dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Atsovy IZY de apitondray fa Zay ko vé andehanako mivezivezy EO rapitso
Ts efa avy netsena zy
Changer les choses, c'était le but. C'est ce que j'ai cru. Je suis venu, j'ai vu, j'ai fait ce que j'ai pu. Je te le jure. Kery James - Post Scriptum Extrait de l'album Dernier MC disponible sur itunes ici → http:bit.lyDernierMc YOUTUBE.COM Kery James - Post Scriptum (clip)
il prouve une fois de plus qu'il a la meilleure plume du RAP FR
Kery James interprète un extrait du titre Jamais en live sur la scène du 106 à ROUEN et annonce un Facebook live avec l'ex-épouse du boxeur MouHammad Ali le 29 Novembre dans le cadre de son futur site d'Plusinformation: LeBanlieusard.fr LA SÉANCE DE DÉDICACE AVEC KERY JAMES À LA FNAC DE ROUEN PRÉVUE AUJOURD'HUI AURA FINALEMENT LIEU DEMAIN 26 NOVEMBRE À 11H45.
Kery diams tu est un homme. Tu a mes respect
Okay
Okay akiaaa
Matinio eo za ko sad ol efa kiriz tam zareo miad teo
K ef niova
Salama e. Inona kay no antony mahatonga tevidoha matetika. Zazalahy 19 taona no tratran'izany. Inona no fisorohana tokony atao
Jereo fa mety ho allergie
13 Septambra 2022- Tombana Governemanta : Feno enim-bolana ny 16 Septambra 2022 ho avy izao ny Governemanta Praiministra Ntsay Christian faha-5, izay napetraka taorian’ny fanendrena ministra 7 vaovao ny 16Plus Martsa 2022 lasa teo. Misy ministra ao amin’ny Governemanta tokony esorina amin’ny toerany amin’ny tombana ataon’ny Filoham-pirenena amin’izao maha-feno enim-bolana ny Governemanta izao, hoy ny mpamakafaka politika mpiara-dia amin’ny Filoham-pirenena Soalihy MOUSSA. Ntsay Christian mihitsy no tokony esorina amin’ny toerany satria tsy nahavita nampahafantatra ny Programan’asan’ny Filoham-pirenena PEM nandritra ny 4 taona naha-Praiministra azy hoy kosa ny mpamakafaka politika Constant RAVELOSON. Raha voatazona amin’ny toerany hatramin’ny 2023 moa ny Praiministra Ntsay Christian, dia izy no Praiministra faharoa tato anatin’ny 25 taona, nahavita mandat 5 taona miaraka amin’ny Filoham-pirenena, taorian’i Jacques Sylla, izay Praiministry ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana nanomboka ny taona 2002 hatramin’ny 2007.
izay milaza ny marina iany no ailika fa ny mahay manao merci president tsy esorina mihintsy
Tsy maintsy vitaintsika i Dabara izay aina sy fototry ny toekarena sy fampandrosoana aty Menabe. Isika no hanomboka ny asa fanarenana an'i Dabara ary asa maharitra no atao amin'izany mba ahafahana manondrakaPlus ireo lemaka sy hamaly ny filan'ny mponina. Singaniko manokana eto ireo tantsaha izay tena mifototra amin'ny asa fambolena ka nomena fampitaovana mendrika teto Morondava. Mila tohanantsika ireo tantsaha tena mifototra amin'ny asa fambolena indrindra ireo aty amin'ny faritra izay hitako sy tsapako fa mamokatra tokoa ary nahazoana voka-bary 5 ka hatramin'ny 7 taonina isaky ny hektara. Ankoatra ireo fitaovana dia ho ampitomboina ny velaran-tany hiasan'izy ireo mba hamokatra bebe kokoa ho taratry ny fijerena manokana ireo mpamboly mendrika. Haparitaka manerana ireo faritra mifototra amin'ny famokarana izany fanampiana ny tantsaha izany ary hahazo izany avokoa ireo isaky ny faritra.
Gaspard Fanantenana Ratsimbazafy,.. Rajaonarimampia nina no niteny io hanajanona ny delestage ao anatin'ny 3 volana io fa sao tokony hatao mise à jour ianao.....FANKA HALANA ANKITSIRANO FOTSINY IZAO
Voatoraka voatabia tao amin'ny tsenan'i Cergy i Emmanuel Macron Ity no fidinana ifotony voalohany notanterahiny taorian'ny nahalany azy indray ho filohan'i Frantsa. Miantraika mivantana amin'i La Frantsa nyPlus krizy ao Ukraine. Tao anatin'ny 2 volana dia niakatra be tsy misy otran'izany ny vidim-piainana any an-toerana. Nilaza i Emmanuel Macron fa tsy maintsy ho raisina ny fepetra mba hanalefahana ny fiantraikan'ny krizy atsy Ukraine. Hanohy ny fidinany ifotony amin'ireo toerana sarotra sy lafo vidim-piainana hatrany izy araka ny nambarany.
Mbola ho avy koa, ny an-dRajoelina e! Kopy kole Frantsay sy Gasy io. Mihinana nem izany.
C’est le retour du rap français sur scène dans toute la France à partir du 10 Novembre ! Le 8 décembre, je remets le Zénith en feu Réservez vos places et bossez votre cardio ! Tournée→ http:bit.lyKeryJamesTour2018 Sortie: 16.11
Cindy GGp c est tentant
Nividianan'ity pasitera ity mofomamy avokoa ireo lehilahy mitady vola( mpisera) teny Analakely omaly Didy Rmj
Tsis anzany fa aza mandainga
Ma contribution: Lorsque j'étais en Palestine il y a quelques années, j'ai rencontré une famille dans le camp de Balata près de Naplouse. Cette famille a été victime d'un drame en Septembre 2013 à cause d'une explosion de gaz dans leur maison. La plus grande des soeurs âgée de 10 ans est décédée suite à ses blessures après avoir courageusement secouru ses deux petites soeurs. Mais les deux petites survivantes ont été gravement brûlées. Une association souhaite les faire venir en France afin qu'elles puissent recevoir les meilleurs soins. L'hôpital Armand Trousseau a été sollicité et le montant des frais d'hospitalisation a été estimé à 42000 euros. Le montant récolté à ce jour s'élève à 15000 euros. Pour faire un don et permettre à Habiba et Leyane de recevoir les meilleurs soins possibles, c'est ici: https:www.babeldoor.comfrnouveau-visage-habiba-leyane Partagez la page: https:m.facebook.comHabibaLeyane?rdr BABELDOOR.COM Un nouveau visage pour Habiba et Leyane
Merci pour toute ce que tu fais Kery James
inona zao ny zavatra mety ahafinaritra be an'ity herinandro ity ho anao
Le ahazo ticket loko race
9 avril no ilaina ilay izu
Aterinay sa alainareo ☺️
Tsit mints eh
Teneniko anlah ab v notenlah?
Ao am poly mis unité d'accueil image am ecole doctorale
manapaka image zany
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao
Appareil n vazaha ve no.nanome couleur otrzao sa navadika en.couleur le.sary taty afara!?
elabe
Za VO nator d Zao VO nfoh
Ndraso jereko ar n examen d journal
Eny o
Mama kous ranga migafy ah xD
tambola kely io aaa le enao.mbl ao anatin tsra iny mints de atsona magidy mints
F lery aloh kobk hoe miady trop iani a!b physique
R fellaini lek n tn niady maf tao
Ef mis laptop nareo d afk mdeplace
Tay Zan koz
FIANARANTSOA rehefa alina iny Akashi Olytamar (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Ny zanako teraka 14 Novembre
Vao nigadona tao Morondava ny Filoha Ravalomanana ny Zoma lasa teo dia nitady ny fonenan' ny fianakavian'Itompokolahy Fleurys,ilay zazalahikely 7 taona maty naolana teratany vahiny no nataony voalohany. Tonga tany an-tokatranon'ny fianakavian'Itpkl Fleurys ny tenany nitondra ny teny fampiononana ho an'ny fianakaviany satria mafy tokoa izany mamoy zanaka izany ary miantso sy mitaky ny fampiarana ny lalàna amin'ireo nahavanon-doza. Velom-pisaorana ny fianakaviana ary na teo aza ny fahoriana dia nilaza fa faly izy ireo satria manana Ray aman-dReny mampahery tamin'ny voina izay nanjo azy ireo.
Ary refa tsy eo am fitondrana ndray izy zany vo be kibo an!Mafinaritra Président !
𝑴𝒊𝒏𝒊 𝑺𝒂𝒍𝒐𝒏 - 𝑹𝒆𝒄𝒓𝒖𝒕𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 𝑨𝒎𝒃𝒐𝒉𝒊𝒎𝒂𝒏𝒈𝒂𝒌𝒆𝒍𝒚 Envie de rejoindre une équipe jeune et dynamique au service d'un grand acteur dans le secteur Énergie ? Justifiez-vous d'expériences significatives réussies enPlus Management d'équipe, de la performance et de la qualité de production dans le domaine de la relation client ? Rendez-vous ce jour etou demain 28 juin à partir de 11h pour un entretien direct dans nos locaux à Ambohimangakely munis de vos CV svp. Responsable Opérationnel Chef de Plateau Coach Production Conseillers Clients (Assistance Technique) Conseillers Clients (Back-Office) Télévendeurs Excellente Semaine à tous ! Comdata Ambohimangakely
Mercia Maeva io nenao e
𝗧𝗼𝘁𝗮𝗹𝗹𝘆 𝗦𝗽𝗶𝗲𝘀! Toy ny isam-bolana, Manome fahafaham-po ho an'ny ankizy ny Startimes amin'ny alalan'ny fanomezana ireo fandaharana vaovao tsara indrindra sy ankafizinizy izy ireo. 𝗧𝗼𝘁𝗮𝗹𝗹𝘆 𝗦𝗽𝗶𝗲𝘀: Dessin animé tsara sy mahafinaritra ary be mpankafy indrindra izay mitantara ny zavatra niainan'ny ireto tanora Telo mpinamana ireto: Alex, Clover ary Sam. Izy ireo dia mpitsikilo matihanina miasa ho an'ny WOOHP ilay fikambanana miafina miaro ny maha-olombelona. Araho eto amin'ny Startimes isanandro amin'ny 6 ora sy sasany hariva eto amin'ny BOING DTT 364DTH 695 Afaka jerena amin'ny finday ihany koa amin'ny alalan'ny application Startimes ON Rohy: 𝗵𝘁𝘁𝗽𝘀:𝗮𝗽𝗽.𝗮𝗱𝗷𝘂𝘀𝘁.𝗰𝗼𝗺𝟰𝟳𝗵𝘃𝘄𝟱𝗵
Adinonao,jeryy l mpanome mission aniz telo vavy, Reto s skobidou no tena dessin animé, TS mankaleo anah e.tsar loatr
Hitafa amin'ireo tanora Malagasy avy amin’ny faritra rehetra eto Madagasikara ny Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA mandritra ny hetsika Tanora mandrafitra ny ho avy izay ho tanterahina rahampitso 26Plus novambra 2021 eny amin'ny Novotel Alarobia. Manasa antsika hanaraka izany mivantana manomboka amin’ny 9 ora eto amin’ny pejy ofisialy.
Enga anie mba tsy ho tapaka ny jiro...
Tokony homena halalana tahaka ny taximoto ihany koa ve ny taksi bisikleta raha ny hevitrao eto Antananarivo renivohitra?
Oui tena zay mintsiny, za Zao ilay olona Tia mitokana irery fa za tsy miavona akory
Mbola iala eo ampasampito
Ko ts amfiri vo hoavy eo
Zakaranda Hafahafa ho’aho ny tontolon’izy iny Zakaranda nipoapoaka Fonfon-tany mando koa mba tiany Rehefa volana Oktobra Orana mitendry ny fanitso Izay no hira tiany indrindra Ilay masoandro mody hamonjy ampitso No sinemany takariva Izy tsy nanao kahie de sovenira Ilay alefa mandehandeha Tsy nanangona sarina mpihira Ho atao peta-drindrina Nampatahotra azy ny bal amin’ny alina Tabataba matimaty jiro Nampanofy ratsy, nofinofy adala Na maraina aza tsy adino Rojo volafotsy tefin-karana Tazako eny an-tratrany Io no nanome ahy hazavana Nanoro ny anarany Lasa bitsibitsiko isan’andro Rehefa izay mba mifanena Lasa hirahirako atoandro Nofiko hadiva haraina Ka nitoetra teo ny fitiavako iny Tsy mba nisy resa-be Arahaba iray, tsikiny midify Samy lasa nandeha Samy mba nanohy ny eritreriny any Ny azy anie tsy fantatro Fa ny ahy niova hira ihany Asa izay na tsapany Hafahafa ho’aho ny tontolon’izy iny Zakaranda nipoapoaka Fonfon-tany mando lasa tiany Rehefa volana Oktobra Lolo sy ny tariny Malagasy ve ianao
Faniriako atrin'ny ela fa tsy hay na raovina vao hotanteraka
N volo dem Zao aon ngah
Sasako nenah
MONDIAL 2022 - IREO MPILALAO HANDRAFITRA NY EKIPAM-PIRENENA FRANTSAY.
Fa natao ty pokba sy Kante e?
Arahabaina i Wendy Cathalina , na teo aza ireny toe-javatra ireny dia tsy nahakivy azy fa nijoro hatrany izy.
Félicitation Wendy, avelao ny mpialona hanaratsy fona atwny voasakany zvtr aparitany reny ny fifankatiavanar eo
Ye mis atao calcul le ratios ren
Hay mo
Yee
Ay mbola mis tranony zn?
MouHammad Alix sortira le 3009 et est disponible en pré-commande en physique et en version Box Collector : La Box Collector (Album T-shirt) : http:keryjames.lnk.toMouhammadAlixBoxCollector L'album : http:keryjames.lnk.toMouhammadAlixEditionStandard
Vole comme un papillon pique comme une abeille force a toi frero
Mahazo akie ah
Ela b kie a
Fa aona
Tss rah nanjar
In poste ndrie
Assistante direction aky aaa,mutoviyovy amn n an ndry ihanyyy Ko ra mangataka fiakarana karama r Kiala aaa,sa tsy mety zanyy
Tooj mahasarika August 25 at 3:48 PM · Tena itako fa manaraka ny film soloky daoly kay tsika ato te afatatra izaho hoe Iza avy no nanaraka kay betsaka Na izaho aza tsy naita Téo fa tapaka ny jiro MIKE ihany
Bravo fa mahay lieee fe zara2 le 2 millions
Ry tanora namako.. Mianàra fa tsy mety ny tahaka izao.. Ny Ray amandreny mihevitra fa mianatra ianareo rehefa mivoaka ny trano ,ka anefa zao no zava-misy.. Taomin'ireo namanamana dia manaonao foana. Ry rayPlus amandreny.. harao maso hatrany ny zaza ! Ambatondrazaka renivohitra Olona 13 ao anaty tambazotra mpanao asa ratsy tao Ambatondrazaka izay ahitana zaza tsy ampy taona no voasambotry ny polisim-pirenena. Loharanom-baovao avy amin'ny mpiara-monina no nahafantarana ireto olona ao anaty tambazotra mpanao asa ratsy tao Ambatondrazaka ireto, ka nisambotra azy ireo ny polisy. Miisa 13 ireo tratra tamin'izany, izay nahitana vehivavy 05 tsy ampy taona (12 taona no zandriny indrindra) sy 05 lahy tsy ampy taona. Fokontany samy hafa no nisamborana azy ireto ary fantatra ihany koa fa samy manana ny tambazotrany izy ireo. Samy niaiky ny heloka vitany ny rehetra rehefa natao ny famotorana ka misy ny mpangalatra, mpiray tsikombakomba, mpandray sy mpivarotra ireo entana halatra. Eo andalam-pikarohana ny naman'izy ireto ny polisim-pirenena.
Izao ny vokany rehefa tsy mahazo velezina na bedesina sy sazina n'y ankizy,zao ry zareo lasa dahalo.aza manome tsiny RAD aby ianareo.
Olona 27 no maty, 20 naratra tamina lozamp-pifamoivoizana tamina autoroute iray tao Chine Fiara nitondra ireo olona tratran'ny covid-19 ho an'ny amin'ny toerana tokony hihiboana ity tra-doza ity
zai ndray nareo r chine f anondrana ndray f ef nangín2 le covid teo a
Efa madiva ho vita ny tapany voalohany avy aty avaratra amin’ny tetikasa Miami eto Toamasina. Ny farany volana janoary 2022 ho avy izo dia efa ho hita taratra ny hakanton'ny moron-dranomasin'i Toamasina. Manaraka tanteraka ireo fenitra ara-teknika ny asa rehetra izay nankinina amin'ny orinasa Malagasy ny fanatanterahana azy. Ahitana pavé autobloquant sy béton incorporé maroloko ireo toerana fitsangatsanganana. Efa an-dalam-pamaranana ihany koa ny fanamboarana ny terrain de basket-ball, ny toerana fanaovana fanatanjahantena ankalamanjana, ny skate park goavambe. Ny jardin des amoureux kosa dia efa tazana ny fivoakan'ny endriny amin'ny ampahany ary ho ezahina ho vita mialoha ny faran'ny taona izany. Hahazo tombony mivantana amin’ny fahavitan’ity tetikasa Miami ity ireo mpivarotra miisa 321 teto amin’ny bord. Omne toeram-pivarotana tsara tarehy mendrika izy ireo. Hisy ihany koa fanofanana sy fanaraha-maso mba ho matihanina ny tolotra ara-barotra omen'izy ireo. Tafiditra ao anatin'izany ny fanofanana izany ny fitantanana tetikasa sy vola ary fampiasam-bola, ny développement personnel sy fandraharahana mba hivoatra sy hiroborobo asa ataon'izy ireo. Ao koa ny lafiny fahadiovana sy ny kalitaon'ny tolotra sy vokatra hamidy mba ho matihanina tanteraka ny varotra atao amin'ireo toeram-pivarotana ao Miami. Anisan'ny hahazo toerana manokana sy hisitraka fiofanana ihany koa ireo vehivavy mpanao asa tanana ao amin'ny Faritra Atsinanana.
Tsara bé ley izy président fa mba misy ra Ray tena mila jerena ao Tamatave dey ny évacuation d'eau lalana fa dobo na rano foana isaka manorana andro. Misaotra tompoko
Iah mo ts nteny tsony
Ator am zay za fa 2% yij
Mitohy hatrany ny asa famonjena sy fanavotana ireo mpandeha miisa manodidina teo amin’ny 138 nandeha tamin’ny sambo mitondra ny anarana FRANCIA hihazo an'i Soanierana Ivongo izay niharan-doza teo amin’nyPlus fari-dranomasin' Antsiraka. Olona 45 no velon’aina soa aman-tsara ary roapolo mahery no hita fa namoy ny ainy hatreto. Mitarika ny fikarohana ireo mpiray tanindrazana any an-toerana ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena miaraka amin’ny OMC, ny Faritra Analanjirofo, ny APMF, ny BNGRC, ny Filoha lefitry ny Sénat, ny Governoram-paritra Atsinanana sy Analanjirofo. Eto am-piandrasana ny vaovao mahakasika ireo voina nitranga, dia mirary fiononana feno sy mankahery ny fianakavian'ireo namoy aina sy mbola karohina ny tenako.
Ity rano ihazo an'i soanierano ivongo ity izany no triangle de Bermudes aty Dago. Tena betsaka izay tranga mpiseho matetika hamoizana ain'olona teo izay.Mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'ire o izay namoy NY ainy.
Aaa f aon?
Réf ts tong am lundi d makani am doc
Coupe du Monde U19 FIBA 2023 à Debrecen (Hongrie) du 24 juin au 2 juillet 2023 isan'ireo Firenena handray anjara ihany koa i USA, Argentine, Brésil ary Canada Fa ny ANKOAY koa mandray anjara...ISIKA REHETRA miara- manohana ny ANKOAY Ekipam-pirenentsika malagasy FIBA
Repose en paix Veve .
Integrale v io sa ts?
Jet io
Mba mitady vahaolana amitsika ato ndray aho,mipetraka am tanana lova aho ary samy eo daholo ny piray tampo rehetra no mipetraka fa saingy ef samy manana tandrt ify azy,mbol ts voazara satria ra araka ny tokon ho iz d mizara roa lay lova ka ny atsasany no ef tokony ho ovainay satria ny ray ef maty fa ny reny mbola eo,ka eo ndrindra no olana,miangajanaka b mamanay satria isak manao zavatr eo amle hitsinay d korontaniny fona,ts afak ifapiresahana mits i fa d ze ataon reo zanany reo ian,amzao tedavin ho terena eo amle itsinay,le reny io manery io,,vo miten az mou d oe ahy tyd ze tiko nef marihana fa azy sy dadanay mits le tanana,mama mo amzao ef manana sipa vadikely ka zza tedavi ts ahazo eo mits aho ka n tiko anmpinareo ah d aiz o oonatoniko ananao anle tadiavin ho terena ato zahay,efa annan acte d notorite a fandoavana avy an raio za
Mangataka partage am tribunal .
Miarahaba ny mpikambana, Mba mila hevitra amitsika namana. Misy madamme mivarotra eto akaikinay, isaky ny mandalo zay sy mamanay de esoesoiny fona oe makorel sy mpangalabadinolona, za tsy namaly fa mamako no tsy nahazaka de nanirahany olona hanatitra ity taratasy ity le mme, andro alakamisy io, hariva nahazo convocation zahay fa makeny police zahay zoma 8sasany. de namonjy anle convocation zahay t 8sasany, nampahafantatra anay le inspecteur fa nanao plainte de reserve izy fa ra maninona2 hono izy de tsy miala aminay noho io taratasy io.de natao ny sonianle notification d nody. t1 atoandro anefa de nisy police 5lahy naka anay sy neny teto ampivarotana, tena oe fahafambaraka, tonga teny de oe le police namany nanaovany plainte no nampaka anay fa le mme hono niantso azy oe otrn tsy nande tamle convocation zahay. de le inspecteur no niantso anle police namany oe efa notifié reo de nalefany zahay. tonga ndray ny asabotsy natsonle inspcteur oe mila makany am birao de nande tany, de nifanatrika tao zah sy le mme, de lazainy ndray fa ananany 9alina hono ny rahavaviko ka raha tsy mandoa anio zah de alefany MD za sy ny mamako. nanontany anle rahavaviko zah de oe tsy ananany vola. tiko anontanina de oe mampigadra ve raha io taratasy nalefan'ny mamako io??? afaka manao contre plainte ve tamle vava ataony oe makorel sy mpangalabadinolona ary ny diffamation nampakany police anay teto ampivarotana??? farany oe tsy maintsy mandoa io vola lazainy io ve zahay nefa ny zokiko manda fa tsy hanany?? misaotra torohevitra de mialatsiny fa lavalava
Izy mamo indray zao no miantso police ane
Aza adino moa le 30000 iny rf mvoka n volanla
Eka
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao
Miainga gebre daholo ndray hono ee, haha
Salama groupe!saika mba anontany azafady,ny rein v tompoko misy tsitan écho sa ts maints itany daholo. Misaotra ho an ze mamaly
fa manao ahoana ilay fisehon aretina? analyse créatinine sy echo mantsy no tokony hahitana azy
Am cyber ao kay ela demain?
Rah ts hosahirana mconfig anreni d anaconda telechargerna df mis python s library anaovana calcul sns
Ngah tsss ato am fb
Bonnet ana ninja am naruto😂😂
meti ts taraiki zani
In n gouter mb mora2
À toi la Maman courageuse et aimante qui a parcouru un long chemin d’année en année. À toi la femme optimiste; garde toujours confiance quelles que soient les épreuves que tu traverses. Avance avec foi et sans crainte . Joyeux anniversaire et bonne fête Mimi.
Joyeux anniversaire et bonne fête à la première Dame de Madagascar, je vous admire beaucoup. Que Dieu vous bénisse vous et votre famille
Vous avez envoyé une pièce jointe.
Efa itako mitsy
ADIN'NY SAMY ENJANA . ASSASSIN'S CREED VALHALLA COMPLETE EDITION LE RAHA.MATSIRO MILALAO AZY
Misy Kassandra ny Valhalla kay
Mandehan mod
Lany mega za ki Ko ts am 7 ian ve ?
Jente in ony lty ty rzalah fa misy b toika b ato tann
Fa inona ary ny anaran'tony marina eh!?�
Mba saika hanontany tompoko Maty vadiko de misy taratasy hokarakaraiko satria izay vita soratra .izao lay fanontaniana lay acte de mariage original sy acte denesance original lay zanako ve? Original daholo ve izy 8 sa iray ihany de atao photocopie mba omeo fanazavana aho tompoko
Tsy azonao tao photocopie fa mila maka vaovao ana firaisana
D aon ary ra ts otiaviko
Iah ar saika hanao regroupement teo kai moa ef novana larobia maraina d vizak ftsn tany
vendredi 15h30HF zani(16h30HM)
😂😂😂
Intelligence artificielle
Afapo zani?
Intelligence artificielle ko :-D
N dépense aty ar mamay b
Dokotera aia koa?
Dokotera any ambatoroka
.Miaraka manety :-D
F davah ho potehako amPes alih
Sym s pgo v zlh mb mis miakatr piste f Kymco vs Yamaha fon resak ato
Eto gasika no mety tsy misy fa any an kafa misy
J-4 AVANT L'EURO 2020 - Suivez en intégralité la compétition à partir du 11 Juin au 11 Juillet! Pas encore abonné? Profitez de la PROMOTION ! le décodeur avec un mois sur EVASION est seulement 55.000Ar.
Andeh ve ni reunión si Mayotte la 1er pendant le match France Bulgarie
D mivezivezy makany amin'i mopera foana vé ho aolany nandritr'izay 2 taona izay sa makaiza Mba tiako ho fantatra fotsiny
Any nanisan we mkis 2000
Sad jere mtad ho be fe za taloha
Inona no azo atao mba hitsaboana ny tongotra vakivaky? Efa nahalany glycérine efa ho 1 tavoahangy angamba fa eeeee! Misaotra
Hosorana hoditra akondro amin alina de atao bzs kiraro ary atao matetika maraina vao sasana
nareo v tsa hay angatahana faveur?
fa tena vo kobonlah ian e
Fa ahoana hono??? Otriny adala, nga ndrie tsy efa hitany mirava aloha foana
Ay am herunandro e
Mahafinaritra mihitsy mahita mpivady niaraka niketrika, nifanohana, niaraka nisondrotra...n ifampatoky
Oui tena zay mintsiny, za Zao ilay olona Tia mitokana irery fa za tsy miavona akory
Ay eny ary
Tena Mbola ts mianatra a rah ts am tapabolana any
amnio andro alina d ts hita n numeroni bus,n lohani ary niatota f mb ts nanin oe f n valahana no maharari
T'ena izay mintsy zao ny olana, ka tokony ho jerena ihany koa ny lohany d tsy tadidy mintsy ve le bus
B
aza atao anzani n akama😂😂😂
Impatient de remonter sur scène ce soir, de retrouver mon public. Je jouerai À vif jusqu'au 1er octobre au Théâtre du Rond-Point. Je vous offre le livre de la pièce, envoyez un email à keryjamesavifgmail.com À vite... Kery
Mon ami, il y a 7 ans j'ai eu mon bac français avec une note de 16 sur 20 en citant des paroles de Banlieusards alors que j'étais le dernier des cancres... Je suis un fils de la campagne profonde du pas de calais, mais grâce à des hommes comme toi, je suis maintenant depuis deux ans en Australie pour apprendre l'anglais, pour avancer , m'améliorer. Je viens pourtant d'un milieu modeste. Mais... Avec des Hugo, des Rimbaud,des Bukowsky, des Piaf, des Brel, Des Brassens , des Ferré, des Reggiani, des Johnny Cash, des Renaud, des Onfray, des Saez, des Eminem, des Shurik'n, des Médine et des Kery James, rien n'est impossible.
niakatra hotrina?
Vous avez manqué une discussion vidéo avec Anselme.
L'attaquant Tsilavina Drogba Fanomezantsoa, après avoir brillé avec les Barea CHAN, est retenu dans la liste des 23 Barea convoqués par Nicolas Dupuis pour le regroupement de ce mois de septembre. L'ancien du Bayern Munich, désormais joueur du Fortuna Sittard aux Pays Bas, Rémy Vita, figure également dans la liste des 23, tout comme le prometteur Kenji Van Boto de l'AJ Auxerre (France). Actuellement sans club, Jérémy Morel et Thomas Fontaine sont bien convoqués. Les Barea participeront au tournoi Maroc Capitale du football africain du 19 au 27 septembre prochain, dans le cadre de la préparation aux qualifications de la CAN 2023. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mgdepeches
D aza manatena zavatra ra reoliste reo otran efa betsaka mantsy no MBA Aka aina
N kibo ts d manin f n lamosina ndrai2 mis keli
D iandr anzany ve nao
Fantatrao ve fa tsy mila mivoaka ny trano intsony ianao rehefa anao ny réabonnement anao? Azonao atao tsara ny manatanteraka izany amin'ny alalan'ny mobile money. Tsotra nefa sady mora tanterahina, araho fotsiny ity toromarika ity
Bjr canal plus. Iza avy kay ireo chaines maha samy hafa ny bouquet bienvenu(20000) sy ny ACCESS. Misaotra tompoko.
Comptable
ngaaa dia inona daol dossier ilaina
Le MouHammad Alix Tour reprend dans toute la France : 23.02.17 ANNEMASSE (74) Chateau Rouge 24.02.17 NYON (ch) Les Hivernales 02.03.17 CAEN (14) Cargö 03.03.17 NANTES (44) Hip Opsession 04.03.17 REIMSPlus (51) Cartonnerie 07.03.17 PERPIGNAN (66) El Mediator 08.03.17 MARSEILLE (13) Docks des Suds 09.03.17 NIMES (30) Paloma 10.03.17 CANNES (06) La Tangente 14 et 15.03.17 PARIS (75) Olympia
Nimes prochainement ....Merci encore .... en attendant on milite ....
Eritreritra fotsiny
MBA anontanio ne prix anio sod lafo b
Comme dit Shone GFG C'est cohérent ? Qui est l'infiltré qui m'a placé dans cette émission? haha
laisse shone trankil , il n'a pas besoin de ta lèche .....Freez Corleone d'or semaine
Eny kie a mbola tsss appel fon
Calme ftsn akia
d aon ren victoire ren
Large domination lôtra e
:p ..... nenareo ko g ts nand tamnin v!!! mdr hahaha
Iza ko le ts nande?
-SÔRA
Miah Andry le tsou zay
Mada'Zara November 27 at 8:37 AM · Ireto ary misy karazana laoka maromaro afaka hakanao hevitra raha mbola tsy fantatrao izay hatao laoka androany alahady. Mazotoa mijery hatramin'ny farany ary dia mba asio Commentaire kely milaza izay safidinao raha mety. MERCI Mirary soa e Mazotoa homana Aza adino manisy j'aime ny pejy Mada'Zara
Voanjobory sy trondro tena tsara
Heeer
ko aiza le vola?
Alefaso am nendra aimé ary
TSSs vola n Mvolako zao kp
cava??
hahahaha ewa
Retrouvez les dates du 14.10.16 SAINT MALO (35) Nouvelle Vague 15.10.16 SAINT CYR (37) L’Escale 20.10.16 BOURG EN BRESSE (01) La Tannerie 21.10.16 GENEVE (ch) Palladium 22.10.16 LYON - CALUIRE (69) le Radiant 27.10.16 NANCY (54) Autre Canal 28.10.16 STRASBOURG (67) Laiterie
Alexis Allez encore un peu d'attente :)
An-kafaliana no handraisako anjara amin’izao fandaharana demokr’ankizy 2021 izao. Fandaharana izay entanin’ny ankizy Malagasy, hamaliako ny fanontanian’izy ireo avy amin’ny faritra tsirairay.
Tsara be Mr le président ! Fa raha MB mety dia asio fihaonana mivantana aminy tanora koa! Satria manana tolo-kevitra tsara hoentina ampandrosona Ny firenena ny tanora
Ai moa
Nareo n pifanao dona kely am tanàna😂😂😂
Tena resaka matotra
KO anao in any fotsin