dialog1
stringlengths 1
14.7k
| dialog2
stringlengths 1
6.6k
|
---|---|
Io n mconsomme ao rah vo velomina n ordi d rf ela2 zay vo miala hoazy | Afficher tous les processus utilisateurs |
Tsara ho fantatra momban'ny fitondrana hazandrano atao voandalana Anentanana ny rehetra izay mbola tsy mahafantatra fa ilaina ny manao sy mitondra taratasy consommation familiale alaina eny amin' irenyPlus birao misahana ny jono ireny rehefa hitondra na handefa entana manodidina na latsaky ny 10 kg eo izay atao sakafo. Efa tafiditra ao anatin'ny collecte kosa ny mihoatra ny 10kg. Tsy misy vola aloha ny fanaovana io taratasy io fa fenoina ny momba ilay mpandefa sy ny andefasana raha atao colis. (Loharano:DRPEB Menabe) | Sodé mba TSmety amnareo ary le asanareo ao fa ifamadik tsik |
Fizarana fitaovam-pianarana feno ho an’ny EPP Haute Ville Antsohihy | L’ennemi de l’Afrique ce sont les africains... les opposants de Madagascar critiques trop ce président qui travail pour son peuple et pour l’Afrique |
Nenah ref mresak tsara amnah f resako tsar ko fa ref ts d tiko d avelako eo fotsin | d aveo mikôtikôty :-P |
Aiza enao | Ataovy sabots ariva |
06 no naratra( lehilahy 5 sy vehivavy iray) vokatry ny afomanga tsy tafakatra ambony ka niverina tamin'ny tany tany Mananara Avaratra Araky ny fanazavana avy any an-toerana dia noho hamandoana teo amin'ny CEGPlus toerana natokana nanapoahana azy no nahatonga ny loza. Tsy misy hatahorana ny ainy ireo 6 mianadahy izay efa nahazo fitsaboana sahaza azy avokoa. (Horonantsary:William NG) | Tsy ilay mipoaka ambany koa no mety nandratra ny sasany fa noho ny fikoropahana sy fandonana olona samy olona mitsaoka anaty maizina |
N manangeza anzai kobtsik f ts mila mantani tsn k | OtrAnio fon in |
Ye efa ncommandiko | OK,ao fa alefako rehefa avy eo |
Milamina iany n lundi de paque amzao | ð |
Pardon ? Bonne semaine semaine à vous Vince Corly | Bonne semaine à toi aussi.. |
f nga ts nagraferna | ngah in imprimen in mis version francais |
In ary n afak atao fa d demain zanymianatra | Ay mb mianatra iani iziðð |
nga tsis jus? | Tsara fa ts met isokatr ts lafo b v reo |
Tongasoa eto Ambalarano, kaominina Fenoarivobe, Distrika Fenoarivobe, Faritra Bongolava. Jean NM (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Tadidiko ery tamtony mbola nilamina ery ny tany. |
Vo aingana v sod ef sary ef old b ts meti | Tam sabots teo |
Bonjour daholo...saika Mila fanampiana azafady. Misy tranga eto FM misy anay.Olon-dehibe iray namotika baolina n'y ankizy sendra mba nilalao teny akaikiny.Lazaina moa zany fa tena ratsy saina be lay ramatoa.400000fmg ny vidin'ilay baolina ka zazakely 7taona no nilalao azy fa tsy ny tompony (15 ans).Te hitory fokotany ny RAD ilay topony baolina satria matahoatra fa ilay ramatoa satria mahavita mamotika antsy n'y kilalaon- jaza kely dia mety ahafaty an'ireo akizy ireo mintsy. Mahazo Antony ve ny RAD hitory? | Matoa izy marimba ny baolina dia mety mankany aminy so manelingelina any izany, aza mitory izany fa ao antokotaninao na any ny terrain ny zanakao asaina milalao. |
Biraon'ny Commune vaovao eto Andranovorivato, district Vohibato Fianarantsoa Jos Soandry ( misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Tohanako 100℅ mintsy ...samy raha tiany |
Tongasoa indray eto Fianarantsoa. Aty amin ny faritra misy ny Rova , tanàna ambony Patrick Antonneli (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Ze mb kely ananana ndray no vao maika ringana :( |
On n'est pas condamnés à l'échec La vie est parfois une question de direction... Extrait de Album sorti en 2008 ⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀ Illustration de Maye Draw ⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀ | On est condamnée a réussir construire des carrières franchir des barrières... |
Radio inn n mis tantara? | 106.8 ngamb io |
Andry Rajoelina a 8 nouvelles photos. 8 mai 2021, 20:49 · Plus d’options Mamokatra raha samy eto amin’ny faritra Androy i Beraketa, ato amin’ny distrikan’i Bekily. Antony nahazoana izany ny fahavitan’ity tohodrano ity ka nifehezana ny rano mba hahatondraka velaran-tany fambolenaPlus 180ha. Tsy mionona amin’ny fizarana sakafo fotsiny ny ady ataontsika amin’ny tsy fanjarian-tsakafo fa mifototra amin’ny fanatsarana ny famokarana ihany koa. | Raketa ty hagneay Mr le Président |
MARO RAHA HITA : Tena mankafy mihitsy ity ramatoa ity eo am-panaovana tatouage. Azadino fa tena mampitera-doza ny vatantsika ny fanaovana ireny tatouage ireny. | Raha hileny nenanjy io, afokany |
aa.. alefao lek de partagenareo | partagerna aona? |
Na tong d vidinao n farine atsasany s levure chimique.Sucre fefany | Asaivo vidini f ts vitako |
Malagasy ve ianao September 12, 2021 at 10:41 AM · Iza avy no zanak'i FANDRIANA isika e? Malaza tsara tovovavy mihitsy ity toerana ity raha ny filazan'ny maro azy. Michael John D'or ( misaotra nandefa sary taty aminay MALAGASYVEIANAO) | Mahita ekipa maro bé ato za zany a! Tonga SOA mamolava s'y n'y ekipany |
Mbl ts mato ah mteni ko | De aona ah EF te atory t'y zan |
Taorian’ny asa haingana nifandrimbonan’ireo tompon’andraikitra maro isan-tsokajiny dia vita soa amantsara ary afaka ampiasaina avy hatrany nanomboka io maraina io ny tetezana vonjy maika, pont bailey etoPlus Moramanga. Miverina amin’ny laoniny araka izany ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha-2 izay tapaka nandritry ny roa andro, vokatry ny fihotsahan’ny tany nateraky ny andro ratsy tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Isaorako manokana ireo tompon’andraikitra tarihin’ny Praiministra, ny Minisitry ny asa vaventy, ny goverinora ary ireo teknisiana rehetra izay niasa mafy andro aman’alina ka nahafahana nametraka izao tetezana izao tao anatin’ny 2 andro monja. Mirefy 25m ity tetezana ity ary mahazaka vesatra hatramin’ny 45 taonina. Tsy kivy isika fa mijoro miatrika ny olana ary miasa haingana hatrany ho fanasoavana ny vahoaka sy ny Firenena. | Dia mbola hisy hakahala 13 ihany ve!! Razafindrakoto Jean Jacques aiza aky ndry cherie!!! |
Mbola k | d aon zani? |
Sprinter io zao asainy amidiko fa ref ts 300 d ts alefa | Aza mety adala 8 @zao oa fa avelao ao fa tena mahasorena ahy daholo ny toetrany @Fotsy, tena ratsy saina mintsy, f'angaha mo tsy alahady ny 14mai |
Tena nahafinaritra ahy androany ny nitazana ireo trozona teto amin'ny ranomasin'i Sainte Marie. Hafaliana miavaka ny mahita ireo andian- trozona miaina sy miriaria finaritra eto amin'ny nosintsika, ka tokonyPlus ho arovantsika izy ireo sy ny tontolo iainany mba hitondra fampandrosoana ho an'i Sainte Marie sy i Madagasikara manontolo. | Sady mihomehy ihany ngamba Président raha mamaky an reto coms reto, fotana |
Wwe game series : wwe show down 2 (713mo) Wwe smack down vs raw 2007 (362mo) Wwe raw judgment day TE (312mo) wwe 2008 (mitovle catch t n64) Wwe Impact 2011 (468mo) Wwe 12 (687mo) Wwe 2k15 (20go) Wwe 2k16 (40go) Wwe 2k16 (40go) Wwe 2k17 (45go) Wwe 2k18 (42go) Wwe 2k19 (43go) Wwe 2k20 (50go) Wwe 2k22 (Nanomboka 2k15 vao tena nilay n tpc, wwe2k21 tsy nisy,ary efa nivaoka ny wwe2k22) | config takin le wwe2K15 sefo ah? |
Ambohimiadana Andramasina safiidy Maloya (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Ndriii nipetraka irery tany aho nianatra fahiny Tena mafy tamiko kanefa mamiko satria namolavola ahy ho toy Izao |
Latsaka aon | Fa tena mihinana be akia |
Malagasy Manja November 26 at 6:34 AM · Vokatry ny délestage, Simba ny fiharian'ny olona maro. | Tena tsy rariny intsony kosa |
Zaza 9 taona handeha haka rano tao amin'ny Pont Androhibe- Katsepy, Mitsinjo-Boeny no nohanim-boay ka maty omaly Niroso tamin'ny famonoana ilay voay nahavanon-doza moa ny fokonolona taorian'izay. (Sary indrana) | Famanina lesy Thony no zazakely no nasin'lah le? |
Ye tsara loa e sad ref marar taloh d azo daol zay zavatr angataan fa ref amzao otran tsss nrarah zanii | Ngamb ef afapo na ef leo ngamb d mb miova generation ko |
Fa tena test zany rapitso ? | Inon nataonaareo tam sabota |
Ty misy code ze mila | corde-ny gitaranay 6 fa ts mety nenay reo code reo |
Hamaritan'ny vahoaka Malagasy ireo izay hitantana ny tanana manerana ny Nosy mandritra ny 4 taona ny andro androany. Zontsika izany, adidintsika koa manentana ny olom-pirenena rehetra haneho ny safidiny ho an'izay olona mendrika hampandroso sy hampirindra ny tananantsika manerana an'i Madagasikara. | adrimato foloha tsi oe efa lani bala iani ve le tim fa ge alatsakiri leroni mifadona amini tgv de kauo daolo na ravalo na rina de naita sari daolo ka lasa mapime sisa ri leroni ka mba magataka aminao a mba anabotra fenarana politike manarapetra mba enarani tim politike fa tena tsimavo tsoni ri leroni fa lanifika ka tsi maobi tsoni |
Mba ilazao odin-kanana oan olon dehibe eh. Efa firy taona zay ts ninana. Dia fihinana azy. Merci. | Manina raha manantona mpitsabo fa tsy mifanoro voana ato ka hidiran'andro eo dia avy eo ilay dokotera tao fb ireny ndray mahazo loza ... |
Andry Rajoelina a 13 nouvelles photos. 23 mars 2020, 19:03 · Plus d’options Malagasy mitraka, Malagasy miatrika, Malagasy mijoro. Apetratsika ny lamina, ny paikady ary ny fampitaovana rehetra ahafahantsika miady amin'ity valanaretina Coronavirus ity. Miasa manomboka androany ny CentrePlus de Commandement Opérationnel Covid-19 na ny CCO Covid-19 handrindrana sy hanarahana akaiky ny asa rehetra hifehezana ny tsy hihanahan’ity CORONAVIRUS ity. Ary efa vonona sy hiasa manerana an'Antananarivo ireo fiaran'ny Sampana manokana na ny Brigade Spéciale mara-maso ny toe- pahasalaman’ny olona natoka-monina. Miasa isika ary tsy hijanona hanao ny ezaka rehetra hamongorana ity areti-mandoza ity. | Asa miarotena fa mijereve an'i président ihany fa miandry anal i 2m avy eo ,de Mbola hiteny an'i président rehefa any iala io |
Leo b ordi ah d niala keli mjeri tele | Kai moa |
Aiza salle ? | 3 |
Ye lafo | 200000ar sa otrin nef ts mdoroboka any ar zay |
Nodimandry ny PAPA BENOIT 16 (XVI) na POPE BENEDICT XVI, androany 31 Decembre 2022. Teo amin'ny faha 95 taonany. Izy moa dia teraka tao Allemagne ny taona Aprily 1927. Misaona daholo ny Fiangonana sy ny mpiangona katolika manerantany. | Que son âme repose en paix |
Coupe du Monde U19 FIBA 2023 à Debrecen (Hongrie) du 24 juin au 2 juillet 2023 isan'ireo Firenena handray anjara ihany koa i USA, Argentine, Brésil ary Canada Fa ny ANKOAY koa mandray anjara...ISIKA REHETRA miara- manohana ny ANKOAY Ekipam-pirenentsika malagasy FIBA | Mandria ampiadanana zoky bé hajaina , mamangy fahorina koa hoan' fianakaviany rehetra |
COUPE DU MONE FIBA BASKETBALL FEMININ Toy izao ny fandaharam-potoana ho an'ny fiadiana ny amboara eran-tany ho an'ny FIBA BASKETBALL vehivavy izay hanomboka rahampitso Alakamisy 22 septembre. Mivantana avokoa ny lalao amin'ny ora eto an-toerana. ST SPORTS PREMIUM dtt 252 dth 246 ST SPORTS LIFE dtt 253 dth 243 Afaka arahana amin'ny finday ny lalao rehetra n'aiza n'aiza misy anao amin'ny alalan'ny application STARTIMES ON : https:app.adjust.com8hql67d | Mba otrino ny boket startims amzao? |
Ibattre mora ah dia tamy an | Aimoa ts manin zan in |
fimpima nga ren taloh le | Ewa,vo 2019 ne zalah vo nanangana anio cooperative io d ze vam te hiditra ao d miditra ab amzao zai ts manorme az lasa foza b |
Azo lazaina vao2 tsara kosa moa eee | Ye voky tsara |
am akaikini societe reni | Any akorondrano v |
Notendren'i Papa Fransoa ho Nonce apostolique eto Madagasikara i Mgr Tomasz Grysa. Izy izay teraka tao Poznań (Pologne) ny 16 oktobra 1970 ary nohamasinina ho Pretra ny 25 mai 1995. Manana ny mari-pahaizanaPlus licence amin'ny droit canonique. Niditra teo amin'ny service diplomatique ny Fiketrahana Masina ny 1 Jolay 2001 ary niasa tamin'ny firenena maro toa an'i Rosia, Inde, Belgique, Mexique, Bresil, Mission permanente auprès de l'ONU tao New York. Ary Premier conseiller tao amin'ny Nonciature apostolique tao Jerosalema kosa izy nialoha izao fanendrena izao. Mahafehy tenim-pirenena maro moa izy : Français, Anglais, Italien, Portugais, Russe ary Espagnol. | Misaotra an' Andriamanitra de misaoy an' i Papa François ihany koa . |
Sa ts asina ve? | Tokon asaina ts taddko le atao atao ao Manin ressources humaines moa |
Trneno Mam's | A réagi ð à votre message |
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego | Tsaroako tsara taminio zah ilay nanao fotoana tamle tsein Zay fa tapitra ihany ny kabary fa tsy hitako izy. Nilaza izy fa akanjo fotsifotsy no nanaovany taminio fotoana io . |
On peut toucher nos rêves, on peut aller loin avec le courage, l'espoir et aussi le travail. Nos Félicitations à Anisha Jo Music , la toute Première Malagasy à remporter la Grande Finale de la Alefa Madagascar purepeople.com | Ce n’était pas ma favorite mais il fallait un gagnant(e) bonne continuation |
K tokon MB amboarin ian ko | Rah ts hisi aita iniðð |
Nisy fotoana tena nalaza ... | Tadidiko le nibontsina be t le batterie ZTE mainty sy ilay batterie BL 4C iny |
ar le 300 iny nga ts afaka atao mtovy motif amle ray io? | Ts tinlah ngah tah le ipetrahan io mits no asina anio motif io |
Awa e | Zay manko |
Suite au déplacement du maire d'Antananarivo Naina Andriantsitohaina à Tokyo concernant le dépouillement des offres pour les équipements de la Société municipale d'assainissement et de la Commune Urbaine d'Antananarivo, le projet GESDA a été officiellement lancé cette semaine en partenariat avec le Japon. Le projet GESDA qui va durer jusqu'en décembre 2026 vise à aider la CUA et la SMA dans la gestion des déchets en fournissant des équipements à la SMA. Dans de cadre de la mise en oeuvre du projet , des experts japonais donneront une formation technique sur l'utilisation des équipements, ainsi que le renforcement de capacités des agents de la SMA et de la CUA. L'amélioration de maintenance des équipements et le renforcement du plan actuel de collecte des déchets sont également au programme. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | Fakotsika aby v ranga d ilaitsikafanamp ina avy any ivelany??? |
Lisanko ve lty refa eo ampototriny gloom de ts naita vazo atao mitsy nefa refa mandende any de bededebe tina hatao | ayy mba mis naman kay zaa |
NAMONO OLONA INDRAY NY TAXI-BE IVATO Taxi-be roa mampitohy an'Ivato sy Vassacoss no nifanenjika ny maraina teo tokony ho tamin'ny 05 ora maraina Vokatry izay fifanenjehana izay dia tra-doza ny iray tamin'Plusireo fiara. Raha ny tatitra azo avy amin'ny zandarimaria dia olona iray no namoy ny ainy , ary mpandeha am-polony no naratra . | Sazio any daholo fa tsy ampy saina , everinyf kilalao ny ainolona , zao ny vady amanjanany no mitondra faisana tsy fieverana kely |
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 15 JONA 2022 : Gerard ANDRIALEMIROVASON - PCA JIRAMA 1997 - 2001 - DGP t fitondrana Amiraly Didier Ratsiraka. GASCAR FENOSOA | Olona manampahaiza sady tia ny firenena Malagasy!!!! |
Lava be kay le black ops 1 sady mlay nistoirany fa somary ancien ra par rapport anle 2 | Nareo no maty foana fa adiny 6 io de vita |
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao | MBA efa nisy micro vé na méga phone teto am tsika |
Ankoatry ny fanamboarana ireo lalam-pirenena dia lalandrà mitondra ny fampandrosoana ho ety ifotony ireo lalana mampifandray ireo kaomina sy distrika. Saingy raha tsy manana fitaovana ny faritra tsy misy asaPlus afaka ho ataony. Izany no anomezan’ny fitondram-panjakana fitaovana ireo faritra tsirairay mba hanamboarana ny lalana mampifandray ireo kaomina. Ary nahazo ny anjarany ka natolotra teto Bezavona Tolagnaro ny an’ny faritra Anosy | Faly ny vahoaka mahita anao, mandalo lay samaritana tsara fanahy |
Hihazo ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny 9 sy 10 desambra ho avy izao. Ho tanterahina mandritra izany diany izany ny fitokanana ny asa fanitarana ny seranan-tsambon'iPlus Toamasina, ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin'i Madagasikara sy Japon, ny fanombohana ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha dimy miainga ao Soanierana Ivongo ary fitsidihana fotodrafitrasa maro samihafa. | on doit atteindre notre objectif grâce à cette coopération avec le japon |
Daza manao taitr | Sad otzao tkn ef manao repos matori fan2ðð |
Neken'ny Prefet ny hamotsotra ny SG TIM Rina Andriamasinoro ary ny Coordonnateur Jean Claude. (Alain Randriamiseza) | Zahay rangah tsy hanaiky fa tsy ankamerimbotsot ra a |
Hahaha..... Ouz Mr êlysée oe ref hita oe misy ts miad d avereno tateraka alou ny étude. Krkrkrkr | Hahaha atsika anie n tompony etude e :-P hahaha |
Hifarana tsy ho ela ny tantara Kely sisa dia andao anareo ny ekipa SIPA ( tsy ambara efatra ) Mankafiza tsara daoly dieny izao … | Tsara kous lou l tantara e |
Le tamnin ko,d farani tsik natori | KO Tam in Kos efa ela b d farani ts met tsony |
tokoni nay marn nande napanao bacc rf ts nandeha iani i dada sitrani ahay mba vola | Zao ve enao vo taitra, zay mintsy ny nataon'i reo oe doctorant oe no mandeha any ambany, manakara, farafangana, zay ni tsy nampandeha azy f dto6 Fianarantsoa oe na any ambositra d nijanona dadanareo d avy eo nataon'i dadanareo an'izao oe n'y zanako zany no alefa fa ny zanako ko manao docteur d tsy mino oe le chef, nareo ve d'efa hanana zanaka doctorant, raha hanao d omanina mialoha , fa sad dadanareo oe tsy mahavita ntsony |
Fqa ndrir aiza | mbola ampesana |
Ry legende sy ny ady mitsatsaka. Izao hono d tsy mivoaka | anontanio an'i Messi eh eh!!! aza teezitra |
Lehilahy iray no fantatra fa ahitana ny variole du singe ao Inde, tranga faha-4 hita tany an-toerana tao anatin'ny volana vitsy izay raha nambaran' ireo tomponandraikitra Nangataka tamin'ny fanjakana nyPlus minisitry ny fahasalamana any an-toerana ny mba hijerena akaiky ny fahasalaman' ireo olona avy any ivelany tonga any Inde mba hamehezana ity aretina ity. | Taira ranga mba idio ndray le sisintany aaa, sad zay tsmanana frais aaa!ndao mo eee! |
Andry Rajoelina a 12 nouvelles photos. 5 octobre 2020, 06:27 · Plus d’options Mila fiaraha-miasa sy fifanomezan-tanana ary finiavana ny handresena ny kere aty atsimo. Toa ny eto amin’ny masera Filles de la Charité de St Vincent de Paul eto Tsihombe izay manampy ireo mponina sahirana,Plus marary sy tsy manan-kohanina ary nanaiky ny handray sy hiandraikitra ny toby fanarenana ara-tsakafo ho eto anivon’izy ireo. Hiantoka ireo sakafo sy fanafody ary handefa mpitsabo hanampy azy ireo ny fanjakana ary ry masera kosa no hisahana ny fizarana ireo sakafo sy hikarakara ireo tratry ny tsy fanjarian-tsakafo mila fanarenana. Mifarimbona isika hitondra fanantenana ho azy ireo | Bisous mipoapoak rehe ty ajaja tia |
Le ministre de la Défense nationale, le Général Richard Rakotonirina, a reçu ce matin à Ampahibe la visite d’Arnaud Guillois, nouvel Ambassadeur de France travaillant et résidant à Madagascar. L’objet de cette visite est de continuer à renforcer la coopération militaire et sécuritaire entre Madagascar et la France. MDN L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | Les Îles éparses de Madagascar doivent être décolonisés |
Arahabaina Ariane fa vita soa ny tapany voalohany aaa. Miandry ilay andro malaza indray izahay eeee | Inn aki no idirako ozy Njaka haha |
VAOVAO MBS ALAKAMISY 19 MAY 2022 | Mahereza nareo e. Ho avy Dada |
Non ts navelan sipan | Ts navelani aon? |
Hafa mihitsy ny hoe apetraka ny finday sns rehefa misakafo. Mba mifanakalo resaka, mifampanontany vaovao sy torohevitra sns....fa tsy tahaka ny amin ny sary. | Ramamany koa anie tsy manaiky e |
VIVA AT HOME LEVEL GOD feeling hafa mihitsy | Olty ry Teg Life e?le level god v d mila fanontaniana otran reny?fanontania na tsisy hifandraisany mintsy reny ah? tena marina |
VAOVAO MBS ALAKAMISY 05 MAY 2022 | Izany hono no hampiakatra karama ,ny eo aza tsy voaloa. Fanjakana mampihome |
Fotoana efa nifanomezako tamin’ireo tanora teto Ihosy ity fitokanana ny Kianja manara-penitra ity. Velirano natao tamin’izy ny fananganana ity kianja ity ary izao tanteraka izao. Tsy milalao baolina anatyPlus vovoka intsony ireo tanora ary notolorana akanjo sy baolina tsara kalitao. Avadintsika ho asa hatrany ireo vina ka ho vitaintsika anatin’ny herintaona ihany koa ny gymnase manarapenitra eto Ihosy. Ary ny asa isan’ goavana indrindra sy hitondra akony lehibe ho an’Ihosy; ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha13 dia ho atombontsika ny volana jolay ho avy izao. | Mba jereo hiany kianjanay eto Vatomandry Président |
Lisany taxi moto lty mba mahaiza miaina a, raha mba sendra mijanona eo akaikin'ny lisany dia roahin'ny lisany, angaha taxi moto daholo ny bandy am lisany, ngah koa moa an'elisany irery ny tanana, lisany ary tsy manara-dalàna akory | Ireo besarety iteo, kindnava oa. Fa rehefa tsy misy vola za entiko ihany ny kil ko.. |
De rien ki annn | Bonnevoyage ndrie aza adino vvodalana |
Mahakasika ilay pierres précieuses omaly tao Aéroport IVATO Vatosoa mitentina 380.000 dollars hatramin ny 550.000 dollars no tratra teny ivato saika aondrana tamin'ny ethiopian airline ny hariva anio raha Plus13.205 dollars ihany no tetibidy nolazaina tamin ny fadintseranana Entana entin-tanana na bagage à main no saika hitondrana azy Teratany sri lankais no nahatratrarana azy Vao misokatra ny sisin-tany dia efa zao sahady no ataon'dry zalahy.. | Ny vahoka mpitrandraka tany Andilamena vonoina .gadraina raha mangady nefa zao toy ny vahiny mahita vato nda hoentina ahondrana.grave an. |
Ka tong d nalefanao l iz kp | Leizi ar sad ts fanahiniko ko |
Migadona eto Toliara izahay mivady, hiaraka hankalaza amin'ny mponina eto sy ireo solontena avy amin'ny lafivalon'ny nosy ny andro natokana ho an'ny zon'ny vehivavy. Ankafaliana sy am-pitiavana sahady no iarahana amin'ireo mponina amin'izany androany. | Aza mandeha avion na helico refa mody fa mba mandehana fiara Mr le president mba mijery ny tena zavamisy marina eto Mada...mety handany ny fotonanao fa mety anova ny fijerinao koa! misaotra indrindra Mr le president |
SABOTSY 30 APRILY 2022 - VAHOAKAN'AMBATONDRAZAKA - MILA ANAO IZAHAY DADA RAVALOMANANA | Mbola tsy miova fona le ranga ty marina .. sao de efa adinonao ary fa taminao nintondra de tsis afaka manakiana anao ny mpanohitra fa any tsiafa no miandry ..faly aho tena faly aho kkkk |
Zay zany | Haaaaaaaaaaaa kkkkkkkkkkkkkk in niditr zavatr ts tokon idiran enaw k |
Hafa mihitsy izany nandeha lamasinina tamin'ny andron'ny RNCFM izany | Avereno fa zahay mbola tsy nahita ! |
appli misy fa tsis calcul financier ohatran io | Appli mgerer circulation ao am ville ao |
Thérapeute Alt HARENA NY ZANAKA November 7 at 4:28 PM · RY RAY AMAN-DRENY Raha toa ka efa lany aiky tanteraka ianao fa tsy mety hafa-koaka mintsy ny zanakao na efa nampiasa Karazampanafody maro avy any dokotera fa tsy nisy vokany akory sady tsy mety sitrana ny zanakao fa miverina foana ilay koaka Dia mangalà an'ity kisirasira ity ravin'ity zavamaniry antsoina hoe kisirasira na trèfle 4 feuilles ity dia manasitrana ny koaka mahery na Zaza taizan'ny koaka faran'izay aingana. Maka tokony eo amin'ny 1 tanana Dia mapangotraka rano tokony atsalitatra Rehefa mngotraka n rano Dia arotsaka lay ravina . Dia avela mangotraka mandritry n'y 5mn,tatavanina aveo dia Ataovy anaty termôsy Dia ataony rano fisotro . Arakaraky ny mapazoto misotro no mapalaky sitrana Tsy miverina intsony ny kohaka ilay efa tsy mety sitram-panafody ireny Mazotoa mizara dia mirary SOA hoantsika rehetra N.B: mety amin'ny olon- dehibe izay tsy mety hafa-koaka- mety daholo n'a Ilay 3 na ilay 4 ny raviny!Zaza 2 taona miakatra no mahazo misotro azy Ny bevohoka sy mampinono tsy afaka misotro azy | Le m6 vodiny kely ohatran'n tongolo gasy v izy il n nyfleurany volomparasy? |
Tam-pirahalahiana no niarahako nanatanteraka tamin’ny masoivohon’ny Vondrona Eoropeana Giovanni Di GIROLAMO sy ny praiministra Christian NTSAY ny dinika ara-piaraha-miasa faha-10 teo amin’ny vondrona Eoropeana sy i Madagasikara ny maraina teo. Niarahana nijery ny fandroson’ireo tetikasa iraisana ary nikaroham-bahaolana miaraka ny fomba hanafainganana ny fampandrosoana an’i Madagasikara sy hanamafisana ny fiaraha-miasa. Nifanakalozan-kevitra teto ihany koa ireo laharam-pahamehan’ny roa tonta amin’ireo sehatra iarahana miombon’antoka. Nojerena manokana ny mikasika ny toe-draharaha politika sy ny fanomanana ny fifidianana izay ho atao ny taona hoavy eto Madagasikara. Nanaovana jery todika ireo fiaraha-miasa sy ny fandrosoan’ireo fandaharan’asa vatsian’ny vondrona vola ao anatin’ny FED faha-11 izay mikasika indrindra indrindra ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra, ny fananganana fotodrafitrasa, ny fanjakana tsara tantana, ny fanampiana ara-bola ary ny fiaraha-miasa isam-paritra. Ny tanjona iraisana araka ny nohamafisin’ny masoivohon’ny vondrona eoropeana dia ny tena fampandrosoana marina ny firenena ary samy matoky ny roa tonta fa hipaka sy hitondra fanatsarana eo amin’ny fiainan’ny vahoaka Malagasy ny fihaonana. | Mr le Président o! Mba miangavy re tompoko zahay préscolaire Toliara I MBA hojerenao manokana fa zahay efa nahavita formation t2019 nefa ndra SUB tsy azonay,recrutem ent andrasanay koa de 03 avao isan-taona nefa zahay fa 28 avao zahay fa nahavita formation.mba miangavy re tompoko MBA ho recrutevanao zahay tavela reo fa tena marary gny fonay,primaire Zao 2018 tafaranay efa lasa,zahay avao tavela,ho tratrany limite d'âge avao.tena azafady Mr le Président,miang avy re! |
Manana vola any am Reniny ny admin! | Imahandry Shady otrany oe Caleb Heritiana Razafimandimby zany ito eh |
Kokoï de Colombie, voasokajy ho mampatahotra indrindra noho ny venin-ny izay misy poizina Any amin'ny ala mikitroka any Amerika Atsimo no ahitana betsaka azy Raha sendra mahakitika azy ny olonaPlus iray dia mety hijanona ny fony na ho sempotra avy hatrany. Araky ny fanadihadiana nataon' ireo siantifika dia mety hahafaty totozy miisa 10 000 sy olona miisa 15 ny venin an'ity sahona ity | Ny vaovao farany fil d'info ofisialy dia mampafantatra anao ; kokoï de Colombie |
Niadr vasoka teo fotsin | Daniel nantaniko d oe mbl tadiavina |