dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Tovozin-Tsy ritra November 17 at 8:07 AM · VAOVAO TSY MANJA Lehilahy iray 45 taona mpandroba Cash Point no tra-tehaky ny mpitandron'ny Filaminana teny Ambohibao-Ankadidravola.. Niandrasany nirava ity tovovavy ity ka narahiny ary nofafazan'izy ireo ranon-tsakay,,raha nisy kely dia lasa ny vola mitentina 1.000.000 ariary.
Ts mijery taonanao zay na 45 aza fa maty fon n anaranw ra zay nahazo nao tamzan . Ny ola miasa d elah haka ftsn
Fa I Hanitra hono tsy anao signature passation zany, fa tsy mazava mintsy Le izy
Angah met tss rah nanjar n zavatr nataoni tap
Mitady torohevitra na hoe inona nom tokony hatao ? Manana Kalesy mpitondra entana itony aho hofain'olona, atosika. Nandona tambohon'olona io Kalesy ka misy simba ilay tamboho. Notazonin'ilay tompon'ny tamboho ilay Kalesy sy ny vato teo ambony raha tsy vita ilay tamboho naka sefo fokontany. Ny olana anefa dia izao : tsy manana vola hanamboarana ilay tamboho ilay mpanosika raha tsy miasa izany hoe avoka ilay Kalesy. Izaho sy ilay mpanosika Kalesy dia efa nifanarahana fa tsy miantoka aho raha misy voina mahazo. Ny fanotaniako dia izao : Azon'io olona io atao ve ny mitazona io Kalesy ? Inona no tokon'ny hataoko mba hanala io Kalesy votazona io ? Ilay sefo fokontany manaiky ny fitazomany azy. Ilay mpanosika tsy manda hanambotra fa mila miasa. Misaotra izay mamaly.
Tsy azony atao ny mitazona ilay kalesy. Ampanaovy taratasy mazava tsara hoe hanamboatra ny simba ilay mpitarika kalesy.
Aia no misy orange kay
teneno ah refa mverina eo
Méty accidenté ngmab
So d afaka manome 20000 ar anah aki ndry fa ilaiko maika d rariva soloin'i taty hanta fa rariva vo Tonga ny karamany
Hafa mihitsy izany nandeha lamasinina tamin'ny andron'ny RNCFM izany
Efa ho avy ndray zao ny lamasinina an
Tongasoa eto Ambalarano, kaominina Fenoarivobe, Distrika Fenoarivobe, Faritra Bongolava. Jean NM (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Tadidiko mintss fa tamzany zay le tsy maheno mintss de manontany amnle eo akaiky foana hoe inona hono ? Mitehaka ny olona de mitehaka mafy ery ko aah miihomehy ny olona de MBA mihomehy nefa anie de tsisy henoko eeh zah raha teo ko efa noana fa na mpivarotra compoze tsisy enao anefa tsy maintsy mandeha fa anontaniany neninay avy eo oe inona ny vaovao tany MASINA NY TANINDRAZANA sisa ny mba henoko ny tena ko tara de mbola aty alavitra be aty ny place
Budget 15m fmg Mitady Zr evo na RsZERO na Rsz Mila zavtr tsara.
Many 110 cc Mbola misoratra aminao 034 37 434 30
Ts manana a
nga ts mianatra?
Mitélécharge an'io appli io
Ok
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana.
Kay ..sady tsara ery izy zanyy
Alefaso n baibo f meti mtadi baibo izi
Ra président oe tokon natao tao anaty membre des jury ozy Josvah
resaka mandeha ato ny olotianareo ve tokony blôkena raha misaraka ianareo
Non non aleo mba hahita ny fahasambarako eny atanan'olo kafa izy euh
La Première dame, Mialy Rajoelina, a offert plusieurs équipements aux membres de l'équipe nationale féminine de rugby à 7, les Ladies Makis. Elle est la marraine de l'équipe nationale. Les joueuses ont ainsi reçu des sacs de sports, ainsi que différentes tenues de match et d'entrainement. Les équipements ont été remis par les équipes de la Première dame. Les Ladies Makis s'envoleront pour l'Afrique du Sud demain, afin de participer à la Coupe du Monde de Rugby à 7. Le tournoi se déroulera à Cape Town du 9 au 11 septembre. Madagascar jouera son premier match dans la compétition le vendredi 9 septembre, face à l'Australie. Hervé Njato L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mgdepeches
fa na irany ary aloha maro ny fanohanana nataony tamin'ireto Ladies ireto eh, mirary soa ho azy hatrany mba hitondra avo ny lazan'ny rugby sy ny firenen-tsika
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego
Ary everiko fa vorona bdb ne reto iz De fivorin in zany ty zao? Fivori pokonol sa fivori pokotany sa in? Tam zany mety mbol ts nis filaharana vary tsinjo sns fa mbola nanana ampy daol a? mbol ts nis amboteazy na ny ranon anosy ara tamzany mety mbol nadio2 fa ts maimbo be otrn am zao
tsika nf otrani kivi b n hilost 6 mois am stage io le
F aOn le...anay @zan hifoutre nrw eto,ts6 rev mandritr n 6mois...otran ho mazan ...hahaha
Fitokanana ny kianja manara-penitra eto Mahitsy
Mankasitraka president, mba jereo koa ny aty bekily androy fa mba te hahazo kianja manarapenitra toy izao.
Sad manofi mihetsika ah
Mietsika aona ko
La 3ème édition du Choiseul Africa Business Forum a officiellement ouvert ses portes ce jeudi à Casablanca. Le Président de la République de Madagascar, est l'invité d'honneur de cette première édition sur le continent africain. Devant des centaines de décideurs économiques et institutionnels clés d'Afrique, d'Europe et du Golfe qui participent à ce forum, Andry Rajoelina a partagé son ambition de faire de Madagascar un territoire d'opportunités d'affaires. Dans le cadre des opportunités de coopération, Andry Rajoelina ouvre grand la porte aux investisseurs, en rappelant notamment les réformes entreprises par l'Etat malgache pour faciliter et accompagner les investisseurs dans un environnement des affaires propices. Suivre ce lien pour lire l'article : https:bit.ly3eH8jBn
Les chinois vont se frotter les mains. Es-ce que Madagascar est prêt à faire les mêmes erreurs que certains pays, au risque d'en payer le prix fort...
Aleo samy apesako aby mo nama ah
Tsis ikandrana ah
Jon Sno Yesterday at 10:23 AM · Hafatra kely hoan'ilay olona nandratra ny fonao
Rah tsy enao ah tsy nahita milay lavitra
Malagasy Mankany Eny, ho’aho, Ramalagasy ! Malagasy be fivoarana ! Tsara haingo, tsara vatsy, tsara sampy, tsara anarana ! Izato fihetsiketsikao e, izato fomba amam-piteny ! Ianao no tena malagasy fa tsy ireny Ntaolo ireny ! Satrinay hitsinjo ihany izato ianao mirehareha : Borizanom-pandrosoana miedinedina fandeha Soa, manko, nitanila ilay Rafotsibe nidraiko Ka nanajanaja hoe : mandehana, sombinaiko ! Soa fa niato kely koa Rangahy antitra efa goga, Ilay nisatroka ahibano sy nitafy lamba soga Izay nivimbina entan-kely---toa tsy zakany sahady Ka nihoaranao malaky tsy nanaovana azafady ! Taitra ihany Ingahibe nahita anao nivatravatra Ka nitraka moramora, nefa dia namihin-tratra ... Eny, hoy izy velon-tsento : mafy izany ka tsy toha Saingy ho aiza moa ny tena, izao no gasy tafafoha ! ... Tafatombina Rangahy, zary lasa kaodikaody : Iny koa niserana azy, tovovavy be lamaody, Irony ilay mitetin-doko sy mibory volo irony Sady tsy mitafy lamba, tsy miteny gasy intsony ! Dia indreny koa nandalo, niara-dia nifampitantana : Ankizilahy sy ankizivavy, amin’ny tena fisandratrana, Moa va tsy mpivady mihitsy amin’izato fombafombany? Kanjo dia tsy izany loatra, raha natao ny tombatombany. Nantenain’Ingahibe fa mba hanaja ireto zaza. Nefa loza no nataony fa nifampikitika aza, Dia nifampikimokimo, ‘ndeha hiserana, handika. Ingahibe no niarahaba ireto zana-kavantsika ! Eny, ho’aho, Ramalagasy ! Malagasy be fivoarana ! Tsara haingo, tsara vatsy, tsara sampy, tsara anarana ! Tsy hanozona ny Ntaolo n’inona n’inona natao. Saingy masina ny sata izay voahitsakitsakao. Randza ZANAMIHOATRA
Tonokalonay t2 3eme niaraka t ombisarety sy olona sy Zo an Rado , atao tsianjery mitsy mamanay no prof de malagasy t zany , masaka mitsy ref tsy mahay hhhh , fahatsiarovana sisa
Le making of de sur Netflix est dans mon clip Challenger featuring Soprano Officiel en ligne Vendredi à midi. Ce Vendredi 811 sort aussi la version physique de mon album dansPlus les bacs. Le 212 on explose l’AccorHotels Arena à Paris ! le 2311 La Madeleine à Bruxelles le 25.11 le Le Transbordeur à Lyon le 27.11 L'Aéronef à Lille Et dire qu'ils voulaient que je reste sur le palier Et que sur moi, personne ne voulait parier....
Excellent ce film j'espère une suite vraiment
Nisokatra omaly ny tsenaben'ny hazandrano etsy amin'ny Kianja Barea Mahamasina . Hita ao avokoa ny vokatry ny jono an-dranomamy sy an-dranomasina, ny fampianarana ho an'izay te hiditra amin'ity sehatra ity.Plus Misy tranoeva 100 azo jerena ao ary haharitra 3 andro. Sary nandritra ny fitsidihan'ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert
Handeha hijery kely ao aloha
Tsy mandoa (0) hetra mandritry ny 3 taona, ireo Orinasa vao miforona atsy voakasik'io avokoa ireo orinasa rehetra mampiditra vola ( latsaky ny 100 000 dollars. Ity firenena ity no isan'Plusny manana rafitra ara-ketra tsotra sy mitombina indrindra eran-tany ary betsaka ireo mpandraharaha sahy sy marisika ary tonga mampiasa vola any. Mitsangana ny orinasa ary miroborobo, ireo VAHOAKA MAHAZO ASA ary dia foana ho azy ny FAHANTRANA.
Tena zao mintsy no tokony ataon'ny Mpitondra fitaratra
❤
Kely be :-P
Le amboni s ambani
Za loa isolo akanjo vet2 a
Mba approuveo kely mo admi
Kanto Kanto tokony otrizao mintsy enao
Izy telo reo ??
Ye IZY telo
1798,1 milliards d’ariary de recettes budgétaires ont été collectés par la Douane pour les sept premiers mois de l’année 2022. Par ailleurs, 12 550,6 milliards d’ariary d’importation, soit 3 142,4 millions de dollar US, ont été enregistrés à la Douane en incluant les opérations des entreprises franches et les autres opérations non taxables tandis que 157,0 milliards d'ariary de droits et taxes à l'importation ont été exonérés sur notes de Conseil pour les sept premiers mois de l’année 2022. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg
A quoi ça sert? 90 fois de recettes sont dans leurs poches. Welcom to Madagascar.
Zanak le PDG anay bogos kel
Ts manin io fa afaka io am ernandro
FILAZANA MANJO Amin'ny fo torotoron'alahelo tanteraka no am-pandrenesana antsika havana, tapaka sy namana, eny isika rehetra niara-niriaria taminy fa ny Mpikambana eto anivon'ny Federasiona Malagasy Basketball HAJANIAINA Veve Prince , dia nodimandry anio 1 Janoary 2023 maraina. Izahay, Filohan'ny Federasiona Malagasy Basketball - FMBB, ny mpikambana rehetra eto anivon'ny FMBB, ny Ligim-paritra Basketball manerana ny Nosy, ny mpitia Basketball tsy an-kanavaka dia miondrika am-panajana manoloana ny fahalasanan'i VEVE ; ary mitondra ny teny fampiononana feno, teny fankaherezana ho an'ny andefomandriny, sy ireo zanany mirahavavy, ny ankohonany, ny fianakaviany manontolo. Mandria am-piadanana VEVE Hambara miandalana ny fandaharam-potoana.
Mandria ampiadanana zoky bé hajaina , mamangy fahorina koa hoan' fianakaviany rehetra
Nanao ahoana ny fahitanareo ny LOS BASTARDOS hatreto? Inona indray no mety ho anjara toeran'ity bandy amin'ny sary ity? Rahampitso amin'ny 8ora sy fahatelony alina ny fotoanantsika ao amin'ny UP TV DTT 111 DTH 769 Raha manambana ho tapaka ny jiro any amin'ny misy anareo dia ampifandraiso malaky amin'ny application STARTIMES ON ny decodeur hahafahana mijery izany amin'ny finday : https:app.adjust.com8hql67d
malaelo zah rah mbola anampy ny olana efa misy indray io tena marina eeee
Fa ts embrayage koa nef?
hay tokoa mo crdi
Kotrakotrana no atao misy2 De n suspension atsaraina kely Bref, c'est mieux aujourd'hui de merci pilote 214 Jasmino Livaniaina Randriamihaingo
Iza manana video io course 4t io azfdy
Aveo bbey a
Sad enao ts mbl nandefa sary misy tampany ambani tamnah mts f d tapani amboni fona
Ngah ts mconnecte
Aaa,tany @ lapan'ny tanàna ah ,f i Fotsy no nataokowe , nanaona angaha wa ny journée voalohany @ asa
Sao dia mba misy afaka mampianatra guitare aty an-trano eto Fianarantsoa,mp izay liana amin'izay ifanarahana
izahay dia mampinatra Guitare. Mpampianatra efa zadraharaha no mampianatra .Mp na 0343580108
Ry tonton ndoly v ao
Ok ok
Ny 05 Mai 2021 no efa nitokana ny Galerie Commerciale O'Matsiatra ny Filoha Andry Rajoelina Toeram-pivarotana miisa 450 no ho hita eto amin'ity Galerie Commerciale O'Matsiatra ary misy ireo karazan-tsenaPlus rehetra ilain’ny mponina hatramin’ny fivarotana anana sy legioma ka hatramin’ny Grande surface . Ny Faritra sy ny Kaomina no mitantana ity toerana ity ka hanome asa ny mponina ao Fianarantsoa no sady hampidi-bola ho an’ny faritra ho entina manatanteraka ireo asa fampandrosoana ihany koa. Omaly ny Filoha dia tonga nitsidika izany.. Ny fampandrosoana ny firenena hoy izy dia tsy azo atao andraso andraso fa mila miasa hatrany isika mila mijery izay mahasoa ny vahoaka. Satria dia toerana rava sy rotika ary simba ity toerana ity ka anefa dia vita tsara ary efa misokatra izany anio. Mifanandrify tanteraka amin'ny velirano izay natao izao fotodrafitrasa izao.
Ary aiza zany tadi kiraronao orange zany président mba ho jereko hoe.kkkkk
Ambohimiadana Andramasina safiidy Maloya (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Laurent Malagasy Mafinaritra be any Am tsika
Ts tong any ah
Anat antsombolo
19 Jolay 2022- Fifidianana Filoham-pirenena 2023: Araho ireo mety ho kandida ka efa mihetsiketsika amin’izao.
Mila anareo manam-pahaizana avy any faritra tompoko ny firenena. Ampy izay ny adalanay Merina...
Raharaha fanolanana : nihatsara ny fahasalaman’ilay ankizy vavy voaolana Contact rédaction : 032 12 888 18 032 12 888 20 032 12 888 23 032 12 888 37 Mail : redchefkolo.mg
Avoaka kolikoly koa. Normal ny vahoaka raha hanao fitsarambahoaka . Tsy matoky fitsarana tsony am kolikoly.
Taxi moto Prix arakarakin trajet Ra sanatry taraikiraiky enw dia aza misalasala miantso fa dispo fona 2424 Afaka manw service patronne ian ko fa tsy manin
Zay ndray enao rapaina a!
Ody a loa fa mten ref eo fa za efa tong
Ndao ary
f le taty arina mbl 23M ariary any a
Tsilavina a envoyé une pièce jointe.
Okey ki a
Manao chignon
Hiady hatramin'ny farany izahay ary tsy hisy ny fifanarahana na marimaritra iraisana amin' i Rosia hoy ny i Zelensky Volodymyr, filoha ukrainien androany nandritry ny fankalazana ny Fahaleovantenan' izy ireo
Alamino ranga ry zalah fa lasa zay tsy maninon-tsimani nona aty ndray ve ranga no mizaka ny adinareo le... marina e
Ye maaakamo
Mb anaovy reservation am cotisse moa iah 3ème banc à droite
Nao ary ts meti minono anati tomobile na miarak ko
Eny ary ko
NOVELAS vaovao eto amin'ny Startimes IZA no hitanao voalohany ao?? 𝘼𝙄𝙈𝙀𝙕 𝙑𝙊𝙏𝙍𝙀 𝙁𝙀𝙈𝙈𝙀 Mpirahavavy izay notazaina tamin'ny fiainana samihafa i Dana sy Jia. Rehefa nahavita ny fianarany teny amin'ny Université i Dana dia nanambady an'i David saingy noho ny lozam-pifamoivoizana izay nahazo azy dia tsy nahatsiaro tena nandritra ny iray taona i Dana. Nandritra izany fotoana izany kosa no nanomboka ninamana i David sy Jia ka lasa fitiavan'olon-droa ny finamanan'izy ireo ary vokatry ny vavan'ny manodidina dia nifindra monina izy roa mba hanorina fiainana vaovao saingy nahatsiaro tena tampoka i Dana taty aoriana. Ao amin'ny chaine ST NOVELA F PLUS ny fotoanantsika ny zoma 26 aogositra ho avy izao amin'ny 10ora sy sasany alina. Famerenana : 𝟭𝟬𝗵𝟯𝟬 𝟭𝟰𝗵𝟯𝟬 𝟭𝟵𝗵𝟯𝟬 DTT 064 DTH 615 Afaka arahanao amin'ny finday ihany koa amin'ny alalan'ny application STARTIMES ON : https:app.adjust.com8hql67d
C'est celine et liam et la mère de Ivy
de makany batera sa
Mbola ato
rf tsis raharaha d mb avadika alavoly aloh mandrapisy azy ko
Alavoly anaty orana lava aty io 😌
Ar d mb mtovi hevitra fona ko tsik k
Hhha 😂😂
Alahady voalohany Mirary tontolo andro feno filaminana ho antsika rehetra. Mirary volana Janoary mahafinaritra ho antsika rehetra, ho tanteraka avokoa anie ireo fikasan'ny tsirairay. Mankahery hatrany ireo izay tojo tsy fahasalamana ary mirary fahasitranana ho anareo. Safidiko N°1 Malagasy!
Otrn mjouer amle sentiment nay mitsy Nareo ry Telma an cossooo nareo
Akotrzai
Tsy misy inin
EFA mis miantso a tam herinandro fa alavitr d ts nataoko
Kay ,aiza
D mbl manantena fn ar ts ho sasatri n hanantena e hihihi :-P à plus tard ary bisous :-
Aza sasatra a😘😘.. Manantena fa d manana fanantenana elah a
Ny tsara indrindra hatrany Spécial jog pro Misy echap 9 mil ah Gamo ampasapito Prix :Mp Mahazo prix ra mamafa azy 10 0349834591
Ngh mbola misy jog pro zao leuh!! Tsefa vakoka ve zao toun e
Mbl hitadi fika hazaona azy ary ko
D mteva tsara moa ko
Tsy maninona na ampifandimbiasina aranyy
Ts msang mits n story ao am wc
FINALE AFROBASKET U18 I Égypte no hifandona amin’ny Ankoay, ekipam-pirenena Malagasy mandritra ny finale Afrobasket U18 sokajy zazalahy amin’ny alahady ho avy izao ao amin’ny Palais des Sports Mahamasina. FMBB
Ataovy matotra tsara ny défense. Assurer o ny tir . Resinareo reo de zahay mpanohana eo fona
nga tsis brochette?
Ts mis anzanii
Politika Malalaka 21 hrs · Gazety basy vava
Mbola tsy hitako mihitsy ny fanina niana tena nisy sy marina nolazainy io Pasteur io de tena maha Gaga mihitsy
𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 𝟮𝟰𝟬𝟴𝟮𝟬𝟮𝟮 𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗝𝗔 𝗕𝗔𝗦𝗜𝗞𝗘𝗧𝗬, 𝗔𝗡𝗞𝗢𝗔𝗬 (𝗭𝗮𝘇𝗮𝗹𝗮𝗵𝘆 𝘀𝘆 𝗭𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝘃𝘆). Fifaliana lehibe ho ahy ny nandray an’ireto tanora malagasy namiratra tamin’ny taranja basikety ireto, nandritra ny fiadiana ny tompon-dakan’i Afrika Afrobasket U18 ireto. Nanome ny tsara indrindra ny Ankoay Zazalahy sy Zazavavy ary nanandratra avo ny voninahitry ny firenentsika teo imason'i Afrika sy izao tontolo izao. Ary tsy nampitsanga-menatra ny herim-po nasehon’izy ireo tamin’ny lalao famaranana nifanandrinany tamin’ny ekipan’i Egypte izay ekipa andrarezina eto Afrika. Raha tsiahivina dia efa nandrombaka ny tompon-dakan’i Afrika tamin’ity taranja ity isika Malagasy tamin’ny taona 1970 rehefa nandavo ny ekipan’i Egypte ny ekipam-pirenena vehivavy tamin’izany fotoana. Ankehitriny, manoratra ny tantara indray ireto tanorantsika ireto ary manantena isika fa hamiratra indray i Madagasikara. Koa nahafaly ahy ny nanolotra Prime ho azy ireo teto amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha. Ary amin’ny maha mpanao fanatanjahantena ny tenako, dia tena tsapako ary niainako izany fahasahiranana manomana compétition izany. Izay no hanomezako ny fanampiana ara-bola isam-bolana ho azy ireo manomboka ny volana septambra izao, izay karazana bourse hanomanana ny Coupe du Monde. Ianareo no reharehan’ny Firenena, tohizo hatrany ny ezaka, indrindra ho anareo ekipa zazalahy izay hiatrika ny fiadiana ny ho tompon-daka eran-tany amin’io taona ho avy io, izay sambany eo amin’ny tantaram-pirenena. Hanohana anareo mandrakariva ny tenako sy ny vahoaka satria voninahi-pirenena no harovana. Hosoratantsika mamiratra ny tantaran'ny fanatanjahantena malagasy hampisandratra ny hambopom-pirenena izay efa nofaritantsika mazava ao anatin’ny Velirano.
Merci à vous mr le Président de la République que Dieu vous bénisse....
JESOSY MAMONJY - NOFATORANA ILAY PASTERA FA HAMETRAKA PASTERA HAFA HITANTANA NY FIANGONANA. Raha araka ny tatitra avy amin'ireo mpino Jesosy Mamonjy ao Mahanoro dia nametraka pasitera an-tsokosoko tao MahanoroPlus i Pasitera Raphael niaraka tamin'ny zandary. Sendra tsy teo ny mpino fa nandeha nanatrika fivoriana tany Vavatenina. Rehefa tafaverina avy any ny mpino dia nahita an'i Pasitera ka nosamborin'izy ireo sy nofatorany ary nilaza izy ireo fa tsy misy manaiky ny ataony ny mpino Jesosy Mamonjy any Mahanoro satria efa nahavita nametraka Pasitera any Fenerive Est ihany koa izy ary nataony antsokosoko izany. Tsetsatsetra tsy aritra
Fanga ts manajatena lery s mihinn vola NY fiangonn
Soafara sy ny mamany tamin'ny soloky mbola misy mahatadidy ve?
Maman'Soafara, amboary ny fomba filalaovana fa tsy ao mihintsy
F manin no 20 sisa n ambinle vola?
Za EFA nten we EFA kel n vola tao omal
Miarahaba antsika rehetra. MBA Mila fanampiana kely azafady! Misy namana miasa Amina orinasa tsy miankina voaendrikendrika ho nangalatra zavatra lafo vidy tao amin'ilay orinasa. Tonga hatrany amin'ny famironana porofo zavatra mifandraika amin'ilay entana very nisy nanatsofoka tao amin'ny entany ilazana fa izy no naka azy nefa na ny fisian'ilay fitaovana ary tsy fantany akory. Vokatr'izay Dia misy sazy izay ho azony izay mbola miandry fanapahan-kevitry ny administration. Misy azony atao ve? Efa betsaka ny tsy rariny niainana tao amin'ny orinasa fa niafina foana Ary Tsy izy irery fa misy mpiasa maromaro. Ny tiako anontanina Dia misy azo antonina ve tsy haiko inspecteur de travail ohatra sa inona no tokony atao?tsy misy syndicat ao amin'ny orinasa. TENA TSY NANGALATRA ILAY OLONA Mankasitraka
tranga matetika io,ny tena olana tsy ny patron direct no manao azy fa ilay ki chef chef ireo ,na ireo manana andraikitra ambony noho izy ,dia ny zavatra nalain'ireo no lazainy fa nalain'ilay olona endrikendrehina ,matetika ref akaiky inventaire ireo no manao azy
Mahazaka vazaha ny admin
Lucie Ella Rasoanandrasana oh le rets eh
Hafa mihitsy izany nandeha lamasinina tamin'ny andron'ny RNCFM izany
Rehefa andeha hianatra any amin Lycée Ambatondrazaka Alahady hariva dia tsy mandoa frais indraindray satria efa fantatry ny controleur hoe reto ndray le mpianatra mpangalatra masinina dia tsy maka lagy intsony izy...mikafiry anle volakely hijerevana video io a....fa rehefa andeha hanao vacance any Moramanga na aty Tana dia ny fihinanana moforavina sy sosisy mofoakondro no mafotaka dia manisa tunnel...manao belotte...sns.. ..fahatsiarovan a tena nahafinaritra.. .. tsy ho adino mandrakizay.... maniry ny mbola hiverenany....
eke
Nejera tam bus tam le niala in za mbola ts tafidin akor d nandeh le bus d n loako s bassinko no ntoton n loako EFA ts manin fa bassinko mbola marar
Aaaa tsss ani otran tsss inin zany n maatsara n any fotsin tsss embouteillage
hahahaha tna oe zay fotsini v n mahatsara n aty?😂😂😂
Ny Filoha sy ny birao mpitantana ary ny mpikambana rehetra eto anivon'ny Federasiona Malagasy Basketball - FMBB dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2023. Ho taona zina, feno fahombiazana anie ity taona vaovao ity.
Que son âme repose en paix
Un pasteur de 34 ans a été arrêté par la Police nationale dans un quartier d'Antananarivo. Il est poursuivi pour une affaire de viol sur des jeunes filles de 13, 18 et 19 ans. Selon un rapport de la Police nationale, le pasteur obligeait également les jeunes filles à chanter et à danser en public, et il récupérait les pourboires obtenus. Police nationale L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg
De mbola haha daholo n reaction anle olona mapalaelo anie zany ehh mapte amono eo noho eo tyyyy
Zay ts mijery ihany no tsy mahita Doublé indray i Sadio Mane androany 4 matchs 4 buts Mamiratra ity attaquant senegalais ity ??
Lewa nay double koa e
Nis olona itako ntondra otran sac in tan am cotisse tsara kay ref feno zavatr ao anatin mvok b le sac
Io ary izy ahantoko eo @ étagère fitoerankiraro
Encore quelques jours pour poser ton flow et venir rapper sur la scène de Bercy le 21 novembre http:po.stConcoursBercy LELABELAZ.COM Kery James - Concours 94 c'est le barça
https: soundcloud.com pb-mc 974-jrepr-sente s-jtTZl
Politika Malalaka November 8 at 12:12 PM · Commune IFANIERA Anelanelany IKONGO VOHIPENO.... sary nindramina
Mafy ny maazo atsika nefa mbola mrehareha ny sasany oe mahavita azy
Iah mbl mamaki econometrie f aveo vo mjeri anle scooby doo
Manataitra b fa mapitaotr ian
Tongasoa indray aty amin'ny Commune Dondona distrikan'ny Soavinandriana itasy Tanjona Ra (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Aiza ki ndri zanako vavimatoa ty ah kkkk
FIBA 3X3 -AFRICA CUP - OPEN - EGYPTE 2022 Nanainga anio tola-kandro teny ivato ny delegasiona vehivavy raha toa ka efa niala avy any Afrika Atsimo kosa ny lehilahy. Hapetraka amin'ilay Nahary ny dian'izy ireo mba ho samy tody soa any Egypte hiatrika ny lalao.
Fiary Johnson lasa équipe vehivavy moa anao ty
Tongasoa eto amin'ny Commune Antoetra , District Ambositra (Zafimaniry) Olivier Rakotoarisoa (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
NY olona tsy be teny dia mitabataba ao anaty,zany hoe ampy azy sady izy sy ny fanahiny mitafa sy mifandinika ,izy ihany no mamaha ny olany matetika,koa na resahan'y olona aza izy dia tsy mahaliana azy hany ka lasa valinteny tsy mahafampo no voateniny,mihom ehy irery,miteny irery io olona io
to ts hita le disque C s D
Aiza eo ze nono eo 😂🤣
A réagi
Ts nanao saisie Mits
Luttons ensemble contre le Covid-19 Respectons les gestes barrières
Tena ratsy le offre nareo e. Otran reny mangataka reny zahay fa tsy hoe mandoha vola
Tongasoa eto Ambalarano, kaominina Fenoarivobe, Distrika Fenoarivobe, Faritra Bongolava. Jean NM (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
D ony oa ry Malagasy ve ianao Mba efa nisy Sonorisation ve tamnio fotoana io?rah nisy de mba tiko fo fantatra oe iza misaotra mialoha Za nf suur fa tss rah zao sary zao an.. olom-bitsy iany no mety afaka maheno an'izay teneniny eo
Fa tena kôzy ve zany eh? Stomy.66 4 juillet, 19:24 · Saika tsy nalefako iany izy ity Sodé mi désabonner eo ireo manjatina manao BIO date ato
Anou Skah Miala tsiny 26 novembre
Hafa mihitsy izany nandeha lamasinina tamin'ny andron'ny RNCFM izany
Mba efa nande tam'reny ah nakany ambatondrazaka, sy Ambatolampy tam'zany ftôna
vokitika v ko hibip2 fona
Ka mametak écouteur a d las mdemar le appel
D ataovy n revision zn ko
Mataotra moa koa
FANODINKODINANA VOLAM-PANJAKANA 51 MILIARA NO VOATSIRIKY NY IGE NANDRITRA NY 8 VOLANA Nahatratra 51 225 212 736Ar ny fanodinkodinana volam-panjakana voatsiriky ny IGE (Inspection Générale de l'État) nyPlus janoary-aogositra 2022. Fitsirihana natao tamin'ny minisitera, kaominina, sampan-draharaham-panjakana,... Ankoatry ny mety ho sazy ara-panjakana sy ara-pitsarana, tsy maintsy mamerina manontolo ny vola nahodinkodiny ny tompon'andraikitra ara-panjakana, ary raha sanatria maty izy dia ny mpandova azy no mizaka ny famerenana izany araka ny voalazan'ny lalàna. Sary fanehoana
Tonga de aboray fa aza atao global fa liana ahalala ny marina ny vahoaka
Isany nampiseho endri-dalao tsara i TSIRY nandritry ny lalao nihaonana tamin'ny androany.
Ataon 'I tsiry y uhmmmm.. tsiritsisiriny mihintsy terrain
Nenah aloh ts ampy forme
Ndan mtad réf ts ampy KO 😒
FAKAN-KEVITRA HO AN'NY FIKAONANDOHAM-PIRENENA
Hay ny Tim no organisateur? Dia andeha hoaiza avy eo
Fotoana natao hizarana hafaliana sy fitiavana izao Noely izao. Fetin'ny ankizy ihany koa ka am-pitiavana no izarako sy ny ankohonako kilalao ho anareo ankizy eto amin'ny akamasoa. Mirary krismasy sambatra ho an'ny ankizy Malagasy rehetra.
mba jereo ihany koa ireny mahantra mangataka eny amoron-dalana tsy manan- kialofana ireny fa tena mahonena ny mijery azt,misy mitaiza kely izy ireny,sady zaza mbola amam-bolana ny ankabeazany,mis aotra mialoha!
𝗭𝗔𝗩𝗔𝗠𝗔𝗛𝗔𝗗𝗢𝗠𝗘𝗟𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗘𝗥𝗬 𝗩𝗔𝗜𝗞𝗔: 𝗧𝗲𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗞𝗲𝗻𝘆𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗱𝗶𝗻-𝘁𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗛𝗲𝗿𝗼𝗶𝗻𝗲 𝗺𝗶𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮 𝟰, 𝟵𝟱𝟬 𝗸𝗴𝘀 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮 𝗜𝘃𝗮𝘁𝗼 Vehivavy teratany kenyana iray noPlus tratran’ny fadintseranana niaraka tamin’ny heroine milanja 4,950 kgs teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. 29 taona ity kenyana ity ary tonga tamin’ny sidina Ethiopian Airlines avy any Ethiopie omaly alahady 26 septambra. Hopotehina ireo zavamahadomelina mahery vaika ireo araka ny voafaritry ny lalàna ary entina eo amin’ny Fitsarana ilay Kenyana.
Tena zava-doza io. Tokony tsy hekena mora 2
Nenah ko za ato miady amon torimaso
In kofex in mapator za EFA nihinana any in
Am talata iany iah defa miakatra aza
D aty manao fety?