dialog1
stringlengths 1
14.7k
| dialog2
stringlengths 1
6.6k
|
---|---|
Za rtih reRak b fa nandeh tan ambanivohitr d alina b vo tong minio nandeh moto | Kayyy za ko ar ki mtad arar |
La célébration nationale de la Journée Internationale des droits de la Femme, 08 mars 2023, se tiendra à Antananarivo, dans la Région Analamanga. Cette année 2023, cet évènement sera placé sous le thème Une fille éduquée, une femme autonome, garant du développement durable ou Fanabeazana ny ankizivavy, fampizakan-tena ny vehivavy, antoky ny fampandrosoana lovain-jafy . Ce thème permet de mobiliser les responsables étatiques, les différentes parties prenantes et la population à réfléchir et à agir pour une amélioration de l'accès des filles malgaches à l'éducation et en ouvrant de nouvelles opportunités d'autonomisation et d'émancipation pour les femmes malgaches, souligne-t-on. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | Tout ce qui interesse Les filles aujourd'hui c'est le TikTok |
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao | Loko fotsy sy akanjo fotsy teto no nampiasaina, tsy misy fitaterana t camion, tsy misy fizaram bola, tsy misy mihogahoga fahan tany, fa asa raha nisy nisioka ! .. Taloha zany eh ! |
Any Anosipatrana akie ah | Lavitr b izy zany |
Trano mora - Imerintsiatosika : trano 20 amin’ireo 320 no vita hatramin’izao Contact rédaction : 032 12 888 18 032 12 888 20 032 12 888 23 032 12 888 37 Mail : redchefkolo.mg | Aty aminay aza zao nihantona n fanamboarana stade efa volana maro, |
𝗙𝗜𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗕𝗜𝗥𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗟𝗘𝗔𝗩𝗔𝗠-𝗣𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗢𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗜𝗛𝗢𝗥𝗢𝗠𝗕𝗘 21 may 2022, Ihosy - Faritra Ihorombe Notokanan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao Ihosy androany ihany koa ny Biraon’nyPlus Fitaleavam-paritry ny Minisiteran’ny mponina, ny fiahiana ara-tsosialy sy fampiroboroboana ny vehivavy ao Ihorombe. Izao dia tafiditra indrindra amin’ny fanatanterahana ny veliranon’ny Filoha Andry RAJOELINA dia ny fametrahana ny birao sy asam-panjakana manakaiky vahoaka. Nanome toromarika manokana ny Minisitra tompon’andraikitra ihany koa ny Filoham-pirenena ny hihainoana sy handraisana ny hetahetan’ireo fikambanam-behivavy ary nanambara ny tenany fa hisy ny tohana ara-bola manokana hanampiana ny tetikasan’izy ireo. | Misy kalitao ny sanganasa rehetra vita |
Ataovy sérieux | Ouiiz soi Ian ts za nasain nakani fa bepc zanako |
Ok | Aiza? |
FILAZANA Nohon’ny fanamboarana ara-teknika tsy maintsy atao dia hiato ny fandaharana ao amin’ny fahitalavitra Real TV Madagasikara. Ezahina ny hamerenana izany ao anatin'ny fotoana fohy. Ialana tsiny indrindra tompoko | Dia ahoana ny film nay isakin'i amin'i 19h |
IO ARY MANDEFA FILM VERSION SALLE KO! MISY MIKOHAKA FOANA D MISY ALOKA MANDEDE! SADY MAMPALAHELO NO MAMPIHOMEHY |
|
Ao anatin'izao fampivondronana voalohany, izay nanomboka ny Alatsinainy 19 Desambra 2022, ary maharitra 10 andro izao, dia in-droa isan'andro no manatanteraka fanazaran-tena etsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ireo mpilalao izay voaantso hitiliana ny ANKOAY izay hiatrika ny MONDIAL U19 hatao any Hongrie ny 24 Jona hatramin'ny 2Jolay 2023. Dans le cadre de la préparation de la première participation de Madagascar à la COUPE DU MONDE U19, qui se tiendra en Hongrie le 24Juin au 2Juillet 2023, les joueurs présélectionnés effectuent deux séances d'entraînement par jour au Palais des sports Mahamasina. Ce premier regroupement de 10journées a débuté le lundi 19 Décembre 2022. Avec Comité Olympique Malgache Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Telma Madagascar Mvola Ymagoo Phygos | Mamangy aminy fahorina Tompoko. Dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany rehetra. |
URGENT Avez-vous un excellent ALLEMAND et FRANÇAIS ? Etes-vous à l'aise avec les outils informatiques? Etes-vous dispo de suite pour un CDI? Si OUI, décrochez le poste de TOP franco-germanophone du Groupe Setex. Les débutants aux forts potentiels sont les bienvenus Pour postuler, envoyez votre CVLM en Allemand: à l'adresse recrutementsetex.mg ou en mains propres à SETEX Tsimbazaza près de la station GALANA | Cela m'intéresse beaucoup ,est-ce que je peux avoir plus d'information |
https:fb.watchbmiG-VUlvS | Hahaha dia mbola masahy misuper ian v nareo? |
D mande ts mteny2 | Eeeeh |
Mnaov mafan | Z ato mia mahia mts amle marat |
C'est pas grave kia | Fa mis vaovao tih za atao fiancaille am avril |
Nentsika mbola 75 | I Henintsoa koa amnio may Vava b nef tantine EO aloh EO kaiatra Ony Taf ððð |
Tu veux faire tomber le système, vomis la pilule et commence par refuser qu'il te manipule | NOUVEAU!!! KERY JAMES remix dernier mc par FLAVA http: www.youtube.com watch?vAKlHDKR APsfeaturesha relistLLSrpxn b36H3kdJCzdf8O sw |
Nofy ratsy ho an'ny Cardinal Miara-miasa amin'i Catalina na Senyora avokoa izao na i Matheo, Dulcey ary Menandro. Sakoroka manomboka eto . Ao amin'ny UP TV ny fotoana amin'ny 8ora sy fahatelony alina. DTT 111 DTH 769 Raha mbola tsy manana decodeur Startimes ianao nefa te hanaraka dia azonao atao ny mijery izany ao amin'ny application STARTIMES ON : https:app.adjust.com8hql67d | Ny cardinal tompoko tsy milavo lefonay zany ,teboka |
𝔻𝕣. 𝕃𝕆𝕍𝔼 September 21 at 10:27 AM · Bonjour vehivavy 18 taona tompoko le manoratra de mba atao anonyme azafady,zah tompoko manana olotiana ary efa azo lazaina hoe ela ihanh izahay no niaraka,ny olana nefa de izy tena mora tezitra kely sady milamila vaniny matetika,indray andro aza zahay nifamaly de nolazainy mitsy zah hoe pute fa lazainy fa napirafy azy hono ah nefa zah tsy ary mbola napirafy azy zany satria tena tiako izu,inona tompoko no toklny ataoko fa tena mijaly loatra zah tena mbola tiako izy nefa zah mijaly miaraka aminy Eny tompoko misaotra indrindra | Pervers narcissique zan band zan |
Fihaonana amin'ireo Ampanjaka sy ny mponina - Manakara | Misaotra betsaka ano Mr le président fa tsy mbola nisy président tahaka ny natono io teto Madagascar |
Bonsoir , inona kay no mesure azo raisina raha tojo cas toy izao: Zanaka (lahy 21ans) mikasy tanana ny Reny niteraka sy miteny ratsy sy mandrahona azy ? efa niantsoana Police fa nialangalana ilay police satria izaho iray tampoha aminy dia regleo hoy izy ireo fa affaire de famille sao misy mesure afaka atao aminy satria sady tena manimba entana no mijaly ilay ray aman dreny Izy tsy adala , tsy marary | Ny mpiray tampoho no mifanao iray sy iray aminy rehefa mikasi- tanana izy. |
Na ery ankadifotsy mividi | Eka fa d kel2 |
Raikitra indray ny sakoroka tao amin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Anosibe. Tsy manaiky ny affectation ireo mpivavaka. | mampanotany tena mintsy ity fiangonana iray ty we tena miavaka ve ny olona ao sa manw politika? |
Ze ifanjevoanareo any hoe | Eka |
Oatran le Tao am gastro oatra | Tan am banque ngamb ini |
Salama tompoko, saika mba anontany azfd oe aiza kay no misy specialiste mitsabo calcul rénal tompoko? Tsy sitran'ny produits naturels intsony fa efa grave, misaotra indrindra | Tsy marina zany oe tsy sitrany naturel intsony izany na efa phase terminale aza io dia mbola sitrana ra manaraka tsara ny toromarika ianao |
K le colis nga ts tng d à domicile sad? | Ko izy zany ko |
Rah in miarak am band met ray andro d msarak | Zan ts mapis sipa anin |
Le ingenieur io ve? | eka |
Misy Ilay olona de tsy Vanona mihitsy ka.Le fanjakana ve nama efa mba miezaka manome zavatra tsara antsika, efa mba manamboatra an'ilay lalana tena nampikolay antsika hatramin'izay de ry tsy vonon-kandroso tsy mety Raha tsy manimba sy mangalatra foana... Mba ovay amin'izay rangah Ilay toe-tsaina fa tena mirefarefa amin'ny tany mihitsy a | Ka ny vahoaka ne fanjakana e |
Tafahaona tamin’ny Tale Jeneralin’ny FMI, Kristalina Georgieva, indray ny tenako amin’izao fivoriamben’ny firenena mikambana eto New York izao. Matoky an’i Madagasikara izahay, matoky anao ary hanamafy ny fanohanana ny firenena Malagasy hanatratra ireo fanamby napetrakareo. Hotohizana ihany koa ireo tohana ara-teknika amin’ny fanatanterahana ny Plan Emergence de Madagascar hoy ny teniny tamiko raha niaraka nanao jery todika ny fiaraha-miasa eo amin’ny FMI sy Madagasikara izahay nandritra ny fihaonana. Mahavelombolo izany fahatokisana izany ary mankahery antsika amin’ny fanohizana ny ezaka efa natao eo amin'ny sehatry fandrindram-piterahana, ny fanabeazana sy ny fahasalamana ary ny fananganana fotodrafitrasa mifanindran-dalana amin’izany. Notsipihan’ny Tale Jeneraly Kristalina Georgieva ihany koa fa misy fiantraikany goavana eo amin'ny toekarena maneran-tany ny krizy iraisam-pirenena misy amin’izao fotoana izay manampy trotraka ny krizy ateraky ny fiovaovan’ny toetrandro. Nankasitrahany manokana kosa ny fahaiza-mitantana nasehontsika indrindra tamin'ny adisisika nataoko nandritra ny COP26 farany teo. | Bravo Mr le Président, atokisako enao RN41 sy le Resaka orinasa Éthanol any antanàna a! |
Amiko aloha tokony mbola tsy tapitra Satria mbola bdb ny tokony ho fihafarany ny mpilalao tsiraira Izy 4vavy Benoît Mamabe anw ahoana mandre oe Ani amoonja Iasmine Maman i Patsie Sns...... | Tantara mbola tSy tokony Ho tapitra le izy malaheloelo kosa Zahay e |
Df zay fiertreretanareo an azy zn | Eny wa Enao ne ts maagaga tsony e |
TSARA HO FANTATRA : NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA : Mpanakanto Willy sy Tinah sy ny Reniny ary ny faravavy. Marihina moa fa tena misy fitovizana amin'ny Reniny tokoa izy ireo. | I tinah no fara vavy ka |
Dans le cadre du projet de Fourniture d'équipements pour la lutte contre les maladies infectieuses, inscrit dans le Programme de développement économique et social de Madagascar, l'Ambassade du Japon à Madagascar a remis ce 20 févier 6 ambulances 4X4 au ministère de la Santé Publique. Ce projet, financé par le Gouvernement japonais à hauteur de 3 015,880 dollars USD, vise à aider le gouvernement malgache dans la poursuite de son objectif de santé pour tous et à tout âge. Les CHD Soanierana Ivongo, Anosibe An'ala, Ankazoabo Sud, Mandritsara, Soalala et Ikongo bénéficieront de ces véhicules de transport d'urgence. Il s’agit, selon les explications, des localités où le déplacement des patients vers les hôpitaux sont les plus difficiles faute d’infrastructures routiers et de moyens de locomotion. Ambassade du Japon à Madagascar L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | très bien ,bonne initiative mais en ayant fait l'expérience durant mon séjour , combattez aussi la corruption dans certains hopitaux chu en particulier!)!j 'ai vu etsubi des choses pas très jolies devant témoins! |
Le Radisson Antananarivo Waterfront a été certifié Green Key, un eco label international. Le Green Key est le 1er label de tourisme durable international délivré pour les hébergements touristiques. Il récompense un hôtel qui se distingue en matière de durabilité et de politique environnementale. Le label est décerné au terme d'une procédure stricte, et couvre l'ensemble des ressources et enjeux environnementaux impactés par l'activité touristique : eau, énergie, climat, déchets, biodiversité, ou encore santé. Il est présent et reconnu dans 65 pays. Actuellement, ce sont quelques 3200 établissements qui ont obtenu le label à travers le monde et le Radisson Antananarivo Waterfront en fait désormais partie. | Radisson Waterfront: on nous rapporte qu'une femme malgache cheffe de service se montre particulièremen t méprisante et désagréable vis-à-vis du personnel. On devrait en tenir compte dans l'attribution de ce genre de label de qualité... |
Tsss idirani mits | tongava any atanana hoe hiboom2ð |
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao | Enfinnn , misaotra betsaka anao nanazava ... |
Mb 3000 ar e | Ts possible androany mihitsy e?ð |
Bonjour! Zaza 1taona sy tapany feno mibontsibontsina ny vatany de mangidihidy be efa nande doktera fa vomaika feno efa nomena mangidy ihany koa Mba toroy hevitra sy fikafika tompoko fa mijaly le zaza! Misaotra. | Ary btsaka ndray ny tratra anio aah |
ko dafotsi ary mantani oe ts hodi any ve hoe | Eee ts azoko ko reo0 |
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana. | Téo zahay no nividy fa mamy beuh mich |
Salm e,inon kay mahazo ahy.Aho rehef mis Zavatra ts zakako n de mis Zavatra mivoto ao fok ao,inon n Anton azafady tompok | Afaka manapy anao,Bio natoraly 0347620951 |
Ny karama koa zany tsy midina? | EFA niova tamtih Herinandro tih e
Le chefnay tao Ary nandraiki Marary mots fa nampidini ho comptable tsotra nef olona chef compta n groupe taloha |
Jiolahy 4 lahy tonga nanafika ny Boulangerie iray etsy Ankadindramamy ny tolakandro teo. Tratra ny 1 tamin'izy ireo, tafaporitsaka kosa ny ambiny. Mipetraka eo am-pitan'ilay Boulangerie ihany ity tratra ity. | Fa lery zany tode nanintsy tao antranony le ntsoka eeeh??? |
iza oa reto no anarany fb a | Aina Haris'on misy mitady ahhh |
Tapak n tavohang | ef ato iah a |
Tu vas pas oser :-P | Siii |
Tena nahafinaritra ahy androany ny nitazana ireo trozona teto amin'ny ranomasin'i Sainte Marie. Hafaliana miavaka ny mahita ireo andian- trozona miaina sy miriaria finaritra eto amin'ny nosintsika, ka tokonyPlus ho arovantsika izy ireo sy ny tontolo iainany mba hitondra fampandrosoana ho an'i Sainte Marie sy i Madagasikara manontolo. | Zay koa mba te hahita président fa mba afindrao eny anosy ny baleine azafady |
3x3 WorkShop ...Telo manao amin’ny telo Ao anatin'ny lalao ho fitiliana ireo mpilalao LAHY SY VAVY handrafitra ny Ekipam-pirenena malagasy 3x3 Hiatrika ny Fiadiana ny Amboaran'i Afrika izay hatao any EGYPTA ny 3 sy 4 desambra 2022 Hiatrika ny Lalaon'ny Nosy ny taona 2023 Ny Fédération Malagasy de Basket Ball sy ny MVola manolotra ho antsika 3x3 WorkShop Sabotsy 8 sy Alahady 9 Oktobra 2022 Kianja mitafo ANKORONDRANO. Lalao 3x3 Lahy sy Vavy Fifanakalozana sy fizarana ho an’ireo mpisehatra rehetra amin’ny lalao 3x3 Tsy misy vidim-pidirana 3x3 WorkShop est un événement de Basketball à 3 pour les élites senior Hommes et senior Dames, un moment d’échange et de partage avec toutes les parties prenantes du 3x3: coachs, joueurs, arbitres et fans, diverses animations ...organisé par la Fédération Malagasy de Basketball dans le cadre de la préparation de la Coupe d'Afrique 3x3 qui se tiendra les 3 et 4 Décembre 2022 en Egypte, et les Jeux des Îles de l'océan indien en 2023 Miaraka MVola Let's play 3x3 | M'Anja Rak ahoana ity andao hijery |
Biraon'ny Commune vaovao eto Andranovorivato, district Vohibato Fianarantsoa Jos Soandry ( misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | 𝑲𝒌𝒌𝒌𝒌𝒌 𝒔𝒆𝒏𝒅𝒓𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒊𝒕𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒍𝒆 𝒏𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒆 𝒍𝒂𝒛𝒂𝒊𝒏𝒚 𝒇𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒗𝒐𝒏𝒂 |
Miarahaba sy mirary soa an'ny Jeneraly Désiré Ramakavelo izay mankalaza ny faha-83 taonany androany | Miarahaba tompoko dia mbola omen'Andriamani tra andro lava sy taona ela iainana anie ianao |
Aimooo tsika tkn mb mandamina fotona am farani ernandro | Samedi ou dimanche 𤣠|
Zay vo afak meteo zay | Zay ve nddi vo naita bus sa oe embouteillages b mts ao ambany ao |
Hampiantra sazy avy hatrany ny polisy monisipaly ho an'ireo izay tratra manimba ny fananana iombonana eto an-drenivohitra araky ny nambaran'ny Kaominina Antananarivo. ( CUA) | Ireo mipipy sy mikaka eny amoron-dalana koa tompoko mba jereo akaiky fa tena maimbo ny tananantsika |
Nahafahana nifanakalo hevitra sy nifampizarana misimisy kokoa momba ny sehatry ny fampiasambola eto Madagasikara ny Choiseul Africa Business Forum izay natao teto Casablanca omaly ary nanokatra izany ara-pombaPlus ofisialy ny tenako. Ireo rehatra nandray anjara tamin’ny adihevitra dia samy nanisy tsindrim-peo ny amin’ny fahaizan’ny Malagasy mandray ireo vahiny. Harena sy fanoitra ho antsika ny kolontsaina, ny tontolo iainana sy ny soa toavina Malagasy ary afaka mametraka antsika ho fitaratra eto Afrika izany. Nentina tato anatin’ireo lahadinika ireo fanambintsika eo amin’ny sehatra maro toy ny fambolena, ny taozava-baventy, ny angovo. Ary ny PEM izay nifampizarako tamin’ireo mpandray anjara rehetra dia mahasarika sy hanamafy ny fahatokisan’ireo mpiaramiombon’antoka amintsika. Resy lahatra tanteraka aho noho izao Choiseul Africa Business Forum izao fa manana ho avy mamiratra i Madagasikara. | Mankasitraka mr le Président tohizo ny ezaka ! |
Ambohimiadana Andramasina safiidy Maloya (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Rasaholimanante na Rotsy Aina Rinah efa kely sisa de Tonga any antanana rehefa Tonga eto a, |
Nanakori leka le sera ini?zalah ao am hairun ts niantso anai korn nefa mbl naverinzalah ndrai le offre | akor... tsa poinse oe raha stagiaire hoy r stan |
salama groupe azo enjehina ve ny olona mamono divorce antsokosoko?mer ci | Lay divorce ndray v novonoina zan oe miverina mivady v |
Perety : Fa inona mo ny asanao? Guy : Mpivaron-kena Perety : Mpivaron-kena tena kou mividy hena Tena tapaka ny tsinaiko | za vo mijery an guy fotsn def miomeh |
Ilay milaza fa Tantely Pure reny koa tokony saziana ..fa misy manao hosoka. Fa teto aloha dia CHARBON HOSOKA Taorian'ny fitarainana izay niely tato amin'ny tambazotran-tserasera Facebook mahakasika nyPlus fanaovana charbon hosoka tao Ambohimahasoa dia nandray ny andraikiny ny polisim-pirene ao an-toerana. Voamarina tokoa fa nisy ny fanaovana hosoka sy hafetsena nataon'ireo mpivarotra. Vehivavy roa no tratra tamin'izany izay mipetraka ao Ambovolava Ialatsara Ambohimahasoa. Hita fa hodina pin no namenoan'izy ireo gony. Nankasitraka ny polisim-pirenena an'Ambohimasoa ireo mpanjifa. Sary nindramina | TOKONY ATAHOTRA AN ANDRIAMANITRA AMIN IZAY REHETRA ATAO NY MALAGASY TSIRAIRAY FA TSY AMIN NY RESAKA CHARBON IHANY |
Joyeux anniversaire Dah'Mama Joyeux anniversaire dah'mama | HAPPY BIRTHDAY anky njy damama |
J'ai encore l'ambiance de mon dernier concert à Rouen au festival RUSH en tête ! Quel public ! Quel accueil ! Prochains rendez-vous : Le festival Sakifo (la Réunion), le 2 juin A Solidays (Paris), le 24 juinPlus Nuits Carrées (Antibes 06), le 30 juin Couleur Café (Bruxelles Be), le 2 juillet Montreux Jazz Festival (Montreux Ch), le 9 juillet Musilac (Aix Les Bains 73), le 13 juillet Les Vielles Charrues (Carhaix 29), le 15 juillet Festival de la Cote d’Opale (Boulogne sur Mer 62), le 22 juillet Théâtre de la Mer (Sète 34), le 24 juillet | des frissons que tu nous as mis !!!! 76 c'est le barça !!! |
Salama,nisy olona izay niditra tato anaty fefinay tsy nahazo alalana,zah nefa natory atoandro teo ampandrina,avy de nosokafany ny rideau-ko de niteny azy hoe:Fa maninona hoy aho no sokafanao ny rideauko?'ndany elah mivoaka haingana,niteny toy zany intelo zahomody nitady olona izy noho ny avy eo de niten azy foana aho hoe:ndana elah mivoaka fa tsy hamaly ny fanontanianla zah,sad tezitrIzy ndray avy teo no niteny tamiko hoe:Be vava be elah ato fa nga elah tsy hivoaka any ivelany any fa hitanla ny tohiny.Tsy zaho mihits hoy izy no hanao zavatr nao fa hitanao eo fotsn izy! Raha nareo t toerako de ahoana?Mila hevitra | pangalatra maso izany fa mba mailo |
Resaka Mahery Lanto le raha.. Tsy Dia mety amiko loatra ilay manao tahaka izao.. Mampiady foko,fiaviana sns.. Tsy ny zanak'I Fianarantsoa rehetra no nanely vaovao tsy marina.. Tsy ny zanak'I FianarantsoaPlus rehetra no naniratsira mpitondra tahaka izao.. Amiko tsy tokony ampidirina resaka foko tahaka izao ilay izy..fa raha maniry ny hanoana azy fotsiny ianareo Dia ataovy amin'ny anaranareo manokana.. Tsarovy sy fantaro fa filoham-pirenena lany tamin'ny fomba demokratika io ary misy sata mifehy sy miaro azy na tsy hitory aza izy amin'ny maha Andry Rajoelina azy.. Amiko aleo mba fitoniana no tediavina fa tsy vao maika hambolena korontana na fifankahalana tahaka izao.. Ilay izy koa ny fahitako azy anie Tokony nijanona fotsiny tamin'ilay publication hoe Pont tapaka ilay resaka fa izy no nanitatra izao fiantsiana rehetra izao e! . Amporisian'ireo compte fako sy mpanao politika sasany..Dia lasa hoe mafy bé Dia roboka . Nefa noho ny Tonga teny anosy olona 5 no teny.. Dia Zao ndray atao fitaovana politika.. | Ny vy tsy mba mikitrana irery zany fa andao hijery ze mahasoa ny tsirairay avy. Tsy fahotana ny miala rehefa tsy mamimbahoaka na mihaino ny vahoaka. Misy fahasorenana ao no antony mahatonga an'izao satry nanantena zavatra goavana ny vahoaka na tao anaty antoko na ny taty ivelany kinanjo mbola tsy hita ilay hoe fivoharana mahery vaika. Mila fahasahiana goavana izany nefa dia io no tsy hanana'ny fanjakana amin'izao. Mankahery antsika rehetra satry mbola gisitra isika eh! |
jerevo zani aloh n prix d rapitso n vola | fa ry bb mbl tsis date fixe zan oe amvin n handalo aty? |
Akaiki fa le iverin mits maakamo | D mb miezaka |
Mandefa message impiry ianao ka tsy misy mamaly Dia tsy mandefa intsony ?? Mafy Ty zoky ity fa 3taona Teo ihany Sady le tantara eo amin'ny faramparany no nahitana fa mafy Léry e | Zay zany le fahendrena Malagasy,izay maharitra vadin'andriana saingy tsy vitako kosa lo e |
Bonsoir Manana question bête za kanefa raha dinihana otrany tsy adaladala ihany ilay fanontanina Misy lalana manasazy ny olona mamosavy ve eto madagascar ? Juste par curiosités ilay fanontanina fa mbola betsaka eto ny mbola Manao anio zavatra io Mba Galina matotra azafady fa Liana aminy valiteny za | Musy fa sarotra n maka porofo zan |
Sigara marobe no narafidrafitra ary nanamboarana ity tsara endrika sy hafa kely ity | L'architecte et son incroyable talent |
SETEX RECRUTE Collaborateurs COMPTABLES NB: expériences dans le métier fortement souhaitées Lisez bien le descriptif du poste ci-dessous et si vous correspondez au profil recherché , envoyez-nous vite votre dossier de candidature (CV LM personnalisée ) : À l'adresse recrutementsetex.mg Ou déposez-le à Setex Tsimbazaza près de la station GALANA | Pouvez-vous donner l'horaire du travail svp |
Tsy ho ampy ho an'ny Tambazotra Iraisan'Antananarivo ny vokatra avy amin'ireo tobim-pamokarana hafa toy ny ao Mandraka, Antelomita, Manandona, Sahanivotry, Tsiazompaniry, Farahantsana, Ambatolampy,Plus Ambohimanambola... Manoloana ny asa fametrahana ilay groupe faha-4 ao Andekaleka. Indro ampitaina amintsika àry ireo faritra sy fotoana hisian'ny fahatapahan-jiro mifandimby: | Ary ohatrany tsy mahita oe Antsirabe zaho |
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego | Vao njery anty tampoka a d neveriko fa zordira bdb na la neige ay kay diakona ,mifona a |
Salut daholo ô .Mba mangataka accord le hira hoe: manakory nareo iny rzareo fa tsimety mahay mits za | Intro ;F,EC,G io no miverimberina Couplet:E C,F,G (miverimberina ihn) Refrain F,C,G(miverimbe rina) |
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego | tadidiko mints io kabary io |
Met ts nasin zareo | ef nrava nga? |
Aiza w f mb mantani ftsn anai f aia leka no azakanai anzao | Met mb maharitr ihn loh..mitov2 mats reni s n Mercedes |
2rien | Bonsoir |
Salama namana jiaby! Nisy avana akaiky narary ny zanany de niditra hopitaly! Nindrana vola 2milion fmg tamnay izy ka avy atrany de nomena! Andro vitsivitsy taty aoriana nefa de oe ts maintsy atao operation le zaza ka de tsmaintsy mika atr 7milion! Tapakevitra izy mivady fa ivarotra omby lehibe miasa 2lahy ka nifanaraka izahay fa alainay le omby de omenay le vola! Mazava oazy mou fa vonjy aina le izy ka tsmaintsy nomena mialoha le vola ! Zareo kou mou somary ambanivohitra no mipetraka de lavidavitra kely! Vita tapabolana ny operation de nody ry zareo! Ary 1volana taty aoriana de tonga izahay ande aka an le omby ! Kanjo tsy nomeny le omby fa lazaina fa oe mbola iasany! Nandrasanay vita ny asany ary 3mois taty aoriana zay zay vao oe aka anle omby de oz izy oe ts azy tsony hono le omby fa an ralahiny! Le vola nefa ts omeny, efa ho 7mois zay! ary le omby kou tsy omeny! Inn no tokony vahaolana tompoko sa oe tonga de alaina degany le omby ? Sa inona no tokony atao! Mankasitraka oan ze mamaly! Nb: isakn tenen izy oe avereno ary le vola de oz oe vola tsis taratasy iny fa ataov ze ataonao! | Manaova pleinte de réserve ihany aloha fa olona mahavita manao fivadiham-pitok isana amina havana izany mety ahavita loza noho izany,apetraho ny fitoriana mahakasika ilay raharaha tena nitranga,ento ny vavolombelona tamin’izany fampitrosana izany dia akaro ny raharaha |
RANDRIANASOLO Nicolas : nanamafy fa ny solombavambahoakan’ny Bekily no ambadiky ny asan-dahalo Contact rédaction : 032 12 888 18 032 12 888 20 032 12 888 23 032 12 888 37 Mail : redchefkolo.mg | Azo vononona ny pitondra- raha ts mandray andrekitra Azo vonona ny depite |
Rah cas lineaire koziako | tonga dia kindinalika izy zay |
Quokka: voasokajy ho biby faly lalandava izy itony satria dia mirana foana ny endriny. Any Australie no misy azy, izay fianakavian'ny kangourou ihany Ravin-kazo no sakafon'ny quokka. Mitovy habe amin' ny saka ihany koa ity biby iray ity | Biby faly laland-dava izy, tsy otran dra malagasy |
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana. | Téo zahay no nividy fa mamy beuh mich |
Oaddray n embouteillage manao n ataoni ko letie aon | Ef aty am cotisse |
Iah mbl ts naita saka tao | Inon kai n tinao mandeha marain b zay sa aleo atoatoandro oatra we am 11 miala aty d ts miandr ela b |
Avec les élèves du lycée Jean Zay cet après-midi au Studio | continue a dire la seul et unique vérité |
Iditra vatosoa | Aiza mikoja zao |
Ambatovy dia mitady Magasinier (Storeman) iray - Toamasina. Azonao alefa mivantana ao amin'ny site web www.ambatovy.comcareer ny fangatahanao sy ny antotantaratasy ilaina amin'izany. Amin'ny 11 septambra ho avy izao no fetra farany. Mirary soa antsika rehetra Tsy andoavam-bola ny fandraisana mpiasa ato Ambatovy | Ny appel d'offre ao aminareo ve eto amin'ny peut iany koa sa misy liens hafa ijerena azy? Misaotra |
Tohina ny fo. Lasa ilay namana! Mitamberina ato antsaiko ireo fotoana niarahana sy ilay hira iray . Be fitiavana, tia nanampy ny hafa ary nanolo-tena hatrany i Rak Roots nandritra izay fotoanaPlus nifaneraseranay izay. Ankoatra ny maha mpanakanto azy dia anisan'ireo mpiara-miasa tamiko teto amin'ny Fiadidiana ny Repoblika izy. Mandria am-piadanana Namana Rak Roots . Mampahery ny fianakaviany sy ireo mpankafy azy rehetra ny tenako. | Rip Rah kroots fa zahay kou President mb te hiara-hiasa aminao a ! |
salut prix GP 3a? | Mbola ts tonga |
fotsn hahaha | f hafa n manana publication |
Tsetsatsetra tsy aritra May 21 at 2:58 PM · Coliseum taorian'ny fotoam-bavaka nataon'ny FVKFM Mila miova ny toe-tsaina fa mbola ho ela vao hitovy amin'ny japoney. Page Tsetsatsetra tsy aritra Groupe VAOVAO ERAN-TANY Ramala News | Ny andriamanitra anga mo tia fadiovana dia mitovy izay ihany no ataony eto andriamanitry afrikanina voretra |
Antoko MMM : tsy hiverina amin’ny fanapahan-kevitra efa noraisiny Contact rédaction : 032 12 888 18 032 12 888 20 032 12 888 23 032 12 888 37 Mail : redchefkolo.mg | Merci Monsieur Le Député Solaimana |
Ny Mpanjaka Ranavalona III nikabary teny Andohalo 1895 | Tadidiko ery tamtony mbola nilamina ery ny tany. |
Beau couple ve izy roa rah miaraka Rakotoarijaona tahiry aina princia Nasaina Manoa | Baux couple bé nareo roa |
Ndao dodo amzai | Za mbol ts maita tory |
HISY FAHATAPAHAN DRANO GOAVANA RAHAMPITSO, KA TOY IZAO NY VAOVAO En raison du remplacement du débitmètre électromagnétique dans la station de Mandroseza I, l'approvisionnement en eau sera suspendu, demain 14 janvier de 8h à 14h, dans plusieurs quartiers d'Antananarivo : Andohan’i Mandroseza , Andohamandry, Campus, Ankatso, Cité Ankatso II , Ambolokandrina, Ambohipo, Antsobolo, Ambatoroka, Tsiadana ,Ambanidia Faliarivo, Miandrarivo, Manakambahiny, Ankazotokana, Ambavahadimitafo, Andohalo Ambohimitsimbina, Ankadilalana, Ankorahotra, Antsahabe, Antsakaviro, Ampasanimalo, Antanimora, Ampahibe, Ambaranjana, Betongolo, Ambohitrakely, Ambatokaranana, Ambohidempona, Antsahameva, Fort Duchesne, Antsahamamy, Andraisoro, Ampanotokana, Tsarahonenana, Ambatomaro, Ampandrana, Ankadivato, Andravoahangy, Ambodivona, Mahavoky, Besarety, Avaradoha, Ampasampito, Ambohimirary, Nanisana Iadiambola, Nanisana, Ambohidahy Ankadindramamy, Ankadindramamy, Soavinandriana, Anjanahary, Manjakaray, Ambatomainty, Amboditsiry, Faravohitra, Mandrosoa, Ambohijatovo, Ambatonakanga, Ambohitsirohotra, Antaninarenina, Ambatovinaky, Ambohidahy, Amparibe, Tsimialonjafy, Ambodifilao, Ambondrona, Andohanan’Analakely, Analakely, Soarano, Tsaralalàna, Petite vitesse, Ampasamadinika ,Amboasarikely, Antsahavola, Isoraka , Ambatonilita, Ampatsakana, FIATA, Cité RNCFM, Antaninandro, Tsiazotafo, Behoririka, Ankaditapaka, Ambatomitsangana, Après les travaux, l'alimentation en eau dans les quartiers concernés reprendra le rythme auquel les clients sont habitués, informe la Jirama. Jirama Ofisialy SOURCE : orange ACTU | Ka maninona mo rah Tonga Dia ny 192 fokontany no tenenina ra-Jira, ao ampotony v nareo no manambotra de mbola miatsaravela-ts ihy ihany.Andy Tiphaine..... Aty Soavinandriana Anjanahary koa efa 3 taona koa no tsy mandeha ny rano manomboka 5 maraina ......Ka....... .9 Ora Alina. |
Salama daholo, raha MBA Mila RCS tompoko Dia aiza maka raha ilaina maika , MBA Mila fanampina merci | Eny fitsarana na eny EDBM rah société commerciale Fa rah entreprise individuelle d ts maintsy eny fitsarana |
namangy iani zani? | Neny ian las any fa efa mis naman iz |