dialog1
stringlengths 1
14.7k
| dialog2
stringlengths 1
6.6k
|
---|---|
Aiza mividy entana zany ? | Tratra zany e |
Manalalalondo na Londres - Faritra itasy Onja Radoniaina (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Io n tanananay ts foinay e |
Hâte de découvrir le premier film de Mouloud Achour l'un des seuls à me permettre de m'exprimer librement et surtout sereinement sur son plateau SRAB FILMS | Ta parole KERY JAMES tu nous l'a transmet à travers tes chansons là est le combat. Les transmetteurs de vrais messages ne sont pas toujours les bienvenus malheureusement .....plus facile de nous caser dans des stéréotypes .Nous le savons tous c'est la vérité qui gênent. De ce fait on laisse parler des insignifiants, cela rassure la population moyenne dans ses schémas ..... Bref Hâte de découvrir ce film Tchimbé rèd!!!!!!pa gen largé!!! Bon dieu avèw !!!!!! |
Tele in zani nis nbaise zanib hojereko koa? :-P | Tam série njeren teo zan |
Noresahana tamin'i Dr Tedros Adhanom Ghebreyesus, Tale jeneralin'ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana, ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin'ny OMS. Ho atao laharampahamehana ny ady amin'ny tsy fahampian-tsakafo sy ny aretina kitrotro. | mba jereo akaiky Pt ny karamanay mpiasa aty amin hopitaly ambanivohitr fa tena tsizarizary |
Ouverture de la COP 26 ce jour à Glasgow. La plus grande et importante conférence internationale sur le climat de la planète. Les chefs d’Etat, ayant signé la convention-cadre des Nations sur les changements climatiques y participeront et Madagascar y sera représenté par la délégation que je conduis. Cette 26ème édition qui se déroulera du 1er au 12 Novembre au Scottish Event Campus à Glasgow est organisée par le Royaume-Uni, et sera présidée par M. Alok Sharma, ancien Secrétaire d’Etat britannique en charge des entreprises, de l’énergie et de l’industrie. Avec la participation de 197 pays, cette COP26 se veut être la COP de l’ambition et de l’action. Elle a pour objectif le relèvement de l’ambition climatique, en tenant compte des initiatives fixées par chaque pays, et des dispositions de l’Accord de Paris, adoptées en 2015. L’ adaptation et la résilience, la biodiversité et la nature, l'énergie, le transport et la finance climatique seront les gros chantiers à aborder lors de cette rencontre internationale La délégation Malagasy qui va participer à cette grande rencontre internationale est composée des représentants de - L' Assemblée nationale - Ministère des affaires étrangères - Ministère de l’économie et de finances - Ministère de l’enseignement supérieur et de la recherche scientifique - Ministère de l’environnement et du développement durable - Ministère des transports et de la météorologie - Ministère de la santé publique - Ministère de l’agriculture et de l’élevage - Les Collectivités territoriales décentralisées - Organismes rattaches du ministère de l’environnement et du développement durable - Groupement des entreprises de Madagascar - Organisation de la société civile - Groupement thématique sur les changements climatiques (Gt-cc) | C’est un événement majeur pour élaborer un nouveau cadre politique environnemental e qui est la clé d’une gestion environnemental e réussie pour aujourd’hui et pour l’avenir |
Inona ndrai tyg | Ndao anao botte |
Efa niverina amin'ny laoniny ny fandehan'ireo chaînes malagasy rehetra amin'izao fotoana izao. Misaotra ny faharetanareo mpanjifa ary manasa anareo hijery finaritra | Zay tompoko mandoa abonnement nefa tsy mandeha ny chaîne 1 jusqu'à 9 |
Za ko ary ko | N gastro mahazo marn moa d nanaovanao adini samy varin :-P |
Izay indray Tiana mpihira vao hita. Tiana dia nanana hira betsaka izay gasigasy sy sega : Aza ilaozana anie aho, zatra aho, laisse pas moi la... Tafahoana izy sy Tahiry ao amin'ny tarika Ndodolah sy Tahiry. Mirary soa anareo mirahavavy eee | Cc nareo,tam zahay mbola ankizy de hiran'i Tiana foana no anaovana ballet : Nasy Ny Aina, Lalah Randrianarivelo, Ar'nur Randrianarivelo, Randriambololon a Aina Arisoa. Tadidinareo ve sika manao ballet isaky ny 26 juin eo am Podium an'ny FOKONTANY |
Poisson-pierre: Trondro isan'ny atahorana indrindra eran-tany noho ny fananany venin izay mety ahafaty antsika olombelona Any Inde no tena ahitana azy ireto. Noho izay anarany izay dia toy ireny vato ireny mihitsy ny endriny. Afaka miaina ora tsy anaty rano ity karazana trondro ity | Tena noheveriko trondro efa voahendy ilay eo ambony io |
17.08.2022--VAHOAKAN'I MAHAJANGA -MILA AN'I DADA IZAAHAY , TSY MILA RAJOELINA INTSONY | Oooh Benjamin Rafaralahy ..AIZA ANAO Anareo aloha tena EFA TSY AVOTRA INTSONY Satria OLO TSY MANJARY mpamono tanindrazana Porofo efa manerana an i Madagascar fa EFA TSY MILA ANAREO NY VAHOAKA Manantena s'y mitodika Pdt DADA RAVALOMANANA |
Fa misy mahay mi kit motos le olona a! Nefa gros cylindres. Sary indrana | Tena gros cylindre marina iz izan..Kkk |
Otran sarotra mahita asa en tant que juriste raha tsy oe afaka concours nga | Tsy voatery ho magistrat daholo ee |
Ndao hiresaka finoana kely isika : andininy ao anatin'ny vavaka nampianarin'i Tompo (arakaraky ny fiangoanana ny fanononana azy fa ny heviny) : ...mamelà ny helokay, tahaka ny namelanay ny an'ny hafa... Tena vitanao tokoa ve ny mamela ny heloky na fahotan'ny hafa taminao.. mialohan'ny anaovanao an'io vavaka io | Tsy vita io ra tsy eo fanampiny fanahy masina,mila vavaka mafy io |
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 25 MAY 2022 : NOMENA FAHEFANA, sy ny ekipan'ny fikambanana mikarakara zokiolona eto Madagasikara. GASCAR FENOSOA | Tsy olana Izany Gasikara Any cnaps misy Azo ampiasaina Tsara |
ANDRY RAJOELINA SY NY VINA HANAO SAFARI. MBA MANANA HARENA ARA-JAVABOAHARY MARO SY MIAVAKA AZY IRERY IHANY, KANEFA MBOLA HAMPIDITRA ZIRAFY SY ELEFANTA ARY ZEBRA HISINTOMANA MPIZAHATANY......LASA ATAON'IZAO TONTOLO IZAO DIVERTISSEMENT | Aleo iditra ny zirafy sy elephaka fa zah mbol ts naita |
Manana ny hoaviny Ty Zaza Ty am sehatrin sarimihetsika. Voafehiny tsara ny place nefa mbola kely | Mitombo fahaizana akia Riantso a |
FRI:Fonds de roulement initial (FRI) | Ok akiaa met aki reo aa |
Fanontaniana mba mahalasa ny saiko hoe ireny Police sy Gendarmes ireny ve mba mandoha assurance moto na fiara e?? | Ny maninga tsy maints misy foana, Fa zah mahalala Col izay fa ny azy réglo dhl nefa ny fiarany miisa 6 |
LALAO SAPIN CHALLENGE Mizara F1 PRIME. Mizara hafaliana. Mizara soa. 𝗦𝗠𝗔𝗥𝗧𝗣𝗛𝗢𝗡𝗘 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗕𝗘 𝗙𝟭 𝗣𝗥𝗜𝗠𝗘 𝗡𝗢 𝗟𝗢𝗞𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗦𝗬 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔 𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢!!!! Tsotra ny fandraisana anjara amin'nyPlus lalao: Alefaso ao amin'ny commentaire ny sary misy sapin miaraka amin'ny hafatra mahafinaritra na firariantsoa. Taggeuo ao amin'ilay commentaire ihany koa ilay olona tianao hibata F1 PRIME miaraka aminao Zarao en mode public ity publication ity miaraka amin'ny hashtag hoe Ireo commentaires tsy mendrika dia ho voafafa avy hatrany Ireo feno 18 taona mihoatra no afaka mandray anjara Ireo olona rehetra mipetraka eto Madagasikara dia afaka mandray anjara avokoa Ny fisarihana ireo mpandresy dia ho atao mivantana eto amin'ny pejy ny Zoma 24 Desambra 2021 alohan'ny amin'ny 12 ora atoandro. Safidiko N°1 Malagasy! | Mirary krismasy sambatra ho antsika jiaby mpiray tanindrazana Angelica Saina |
Misy zavatra tsy azoko kely.. Ilay basy ve zany tsy azo ampiasaina intsony?? Maninona raha zaraina amin'ireo mpitandro ny filaminana?? Analakely : Miisa 1089 ny basy ary 40 kosa ny bala hopotehina androany 29 aprily, manoloana ny lapan'ny tanàna etsy Analakely, izao maraina izao. Avy amin'ny faritra 23 ireo. | Le fanapotehana ny fiakaran' ny vidin' ny PPN izao no tena andrasan' ny valala bemandry fatratra tompoko! |
Mtondr moto d modia aloh | Le lakle ef ts idina tsn mants |
La Commune Urbaine d’Antananarivo s'indigne face aux actes de dégradations et toutes sortes de vandalismes constatés dans la Capitale. De ce fait la police municipale assurera de l'application immédiate des sanctions, indique-t-elle. Les sanctions iront de la verbalisation jusqu'aux poursuites pénales, prévient la CUA. CUA L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | Investissements de crédit et de financement... Si vous avez un projet rentable, nous pouvons vous prêter entre 2 000€ et 154 000 000€ avec un taux d'intérêt de 2 de votre montant. Des conditions et modalités de remboursement qui vous facilitent la vie Nous pouvons vous aider avec des prêts : Financièrement Hypothèques Prêt d'investissemen t Prêt auto Consolidation de la dette Limite de crédit Deuxième hypothèque Remboursement de prêt Prêts privés Merci de vous envoyer votre numéro whatsapp243 896 563 078 |
15 personnes ont été placées sous mandat de dépôt dans le cadre de l'affaire du naufrage qui a coûté la vie à 32 migrants clandestins à Ambilobe. Si la plupart ont été inculpés pour embarquement clandestin, d'autres l' ont été car suspectés d'être les complices des organisateurs du voyage clandestin tandis que d'autres sont accusés d'avoir aidé les rescapés et l'équipage à fuir. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | Non défaut n'iza mantonga olo Manao clandestins .na fanamboarana passeport efa niova loza fa kolikoly daholo |
Mba rariny ve ny hoe manao lalana mamaky tanin'olona dia tsy misy fampilazana mialoha fa mifoha maraina travaux eo an-tokontany no hita, tany 450m2 (90m x 5m)? Taratasy fahazon-dalana nosoniavin'ny fokontany no nasehon'ireo mpiasa rehefa nanontany azy ireo hoe fa ahoana... Inona no tokony atao? Marihina fa tsy misy plaque mampilaza akory hoe travaux publiques | F'angah mo ny fokontany habilité hanome alalana zany... |
Fanampiana kely.. Raha sendra nifamindra zavatra takama ianareo na naka jeu ka tonga any an-trano dia tsy hita daholo ilay zavatra nafindra (kanefa ilay espace nihena) dia ireto ny solution : 1- Redemarreo lo ilay pc.. 2- Raha mbola tsy hitany dia clique droite eo ilay partition Propriétés Verifiena izy avy eo.. 3- raha mbola tsy hita iany dia mampiasa logiciel everything na cherche tout dia atao recherche ny anaran'ilay jeu. Ouvrir l'emplacement du fichier (chemin) , Dia ao anaty dossier found0000 izay ilay izy dia avoaka ao fotsiny.. Siora daholo.. | voici un liens captcha pour ceux qui veulent gagner de l'argent facilement sur internet https: 2captcha.com ?from13014140 |
Apiko 5-6millions fmg Evo 90cc io mahazo inona ?? | Mp fa omena zvtr tena tsara enao |
Malagasy ve ianao September 12, 2021 at 10:41 AM · Iza avy no zanak'i FANDRIANA isika e? Malaza tsara tovovavy mihitsy ity toerana ity raha ny filazan'ny maro azy. Michael John D'or ( misaotra nandefa sary taty aminay MALAGASYVEIANAO) | Famille anay masina be ka |
Bonsoir nalefandry iany ve ki leizy | Ye efa nalefako |
Mbl ts fantatra,meti df ato atrano mfeti2 kely | Any ka d aiza |
Aty amnah n tna misy film rah mitady | raha ts izany nareo d mijanona question generale ihany |
mbl ato tsik f meti ef akaikikaiki hipà | Ewah ef et amtelma yah |
Photo de Giovanni Cittadini Cesi La tournée de À VIF reprend ce soir à Bourg en Bresse (COMPLET) 24.03.17 ALFORTVILLE (94) pole Culturel (COMPLET) 30 et 31.03.17 ORLY (94) Centre Culturel Aragon Triolet Plus 06.04.17 THAON LES VOSGES (88) La Rotonde 02.05.17 VERNOUILLET (28) Atelier à Spectacles 04.05.17 CHATEAUBRIANT (44) Théâtre de Verre 16.05.17 SAINT OUEN (93) Espace 1789 (COMPLET) 17 et 18.05.17 NANTERRE (92) Maison de la musique 19.05.17 MANTES LA JOLIE (78) Festival VIF | J'étais dans la salle ce soir. J'en ai pris pleins la tête et pleins les oreilles. Merci à vous de portez ces mots! Une belle leçon que je vais partager, et si j'ai le droit m'en reservire pour mon futur métier. Un bel exemple à utiliser en tant qu'éducateur. Merci |
Olona 10 maty (alpiniste), maro no tsy hita popoka vokatra fihotsahan'ny ranomandry tao Himalaya. Mpiofana 34 sy mpanazatra 7 izy ireo no nanao fanazaran-tena teny amin' ity tendrombohitra ranomandry ity no tampoka teo nihotsaka ilay ranomandry Mifandrimbona mikaroka ireo mbola tsy hita ny mpamonjy voina any an-toerana. | Efa nivadika glasy de tsy fantatra intsony |
Efa tan am mr | enao? |
Izy no ANDRIAMFIDINALY Manjariharena Nofidiana Michel. 17 ans, BACHELIER 2021, SERIE C, MENTION TRES BIEN. Toeram-pianarana nolalovany ka ametrahany ny fisaorana feno etoana : EcolePrivéeChinoisePlus Ampasambazaha Fianarantsoa Ecole PrivéeLesTamaris Isaha Fianarantsoa StFrançoisXavier Ambatomena Fianarantsoa KolejyMariaManjakaFianarantsoa Talatamaty Fianarantsoa LycéeFoMasin'iJesoa Talatamaty Fianarantsoa Tsy tambo isaina ny olona namolavola azy ho tody amzao dingana vitany izao izay isaorana manontolo eto : Ny ray aman-dreniny, Ny Mpampianatra tsy ankanavaka, ny havana, ny namana ary anisan'ireny ka tadiaviny mafy ilay Madame Mpiasan'ny Bianco nanoro sy nananatra azy Andriamanitra manan-karem-pahasoavana hitantana hatrany ny ho tohin'ny diany ary misaotra sy mankasitraka anareo rehetra Tanjona sy nofinofiny ny ho lasa mpanamory fiaramanidina (c) Mihajaritiana | Arahabaina de tongava amtanjona Irina e Tahini Tompo |
Pont Kafe - Ambatondrazaka | Del miteny foana n'y asa koa mandeha foana rerah ka eo ampanenjehana ihany n'y farany e de mangina amizay merci président a mankasitraka e |
Mbola tssss ko nanontany am pharmacie ko zay fa le izy mits oni las ts d mis tsony amzao | D inn ko zn n hoteneniko andra bôfy? |
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery. | tairo tairo ny fois gras |
Atsika anie n hoavinty firenena ty sod ts kobonareo | tsy afaka mints dago raha izany |
za wa ts idina any fa tong d mdira ko malak2 amalak | Shhhhhhh |
Ranavalona kely, mahafinaritra ery (Sary indrana) | Antsôoo!!! Mahafatifaty anie zany mpanjaka kely zany e. Ranavalona ???? |
𝑴𝒐𝒕𝒊𝒗𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑫𝒂𝒚 La réussite apporte un sentiment emprunté de satisfaction à chacun de nous. Commencez à essayer, continuez à réessayer car tout effort finira un jour par payer. | Un salaire motivant net , précis et sans blabla |
- Inona ny hira anisan'ny nanamarika anao indrindra tamin'ny hiran'i Aza adino ara fa anisan'ny mpanankato handray anjara amin'ny ihany koa izy Alahady 31 May amin'ny 3ora sy fahefany ao amin'ny (canal 19 na 109) José Helihanta Ramahavalisoa est avec SoGou Phialam et 7 autres personnes. 28 mai 2020, 13:23 · | Tsy ho tia daholo,eh avelao hanaraka anao any aho,fanantenana |
NY MALAGASY DIA VENDRANA!!! MIALA TSINY AH FA TENA ZAY LEIZY... AVERIKO NDRAY VENDRANA NY MALAGASY | Ny havendranana aloha efa samy iaraha-manana. Fa hita mihitsy hoe ny avy aminao tsy misy azo antenaina na kely indrindra. Ny fanoratra fotsiny dia efa manamafy ny tenany. |
Malagasy ve ianao September 12, 2021 at 10:41 AM · Iza avy no zanak'i FANDRIANA isika e? Malaza tsara tovovavy mihitsy ity toerana ity raha ny filazan'ny maro azy. Michael John D'or ( misaotra nandefa sary taty aminay MALAGASYVEIANAO) | Lrs Tooj Fifali'n Arrïow Tnj Ari'son Na Tolotra Rht Tolotra Tsîtôhaïna Menzo sod tara commande |
Am 7 | Amfir ndri miala |
Ho fampahafantarana antsika mpikambana rehetra | bjr..saika mba mila hevitra...misy manindrona hw tratrako d mamaly ao lamosiko ilany ankavanana ..inona efa ho 3 vlm |
Ambatovy dia mitady Développeur d'applications informatiques - Toamasina. Azonao alefa mivantana ao amin'ny site web www.ambatovy.com na 𝗿𝗲𝗰𝗿𝘂𝘁𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁.𝗮𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝘃𝘆𝗮𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝘃𝘆.𝗺𝗴 ny fangatahanao sy ny antotantaratasy ilaina amin'izany. Tsy andoavam-bola ny fandraisana mpiasa ato ambatovy | Aah oui, des mitsy veu!!! |
Miarahaba antsika !!! inona no maha samihafa ny cours d' appel sy ny TPI? firy volana aorinan ny fanaovana sppel no mandeha ny fitsarana (appel) | Ny TPI dia juriduction du premier degré ary mamoaka didy izy dia rehefa tsy afapo amin'ny ilay didy dia manao appel ary ny cours d'appel no mamerina mitsara ilay raharaha.Amin'n y ankapobeny dia 30 andro raha ady madio après signification an'ilay didy no fepotoana azo anaovana ny appel.raha mblola tsy afapo dia miakatra cour de cassation. |
ary ahona ku Melodie vao teraka vao eo oun tonga d mipetraka be,nef tokony mbol malemilemy d matory mitsotra tsara.... | Malala fara ciel. Aôna hozy maman? |
Stage momba ny inona no tadiavindry? | Io am story io |
Tena nahafinaritra ahy androany ny nitazana ireo trozona teto amin'ny ranomasin'i Sainte Marie. Hafaliana miavaka ny mahita ireo andian- trozona miaina sy miriaria finaritra eto amin'ny nosintsika, ka tokonyPlus ho arovantsika izy ireo sy ny tontolo iainany mba hitondra fampandrosoana ho an'i Sainte Marie sy i Madagasikara manontolo. | Aona Président ny Programme Tsika manaraka.Mba tsidiho koa Monsieur le Président Commune rurale IANAKAFY Dans le District DE BETROKA fa mety hahafaly anao koa any Sady mila fampandrosoana maharitra hanintona mpizahan-tany manerantana atao kara Dubaï io.Matoky anao zahay Président de la République. Président Reboha avao |
RDV Vendredi soir 20h pour L’émission qui met la lumière sur ces nombreux banlieusards qui entreprennent Ce mois-ci, je reçois le co-fondateur de la boucherie haut de gamme Les Jumeaux | Effectivement, seule la patience paie |
Anio hariva ny kianja BAREA Mahamasina no hampiantrano ny lalao iraisam-pirenena voalohany taorian’ny fanavaozana tanteraka ka nahazoana ny fankatoavana avy amin’ny CAF. Ho arahanao mivantana eto amin’ny pejy afaka fotoana fohy ny fanokafana ofisialy ny kianja. | Aza lotoina sy simbaina intsony ry reto ilay zavatra vita tsara be fa mahakivy lay hoe otran'izao avy eo après match 1 dia maloto be ny wc, ny stade sns. |
Toetsaina mampalahelo ny hoe: ny Lehibe no tsy mifankahazo dia ny zanaka no fefena tsy hifampiresaka, volena saina ratsy hifankahala. | ny ahy kosa aloha tena rarako mihitsy e, aleo misoroka |
N theorique ko ts voteri ho faisable à 100 | tena oe normal ve izan?? |
VIOLENCE SEXUELLE Zaza vavikely mpianatra 8 e naolàn'i ramose .mpampiantra azy tao EPP ao Ifatsy. Nanentana ny mpianany ramose fa hampanao carnet ka 500 ar ny iray.nomeny reniny vola 1000 ar Ilay ZazaPlus .nomena an'i ramose izany.nilaza ramose fa any antranony misy Madinika ka nitaominy anaraka azy Ilay Zaza bodo Teny andalana anefa navily lalankafa ka nanaovany tetidratsiny. Simba tanteraka rehefa nojerena tetsy hopitaly be vohipeno. Nitory fianakaviany ary niharan'ny Dina omby iray sy vola iray hetsy izy tamin'ny farany herinandro teo. Tsabotokay Honoréo | Kivy be za amle sazy fa mialatsiny . Efa zn ve mahazo anle zaza de mbl voavidin’ny omby sy vola iany fa tss fampigadrana ! |
Ary nareoo kaii zn efa manana baibo hofana hotel an amzala reoo fa alaina sisa | sad ratsy p mts |
Misy ilay olona Dia faly ny hanely tsaho fotsiny Hoy ny ben'ny tanàna Naina Andriantsitohaina : Tsy misy Privatisation izany. Tsy misy fiakaran’ny haba-tsena. Nohamafisiko izany androany mba hoPlus fantatr’ireo mpivarotra rehetra manerana an’Antananarivo Renivohitra ny zava-misy marina. Maro ny vola taloha lasa any amin’ny olom-bitsy fa tsy tonga ao anaty kitapom-bolan’ny CUA. Hovaina ny lalàna mifehy ny mpivarotra mba hiarovana azy ireo sy hanomezana fahalalahana amin’ny fanatanterahana ny asany. Ao anatin’izany ny Mutation , ny Succession , ary ny fahazoana tsena mihoatra ny 1 isan’olona. Ho hamafisina ny fahefan'ny délégués mba ho tompon'andraikitra mahefa eo anivon'ny tsena tsirairay avy. Niara-nanaiky ny roa tonta ary noraketina an-tsoratra ny fifanarahana. Ho anareo mpivarotra no anaovana izao ezaka rehetra izao. Misy ireo olom-bitsy voatohatohana ny tombotsoany ka faly ny hanakorotana. Isaorako ianareo mpivarotra nahatsapa ny vaovao marina. | Easy park koa mbola eo |
Ts rah radecamaitre fa de zao mangi2na | Aia nareo amzao? |
Voafatotr ko | Mba lasa saina ftsn a |
Bog OsyBos OsyBog OsyNå Hā aona ty |
|
...Tsy azoko ity zavatra ity, sa oe nisy fiovana ny lalàna... Niara nipetraka i Dada sy neny, rehefa teraka izahay dia tsy nisy Ray tao anaty copie anay 5 mianadahy, Satria oe mbola tsy vita soratra ry zareo. Rehefa vita soratra soamatsara ry zareo dia izay vao nanana copie nisy anaran-dray izahay. Toizany koa zokonay tamin'ny vadiny teraka, hoy ny tao amin'ny commune oe rehefa mbola tsisy bokim-pianakaviana dia mbola zaza sary aloha fa rehefa misoratra dia izay vao manao taratasy fanjanahana. Rehefa vita soratra soa amatsara ry zareo taty aoriana dia misy ray mazava tsara ireo copian'ireo zanany. Gaga aho mahita ireo olana samihafa mitady vahaolana ato anaty facebook oe: ny vadiko niteraka tany ivelany tany dia nosoratany taminy ilay zaza sns... Misy oe izahaybtsy vita soratra dia mety mandova an'ilay Dadany efa maty ve ilay zanako nefa mangataka boky ny notaire dia tsy manana izahay fa anaty copie no manamarina oe Zakan'ilay rangaha ilay zaza. Tsy azoko tsara, raha tsy misy boky ve dia afaka soratana anaty copie foana ny ray? Sa ilay commune taloha no mila vaniny??? Mankasitraka anareo izay mamaly. | Nenah zan ka,ts maty ny divorce dada efa vita ny fizarana rehetra fa tsy tafavoaka,fa nozanahany zah sy ny zandriko dia misoratra aminy. |
EFA mfoh Mavie | Efa atory Mavie |
Izy no madama Sarah ilay bebe antitra indrindra izay teraka t 1883 ary mahatratra ny fankalazany ny faha-139 taona ankehitriny | Homba anao anie ny tompo |
Antanio andra mot de passe | Eh zan iz oe dadan kaylah haha |
Ny zavatra tokony ho fantatrao rehefa hividy moto Efa niasa na Bon occ . Aza adino ny manao page Medim 23 Communication ra toa ka te hanaraka ireo toro-hevitra hafa hoavokanay ianao. Misaotra ny Prenium motorbike nivahiny tato aminy fandaharana. Hoanareo mpivarotra moto sy pièces ihany koa , azonareo atao ny mivahiny ato aminy fandaharana , mandefasana hafatra miafina (MP) na antsoy ny numero : 034 98 427 33 032 85 955 68 https:www.facebook.comMedim-23-Communication-241286540050145 https:www.facebook.commotorbikestoreantsakaviro | Eokimometrage TS mazav tsara le fanazavana |
Le boki ML nalefanai tamnareo | L3 ia no nianatra an io |
code ina? | io nanovako azy |
Fanazavan' ny SG minisitera Tontolo iainana (MEDD) manoloana ny raharaha fitaterana hazo avy any Ambatondrazaka izay nahavoatonona solombavambahoaka iray Tsy nanome afatsy ilay taratasy misy ny anaran'ny solombavam-bahoaka ny mpamily ilay camion tratra nitondra hazo voamboana tao Vohitraivo. Efa mandray ny andraikitra rehetra manoloana iny tranga iny ny minisitera. Nomarihan'ny SG MEDD fa tsy mbola misy mihitsy ny fisokafan'ny fitrandrahana ny hazo voamboana amin'izao. Tsy afaka trandrahana ireny karazana hazo ireny amin'izao. Efa manao fanadihadiana ny OPJ an'ny minisitera ka ho hita eo ny tohiny. Poussy Best | Tsy maintsy hoe : hosoka io taratasy io, zao. |
Miarahaba tompoko. Mba mila fanampiana. Mpivady aradalana 37ans sy 29 ans,niteraka 2 mianadahy,lahy 10ans,vavy 4ans. Ramatoa: 62ans (nanambady vazah 7ans fa tsy niteraka, manana nationaliteé français dia maty ilay vazah vadiny, saika tsy nandova ny fanana'ilay vazah ilay ramatoa fa efa niadivany be tany amin'ny tribunal tamin'ny mpiray tampo amin'le vadiny fa finalement azony ihany) mandray pension eo amin'ny 450euro par mois eo ramatoa izay efa virer eto Mada fa tsy mipetraka any intsouny izy. Namidiny daholo ny fananany tany france dia nividy trano teto Mada izy. Amin'izao fotoana izao dia te anagana an'io zavavy kely 4ans io ho zanany ramatoa 62ans, ny objectif dia hoe sao dia mba mahazo nationaliteé ilay zaza. I ramatoa efa nanao didy miafina tamin'ny fananany rehetra sy ny lovany fa saingy io zazakely io tsy misoratra ao anatin'le didy miafina. Fanontaniana: 1-Afaka mangana an'io zazakely 4ans io ve ramatoa 62ans raha izay motif izay? Kanefa ny RADn'ilay zaza mbola tanora 37ans sy 29ans 2-Raha hatsangany dia mety mahazo nationaliteé Francçais ve ilay zaza??? 3- Raha hatsangany dia mety mbola manankery ve ilay didy miafina nataony raha tsy ovainy??? NB: Marihana fa io zazakely io tsy mahafoy an'ramatoa be mintsy fa matory any aminy foana dia aterin'ny RADny any fona Mialantsiny fa lava2.Misaotra anareo sahady | Amin'ny lalàna Frantsay de tsy hahazo nationalité ilay zaza. Justement, tonga de azony ao am Etat civil Français fa juste pour les papiers Français no tanjonareo.Anko atra izay, ilay madame anie ny nahazoany nationalité par voie maritale e. Par contre, Raha toa kosa ka mbola nipetraka tany France ilay madame, ka nalainy ho protégé any tany ilay zaza, hoe tutrice legale izy, na dia tsy natsangany aza ny zaza, dia afaka mangataka nationalité rehefa mipetraka de 5ans any izy. Fehiny, aleo hijanona ho zanaky ny RAD iany izy. Raha toa tena irinareo ho Français ny zaza, de alefaso mipetraka sy mianatra any France, au bout de 5ans,afaka mangataka tsara ny taratasy vazaha izy amzay. |
Izy no Onjaniaina Ranivoarisoa ! vehivavy nitondra semi DAF XF teny amin'ny RN2 teny Mahafinaritra mahita azy Tsy misy asa ratsy izany. | Kay Elle est super forte oziz le zanako lah tena bravo b |
Tsetsatsetra tsy aritra April 20 at 9:32 AM · FANALANA BARAKA DIFFAMATION PUBLIQUE IRENY NATAON'I BIG MJ TAMIN'I FETRA IRENY HOY I KOTO SY LUC HERVE Raha nisy izany fangalarana finday izany, naninona raha tonga dia nitory rehefa tsy hita izy, fa angaha rehefa star international hoy izy ireo dia afaka manala baraka olona amin'ny Facebook? Manonona ny anarany? Miseho ho mody bon samaritain i Big Mj hoy i Koto fa azony atao tsara ny mijery an'i Fetra fa tsy hoe lasa nitsoaka any ivelany akory ity farany. Nandrombo daholo koa moa ny T2 rehetra hoy izy fa tena manampy olona i Big Mj. Fintina amin'ny teny malagasy ofisialy moa ireo nanaovako azy ireo fa tsy averina eto ny tenin'i Luc Hervé. Page Tsetsatsetra tsy aritra Groupe VAOVAO ERAN-TANY | mila buzz izy fa hamoaka clip vaovao, efa mahazatra |
F rah n oe avokao n equation n ML v ts hoainai | "algorithme recuit simulé" |
Fitokanana ny kaomisarian'ny Polisy eto amin'ny Nosy Boraha | Tongasoa andriamatoa filoha ary Mirary soa izay atao rehetra ao antoerana |
Tokony homena halalana tahaka ny taximoto ihany koa ve ny taksi bisikleta raha ny hevitrao eto Antananarivo renivohitra? | Oui tena zay mintsiny, za Zao ilay olona Tia mitokana irery fa za tsy miavona akory |
Biraon'ny Commune vaovao eto Andranovorivato, district Vohibato Fianarantsoa Jos Soandry ( misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Nenay refa tsy miresaka Aminay de miavona izay |
Fanokafana ofisialy ny taom-pambolenkazo 2021 | Mba jereo manokana Andriamatoa Filoha ny vidin'ny ppn miakatra isanandro ity fa mijaly izahay,de Mbola ao ihany koa ny RN13 miandr anao,mankasitra ka!! |
Orléa Vina, Minisitry ny Tontolo Iainana.. Tsapako hoe mafy ny adidy sy asa mavesatra hiantsorohanao. Miezaka midina ifotony manatanteraka ireo asa,manentana ny Malagasy ny maha sarobidy ny Ala. Mitady ny fombaPlus rehetra any amin'ireo vondrona atrany ivelany mba hifanampy amin'ny fiarovana ny tontolo. Hitondra fankeherezana izahay manoloana ireo doro-tanety etsy sy eroa. Tsy adidinolon-tokana tokoa ny fanatrarana ny tanjona dia i Madagasikara ho Nosy Maitso. Tsy kivy isika fa mbola vonona ny hanatanteraka ilay velirano faha 10 Ny fitananana maharitra ny harena voajanaharin-tsika Fanaovana ho laharam-pahamehana ny fambolen-kazo sy ny fiadiana amin’ny fanimbana ny tontolo iainana. | Accessible sy mora ambolena l ala honko d izay no tena ahita ireto minisitra vehivavy ireto matetika !Ny tanety sy ny havoana kanefa no tena mila lokoina maintso haingana f'efa lasa menabe aby !Sa ve diso aho ! |
Ef ty | Aon Ian n sakafo |
tsy misy tahotra ny zaza.. | Qui est inconscient ? Les parents ou le petit ? |
Iza wa n groupe ntsika d ta mamal izy | Horta nanaik ko |
Andry Rajoelina a 18 nouvelles photos. 19 janvier 2021, 22:02 · Plus d’options Roa taona katroka androany 19 janoary no nanaovako fianianana teo anatrehan'ny vahoaka Malagasy, ary nanaovana fampanantenana ny hitondra fandrosoana sy hanatanteraka ny tena fanovana eto amin'ny firenena.Plus Nisafidy ny nanamarika izany andro izany niaraka tamin'ny vahoakan'i Faradofay ny tenako ka nanatrika ny fanombohana ny taom-pambolen-kazo 2021 mba ho fiarovana ny taranaka fara mandimby amin'ny alalan'ny fiarovana ny ala. Nahafinaritra ny fiaraha-mientan'ny rehetra teto Manantantely, Taolagnaro. Adidin'ny tsirairay avy ny mamboly hazo sy miaro ny ala. Koa na nikija aza ny orana, lavitra ny lalana nodiavina an-tongotra dia tam-pitiavana no nahafahantsika namboly zanakazo miisa 10 000. Izay mamboly hazo manavotra ny firenena, izay mandoro ala mandoro Tanindrazana. | Mety fa Miami oa rahoviana no vita e, te hoany Zay |
Salama tompoko. Ahoana kay ny procédures arahina azafady raha nisy nanampina ny lalana miditra any tanànanao (Servitude de passage). Misaotra | Mangataka eny fitsarana ady madio ianao mba hanokafana ilay lalana miainga avy eny voie publics ambarapatonga eo aminao. Porofoy fa tena enclavé marina ianao ary eo io tanin'io olona io no hany tokana sady haingana afahanao mivoaka avy ao aminao makery lalam-be |
Tam Andriatiana | eka |
J'approuve! | Jolie coup de pub avant les fêtes! Ils sont tous de mèches. Il suffit d'écouter les infos mythos de pleureuses pdt 2 secondes.. Eux qui exploitent la jeunesse dans le monde comme beaucoup juste pour faire des profits... next |
MBA toroy fikafika Kely mahaafaka rivotra vavony ra mis mahay tsika ato!! Misaotra mialoha | ODY VAVONY Medicaments Naturelle Bio Rira mahasitrana azy tanteraka dia tsy miverina intsony |
Tianao ho hita ve ny olona ao ambadik'ilay mpandika teny? Na ny fomba fataon'izy ireo rehefa manatanteraka izany? Amin'ny Alatsinainy 31 octobre ny fotoana ao amin'ny UP TV vao tapitra mihitsy ilay épisode mandeha iny. DTT 111 DTH 769 Na ao amin'ny application STARTIMES ON : https:app.adjust.com8hql67d | Ry avoko prod ry bakoly ry hery r zareo mpanao film gasy e |
Na le cousine kelinay ary ve anao anreny hianatra, | Itako ts sah nampisehon tam le izy nvid any iny otran pijamma mits ne le izy e ivid 100ian ts aleo otran neny Mampionina |
est en feu et on est peut-être pas loin en France... ⠀⠀⠀⠀⠀⠀ Mais comme le célèbre colibri, goutte par goutte, on continue à essayer de changer les choses dans cet océan d'incompréhension et dePlus mauvaise volonté. ⠀⠀⠀⠀⠀⠀ Jusqu'à la mort, parce qu'on croit en l'amour... ⠀⠀⠀⠀⠀⠀ La 2ème émission du BANLIEUSARD DU MOIS avec Fateh Bouskra de la société Solid'aire permis sera en ligne dimanche soir. ⠀⠀⠀⠀⠀⠀ | Trop de haine, trop de violence, trop de victimes..... Les mentalités, les regards, les paroles tout ces maux du quotidien de nos frères.... Ne pas oublier que répondre à la violence par la violence n'aidera en rien, même si la colère elle, est saine. Il faut dénoncer, démanteler les réseaux racistes et extrémistes. Les politiques, la justice doivent condamner fermement les auteurs de violence. Oui je ne suis pas noire, ni beur, ni asiatique, mais je suis convaincu que Unis et déterminés à faire bouger les mentalités nous pourrions peser et dénoncer. |
f inn n votoatinty ty wavenet ty? | ilay izy dia nvakiko ilay article |
Toy izao ny karana rehefa mi-rap :p Ohatrany hoe Gasy zany ihany ee :p India Rap Cyphers | Haha don smok lé , héee zan fahazazana |
Mankasitraka indrindra Izy ilay Keke, ankizy kely 4 taona nahafoy ny gouter ho an'ilay kilemaina teny Talatamaty. Manolotra izay foy ho an'ny mpiara-belona! Tsy nanaiky i keke fa omeo goûter hono io olona io fa mamay ny tongony! Dia nomen'ny Reniny azy ny 1000ar Dia niazakazaka izy nonome azy! Tsy ilay 1000ar no inona fa ilay fisainanan'ny ankizy no mampite-hamporisika! Tsoa Razafindrazaka (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | Le coeur d'un enfant! C est la pureté |
Toy izao ny programme ho an'ny CAN BEACH SOCCER 2022. rahampitso zoma amin'ny 4ora sy sasany hariva ny lalao fanokafana ary amin'ny Alahady ho avy izao amin'ny 1ora sy sasany hariva no hilalao ny ekipantsika izay hifandona amin'i Ouganda. Mivantana ao amin'ny ST SPORTS LIFE avokoa ny lalao rehetra ary ho hita ao amin'ny application STARTIMES ON. ST SPORTS LIFE : dtt 253 dth 243 STARTIMES ON : https:app.adjust.com8hql67d | Nankaiza ny chaîna viva e. Tsisy intsony ao 767 an. |
TSARA HO FANTATRA LEHILAHY TERATANY MALAGASY MIPETRAKA ANY SAMBAVA MITADY VEHIVAVY HO ATAO VADY AN-TRANO HIARAKA HAMELONTENA Azafady indrindra re admin fa tena sahirana ny saiko fa mitady vehivavy matotraPlus sy vonona hamelontena ho atao vady an-trano. Tsy mifidy foko na fiaviana fa mila feno 20 hatr 23 taona fotsiny. Raha mitady adiresiko ianao tompoko dia mandefasa hafatra miafina ao anaty pejy Ariary-news, ary misaotra mialoha tompoko. | Ratsy be ny masoko teo amle'' tsy mifidy foko n'a FIAVIANA'' |
mbl mis vary v? | Mbola ho ela |
Ity ny tononkira SIPA ( tsy ambara efatra ) ho anareo izay mitady ELFAH Ianao ve tsy leo adalana! Tsy aiko hoe inona no mahatamana. Tsy izy rery no afaka manafana. Mitediava hafa fa aza sanana. AVANT REF : Hoy izy hoe tiko na maditra kely, na dia efa ataony ohatran'ny alika kely! Malalaka ny safidinao tsy tery. Nefa saino ihany fa saode ianao ho very. REFRAIN : (MANDINIHY)×6 Yeahhhh yeahh ×2 (OOOHHH OHH OH OUHH OH OH) ×3 (MANDINIHY)×2 Yeahhh yeh yeahhh ZAEN Rehefa tonga avy any tsisy teny mamy, tsisy sangisangy fa voalatsa amin'ny teny mavesatra! Tsisy irarahiny anao tsony fa ny vatanao efa tratrany in'betsabetsaka! Oh viavy oh! zany kosa aloha tsy zaka na iafina eh! 'Ndana miala fa ianao ampijaliany eh! Any an-kafa enao hoa mety ho lasa Queen eh. AVANT REF : Hoy izy hoe tiko na maditra kely, na dia efa ataony ohatran'ny alika kely! Malalaka ny safidinao tsy tery. Nefa saino ihany fa saode ianao ho very. REFRAIN : (MANDINIHY)×6 Yeahhhh yeahh ×2 (OOOHHH OHH OH OUHH OH OH) ×3 (MANDINIHY)×2 Yeahhh yeh yeahhh ELFAH Raha zah ianao miala eo oh. F'ianao hitako mijaly eo oh. Ny fotoana lanilany eo oh. Tsy aleo ve mitady mahafaly yeh oh. Efa voahitsaka eny amin'ny tampon-doha, dia mbola manantena ny fiovany koa. Raha iafy enao dia mahereza mazotoa, eo ianao hijaly ho lasa ramatoa ah. REFRAIN : (MANDINIHY)×6 Yeahhhh yeahh ×2 (OOOHHH OHH OH OUHH OH OH) ×3 (MANDINIHY)×2 Yeahhh yeh yeahhh ∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞∞ | Ilay Coca Zao no tena manahirana anaaa |
Olona an-tapitrisa no tonga nanome voninahitra ny Mpanjakavavy Elizabeth II manoloana ny Buckigham Palace omaly maraina | Raha teto dago zao io Raha nisy mpanjaka nihilana karaha de nombenonahitra io de niteraka resabe sy ny fivavahana, ny polémique beeeee, |