hahay hifehy ny . |
hopitaly izany tokony tsy tapahana kosa ranga atao branchement hafa mintsy fa tsy tokony hitovy fiaraha monina aaa |
tahaka ny firenena maro hafa tsy manana rafitra ara dalàna hiarovana ny tsiambaratelon ny mpampiasa aterineto manoloana ny fanarahamaso tsy ara dalàna sy ny famarotana ny tahirin ny mpiserasera i myanmar . |
mbola miraikidraikitr a ny chaine nickelodeon planète gamme one |
nenah ar n carte ef ela n very a anai lek vo tam tapabolana naka sad otrn tsa ntady carte zalah tao |
ny amin ny hahaterahan imanoela sy ny amin ny handravana ny fanjakan i siria sy efraima |
rivotra iainana atytany mahantra ary sarotra sy mbola hoela vao hoafaka |
namokatra sy nalaza tamin ny fanombohany ny asany tchautchiüãne na ilay tanànako amin ny fiteny tikuna ilay mpanakanto 32 taona . aingam panahy avy amin ny vanim potoana firoboroboan ny fingotra amazoniana ilay rakikira izay nahitana ny fitrandrahana goavambe amin ny hazo fingotra tao amin ny faritra sy ny mponina tao amin ny faritra nanomboka tamin ny fiodinan ny taonjato faha 20 . |
tsy vita 1 na 2 andro hoy seg ary tokony hitory hono izay manana ny simba dia ilay station d essence indray no hifaharan ny rihatra seg koa mahay a . |
24 izao no ho fanompoan ny fokon ny gersonita hanompoany sy hitondrany entana |
enao ary ts manao anireo akor ko nenao lamosina fon omenao na def tenenina ary |
hira fisaorana aorian ny fandresena lehibe . |
fantatra amin ny maha fototry ny kolontsaina bahiane azy pelourinho no tanànan ny afro carnival blocks tarika pt maro avy any salvador toa an i ile aye malaza filhos de ghandi zanaka lahin i ghandi ary olodum . ny fiarovana ny kolontsaina afro breziliana no antom pisian ny fetibe any bahia izay mitondra ny taratry ny kolontsaina afrikana sy ny adin ireo izay voahilika ho anjorom bala ao amin ny fiaraha monina . entanin kafaliana ny vahoaka ao anatin ny fidoboky ny feo mahafinaritra sy mahasambatra ary ny feo izay mandrakotra an i pelourinho maniry te hifandray amin i bahia tanin i dorival caymmi sy jorge amado ireo mpizahatany . |
mpanao lalàna tratra mijery vetaveta milalao ary matory am perinasa zavatra iray fahita ao azia atsimo atsinanana |
tsara ho fantatra vaovao malaza ao mahajanga fantaro ary fa hanao fampisehoana lehibe ao mahajanga ny mpanakanto wawa sy ny wendy cathalina ary ny karinah . marihina moa fa tsy maintsy betsaka mpijery hatrany ny mpanakanto wawa salegy rehefa manao fampisehoana ao an toerana hatrizay . |
mahaliana . fa am faritra ahoana raha mba te halala bebe kokoa |
39 ary nankany amin ny fidirana ho any gedora izy dia hatramin ny ilany atsinanana amin ny lohasaha hitady ahitra ho an ny ondriny aman osiny . |
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao |
hafa avao toliara mangily madiorano sns |
6 5 ary teo ambonin ny manda ny tempoly fa nanao kobany amin ny lafiny rehetra eo amin ny rindrin ny trano manodidina ny tempoly sy ny efitra anatiny . ary nanao ny efi trano lafiny manodidina . |
mais avec l argent qu ils ont tous pourrait il pas faire mieux que de parler . . |
toka sy vinegre afangaro de itanao tsara fa mangiean io nenah ary reny no anadiovako ordinateur sy phone |
17 mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny miara manodidina ahy izy . |
tena mahaliana an ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan ny fiarah monina izy ireny . |
niarahaba ny ekipa nandresy ny ben ny tanàna lalao ravalomanana ary nanambara izy fa nanao ezaka ho reharehan ny tanànan antananarivo izy ireo ary maromaroa ny toy izao hoy izy . |
ny fanjakana marefo koa dia ahitana miaramila roa samy hafa ka ny iray an ny fanjakana ary ny iray hafa an ny vahoaka . ohatra akaiky amin izany ny fisian ny firoboroboan ny sécurité privée marobe hatraty andrenivohitra ka hatrany ambanivohitra zazamainty jamà izay misolo ny mpitandro filaminana . ny firoboroboan ny adian jiolahy sy ny dahalo dia midika fa marefo ny firenena iray . |
19 ka dia niodina tamin ny taranak i davida ny isiraely mandraka androany . |
2eme tamty 2022 am 2023 ndrai ra mbol ts antitra tulear ambatondrazaka tulear rn7 rn2 rn44 andramo fa tsara sa aona haghaga randrianhaga randria |
izany dia maoderina sy henna tattoo mahazatra ho an ny zazavavy tena izy . |
misaotra anareo dia mirary soa hoanareo amin ity taona vao2 ity |
ko rah ts oe miaramila d hoekena ze tenenini |
noho izany noraisin ny maro ho fanekena ireo tetikady ireo ny zava misy amin ny tsy fanehoan i lópez hevitra mikasika ny famoretana natao tamin ny mpanao fihetsiketsehana ao venezoela |
extra ihany no hany gazety tokana eto amin ny planeta izay manana sehatra ho an ny ady ao amin ny firenena izay tsy manaiky ny ady . |
ny mahagaga anie isan taoana misy recrutement police zp rasil fa tsy lisy mihintsy na atao hoe zara raha misy recrutement agent forestier . midika zany fa tsy asian ny fanjakana hasina ny resaka tontolo iianana sahala hoe nanjavon izany tao anaty plan d emergence . |
ny mahavariana na ny mpanamboatra ireo milina ireo aza tsy nankatoa ny fampiasana azy ireo . |
yo mec je sais pas si c est vraiment le kery james officiel mais si jamais tu as besoin de maille je peux m arranger . j adhère à tes textes . |
greffage na sahona sy sokatra angamb ty ka . |
fiarovana afa po ny rehetra tany am boalohany no namorona ny tranonkala tompon ny anisan izany fa tsy voafetra ho lahatsoratra famolavolana fehezan dalàna sary sary sy ny lahatsary dia heverina ho ny intellectual property ny tompon ny vohikala na zon ny mpamorona na tsia ary voaaron ny dmca fiarovana services mampiasa ny digital millenium copyright act title 17 chapter 512 c 3 . fandikana na re famoahana afa po io dia voarara tsy nahazoana alalana . |
otrany misy olana ilay canal o mba jereo kely fa tsisy raha manjary . merci |
zavatra tsy ampyfanononana tsy ampy amin ny teny panjaby tandrefana |
a mon avis auxerre ne gagnera pas face à lens et nantes gagnera face à angers . |
3 izay mahambim bava no miaro ny ainy fa izay vavàna dia haringana . na ny fanahiny |
mirary anao ho tonga ilay irina . de omen i tompo hery enao |
comme me politique l europe est en déclin . j en suis sure que la cause réelle n est pas les droit des me évoqué . qui est un fait que personne ne peut nier . mais le vrai but derrière cette campagne de dénigrement est politique . pourquoi on ne parle pas d esclavage de la france dans les pays africains . la france a ses intérêts en afrique . et en chine les ouyghours . normal aussi la france ne peut pas vivre sans la chine . constat finale l europe est en déclin l europe a perdu beaucoup de chose . l europe a perdu ses valeurs et ne défends pas la cause sinon ses intérêts . |
tamin ny ankapobeny dia herinandro mahafinaritra izany nohodidinin ireo fikambanana namana sy mpiara dia ary tena miandry fatratra ny viet pride 2014 aho . manantena aho fa hoavy ianao ary hijery ifotony izany amin ny taona hoavy . |
16 ary izy hanolotra ny isiraely noho ny fahotana izay nataon i jeroboama sady nampanotany ny isiraely . |
haiti ny antoko fanmi lavalas nalàna tsy ho ao amin ireo fifidianana manaraka |
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices |
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany . |
mamelà ahy noho ny tsy mora fa rehefa ianao no hanova ny anarany tsy ho eny mirehareha amin ny tompoko mba naorina mba mirehareha ? koa tsara kely eo amin ny teboka ny paka ! |
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana . |
mba jereo jesosy ity firenena malalanay ity . mamindrà fo aminay malagasy rehetra . afaho fahantrana madagasikara . |
parsk tu merite plus si jpouvais jtoffrirai 1 million d 3 |
un grand homme pour l humanité gratitude à toi kery james |
tombontsoa lehibe no azon i madagasikara tamin iny fivoriana tany paris iny ary tsy nitondra tanam polo nody ny fitondram panjakana notarihin ny filoha hery rajaonarimampianina . noho izany mila fanaraha maso tanteraka ny fampiasana io famatsiana nekena sy avy tamin ireo mpamatsy vola iraisam pirenena ireo . manaraka izany mba ho azo antoka ihany koa ny fampiasana azy sns . |
na izany aza mety liana kokoa mikasika ny mombamomba sy ny tontolon ny rain ilay ampakarina ireo mpanara baovao amin ny fiasan ny politika anatin i azia afovoany satria kely no fanta bahoaka momba azy . |
louva s telly arindranto za efa manana billet teneno ndry zoky |
anarana iombonana amin ny teny moriky 8 pj |
23 ary rehefa afaka andro maromaro dia nihendry hamono azy ny jiosy |
une stratégie d entrisme salafo frériste vise l école bfmtv . com appels à porter le qamis à prier . alerte sur des attaques contre la laïcité à l école |
tian ny olona ny manana tatoazy momba ny homamiadan ny kansera eo amin ny tanana ambany ambany . manome ny toetra maha lahy izy io |
7 na mampahory olona fa mamerina ny natao tsatòka ary tsy mandroba fa manome ny haniny ho an ny noana ary manafy lamba ny matanjaka |
antony iray tsy mba hananako fiara le mafatifaty ireny ny faharatsian lalana makany satria tena tsy tonga any mihintsy ireny noho ny aratsin lalana hahaha amboary re ry toponandraikitr a ah |
enim bolana lasa izay namoizan aina 59 ny rivodoza seniang fantatra amin ny anarana hoe jangmi any amin ny firenen kafa manerantany tao amin ny faritra atsinanan i visaya ao afovoan i filipina 23 tamin izy ireo tao barangay mercedes . fianakaviana 54 barangay farafahakeliny no tsy manan kialofana noho ny fihotsahan ny tany nateraky ny tafio drivotra . |
eny amin ny sisin ny toeram pamboleny mandehandeha manerana ny sakay amboleny i menkir tamrat ary maka ireo ravin kazo maitso antitra mba hanaovana sakay mena mamirapiratra . |
ben moi je dis qu il y a des choses plus importantes qui se passent autour de nous alors pourquoi les masquer et où les ignorer avec ce type d informations . revoltez vous contre les nouvelles taxes contre l augmentation du train de vie de l état je sais pas il y a des tas de choses à revoir . |
tsindrio ny hizara amin ny google mivoha in new varavarankely |
2 fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom panahy tsy misy fitaka mba hitomboanareo amin izany ho amin ny famonjena |
le respect ça se gagne . ce n est qu un retour des choses |
bangladesh mankalaza ny andron ny tenin dreny |
5 ary jesosy nony nahita ny finoan ireo dia nanao tamin ilay mararin ny paralysisa hoe anaka voavela ny helokao . |
8 jehovah efa nianiana tamin ny tànany ankavanana dia tamin ny sandriny mahery hoe tsy homeko hohanin ny fahavalonao intsony ny varinao ary ny hafa firenena tsy hisotro ny ranom boalobokao izay efa nisasaranao |
aiza ho aiza moa no misy an ilay fahasambarana hoentina hanambarana ny ratsy sy ny tsara . |
bjr daholo zah reto tena tsy afaka fa aleo zah am latsinainy mandevina ok merci |
les idiots utiles de l alarmisme climatique vous etes pitoyables vous pensez vraiment que les taxes carbones les zfe les malus écologiques le futur pass energie et autres taxes à venir sont fait pour sauver la terre . . . . |
tena mahaliana an ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan ny fiarah monina izy ireny . |
ankoay vehivavy . zareo samy manja an fa misy ray izay ao manaitra ny voay matory mihitsy otrany le voyelles mijery melvin any amin ny barea ihany io koa iza ary iny |
tondroina ho mandrahona mpisera twitter iray amin ny fitoriana azy ny minisitra saodiana misahana ny fampahalalam baovao sy ny kolontsaina abdelaziz khoja noho ny fanompana azy eo amin ny famahanam bolongana nilaza ny ny minisitra ho mande n ny mpanambola sy ny manampahefana ilay mpisera ary namaly ilay minisitra fa afa mitory azy raha lazainy ny . |
efa ela tokoa satria fony kilasy faha 6 sivy taona monja mpianatry ny ceg antanimbarinandriana . fifaninanana momba ny tontolo iainana no nandraisako anjara ary nanombohako nanoratra . tsy nahazo loka aho tamin izay fa faly tamin ny fandraisako anjara . nanomboka teo aho no nanoratsoratra . tao amin ny kilasy faha 8 aho vao tena nahatsapa izany manoratra izany . ankoatra izay dia nobeazina tamin ny famakiam boky aho hatramin ny fony kely ary tia vakiboky hatrizay . heveriko koa anefa fa ra mikoriana ao anaty izany satria ny raibeko avy amin ny reniko dia mpanoratra tononkalo amin ny teny malagasy sy frantsay ary namoaka boky mihitsy na dia tsy fanta daza aza rahetsimanalina . |