dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Eka
Discussion vidéo terminée.
Le Maire de la capitale, Naina Andriantsitohaina, a été victime d'une tentative d'assassinat ce dimanche. Selon son témoignage, deux tireurs en casque intégral munis d'armes sur un scooter ont ouvert le feu sur son véhicule. La voiture est criblée de balles au niveau de la fenêtre côté conducteur. Heureusement, le véhicule est blindée et nous sommes sains et saufs. Les assaillants ont pris la fuite mais l’enquête a déjà commencé a indiqué Naina Andriantsitohaina. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mgdepeches
Ka testeny aloha so de tsy blinde le fiara
Oui ohh
Sorato am kaie e
Vivant, on peut se mentir et espérer. Mais une fois mort, on aura été ce qu'on a été. On se rappelle de MouHammad Ali comme l'homme qui a dit non à la guerre des États-Unis contre le Vietnam et qui pourPlus cela, a mis sa vie et sa carrière en danger. Demain, on se rappellera de ceux qui aujourd'hui disent non à l'ingérence au Moyen-Orient sous couvert de démocratie. Les autres, les asservis, ceux qui se soumettent à la pensée dominante dictée par la finance, resteront aux portes de l'Histoire. Vole comme un papillon, pique comme une abeille Kery James
Tu as tous dit résumé merci
Rf any ambatomaro ko
Tsss potsik zany
d msafidi
de izaho mazoto oe
Ewa ts kw zay tsenain lah anay refa makan fa mbl ts mahita any
@3 any
LALAO M rningD Hilalao indray isika anio miaraka amin’ny KIP COCO koa dia : Ataovy fehezanteny mazava tsara hatrany ny valin-teninao. Inona ny soratra eo amin’ny singan’ny “biscuit” KIP COCO: A- MANJAKA TSIROA B- MANJAKA MIADANA Ataovy PARTAGE PUBLIC ihany koa ity “publication” ity.
Salama ô, ny soratra eo amin'ny singan'ny'''bis cuit''KIP COCO dia MANJAKA TSIROA.Mazotoa ô
LALAO COUPE DU MONDE 2022 Lasa indray izao ny baolina ! Iza no efa maika hijery? 'Ndao aloha hiaraka hilalao no sady hampitombo fahalalana e! Milazà anarana 𝗳𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝟱 eo amin'ny sary, izay handrayPlus anjara amin'ity 𝗠𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹 𝟮𝟬𝟮𝟮 ity ary soraty ao anaty commentaire miaraka amin'ny laharana misoratra amin'ny sainam-pireneny avy. Ohatra : (1- France, 15- Portugal, 28- Croatie, ...) Fahana 100.000 Ar no ho azon'izay tsara vintana. Fitsipi-dalao: Manome valiny marina mifanaraka amin'ny laharan'ny sainam-pirenena Manisy j'aime ny pejy sy ity publication ity Olona feno 18 taona no miakatra ary monina eto Madagasikara
4 Brésil,5 France,13 Argentine,23 Portugal,10 Angleterre.
Am 5
efa aiza?
Le manao menamena eh
Fifah Yuna aiza ny misy an messi
salama groupes...azafady topoko..awn ny torohevitra na fanafody foarovana lay olona tsy mahatazona kaka sy amany fa mampalajelo ny mpikarakara marihina fa efa olona lehibe 70taona mahery lay olona misaotra ny torohevitra mialoha.
Dokotera ihany haleha! Tsy aretina il akory ho olona antitra fa io no incontinence , mandalo an'io NY ankabeazan'ny antitra!
:)
Meva Niaina tsy zaho lo a
OK EFA mandwh maf
Efa ato iz
Hum efa teh hody
Manin ts miarak am tonton benja am 10
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana.
Masaka tsara ery izy zany miampy an'lay tsiky koa tsy maninona fa vidiako avo 3 eny
Anay ko ne ts mianatr amzao fa mis promotionnay voan corona d ts maazo mianatr fa mb ola miandr valin test am sabbots
D tokony ararotina NY fotoana hijerevana an'izay
Ao anatin'izao fampivondronana voalohany, izay nanomboka ny Alatsinainy 19 Desambra 2022, ary maharitra 10 andro izao, dia in-droa isan'andro no manatanteraka fanazaran-tena etsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ireo mpilalao izay voaantso hitiliana ny ANKOAY izay hiatrika ny MONDIAL U19 hatao any Hongrie ny 24 Jona hatramin'ny 2Jolay 2023. Dans le cadre de la préparation de la première participation de Madagascar à la COUPE DU MONDE U19, qui se tiendra en Hongrie le 24Juin au 2Juillet 2023, les joueurs présélectionnés effectuent deux séances d'entraînement par jour au Palais des sports Mahamasina. Ce premier regroupement de 10journées a débuté le lundi 19 Décembre 2022. Avec Comité Olympique Malgache Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Telma Madagascar Mvola Ymagoo Phygos
Mamangy aminy fahorina Tompoko. Dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany rehetra.
Eny o tam 12
mety zani!ts hitako
Tovozin-Tsy ritra November 21 at 6:27 AM · Nodoran'ny vahoaka alina ny Jirama tao Marolambo. Tahaka izao no niafarany. Tezitra moa ireo vahoaka satria dia efa amam-bolana maro no tsy misy jiro.
Tongava aty de doro ko le aty nay fa nareo sahy mandoro
FANGATAHANA TOLO-TANANA Felana no anarany, Razafiarisoa Lovasoa Felana Natacha, manan-janaka 3 izy, mipetraka any Mahajanga, tsy afaka niasa intsony izy noho io aretina mahazo azy io. Tsy hay hoe inona fa areti-nify no niantombohany ka io nanonitra io. Efa niezaka nitsabo azy ny fianakaviana ka efa lany vola fa tsy hita ihany izay fiovany. Mba mangataka vavaka sy tolo-tanana re tompoko fa tena sahirana amin'ny fitsaboana azy. Ito ny laharana finday ho an'izay malala-tanana hanome kely ho azy amin'ny fitsaboana. Any amin'ny Camps miaramila Androva Mahajanga no misy azy. 034 42 741 43 (Misoratra amin'i Christian) MBA ZARAZARAO ITY FA EFA FANAMPIANAO AZY IZANY, MISAOTRA TOMPOKO Page Tsetsatsetra tsy aritra
Jesosy mpanasitrana tanteraka topoh apio felana bah sitrano iz topoh enaono jeovh piandr maher sintrano iz topoh enao no anasitranah anaz amin anaranao masinah no anaovako izan vavak izan amainy
Voarohirohy amina raharaha ady tany eny Fenoarivo indray i Raïssa RAZAIVOLA. Niakatra fampanoavana teny amin'ny PAC kosa izy omaly ka resaka fanararotam-pahefana sy resaka kolikoly no vesatra hiampagana azy.Plus Efa voarohirohy tamin'ny raharaha fikasana amono olona ny tenany ary nampidirina am-ponja vonjimaika teny Antanimora ny 25 Febroary teo Mbola mitohy kosa ny famotorana. (Loharano: TV Plus)
Kay efa experts le vaivay toy
Kianja Tanambao - Manakara
Mankasitraka Tompoko ô de mirarisoa anao Président
def zay zany ko atao akor
ts ampy anzany le tato a
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery.
Mpiompy akoho sangany aty Afrika
07 Febroary 2021 - Fahatsiarovana ny tolom-panafahana 07 Febroary 2009.
Ny mpamono na nampamono olona t zany fotoana izany aloha dia tsy sahy hanatitra voninkazo na ahatsiaro ireo maritiora maty teo. Courage president! Tena mbola tsy mikatona marina ny fery.
Cc ndri
Coucou EFA lany kie a sad ts tindrie fa mamy
mbola ho boss f keep calm
Efa boss e
Biraon'ny Commune vaovao eto Andranovorivato, district Vohibato Fianarantsoa Jos Soandry ( misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
𝑲𝒌𝒌𝒌𝒌𝒌 𝒔𝒆𝒏𝒅𝒓𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒊𝒕𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒍𝒆 𝒏𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒆 𝒍𝒂𝒛𝒂𝒊𝒏𝒚 𝒇𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒗𝒐𝒏𝒂
Tsaramaso sy henakisoa, asiana lasary kely. Ando Rajaoarison
Mety masoko sy ny vavako fa tsy levon'ny vavoniko ny tsaramaso
Ansayyyyy kely oa...
Ai Na te hanao kara.zao
Vivez le retour de l'UEFA CHAMPIONS LEAGUE dès le 07 Août seulement sur LES CHAINES CANAL SPORT
AIZ E!AIZ E!!!QUELQUES MINUTES V LE MIANDRY ANLE SARY MIVERINA SA QUELQUES ANNÉE E RY CANAL MALALA?!?
PROGRAMME du Mardi 1er Novembre 2022 Championnat National N1A Dames 2ème Phase et Final 4 N1A Hommes PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA Paf : 5.000Ariary Organisés par la FMBB - Fédération Malagasy de Basketball En partenariat avec Telma Madagascar VIGIE High Tech Security SICAM CFAO Group Youzou Madagascar Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Le Centell Hotel Spa Ymagoo RDJ 96.6 FM OCEP MJS COM CUA
Aiz n sary androany e
Zay n ts ntenenak tsn f ef azku atsai'w n tinw atngavn we na ariv2 ar ts mnin
D ts malaelo anah v enao?
Tsy vahaolana eo amin'ny fiainana tompoko ny fisotroana Toaka Tranga teny Behoririka Sao misy mahalala ity Ramatoa ity. mamo dia nentiny nianjera ny Zanany mbola kely, mbola tsy mahatsiaro tena ny Reniny, efaPlus natsoina ny Assistance Sociale ny CUA, miandry procédure isika zao. Tokony eo aminy 2 na 3 volana eo ilay ZAZA tsy fantatra na misy voa noho ilay fianjerana Isaorana ireo tsara sitrapo nanome ronono, miahy ilay ZAZA, nanome fiara hanaovana izay azo atao. MBOLA MISY MALAGASY TSARA FANAHY. Efa any aminy Assistance Sociale ny CUA ilay ZAZA zao rehefa avy nokarakaraina, ny Reniny mbola mamo tsy mahazaka tena vita ny adidy manandrify anay … By Paolo
Izao no vokatry NY fiakaran'ny ppn
FIBA WORLD CUP U19 Coach MEME na RANDRIA Aimé Alain Marcel, Mpanazatra; izy no mitarika ny fanazaran-tena ataon'ireo mpilalao voatily mety handrafitra ny Ekipam-pirenena malagasy ANKOAY Coach Malala na RAZAZAROHAVANA Malalatiana sy Coach Big na RAVELONIRINA Angelo kosa no Mpanazatra mpiara-miasa akaiky aminy ao anatin'izany fampivondronana izany. Fampivondronana ho fanomanana ny MONDIAL U19 hatao ao Debrecen Hongrie ny 24 Jona hatramin'ny 2 Jolay 2023. Avec Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Ymagoo Phygos
Mamangy amin'ny fahoriana tompoko. Mahereza, enga anie handry am-piadanana ny fanahiny.
df zay zn ko
125000ar nataoko dépôt nandefsan anaz s frais retrait
Ireto izy 3 mianaka kely izay maty notifirin'ny zandary fototra kilasy ambony antsoina hoe Soja Tanteliniaina Edmond Patrick teny Ivato. Raha ny fantatra dia antony manokana tao an-tokantrano no nahatonga azyPlus hanao izao fa tsy misy hidiran'ny asa maha zandary azy. Notifiriny ny vadiny, 34 taona, avy ireo zanany roalahy kely 7 taona sy 2 taona, namono tena koa izy avy eo araka ny fitantarana. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'izy 4 mianaka.
Pffff iza koa no hirary fiononana ny fianakavian'ila y gendarme eo e
ts maits asina anio am vert io nga? sa sam manana nenazy?
defa otrani samy manana n azy aloh f modele couverture n memoire tam L3 ENI io
Changer les choses, c'était le but. C'est ce que j'ai cru. Je suis venu, j'ai vu, j'ai fait ce que j'ai pu. Je te le jure. Kery James - Post Scriptum Extrait de l'album Dernier MC disponible sur itunes ici → http:bit.lyDernierMc YOUTUBE.COM Kery James - Post Scriptum (clip)
je me reconnait tellement dans tes textes 3 3 :)
Rehefa ny voninahi-pirenena no arovana dia ny Malagasy rehetra no miara-mientana sy miara-mitempo . Tsy nitsanga-menatra i Madagasikara nandritra iny fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika Afrobasket U18 2022 iny.Plus Hita ary tsapa fa nanome ny tsara indrindra ianareo ary nanandratra avo ny firenentsika teo imason'i Afrika sy izao tontolo izao . Mitohy ny lalanareo eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena amin'ny fiadiana ny tompon-daka maneran-tany U19 2023 ary manohana hatrany ny Malagasy rehetra. Mankasitraka anareo mpilalao, ny mpanazatra sy ireo ekipa teknika, ny Fédération Malagasy de Basket Ball ary ındrindra indrindra mankasitraka ny firaisankinantsika. Nanoratra tantara ary manana ho avy mamiratra sy reharehan'i Madagasikara ny Ankoay. NyAnay
Alefa Ankoay,efa international nareo,mivavaka hoanareo zaza Gasy,ary mankasitraka an'Andriamatoa Filoha nanotrona
Plus d'un million de vues en 24h. Je ne m'attendais pas à une telle réaction de votre part. Cela montre qu'il y a encore un public qui attend du rap qu'il allie le fond et la forme et dise tout haut ce qu'une grande partie de la France pense tout bas. Vous venez de me renvoyer au studio... Le Combat Continue
Tu es un exemple pour les rappeurs car ce que tu dis et vrai. Envoi nous du lourd
Dem mandf mes amnaz f low bat tsik zao
awa
Madagascar 1960 September 27 at 1:11 PM · ANTSIRABE : Vehivavy 27 taona teraka kambana telo mianadahy Omaly tamin’ny 11 atoandro no teraka kambana telo mianadahy i ramatoa Bakoly. Raha Zaza kambana 2 no fantatra fa tao an-kibony nandritry ny fitondrany vohoka. Akory ny hatairana sy ny hafaliana raha nandre fa 3 no indray nivoaka . Tsy nanao-sarotra ny fiterahana Tsy nisy fandidiana natao ihany koa Teraka ara-dalàna avokoa izy 3 mianadahy Source: TV Plus Madagascar Ofisialy
Félicitations que Dieu vous protège inchallah
Hiverina hisokatra tsy ho ela indray ny zotra-dalamby Antananarivo - Antsirabe Efa vita tanteraka ny tetezana Sisaony eo amin'ny PK17 , antony nahatonga ny fijanon'ny fitaterana ary noraisina vonjimaika nyPlus asa. Fantatra fa hisokatra mialohan'ny faran'ny taona ny zotra-dalamby mampitohy an'Antananarivo hatrany Ambatolampy. Ny farany volana Martsa 2023 kosa no heverina hisokatra tanteraka hatrany Antsirabe. ( Sary nindramina)
Merci président handeha lamasinina indray izany tsara be
Rah n pozini firesakanio aloh d meti celibat amzao a
nareo zao v mamo
Nirangorango be!!! Lanin'lery aby ny kaly, ny jus sy ny tôka!!!!
Letie hahahaha
Fa enao nanao serveur ian
Reo ar lasa nanao after napirevy n cousin ts nanao ninin f npetrapotsini ko😂😂😂
Na midina aty am epp d miarak mjeri any
Hahahaha ka WE manenjika pers
Possible ihany, fa atretoo aloha mbola softwel no resaka
Kkkkk d ts azoko we Manin idin
Miarahaba antsika rehetra. Maharitra firy taona Kay fikarakarana mutation trano nolovaina? Marihana fa naka notaite efa ho 3 taona zay mbola tsy vita foana ny vola nangatahan'ny io notaire io efa nomena daholo. Misaotra tompoko.
Arakaraky n'y fahafenoan'ny taratasy reetra ilaina s'y disponibilité an'ny boky s'y n'y mpanao Sonia. Covid Ty KO tena tsy ahavitan draha
Tsy haiko raha efa nisy nanao resaka tato ty lavaka efa namono olona etsy ambatoroka akaiky UCM, tsy ahitana tomponandraikitra ty Nefa dia lalan'i Primature - Lapan'i Mahazoarivo matetika zao. Fitondrana mahakivy tanteraka.
Maazo vahana zao ilay mpanao pneu eo akaiky eo vo mis vaky pneus eo
d aon ty santa fe phase 2 ty e?
bibi rakaka be ledala
Any am farany ambono moa zany A7
Ouii
sa de ajanona koa zany
Tokon tam maraina Izzy metsena d nasaiko karajarain Mamaisoa
Ny Mpanjaka Ranavalona III nikabary teny Andohalo 1895
Tadidiko ery tamtony mbola nilamina ery ny tany.
Non ref te andoha z d asoriko koa
Taloh ary nitsangana sns nety fona f amzao terena matori fona
Ye
Nji zani n raozini quartier ra azoko tsar😍😍
Hiresaka indray aho aloha eee.. ity ny voka-dresakay rehetra tao Miandry anareo ao amin'ny VIVA ARENA izahay
Kkkkkkk na gratuit zehay ts andh agny ai, voa akeo za va
D asina baume am tratra zao n mahafaka2 azy
Mtondra baume rapitso ref makat
Hier, le Président Haïtien a été assassiné. Je souhaite au peuple Haïtien de trouver la paix, la justice et la stabilité. Ce peuple qui très tôt a résisté au colonisateur français et a montré la voie de l'Plusindépendance à tant d'autres pays Africains. L'année prochaine mon association ACES financera l'année scolaire de 14 petits Haïtiens en partenariat avec Certes c'est peu, mais ce qu'on ne peut pas accomplir totalement, on ne l'abandonne pas entièrement. Kery
Un grand pays magnifique avec une histoire si compliquée. Le peuple haïtien mérite la paix. Il a assez souffert force et courage à tout le peuples Haïtien depuis l'Afrique
Score 3ème Quart -temps Finals game 2 N1A Hommes COSPN # ASCUT
Ary gaga ah hoe fa nanina tapahana ny volon'i maddi, jereko otrany mbola misoma be lavitra kay Nantenaina Rabenandrasana ity
ZAH te hahay gitara f mb apianaro zay mahay Na kely ar ts maninona
Mila mampiana-tena na dia sarotra ary Mila ezaka be mihitsy Mikiry
Le ray mbol ts maina tsara
ef oe nareo n haka azy ko milamina amninona
FIDIRAN'NY MPIANATRA Mbola anatin'ny fidiran'ny mpianatra tanteraka isika izao. Ndao ary mba tantarao ao anaty commentaire ao hoe inona ilay tantara mahatsikaiky ahatsiarovanao ireo mpiara-mianatra foana !
Harena Soa teto oa ilay nanaovana ny clip-ny Mijah iny
Nobody
Lë Kïñg fa aona le
No comment
Tsu Andrian's vety d lany
Ndraso antaniko ary
Anay koa am herinandro mbola feno examen
Tna mangatsik lotra zao lo
Avy aty d mafana
arakaraka rah iani f mteni eo am tolakandro rah tafa
0347132920 io n numero an Tojo d eo amle croisement isada avy eo ambanin lalana avy any am verdure iny miantso anleri
Tratra ndray Lila
Misy mahasoa azy ihiany aloha i Meva miheno resaka n zareo ao antrano
Andry Rajoelina a 17 nouvelles photos. 2 octobre 2021, 23:27 · Plus d’options Fonosana fanampin-tsakafo ara-pahasalamana maherin’ny 8 tapitrisa, izany hoe 600 taonina isan-taona no hovokarin’ity ozinina Nutrisud izay misokatra eto Tolagnaro ity. Fanampin-tsakafo izay ho zarainaPlus maimaim-poana an-tsekoly manerana ny faritra Anosy sy Androy ary zanaka Malagasy miisa 120000 no hisitraka izany ny taona voalohany. Mankasitraka sy manohana tanteraka ny Fikambanana Fitia, izay tarihin-dRamatoa Mialy RAJOELINA vadiko izay namolavola izao tetikasa izao miaraka amin'ireo mpiara-miombon'antoka dia ny Fondation Merieux sy ny NUTRISET ny tenako. Isika rehetra miara-misalahy no hanova ny zava-misy aty Atsimo, handresy ny tsy fanjarian-tsakafo.
Izahay mponina aty majunga koa miandry orinasa président aaaa
Lalao fitsapana sy Lalao fanazaran-tena teo amin'ireo mpilalao voafantina mety handrafitra ny ANKOAY sy ny Ekipa Dream Team Sporting Club-DTSC. Match test et match d'entraînement entre présélectionnés ANKOAY et DTSC présélectionnés ANKOAY 68-42 Séléction DTSC Analamanga Comité Olympique Malgache Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Telma Madagascar MVola Ymagoo Phygos
Mamangy amin'ny fahoriana tompoko. Mahereza, enga anie handry am-piadanana ny fanahiny.
Ts mis ary ko
Nohoanindreo
People Tamin’ny Ôktôbra 2010, nandritra ny fotoana fananganana ny Orinasa no tonga nanatevin-daharana an’Ambatovy i Gervais. Amin’izao fotoana dia izy no lehiben’ny ALBIPlus (Ambatovy Local Business Initiative), fandaharanasa fampiroboroboana ny fividianana entana sy tolotra avy eto an-toerana. “Asako ny mamolavola, manatanteraka ary manaramaso ireo paikady ho fampiroboroboana ny fividianana entana sy tolotra avy eto an-toerana ary ny manohana ireo pôlitika sy dingana mila arahina mandritra izany. Andraikitro ihany koa ny manome torolalana, manampy ary mampahafantatra ny ekipan’ny ALBI ireo dingana mila arahina mandritra ny fanatanterahana ireo drafitra napetraka amin’ny fampiroboroboana sy fanamafisana ny fividianana entana sy tolotra avy eto an-toerana. Mampirehareha ahy ny miasa amina orinasa lehibe iraisam-pirenena toa an’Ambatovy ary mandrisika ahy hanome ny tsara indrindra avy aty amiko izany. Gervais Rakotovao, Head of Albi
Félicitations Mr Gervais tsikitsiky lava
Ko tsik ar ts mavita tsar anle enao mtodik otrnio mts ko
Mavita ref atao
Tiko loatra Sariaka Zoe
Fa le zoe ko d ts manaik mints
Tsar b daoli
Re we njera re
THE VIGIL, votre film d'horreur qui va vous faire flipper , à suivre ce soir à 19H00 sur CANAL CINEMA (canal 2 ) Dans la tradition juive, le shomer doit veiller sur le défunt la nuit suivant sa mort, et ce jusqu'à l'aube. Oseriez-vous accompagner Yakov dans la veillée funèbre la plus flippante de l’été ?
Isakn ovin mo no mande le dissaparence?
Andry Rajoelina a 11 nouvelles photos. 3 octobre 2021, 20:58 · Plus d’options
C'est plus facile pour le malaso ils vont pouvoir géolocaliser le omby lahy mbe tsafo rey .
Coucou tatie manaon Ra Tojo ao
Haka réservation za Io demain
Fatin-jazakely iray vao teraka no hitan'ny fokonolona tao TsarafiraisanaAmbanoAntsirabe II. Efa rotiky ny biby, tsy hita intsony ny tapany ambany Fantatra ny reniny rehefa natao ny fikarohana ary natao fanadihadiana ao amin'ny biraon'ny Tobin-jana-paritra Andranomanelatra.
Ilay rainy ko mba karohy
Rehefa ampidirina daholo ny technologies dia mety toy izao ny kiraro.. Tianareo ve
Pou'ssïï Randriana Valisoa Randrianarisoa azo nareo antsaina ve le tia anio
Manao rattrapage n'ny jeu rehetrambola tsy nolalaovina hatrzay Need for Speed Heat . Config miasa i7-3770 16GB Ram RX 580 2048SP 8Go Average framerate : 45 fps en Ultra
Nenay aza na pc aza tsis
Le vola 1000ar madio ao anat carnet loa atao sakafo maraina
Eka
07 05 2022 AHOANA MARINA, ANAO AHOANA NY HOAVIN’NY MALAGASY ?
Mankaleo be ilay feon'ilay rangah mpanao gazety mpitantara zany. Maninona tompoko raha mba ovaina kely ilay intonation fa mankaleo be ilay atao mitsatotsatoka be ilay feo, ohatran'ny hoe feno virgul ilay fehezan-teny. Zahay nefa mba mparaka an'i dada ihany. Mba soso-kevitra ny ah e
ar ts nataonao n reservationko mverina
Dimanche ariv
Mety ka..
ATAO HEO KAY SAM AVY ATY ISIKA
Miandrivazo Olona telo no maty niotsahan'ny tany tao amin'ny kariera Analambaria fokontany Madiokely kaominina ambanivohitra Dabolava distrikan'ny Miandriavazo omaly 20 septembre. (Jean Patrick Rakotomalala) sary fanehoana
Kofiarantsaret n fiainana mbl h tsaroiny dhl n rhtr vitany
Mety misy fahamarinany an! (Tsiky kely e)
Kala Pi Zanii oun notorotonina tam St Valentin ndrii
80 du financement de la construction de la Voie Rapide Ouest Tana (VROT) sera assuré par l'entreprise adjudicataire tandis que 20 seront garantis par l'Etat malgache. Le Projet de construction de la route Maki-Imerintsiatosika nécessite une forte mobilisation de ressources financières. Aussi, un arrangement contractuel à travers le concept EPCF (Conception-Construction-Financement) a été préconisé afin de mettre à profit l'expertise du secteur privé, a-t-on expliqué. Le Conseil des ministres du 5 octobre 2022 a approuvé le lancement de la procédure de passation de marché public pour les travaux de construction de la Voie Rapide Ouest Tana . La VROT, d'une longueur totale de 25,8 km, consiste en un prolongement de la route au niveau de la gare routière Maki, à proximité de la Station Total. Le tracé traverse la RN 58b (Route digue) enjambe, la rivière Ikopa par un pont en béton précontraint avant de continuer jusqu'à Imerintsiatosika en passant par les communes rurales Fiadanana, Ambohidrapeto, Fenoarivo, Alakamisy Fenoarivo et Ambatomirahavavy. Il s’agira d’une voie rapide à 4 voies bidirectionnelles avec des réserves d'emprise et comportant des voies destinées pour un train urbain. La chaussée comporte également de part et d'autre une piste cyclable. Tana-Masoandro Tanana Vaovao L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg
Tsy hiteny merci Rajao eo ndray aza
D met nvalinao tsra mits e
Ataoko heno tsar mts n tsirony😜😜
F nga tsis volafotsy aty?
Miakatr isantaon KO réf miakatr tong d midangan b
Ry mpiara-mivavaka, mpiray fikambanana, mpiara-manompo, mpiray fiangonana, DIDY, fa tsy fiangaviana no omen'i Jesosy Kristy, MIFANKATIAVA.
Raha io no tanteraka dia ho sambatra tokoa i Mafagasikara saingy indrisy vakina fotsiny any am-piangonana io fa na i Pasitera aza tsy mankatô an'io akory
fanapakevitra inona?ts azoko mts lay menace ohatrani oe nanao inona zan lay olona
Tsy nanao iniin zany enao amnao
Vahotra ny lela, tohina ny fo! Nandao anay tsy fidiny noho ny hetraketraky ny hafa elah ry Tonny.Mandria am-piadanana lesy fa Andriamanitra hamaly ireo izay nahavita nandatsaka ny ain'lah toy izao.
Courage jiaby eee!! Fiainana Ty ko fa miaratsy
Za miasa fon
Apitso
Miala tetezana de mandroso aty aloha apitany le fanaovana photocopie
Za ar efa sy folo no niala tss embouteillage mits
Misaotra ,Mankasitraka, mankatelina antsika rehetra nankafy sy nanaraka ny Diary ary misaotra ny avoko production sy ny ekipa rehetra niara niasa ,mampanantena ny Mbola hifankahita tsy ho ela eto indray,.na de nisy ary ny olona tezitra sy Sorena tamiko ..ts tia ana maizina fa olona ts manjary ratsy fanahy sy pamono olona zaho ...film fotsiny iny fa Tax olona cool .gentil...iny aloha rôle namena ana de mba niainako sy nataoko aminy fo feno fitiavana...cc ho any olona mitsoaka mahita ana aminy lalana omaly iny fa film io tompoko aza raisina ho marina biz be Tax tax diary ataovy j'aime ny pagé tsika aminy zay mba afaka mitafatafa ao ..
Rehefa maro no tafintohina aminao amin'ny filalaovana film na théatre tahaka an'ireny dia nahay nitazona sy nahafehtny anjara toerana tao film na théatre ianao izay. Mankatelina anao dia tohizo fa tsara e!
Mr le mera koa dia misahirana
Latsao foana ny vahoaka eeeee mbola.hisy farany io.ataonareo azy io