dialog1
stringlengths 1
14.7k
| dialog2
stringlengths 1
6.6k
|
---|---|
Salama daoly ,hono wa ry zareo ,maty tampoka i dadanay dia noblokeny ny vola tany banky ka izy irery iany no afaka maka azy , talohan'ny nahafatesany dia nomeny ana ny CODE ka aiko ,inona avy no afaka atao? Mbola tsy mahay anlay izy matsy | Niaina anzany mihitsy izahay fa raha vao compte bloqué d tsy afaka alaina am carte.karakarao farakze aingana fa sad mihena be ilay izy no mbola angalanzareo enao we ikarakarana azy.trop be ny fanararaotan'ny banky amnio |
2EME TEASER DE MON DVD LES QUATRE VISAGES DE KERY JAMES RETROUVEZ-LE DANS UNE EDITION EXCLUSIVE AVEC 92.2012 A TRES VITE SUR SCENE MERCI YOUTUBE.COM Les Quatre Visages De Kery James - Teaser Du DVD (Part II) | J'ai acheter le cd dvd, le reportage est interessant |
.Rf tna hoany amndr jess koa w anai df tsa mety ra ts aternlaisan hahahaha | Zay vé nrw vo nivaky owe ,mirev r# Jessica les...zvtr tokon mb ef mb vita n sera otr'izay zao |
Ny zavatra tokony ho fantatrao rehefa hividy moto Efa niasa na Bon occ . Aza adino ny manao page Medim 23 Communication ra toa ka te hanaraka ireo toro-hevitra hafa hoavokanay ianao. Misaotra ny Prenium motorbike nivahiny tato aminy fandaharana. Hoanareo mpivarotra moto sy pièces ihany koa , azonareo atao ny mivahiny ato aminy fandaharana , mandefasana hafatra miafina (MP) na antsoy ny numero : 034 98 427 33 032 85 955 68 https:www.facebook.comMedim-23-Communication-241286540050145 https:www.facebook.commotorbikestoreantsakaviro | Eokimometrage TS mazav tsara le fanazavana |
Tontonay tavela any | D ts novanao f d navela nande teo :-P |
𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 November 6 at 11:08 AM · Marc RAVALOMANANA Ahatokisan'ny antitra fa afaka manomana ho avy tsaratsara kokoa ho an'ny taranany. Tohanan'ny tanora sy andrandrainy fa hitondra fampandrosoana marina noho ny traikefa ananany. Andrin'ny osa,fanilon'ny ho avy Ho an'ny TARANAKA | Rafahavalo ty aleo mba mipetrak fa aza manakorontana zahay vahoaka fa zahay efa reraka areo dadala |
Efa mlam kiala | Ef naterina |
Iah df ts hanokatra actu tsn rah ts apitso an ndrai | Tamheritoan a otran ts naheno |
Androan ne efa 16 e | Hay marina aky kouu,sady tsyde misy atao mitsy ao |
mbola eto am pont | Za ibatrea ngamba miala tao d ndao ibatrea |
TALATA 17 MAY 2022 - FILOHA MARC RAVALOMANANA - NASEHON'NY MPONINA ANTSIRABE NY FITIAVANY AZY | Alefa dada a. Ataovy mahita mihitsy. Mbola aiza io rehefa any Fianarantsoa, Mahajanga, Toamasina, Toliara Ary Antsiranana. |
Bonne nuit ndrie bisouusssssss ....merci Bien | Yeee iny tena important fa nefa mety tsy anaiki izy |
Fa aiza tsara io no jerena dé tena vé eo refa mjery anlé izy lé ola sa aona tsara | Any aminay za rtih ts eo fa miasa a |
Ireto avy ny mafonja hanohana ny voninahitry Gasikara amin'ity CAN U23 ity ! Manasa antsika ho tonga maro hanohana ny Barea ety Mahamasina! Manohana n°1 ny Kitra Malagasy UFICASM Madas 23 octobre, 13:14 · QUALIFICATION CAN U23 I COMPOSITION BAREA U23 | TS AZOKO MITS, MANIN NO TS MBA MANDE TVM.???? |
NY ATAO HOE OLONA MIAVONA Ny atao hoe olona MIAVONA dia ny olona mihevitra ny tenany ho ambony ka manambany sy manao tsinotsinona ny hafa. Izany no miavonavona fa tsy ny olona tsy be resaka na ny olona tia mitokatokana akory. Matetika mantsy afangaron'ny malagasy ireo. Samy manana ny fomba azahoany confort ny olona. Ny tsirairay koa samy manana ny zavatra tiany andaniana ny fotoanany. - Misy tia mandany ny fotoanany miresaka sy miaraka amin'ny olona maromaro ary tsy mahazo aina raha tsy ao anaty kotaba. - Misy indray tia mitokana maka saina irery, na miaraka amin'ny olona vitsivitsy amin'ny toerana tony sy milamina. Samy ahitana mpiavona daholo amin'ireo karazany 2 ireo fa ny tena betsaka aza dia amin'ny olona be resaka. MALAGASYVEIANAO Manasa anao hizara rehefa avy novakianao Andriamanjaka Doda Sary: mpianatra tany amin'ny taona 1920 | Ary raha diso miresak loatra ndray nefa enao de oe beresak ko iny ka ,na oe tsisy atao ko iny eeh |
Ary toa nfoh saad | Ra koloina ary ef tng io |
MANDREHOKA SY MANDRORA VEHIVAVY ENY AN-DALANA Ity lehilahy ity dia tena manao fihetsika maharikoriko mihitsy eny an- dalana rehetra eny... Tsy vitan'izay fa anaty tambajotran- jiolahy mihitsy... Teny Besarety sy Betongolo teny izy omaly... Misy fotoana eny Analamahitsy eny... Inona no ataony? Izay vehivavy mifanena aminy dia rorainy tena rehoka be mihitsy na hanisinany lelo ny tarehiny... Raha vao mikitika na mitabataba azy dia tonga ireo andian- jiolahy namany mitambatra anao sady manendaka anao eo... Tena izay rehetra mifanena aminy rehetra sans exception an... Misy lehilahy koa... Miangavy ny polisim-pirenena na ny zandarimaria hijery izao zavatra izao. Poussy Best Page Tsetsatsetra tsy aritra | Ar modi fika owetiny anedahana io ra izanii aiz toponadraiktr amzan fa ten tsy rariny zanii sad ef mandrora olona ve mbol manedak ian |
k avy dia atonona reny rf ts azo telephone | Ka Izy ts aiko hoe aiza zao |
Nous vous souhaitons de passer une excellente semaine! | Fa ngah tapaka n canal???? |
Mankafy fiainana | Jusua Randriamiandris u itabe an |
Pour le Garde des sceaux, ce n'est pas le manque de confiance de la population envers la Justice qui a conduit aux événements d'Ikongo. François Rakotozafy a expliqué en effet que le dossier des 4 individus soupçonnés d'avoir kidnappé un enfant albinos et tué sa mère et réclamés par la foule en colère n'a pas encore été remis entre les mains de la Justice au moment des faits. Ministère de la Justice L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | le manque de confiance en la Justice n'en est pas à l'origine C'est le manque de confiance aux magistrats gasy qui ne travaillent que pour les riches et les puissants qui est à l'origine de la vindicte populaire. C'est tout à fait différent. Parce que Nous, peuple malagasy, nous croyons à la Justice, la vraie. Et contre cette justice immanente, RIEN ne pourra vous protéger Mr le ministre de l'Injustice, Garde des Sots et des kabary ambony tamboho. |
Tongasoa indray eto Fianarantsoa. Aty amin ny faritra misy ny Rova , tanàna ambony Patrick Antonneli (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Tsara ery ! Mankasitraka ô |
Alatsao eto daholy le yahama rsz mora reny | Rsz phase 2 fuel injection Bonne occasion mbol ts niasa teto Misoratra aminao av hatran n papier �0345668847 |
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana. | Aty aminay 7000 a kg ..manga Diego |
hita forcé | Efa we ts force ko |
HAFATRA Ry foko mangina izay mora tomany Raha hoe fijaliana dia avelao any Raha fijaliana no aterak'iny Dia tsofy rano izy hahita ny tiny. Ny tena fitiavana tsy mba terena Fa vetson'ny fo izay samy nekena Ka aleo tsy misy toy izay hanan-dratsy Aza mitia raha hoe valifaty. Mahaiza mitia raha hitia olona Iray no tiavo dia mahalala onina Ny ho avy tsinjovy fa aza variana Jereo ny hanomanana izay any aoriana. Ka zao ry zalahy no hafatra ho anao Aza mitia raha hoe hilalao Ka hanandrana ato dia hiditra ary Tsarovy fa misy ny todim-pitia. Fa raha tsy mampirafy dia hoe sarimbavy Tandremo zareo a,fa sao ny anabavy No lasa mizaka ny tsieran'ny aina Mba mieritrereta,mba tongava saina. RAZAFINIARY Egy Toerana: Ankadivory , Angavokely Manjakandriana (sary: Amelie) | Ze mb kely ananana ndray no vao maika ringana :( |
Trooop b n maazo anah ato sad sempotr Fraaa ar mataotr b | Maka aina ian ki asaivo ataon fra ny boky |
Rey Rey Rey zao atao, |
|
Akorii leka | Ahhhhh!d aona oni? :-D |
Ankilizato, anio Zoma 18 Novambra 2022. Nangataka hiresaka tamin'ny Filoha Ravalomanana ny vahoaka ka tapaka ny lalana. | Mitaraina ny maharary azy ny olona |
Salama tompoko Fizarana vitsivitsy hoantsika mpikambana ato. Mirary soa sy ny tsara hoantsika hatrany tompoko | Misaotra, tompoko ! Mankasitraka ! |
Le anah dein reny ve | Mis fa 225 d 200 |
21 taona an-tranomaizina no azon'ilay polisy (Dereck Chauvin) izay namono nahafaty an' i George Floyd tao Minneapolis Etazonia ny taona 2020 | Isaoranana anie Andriamanitra , vonoy |
CANAL DIFFUSEUR OFFICIEL ny AFROBASKET U18, manohana ny lalao basket eto Madagasikara ! Araho mivantana ao amin'ny CANAL EVENEMENT (chaîne 19) ny lalao voalohany manombaka anio. Angola VS Egypte amin'ny 3ora tolak'andro. Rwanda VS Mali amin'ny 5 ora sasany hariva. | Bonjour Misy afaka mamaly ve ato azafady? |
Otrin zn | EFA ihid koa le olon |
La Direction Générale des Douanes vient de communiquer les modalités d'application de l'exemption des droits et taxes sur les voitures électriques et motos électriques, ainsi que les voitures hybrides et motos hybrides, neufs, conformément à la note de renvoi des positions tarifaires concernées dans le tarif des douanes 2023. Les véhicules neufs électriques ou hybrides électriques ainsi que les motos neuves électriques ou hybrides électriques sont concernés par l'exemption des droits et taxes. D’après les précisions, seuls les véhicules dont l'organe de propulsion est alimenté par une source d'énergie électrique ou hybride (électrique et autres) sont concernés. Ainsi, sont donc exclus les véhicules hybrides légers dotés d'un système d'hybridation légère ou micro-hybridation. La société SGS Madagascar Sarl est l'organisme certificateur de la nature électrique ou hybride des véhicules ou motos concernés, ainsi que de leur état neuf. Concernant le processus de certification, il est traité à travers la plateforme MIDAC de Gasy Net par soumission d'une demande de certificat de conformité. La certification est soumise au paiement d'un frais d'inspection par l'importateur auprès de la société SGS Madagascar, à savoir 35 euros unitaire HT pour les tricycles et motos, 50 euros unitaires HT pour les véhicules ayant un PTAC inférieur ou égal à 3 500 Kg et 80 euros unitaires HT pour les véhicules ayant un PTAC supérieur à 3 500 KG. Suivre ce lien pour lire la suite : https:bit.ly3K5aLyp ACTU.ORANGE.MG Exemption de droits et taxes pour les véhicules électriques et hybrides neufs | Tsinjovina manokana indray ny mpanambola,tena mampiome |
antanio anaz f ts haiko zai | Kay v. Ko batt ordi v his any isotry |
Mankasitraka ny Fihariana , PNUD Madagascar , UNFPA Madagascar, Catholic Relief Services Africa - FR ary ny Ministère de la Jeunesse et des Sports miara-miombon’ezaka amin’izao fanomezana sehatra ny tanora hanehoan’izy ireo ny fahaiza-manaony sy hifanakalozana hevitra amin’izy ireo izao. | ces recherches faites par CES jeunes pour faire un projet profond |
KOTROKA PROVOQUE MAHAY ISIKA E ! | fanjakana nahavita kotroka sy tselatra manasa anao hiaino fa manarapenitra ny fanabadoana |
Miarahaba tompoko raha nisaraka efa 9 taona ny pivady (divorce) de ilay rangahy manana tany talohany nivadin izy mivady de nanao trano teo amzao miteny ilay ramatoa fa tokony ho zaraina 2 ny tany ( misoratra ilay rangahy manokana de azo tanterahina ve izany mety nahazo ny anjarany ve ilay ramatoa ilay tany ?1 ny zaza ilay rangahy efa nananjanaka talohan fanambadian ireo sy taty Afars?misaotra mialoha izay afaka manoro hevitra | Raha niaraka nanorina trano dia honerana ny vola lanin'ilay ramatoa satria ny tany dia an drangahy talohan'ny fanambadiana. |
Tohin'ny raharaha tao Ikongo Matin'ny fitsaram-bahoaka ny 3 tamin'ireo mpaka an-keriny sy voalaza ho namono nahafaty ilay renim-pianakaviana, renin'ilay zaza varira. Tafakatra 26 noho izany ireo namoy ny ainy. (gazety Taratra) | tena efa lasa barbarianina tsik zani. ny gendarme manao vonomoka ny vahoka manao fitsarambahok |
Re alaina nga | Tita we ts oani rah ts alainao |
Mazava hoazy | Efa aiza |
VOIN-KAVA MAHATRATRA Nanoloana ilay lozam-pifamoivoizana nitranga omaly tao ANTEZA (PK 305400) RN 7 Kaominina Fiadanana, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony dia : Nandray ny andraikiny avy hatrany ny Fitondram-panjakana tany an-toerana zay notarihan' Andriamatoa Governoran’ny Faritra Matsiatra Ambony Ny governoran'Amoron'i Mania ary notronin'ireo Olomboafidy sy Manampahefana isan-tsokajiny any an-toerana (Solombavambahoaka, Prefet, Lehiben'ny Distrika, ny solotena avy amin’ ireo Ministera samihafa, ny mpitandro ny filaminana...) ary ny Fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka ao Matsiatra Ambony sy Amoron'i Mania izay nisolotena ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Nifanome tànana ny rehetra, tamin'ny vonjy aina, ny fitaterana ireo niharam-boina hihazo ny Tobimpahasalamana. Marihina fa MAIMAIM-POANA avokoa ny fandraisana an-tanana ny FITSABOANA sy ny FANARAHA-MASO ny toe-pahasalaman' izy ireo. 14 ireo noraisina an-tanana ka 12 ao amin’ny CHU Tambohobe, 02 ao amin’ny CSB II Camp Robin. Olona 12 hafa kosa no namoy ny ainy araka ny fampitam-baovao voaray izao atoandro izao. Maro ireo lozam-pifamoivoizana niseho tato ho ato ka namoizana aina maro. Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka dia miondrika am-panajana manoloana ireo namoy ny ainy, mirary fahasitranana haingana ho an’ireo manaraka fitsaboana ary manentana antsika mpampiasa làlana, ho malina sy hitandrina mandrakariva satria lahitokana ny aina. SCMDirCom-MSANP | Mankahery ireo fianankaviana manontolo namoy havana ary mirary fahasitranana hoan'ny naratra rehetra |
F aon oe? | WE rovin mandalo any |
Hihihi Ao fa oavaiko e | otrn oe olona mbl manofi zani |
Kamo b za | Ary ndei |
Ay moa zany indray | Mande mts n taonaaa!
nji moa df dila lavitra mts :-P |
Ao oe jerena io pdc io | Mbola Miandr loka |
anay tsa mitondra real zany pes a | aza masoso pory |
Ny kapiteny Ibrahim Traoré no filoha hitantana an'i Burkina Faso taorian'ny fanonganam-panjakana nisy tany an-toerana ny faran'ny herinandro teo In-droa izay no nisy fanonganam-panjakana tany an-toerana tamin'ity taona ity. | Otrany ilay akama avy etsy antsakaviro i Zoky izany...ankadas itra ny fiainam pirenena Amin dry zalahy..mifanon ganongana eo dia mangatsiatsiaka fa ny olombelona hoentiny kadradraka... |
fefa aiza? | Efa andeh aka bus a zao |
D 300 fir n km | Ok,tsy haiko km fa i Dolly koa nivoka any de tsy haiko |
Nga mbl tsy? :O | OK. |
Signatures de protocoles d'accords etou lettres d'intention dans les secteurs de l'eau, l'energie, l'agriculture et élevage, transformation digitale et formation professionnelle et la nouvelle ville Tanamasoandro | Merci Mr le Président AlefaMEH |
MIARA MANONJA ZOMA 20 MAY 2022 | Tgv tsy tantina iany no marary izao fa ny vahaoka gasy rehetra ka hiteny indray ela hoe sotroy ity Ceveô ity de sitrana i ntantin |
Sad an amnao ary mbl mis sary bdb ko | Sar bdb Taiza KO sar et taloh ren |
𝑪𝒂𝒍𝒆𝒏𝒅𝒓𝒊𝒆𝒓 𝒅𝒆 𝒍'𝑨𝒗𝒆𝒏𝒕 - 𝑱𝒐𝒖𝒓 8 | Je suis responsable de mon appel Manitra Noeline |
Ianareo ve mpisambotra voangory? | tadidiko tsara zay tamnio le lasa tany janga |
Bonjour daholo ,mba atoroy hevitra re tompoko ,Fa tena marary tenda mikohoka be fona ,Tena mijaly be ,Le feo tsy mahatafavoaka intsony ,nandeha dokotera fa SOLUVOX no nomena ahy ,fa tsisy fivoarana , Mba atoroy Fanafody naturelle na izay mety mba manala azy azafady fa mijaly be mihitsy ,surtout rehetra mitelindrora Misaotra Mialoha ( Tena enjana be ilay grippe sy ilay aretina amin'izao ,tsy hay intsony izy ity fa dia aleo samy mitandrina daholo) | Manaova gararaka carbonetra s'y rano matimaty maraina s ariva ataovy 2 n'a 3 j |
Aminao ilaina ve ny taxi moto sa tsia ?? Tandremo ihany fa ao amin'ireny mody misisika ireny no tena misy ny mpagarom-paosy an Sary indrana.. | Ilaina l izy fa tsy maintsy raisina ny fepetra rehetra hahatomombana azy. Ny lalana eto andrenivohitra v voahomana ho amin zany. Aona ny fiarovana ny tsy hisian ny clandestin . Lokoina mitovy sy manao akanjo mitovy hoy isika ( tsy sarotra anefa ny maka tahaka izany) , hiroso amin fisavana isak zay mahetsika v ny polisy ( ampy ho amin zany v nefa ny isan izy ireo) nefa matoa ianao mande taxi moto d maika izay ka tsy tokon ho sakantsakanana. Amiko aloha tsy raisina amin ankapobeny fa misy toerana sy tanana manokana azo ampiasaina azy, d faritana ireo olona miasa eo hie ireto ny taxi moto miasa amin ty faritra ity ialana amin clandestin sy ny tsy fandriampahalem a mety ataon ireo mpanararaotra. |
Fa nanin | Vo mitelindrora |
On fait de la Musique Nègre. en précommande ici http:po.stMACollector | Celui qui passe par un autre chemin est meilleur que celui qui se cache. Vraiment un grand merci à ces hommes intègre .k ly |
Maakaamo fa fets le livreur fa nataoni 3000ar d nomeko tany | Tsy maninona fa avelao any,mpangalatra KO zay izy,, zay,ao fa andefasako ndray 5000ar ndei |
Tafahaona tamin’ny Tale Jeneralin’ny FMI, Kristalina Georgieva, indray ny tenako amin’izao fivoriamben’ny firenena mikambana eto New York izao. Matoky an’i Madagasikara izahay, matoky anao ary hanamafy ny fanohanana ny firenena Malagasy hanatratra ireo fanamby napetrakareo. Hotohizana ihany koa ireo tohana ara-teknika amin’ny fanatanterahana ny Plan Emergence de Madagascar hoy ny teniny tamiko raha niaraka nanao jery todika ny fiaraha-miasa eo amin’ny FMI sy Madagasikara izahay nandritra ny fihaonana. Mahavelombolo izany fahatokisana izany ary mankahery antsika amin’ny fanohizana ny ezaka efa natao eo amin'ny sehatry fandrindram-piterahana, ny fanabeazana sy ny fahasalamana ary ny fananganana fotodrafitrasa mifanindran-dalana amin’izany. Notsipihan’ny Tale Jeneraly Kristalina Georgieva ihany koa fa misy fiantraikany goavana eo amin'ny toekarena maneran-tany ny krizy iraisam-pirenena misy amin’izao fotoana izay manampy trotraka ny krizy ateraky ny fiovaovan’ny toetrandro. Nankasitrahany manokana kosa ny fahaiza-mitantana nasehontsika indrindra tamin'ny adisisika nataoko nandritra ny COP26 farany teo. | Bravo, raha mba mametraka stock d’or au niveau ny BM isika, vao maika mitombo ny fahatokisana antsika ary afaka atao tsara izany. |
Fantatray fa nisy tara, tsy nahafantatra fa mandeha ao amin'ny chaine TFX DTT 173 : DTH 645 ny Star Academie 2022 Andao hiara hijery ny fivoaran'i Anisha , ilay tovovavy Malagasy tafiditra ao anatin'ny fifaninanana isan-kariva, ny alatsinainy hatramin'ny asabotsy ao amin'ny TFX amin'ny 21h Azo jerena ao amin'ny application STARTIMES ON ihany koa : https:app.adjust.com8hql67d | Fanotaniana tsy misy idirany: Azo antenaina handefa ny Mondiale 2022 ve ianareo azafady? |
Resy iny isika.. mila maka lesona, inona no mety antony nahatonga an'iny dia inona no tokony hatsaraina manombok'izao ary | Ny attaquant tena lasa manao jeu individuel be... surtout Carolus... mila asiana entrainement miaraka matetika |
Ay veu | F iah zao n tna mila koð |
Magnifique concert ce soir à Créteil...Vivement demain soir.. http:youtu.bePEK2Rdh4jBM YOUTUBE.COM Kery James - Making Of Dernier MC | alors jeunes gens on s'amuse qu'est vous faites une quement .la verite |
Nodimandry io hariva io teo amin'ny faha-72 taonany i Robbie Coltrane, mpilalao sarimihetsika Ecossais Nilalao ny toeran'i Hagrid tamin'ny horonantsary Harry Potter no nahafantaran'ny maro azy | Toutes mes condoléances á la famille |
J'ai un public qui me soutient sinon je serais mort Depuis Si c'était à refaire tous mes disques sont d'or... En attendant le clip, découvre le cypher du Jour où j'arrêterai le rap extrait de mon album en live et en one shot Vidéo intégrale youtu.beRHtVhEMmHXs | L'imam du RAP français, tu es Chef. Car, sans toi le RAP français ne prie pas. Thug and sweet lire. |
Tena hoa | KO zay nd ray ar |
Kay ve, de amfiry zn ao no tena misokatra, tsy misy lerq ve | Ye mora ita kel |
Ho fanokafana ny fankalazana ny faha-62 taona niverenan'ny fahaleovantenan'i Madagasikara dia hitondra ambavaka izany isika Malagasy, hiray fo sy saina ary fanahy amin’ny Antsam-piderana “Concert de la Paix”Plus andiany faharoa. Izany dia hiarahana amin'ireo mpanakanto maro ny alahady 19 jona izao ao amin’ny Kianja Barea manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Ankinintsika amin'Andriamanitra hatrany ity Tanindrazana malalantsika ity. | Sambatra zahay manana anao president, tahiny tompo hatrany malagasy rehetra |
Fanampiana kely.. Raha sendra nifamindra zavatra takama ianareo na naka jeu ka tonga any an-trano dia tsy hita daholo ilay zavatra nafindra (kanefa ilay espace nihena) dia ireto ny solution : 1- Redemarreo lo ilay pc.. 2- Raha mbola tsy hitany dia clique droite eo ilay partition Propriétés Verifiena izy avy eo.. 3- raha mbola tsy hita iany dia mampiasa logiciel everything na cherche tout dia atao recherche ny anaran'ilay jeu. Ouvrir l'emplacement du fichier (chemin) , Dia ao anaty dossier found0000 izay ilay izy dia avoaka ao fotsiny.. Siora daholo.. | iny tena masostay le win 10 iny |
Selon le Docteur David Khelif, oncologue radiothérapeute au sein de la Polyclinique d'Ilafy, cet établissement ambitionne d'instaurer, dans les prochains moins, un institut de pathologie mammaire. A ce jour, la Polyclinique d'Ilafy propose déjà une prise en charge globale et adéquate des pathologies du sein, notamment du cancer sein, souligne-t-on. Plus de 60 des cancers de la femme sont dus au cancer du sein. Au niveau mondial, une femme sur 10 va être concernée, à un moment de sa vie, par un cancer du sein, d'après toujours le Docteur David Khelif. Dans la matinée de ce lundi 24 octobre 2022, une sensibilisation à l'autopalpation des seins a été organisée à la Polyclinique d'Ilafy, ce dans le cadre de l'Octobre Rose, un mois dédié à la lutte contre le cancer du sein. Polyclinique d'Ilafy L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | Indrisy fa tsy natao ho an'ny rehetra! |
Teo akaikini stade | Alw rapitso ar f zao ef keli be n ftona ff alina b |
FIBA WORLD CUP U19 Coach MEME na RANDRIA Aimé Alain Marcel, Mpanazatra; izy no mitarika ny fanazaran-tena ataon'ireo mpilalao voatily mety handrafitra ny Ekipam-pirenena malagasy ANKOAY Coach Malala na RAZAZAROHAVANA Malalatiana sy Coach Big na RAVELONIRINA Angelo kosa no Mpanazatra mpiara-miasa akaiky aminy ao anatin'izany fampivondronana izany. Fampivondronana ho fanomanana ny MONDIAL U19 hatao ao Debrecen Hongrie ny 24 Jona hatramin'ny 2 Jolay 2023. Avec Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Ymagoo Phygos | Mirary fionona feno hoany fianakaviana manontolo |
Desolé c'est juste un memes | Miantsa Rasolonjatovo Bir Bir Madame !!!!! |
Qcm jerena | Ok ar |
Apitso maita azy tsika | Eny o |
Tsy mianatra apitso | Aiza ho aiz eny zany ry ra sony mpetraka ? |
FETY : 16 TRATRA MAMO AN-DALAMBE 31 Desambra 2022 hifoha 01 Janoary 2023 ireo voasambotra noho ny asa ratsy isan-karazany (halatra miharo vaky trano, fanendahana,..) voasava faPlus nampiahiahy mamo an-dalambe tranga-na lozam-pifamoivoizana ( tatitra avy amin’ny BAC) : 01 namoizana ain'olona 03 naharatrana olona 02 nanimban-javatra Miisa 2021 ny polisy niasa nandritra ny fetin'ny faran'ny taona sy ny taombaovao. Polisim-pirenena Malagasy Sary fanehoana | Enjana aloa le resaka vakitrano fa resaka2 eee Ity Ampasmbazimba Ambatondrazaka ity de lavitriny Maso ny mpitandro ny filaminana mintsy!!! Aiza ve ka naha tranony mpitandro ny filaminana aza vaky de ts heno izay...sa ve oe... |
ouai2,c déjà oublié même | On ira labas cett ap pour bosser |
Mlay ny akama sy ny admi | Zavatra natomboka tsy maintsy afarana ehh |
En répétition au Train Theâtre de Portes lès Valence. Complet ce soir et demain. Gâteau offert par SZ Pâtisserie lors de la représentation à Lyon. 21.03 BOURG EN BRESSE THÉÂTRE 24.03 ALFORTVILLE PÔLEPlus CULTUREL 31.03 ORLY CENTRE CULTUREL ARAGON TRIOLET 06.04 THAON LES VOSGES LA ROTONDE: NC 02.05 VERNOUILLET L’ATELIER A SPECTACLES 04.05 CHATEAUBRIANT THEATRE DE VERRE: 16.05 SAINT OUEN ESPACE 1789: 17.05 NANTERRE MAISON DE LA MUSIQUE 18.05 NANTERRE MAISON DE LA MUSIQUE | Oui oui démain je vais me regaler |
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana. | Aty aminay 8 isa 500ar |
Cc groupe Mb misy fanontaniana kel manahiran ny saiko ry zareo à: Izao de manana TANY izay efa misy trano ts mbola namef zah vao nahavita trano rah ts vao tfaran'taona 2021,lasa misy olana anefa izan ankehitriny fa ny olona izay mipetraka ao an'damosin'io tranoko io de ts nomen'ny olona nahazo ny TANY eo alohany lalana,d izao indray hono no hotoriany fa tokon harodana hon ny tambohoko hataony lalana,ary de manangon Sonia eran'n tanana ry zareo zao,ny fanotaniako dia zao: 1)ny COMMUNES ve tpk afaka mamoak didy hoe rodanina lay fefiko?? 2)manoloan io tranga io dia inon no tokon ho ataok?? Misaotr betsak indrindr tpk (Ny toeran mis anay de miala kel ny renivohitra) | ara dalana ve aloha ny taratasy e,jereo ny plan ,aiza ho aiza eo no misy lalana |
Tsetsatsetra tsy aritra May 16 at 10:43 AM · NENTINY NITSOAKA NY VOLA HIVIDIANANA VARY ARY NAVELANY TEO NY VADY AMAN-JANANY FA NIKASA HIARA-HIPETRAKA TAMIN'NY SIPANY TANY MANDOTO-ANTSIRABE Vola 7 200 000 ar nasain'ny Patron mba hividianana vary no nentin'ilay tovolahy iray nitsoaka ka nariany teo ny vady aman-janany. Niantso zandary avy hatrany ilay mpampiasa rehefa tsy tratra antso intsony ilay tovolahy. Ny 11 May 2023 teo no fantatra fa any Antsirabe izy izy. Vola 5 000 000 ar sisa no tratra teny aminy fa ny 2 200 00AR efa nividianana fanaka sy kojakoja tokantrano ary saika hanorina fiainana vaovao miaraka amin'ny tovovavy kely (19 taona) any Andranomanelatra Antsirabe. Natolotra ny fitsarana izy ireo ary samy notanana am-ponja vonjimaika avokoa izy sy ilay sipany raha navotsotra kosa ilay anadahin'ity farany. Page Tsetsatsetra tsy aritra Groupe VAOVAO ERAN-TANY GN TANA | Maha voa tikinagany handay lomay volanolo |
Neny ngah EFA las fenar | Izi ary marary oe ao |
Mbol kie a | Yeni efa nteneniko izy d iantso andrie oe |
Ataoko inn ko inn | Ouiiz |
IZY ts miresaka amko | Tsy azoko ko Zao efa tamy herinandro lasa anie izy niteny an'izao anah |
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana. | Aty aminay 7000 a kg ..manga Diego |
Taoko oe df nrevena manja | Ko rats in re ðððnenao d noento ts nangidd ao teo |
Mandroso ny asa fanamboarana ny lalana mampitohy an' Ambandrika sy ny tananan'Ambatondrazaka. Isan'ireo asa goavana amin'izany ny eto amin'ny Pont Kafe izay difotry ny rano rehefa fahavaratra ka nampijaly ireoPlus mponina. Asiana radier alvéolé eto amin'ity tetezana ity mba hamaha tanteraka izany olana izany hahafahan'ny mponina sy ny vokatra mifamezivezy amin'ny fotoana rehetra. Manomboka izao dia mba hanana arabe migodana sy route digue toa ireo tanan-dehibe rehetra ihany koa Ambatondrazaka. | RN6 re Président MBA jereo fa tena matinjaly Zay mpampiasa anio lalana io refa Tonga n'y Orana |
resaka mathém ve zan eh? | Meti mis akotrzai f miodikodina eo iany |
Mirado, notre motion designer, est un grand passionné de graphisme. Il affirme que ses missions quotidiennes chez Telma Madagascar lui permettent d’apprendre, de partager, et de grandir tout en s’amusant. Safidiko N°1 Malagasy | Mba valio ilay MP azfd |
Ivandry Samoëla - Pejy Ofisialy avant d'ambiancer à nouveau la scène . Meating BBQ station STAR Madagascar | Lasa aloa tao zn ty d ho ary proud to be In ndray |
Eeh ts ato mresak an zani | Manjari ataoni olona oe ts sambatra eo enaoð |