dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Allez Tih rah ts mafatatr anzany aza makat
Dia aona
Famonoana mpitondra Camion teny Ambohimangakely : Olona 03 no voasambotra ary iray hafa karohina amin’izao fotoana, noho ilay raharaha famonoana mpamily Camion sy ny mpamily mpanampy azy teny Ambohimangakely 15Plus Desambra 2022 lasa teo. Nitondra menaka avy any Toamasina io camion io. Nosakanan’ny namany teo Mandraka izy ireo, nomeny ranom-boankazo misy Poizina ary novonoiny hahafahana maka ny menaka rehetra tao anaty Camion. Contact rédaction : 032 12 888 18 032 12 888 20 032 12 888 23 032 12 888 37 Mail : redchefkolo.mg
Le maty no mampalahelo fareto zay igadra de avieo afaka ndray
Nisehoana tranga mampalahelo nahafatesan'olona miisa 10 (zaza 7 ary lehibe 3) tao Tsapoka kominina Ihabohazo distrika Farafangana faritra Atsimo Atsinanana omaly tamin'ny valo ora alina. Araka ny fantatra diaPlus nanapoaka basy ireo andian'olona nanafika, niditra amboletra tamin'ny tokantrano miisa 5 ary notetehin'izy ireo tamin'ny fibara izay olona 10 hitan'izy ireo ary farany dia nodoran'izy ireo ny trano mialoha ny nandosirany. Anatin'ny fanadihadiana lalina ireo Zandary eny an-toerana ka efa fantatra ireo olona nahavanon-doza sy ny toerana fiaviany ary ny nitsoahany ka efa manomboka ny hazalambo. Marihina fa samy zanam-poko Zaramanampy Antefasy izy ireo fa tsy hoe mpifahavalo akory na dahalo hangalatr'omby. Infocom.Seg
Ten loza, efa tena fampisehoana force izaho oe jereo zahay manao ze tinay mihintsy fa tsisy ninina voahafehy eto, aiza ze mba mpiaro anareo ry vahoaka??.. tena mampalaelo fa dia ho ripaka eto daholo ny olona surtt ny madinika ..vao tsy ela akory zay dia io ndrai..tsy hitako intsony ze ambara fa very enao ry firenena e
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery.
Tsy misy fitafy gasigasy nga eh
Lasa izao! Tamin’ny alatsinainy teo no nanomboka niverina nanondranana Nikela ny orinasa tao anatin’ny herintaona izay. Kaontenera 14 misy nikela 280 t no nalefa any amin’ny tsena iraisampirenena.
Mickael Kenevitch, Sitraka Andrianina Lasa zao e
TOVOLAHIKELY TRATRA NANENDAKA TENY ANOSIBE Nisintona firavak'olona tao anaty taxibe ity tovolahikely ity teny Anosibe, soa ihany fa tsikaritr'ireo polisy manao fanamiana sivily ka noraisim-potsiny. Inona no tokony atao aminy fa tena mbola kely tokoa Sary indrana Page Tsy aritra ifampizarana
Fiazo sy ampy tahory izy
Ny Mpanjaka Ranavalona III nikabary teny Andohalo 1895
Appareil n vazaha ve no.nanome couleur otrzao sa navadika en.couleur le.sary taty afara!?
Ny fahasambarana ve? Tsy vola malala no fahasambarana na manana izany aza atao amin'ny gony: Fa ity ihany no tena izy dia ny manana fo sy saina izay tony, Dia ny manana fahasalamana feno izay tsy azo vidiana na koa sandaina: Dia ny tombon'andro nomen'ny Tsitoha izay azontsika isa-maraina! Tsy vola malala no fahasambarana na dia karohina isanandro vaky: Na ho tahirizinao faran'ny betsaka anaty valizy sy anaty banky, Fotsiny izy fampandehanan-draharaha entina hanaovana ireny adidy: Fa tsy ny vola mihitsy no tokony hibaiko sy ho ataonao masi-mandidy! Ny fahasambarana tena lehibe izay nomen'Izainahary: Dia isika izao samy salama tsy misy na iray aza ka hoe marary, Izany dia izany no tsy vitan'ny vola kanefa dia zavatra iray ambony: Koa ankehitriny dia hoy aho aminao aza mihevitra toy izany intsony! Ilaina ny vola ho enti-miaina sy hividianana ireny sakafo: Ilaina tokoa izany malala kanefa tsy amidy ny safosafo, Atakalo vola ve ny fitia dia inona intsony moa izany no maminy? Fa lasa hofainy izany ianao sy toy zavatra iray indraminy? Karohy ny vola dia miasà kanefa aza adino fa ny atao hoe aina: Dia fanomezana tsy ho voavidy nomena antsika isa-maraina, Masina izany tokoa moa zareo fa tsy resa-be akory ny ahy: Teny atsipy ho an'ny hendry, resaka atao amin'ny manam-panahy! in soratra fa tsy fiainana 08-12-2020 Ny any aminay
Tena marina mihintsy izany ! Mankasitraka indrindra
Zay n mety
Tokon mb met velon tih
salade de pate atao df izy
EkA zay met tong d tondray patte s sardine ar
Rah mis zvtr betsk afk atw mo hanin!
N zvt atao ne btsak f arakarakni n tinji iani
Tonga nitsidika ireo fianakaviana traboina mitoby eto amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny tenako mba hankahery azy ireo sy hitondra vahaolana amin'izay mety tsy lavorary amin'ny fikarakarana azy ireo. EtoPlus no nandraisana ireo traboina ho an’ny boriborintany faha-4. Mitete anefa ny tafo ka petsapetsa tsy mety hatoriana ny toerana. Simba ihany koa ny trano fidiovana. Noho izany dia hafindra toerana izy ireo ka hampiasaina handraisana ireo traboina ny sous-gradins rehetra eto amin’ny Kianja Barea. Kianjan’ny firaisankina no nananganantsika ity kianja ity ary porofointsika ankehitriny izany. Satria entintsika mamonjy ny mpiray Tanindrazana ny kianjan’ny Barea.
Misaotra Andriamatoa Filoha ,fa aza adino ihany koa tompoko izahay aty am Province.Sachan t qu’il y a 6 provinces à Madagascar,ary samy traboina ihany koa. Merci
Mahafinaritra rehefa mahay miara-miasa ny mpitondra ao an-toerana ary miara-manatanteraka ny velirano napetrakin'ny filoha.. Tsy misy ny faritra ho adino tokoa satria ny fahavitan-dalana tahaka izao diaPlus manamora ny fifamezivezehana sy ny fifamoivoizana no fampandrosoana ifotiny. Lalana mampitohy ny fokontany Nord Caserne sy Ankorombe no nangatahan'ny vahoaka fanamboarana tamin'ny propagandy ka tanteraka izy ankehitriny ka dia misaotra betsaka ny Filoha Andry Rajoelina amin'ny velirano sy ny governora Mamiarisoa Radaloson ary Maire Haingo Nambinina miaraka misalahy manampy filoha manantanteraka ny velirano ho fampandrosoana ny firenena. Amoron'i mania fitaratra Mifanasoa sy mifanampy ho an'i Firenena.
Ny ol mifandrimbona miara miasa ny sasany mifandrimbona mitady fahefana
Mba approuveo ao na tsy mapme ary ehh
Christian Randriatsilavin a aia amnio rika?
Salama tompoko mb mila vonjy fa ataon areti nify maita mints ny zazah nefa vao 4mois inona no mb vahaolana?merciii
Raha Nify goka de asio potika Tongolo Gasy de Irina ny Tanana parti lay Marary mirary Fahasalamana!
Anisan'ny nitondra takaitra taorian'ny fandalovan'iny rivo-doza iny ihany koa i Manakara. Tonga eto izahay mivady ho firaisankina amin'ireo Mpiray Tanindrazana, hankahery ireo tokantrano traboina, rava fananaPlus sy namoy havana akaiky, ary hijery ifotony izay hahafahana manampy ny mponina amin'ny fiarahana manarina ireo fotodrafitrasa maro rava sy potika.
Aam-ponareo mivady tokoa ny vahoaka Malagasy Président!
Niara namoy ny ainy ireo tovolahy 3: 15 taona, 17 taona ary 18 taona tao amin'ny Chute de la Lily Ampefy ny alahady teo. Kapa lasan'ny rano no nenjehan'izy ireo ka nahatonga izao loza izao Mankahery ny fianakavian'izy ireo
Mamangy fahoriana mankahery ny fianankaviana
Heeee vita n big bang theory,njereko teo n episode final
Za ato otran tad anav zanyyy
ANKIZY TSY NAHAY DEVOIR DIA NOVONOIN'NY RAINY Nitantara ity renim-pianakaviana bevohoka 3 volana fa novonoin'ny rainy izay niteraka azy ny zanak'izy ireo fa tsy nahay devoir nampanaovina azy mihitsy. TezitraPlus ity rainy ka namono, daka, felaka sns, tsy nahatanty ity reniny ka niteny fa vao maika izy nikasi-tanana sady niteny hoe tsy misy hidiranao izany. Nivonto be daholo ny tarehiny ka nasiana tantely fa mbola nivonto be io maraina io, hany ka tsy afaka nianatra ilay zaza.
Ko ra ts zaza ho lasa dr rapitso.ko ovonona otrzao? Nefa ne misy rd itako le izy ndray ts vono fa avy be ny orana de mbola alefany mianatra ihany le zanany. Taty aorina anefa ts hita akory ze vokatrilay fianarana fa mitovy ny olona ts nianatra ihany ny asa ataony. Mivarotra.
Andry oh! Andry, havako ianao! , hoy ny antsoantson’ireo vahoaka marobe, tao Sahabe, Distrikan’Ambatondrazaka raha nihaona tamiko. Ry vahoakan’Ambatondrazaka, ianareo koa dia havako! Ianareo koa dia namako!Plus Tiako ianareo ary ato am-poko ianareo. Ny fitiavana dia porofoina amin’ny asa. Porofom-pitiavana goavana asehoko ny vahoakan’Ambatondrazaka rehetra, izay nametraka ny fitokisany tamiko ny fanatanterahako ho hita maso ny velirano ara-bakiteny nataoko tamin’ny vahoaka; dia ny fanamboarana ny lalampirenena faha-44. Mandeha ary tena mihazakazaka ny fanamboarantsika ny lalampirenena faha-44 mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka izay tsy nisy nanao sy tsy mba nisy nijery hatramin’izay. Tsy maintsy ho vitaina hatraminy farany io lalana io ary ho avy ny fotoana hitokanantsika azy. Ny fitia mivaly fitia. Ny fitiavanareo ahy dia valiako asam-pitiavana. Hataontsika mandalo eto Ambatondrazaka ihany ny autoroute voaloahany eto Madagasikara izay hampitohy an'i Toamasina sy Antananarivo.
Prez ô, andefas mvola tompoko,
no mikozy an io
Ko panao gazety koa v moa hakobo inn amnio
Kkkk..ar kai elah niandr atram faran ts itak tam nzar vola in
Niandri teo ah ko!ef natao d ts maits nfaranana atram farani Aia hoanah n anjaranji? :-D
Bye Bye gôdra. Nangatahan’ny mponina tamiko, nampanantenaiko azy ireo ary vitantsika ny lalana RN5A Ambilobe Vohémar raha toa ka tsy nisy mpitondra nahavita izany hatrizay. NIsy ireo nampanantena nefa tsyPlus nanao akory fa isika kosa nanao velirano ary tsy nivadika amin’ny teny nomena. Hipoky ny hafaliana ny mponin’i Vohemar, Ambilobe sy ireo kaomina manamorona ny lalana RN5A. Ny teto Ambilobe dia nahavita niara-dia taminay mivady tamina kilaometatra maromaro mihitsy naneho ny fankasitrahany. Fitia mifamaly ny ahy sy ny vahoaka aty avaratra ka ho porofom-pitiavana dia ho atomboka amin’ity taona ity ny famakiana lalana hampifandray an’Andapa sy Antsohihy mivantana. Tsy maintsy mandroso ny aty avaratra. Tsy maintsy tafita i Madagasikara!
Merci beaucoup président mametrak tantara ianao président
Nafinaritra iany ny fety
Bjr, voaray vé le vola ' nalefa
Hafa mihitsy izany nandeha lamasinina tamin'ny andron'ny RNCFM izany
Faniriako atrin'ny ela fa tsy hay na raovina vao hotanteraka
CECI N'EST PAS UN POISSON D'AVRIL SPEED RECRUITING SPECIALES LANGUES ETRANGERES TOP Bilingues franco-germanophones TOP Bilingues franco-hispanophones SC Tchat hispanophones SC Mail Bilingues franco-italophones NB : Niveau requis à partir de B2 Nous vous donnons rendez-vous ce vendredi 1 avril 2022 de 9h à 16h chez SETEX (près de la station Galana TSIMBAZAZA) et passez directement un ENTRETIEN et un TEST SUR PLACE N'oubliez pas votre CV LM (LM rédigée en l'une des langues utilisées) stylo Le meilleur candidat embauché sur chaque langue recevra un téléphone portable d’une valeur de 400.000 Ar alors imaginez les avantages que vous aurez en travaillant chez SETEX À bientôt
Qu'en est-il de franco-anglopho ne
Des larmes ont coulé sous les ponts... Bonne semaine à vous Tirée du magazine Athletica Mag déjà disponible
Et c’est aussi ce qui fait la beauté de l’homme que tu es devenu
ko manin ts atao 2
Ouiiz ar le mpiara miasa aminay we aza mangataka fa maakamo b fa izy ar efa MB nanome anle 2 jr io sad zay mditra 4
Tianao ho hita ve ny olona ao ambadik'ilay mpandika teny? Na ny fomba fataon'izy ireo rehefa manatanteraka izany? Amin'ny Alatsinainy 31 octobre ny fotoana ao amin'ny UP TV vao tapitra mihitsy ilay épisode mandeha iny. DTT 111 DTH 769 Na ao amin'ny application STARTIMES ON : https:app.adjust.com8hql67d
Ry avoko prod ry bakoly ry hery r zareo mpanao film gasy e
Defa oita eo e
@firy n tna mety?mila ponctualité mants :-D
Felicitations FARAO (THT) SY NY VADINY .. mirary tokatrano sambatra mahareta hatramin'ny farany Zao mihitsy no nitiavan'ny vadiny azy.. Sary indrana..
félicitations tsy de ampiko commentaire be fa samby am tiany io de samy am safidiny ; mba nanao izay nampiavaka azy zany zareo
Mety lasa nkapsa ao anaty ala ao ngamba le tompony le moto
Sitraka Fotsiny aona ty eee,
Rehefa misy marary anao na aretina mahazo ny zanakao akaiky anao dia dokotera na mpitsabo aloha antonona voalohany vao Facebook! Betsaka no manome torohevitra eto nefa sao tsy hety aminao akory ka hanandrakandrana
Dia misaotra anao aho ry fiaran- dalamby
D'après une communication diffusée par l'Ambassade de Madagascar en France, le Ministère des Affaires étrangères est en train de négocier des vols spéciaux et des réductions sur le prix du billet auprès de la Compagnie Air Madagascar pour faciliter le déplacement lors du forum économique de la Diaspora qui aura lieu à Antananarivo le 30 octobre prochain, dans le cadre de la présentation du Plan Émergence Madagascar (PEM) organisée par la Présidence de la République. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg
Pem inona ihany ary e,nga mbola misy air mad ihany e
Eeee ny rh nefa ilaiko rapitso
D aon zany
REAL NEWS NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 16 JONA 2022.
Tsy 100 pour ANR izaho fa t andro Ra8 hazon'izany koa izy dia donko ohatra valifaty koa
NY ATAO HOE OLONA MIAVONA Ny atao hoe olona MIAVONA dia ny olona mihevitra ny tenany ho ambony ka manambany sy manao tsinotsinona ny hafa. Izany no miavonavona fa tsy ny olona tsy be resaka na ny olona tia mitokatokana akory. Matetika mantsy afangaron'ny malagasy ireo. Samy manana ny fomba azahoany confort ny olona. Ny tsirairay koa samy manana ny zavatra tiany andaniana ny fotoanany. - Misy tia mandany ny fotoanany miresaka sy miaraka amin'ny olona maromaro ary tsy mahazo aina raha tsy ao anaty kotaba. - Misy indray tia mitokana maka saina irery, na miaraka amin'ny olona vitsivitsy amin'ny toerana tony sy milamina. Samy ahitana mpiavona daholo amin'ireo karazany 2 ireo fa ny tena betsaka aza dia amin'ny olona be resaka. MALAGASYVEIANAO Manasa anao hizara rehefa avy novakianao Andriamanjaka Doda Sary: mpianatra tany amin'ny taona 1920
Marina za zao tsy bé resaka zany ef toetra mitsn lay izy!
Mahay leh hira ny admi
Zao ve ny any vao makobo bonbon mamy le
Avec Willaxxx le fou. Bientôt dans son émission.
s une veste d ete si jamais fonscder
Nodimandry io hariva io teo amin'ny faha-72 taonany i Robbie Coltrane, mpilalao sarimihetsika Ecossais Nilalao ny toeran'i Hagrid tamin'ny horonantsary Harry Potter no nahafantaran'ny maro azy
Merci , Mon enfance a été agréable et si merveilleux très Cher Hagrid Que la terre vous soit légère . Repose en paix .
𝑪𝒐𝒎𝒅𝒂𝒕𝒂 𝑷𝒉𝒐𝒕𝒐 𝑪𝒉𝒂𝒍𝒍𝒆𝒏𝒈𝒆 Hey ooh la team en TT (télétravail) Créons un fil d'actu inondé de goodvibes et surprenez-nous avec votre créativité. Publiez une photo fun de vous en télétravail et en modePlus public ; Rajoutez les hashtags en description. Attention ne pas montrer les contenus de vos écrans Les 3 publications qui obtiendront le plus de réactions obtiendront des lots, à partager sans modération avec les membres de votre famille. Jeu valable jusqu'au vendredi 30 avril à midi ; Proclamation des gagnants sur la page Comdata Madagascar le samedi 01er mai.
Krishna Tsioharana, Mihaja Heriniavo R'andria Lari Akory?
Ye any ampenarana
Nga hamonji anle bal ian enao?
Ka za ts met mait f ndodo tamn aprem
Iah nf d ts mb ampy tori mts zai tam ernandro sanandro
DUAL PLAY TELMA TV Izany ka fanomezana Krismasy! Mampiditra Fibre Optique ianao dia mahazoa Kadoa Box Telma TV miaraka amin'ny abonnement 3 volana an'ireo fandaharana tena tianao ao amin'ny Telma TV. Plus Manomboka amin'ny 149 000 Ar isam-bolana, tongava aingana eny amin'ny Telma Shop akaiky anao. Ny box Telma TV iray dia ahafahanao mijery fandaharana 4 samihafa amin'ny écran 4 samihafa.
Ary prix tonga d vidiny
TANDREMO IHANY IRETO MANARAKA IRETO NO TSY MATAFITA LAVITRA NY TOKANTRANON'NY TANORA MALAGASY. 1- Fidiran'ny Ray amandreny mivantana amin'ny adin'ny mpivady na koa ireo rafozana sy ireo fianankaviana akaiky ary ny zanany foana no arovany na diso aza. 2-Tsy fitiavana havam-bady ary tsy fahaizana mifandray amin'izy ireo ihany koa. 3-Tsy fitovian-tsaina eo amin'ny tokantrano.Tsy tokony ho hisy izany hoe : Volako ity fa tsy volanao na koa hoe : Karamako ity fa tsy karamanao. 4-Ny fitiavana namana : Tadidio fa tokony olona efa manambady ny namanao ary eo amin'ny tokonan-baravaranao no faran'ny finamana. 5-Ny fipetrahana amin'ny tokantranon'ny Ray amàndreny. Tokony hanofa trano ianareo mivady fa manahirana ny samy olo dehibe no miray trano. 6-Ny fanarahana tenin'olona.Raha mbola tsy nahita ny masonao dia tokony hangina ny vavanao ary anao croisé les bras ny tananao FEHINY Raha te ho tafita dia mila mifampihaino resaka sy mifananja ary mahalala diso raha manana fahadisoana ny mpivady .Tadidio fa voa maika ny mpiara monina faly raha misaraka ianareo mivady.Ny fiatsara belatsihy no maro fa tsy misy miraharaha anareo mivady izany ny eo ary ny hahita anareo rava tokantrano no tanjony. Voamaika faly ny olona raha ratsy fiafarana ny tokantranonareo ka mahaiza mifandefitra ry namana.
Tsy ny tokantranon'ny tanora malagasy irery no tsy tafita fa eran'izao tontolo izao io. Zareo any ivelany indrindra aza no tena record fisaraham-panam badiana
Mba ataovy famille RAHADALA ny solon'ny Anjely Mivadika
Ratsy be iny famille rahadala iny
Bjr 4 kai nareo vo midina?
F aona !
Ngah VO mresak am Tatiana I Fotsy
Mbola miresaka zany ko, le i maimindoza iny hony mbola niteny azy WE manenina fa tsy afa miala kay zany bevoka le sipa d zany nisoratra androany zany ,halako mintsy ,efa niteneniko de bloqueo oa reo d tsy haiko mintsy ze ataony,tena efa tsy tokony hiraharaha an'ireny ntsony
Anatin’ny asa tanteraka isika ankehitriny. Atomboka androany ny fanajariana sy fandrakofana tara mampitohy an’i Soanierana Ivongo sy i Mananara Avaratra izay nampiteny ny moana sy nampikaika ny mponina nyPlus haratsiany teo aloha. 

Mizara roa ny tetikasa: tapany voalohany mirefy 75km avy eo Soanierana Ivongo hatrany Ivahibe, ny tapany faharoa mirefy 40km mandra-pahatonga any Mananara avaratra. Manaraka ny fenitra ny asa hatao, ary ahitana fanamboarana tetezana lehibe miisa 10 ka anisan'izany ny tetezana ao Soanierana Ivongo izay mirefy 320m. Hanamora ny fivezivezen'ny ny olona sy ny vokatra amin'ity faritra ity zany lalana izany ary hisy fiantraikany lehibe amin'ny fampandrosoana any ifotony. Anatin’ny 18 volana no hamitana izany. Efa vita ihany koa ny lalana rarivato eto an-tananan’i Soanierana Ivongo koa hafaliana ho ahy ny nitokana izany androany.
Mankasitraka indrindra Mr le Président.
Ef epp
Andeha za ref ela b
𝑱𝒐𝒖𝒓𝒏𝒆́𝒆𝒔 𝑷𝒐𝒓𝒕𝒆𝒔 𝑶𝒖𝒗𝒆𝒓𝒕𝒆𝒔 Dans un objectif d’élargissement de notre bassin d’emploi, nous avons profité de la nouvelle rocade d’Iarivo et posons notre première pierre à l’édifice en ouvrant d’ici quelquesPlus semaines une deuxième implantation Comdata auprès de la commune d’Ambohimangakely. Selon Thiaga MUNUSAMI, Director Indian Ocean Islands, l’ouverture de ce deuxième site sera source de près de 1500 emplois dans la commune d’Ambohimangakely et sera une opportunité pour tous ceux souhaitant faire carrière dans le domaine de la Relation Client. Trois journées portes ouvertes sont spécialement organisées dont aujourd’hui fut la première partie ayant rassemblé près de 500 participants. C’est toujours un honneur pour Comdata Madagascar d’être pourvoyeur d’emplois pour la jeunesse Malagasy.
Ando ?Sao Dia ato ianao?
Tovozin-Tsy ritra November 9 at 10:15 AM · Noho ny ratra nahazo azy nandritry ny lalao nataon'ny Bayern sy ny Werder Brême omaly alina, tsy afaka hiatrika ny Coupe du Monde izay atao any Qatar ny 20 novambra-18 desambra 2022 i Sadio Mané
Miandrasa vaovao avy amin mpanazatran Sénégal oa fa ekipa atahorana anie reo eh
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana.
tsara ery voky sahady ny maso
Efa mivadika mola gnolo, mafy lôtry e fiaignana
Mis akoho gasy mora v any manjakandrina?
Trano
Avy mahandro sakafodrie neny
F reo msakafo aiza ?
Tantaran'ny mpandray anjara iray amin'ny fifaninanana fahitalavitra TV Plus ilana fifanohanana. Yvette Soanantenaina Lusiane no tena anarany fantany maro amin'ny hoe KK Dah'mama 2022 avy any Farafangana. 4 Taona ny zanany mbola tsy mahay miteny, tsy mahay mandeha na mipetraka na mandray zavatra zany hoe tsy salama. Efa maro ny tany nandehanany hoy izy, efa maro ny vola lany efa mitentina any amin'ny 50 tapitrisa izay vola be tena be izany raha oharina amin'ny zavatra am-pelantanany. Ketraka tanteraka izy satria tsisy tsony ny am-pelantanana ka dia mba nanandrana niditra amin'ny fifaninanana Kopy kolé izay nokarakarain'ny fahitalavitra indray sao dia mba lany ka mba mety hahazo vola kely hanohizana ny fitsaboana ny zanany. Tsotra ny tanjona hoy ny namany dia ny mba ahazoana fampaherezana, torohevitra sy vavaka avy amintsika namana sy tapaka mpankafy azy sy mpankafy Kopykole koa. Ho an'izay mahita mpitsabo moa dia afaka manoro azy na miresaka aminy, na ho an'izay malalan-tanana dia afaka miresaka aminy mivantana. Ho fifanampiana no anton'ny fizarana ataonay. Koa mirary soa azy mianaka.
Jesosy anie hanasitrana ny zaza.
Tongasoa eto Ambalarano, kaominina Fenoarivobe, Distrika Fenoarivobe, Faritra Bongolava. Jean NM (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
tadidiko tsara zay tamnio le lasa tany janga
Tsika ary mbl ts nanandrana ko ahoana n afatarana hoe ts mety ?
Fantatra fon io
Fitarainan hita tany Dia nataoko dika mitovy.. MITARAINA NY MPIANATRY NY CNTEMAD. Izao tompoko ny mahazo anay mpianatra ny CNTEMAD. Tara izahay nefa anao examen dia tsy avelan'reo chef de centre miditra, mpianatra efa ho 30 mahery isan'andro izahay no tratra eto, misy ny mitomany, miangavy, misy ny tezitra,... Tena sans pitié mits. Milaza izy ireo fa baiko avy lehibe sy ao anaty Taratasy ilay izy. Izao ny vavan'lay chef de centre oe na hisy ankizy torana ny tomany ary eo, sy itondra RAD fa tdy tadiditra eo zany. Aiza ilay oe ianareo ankizy no ho aviny Firenena, nefa ny ho avinay simbatinareo. Tsy avelanareo miditra izahay manao examen satri oe tara, izao anefa no tsy fantatrareo oe tsy fidiny ho anay ilay tara, Matoa izahay mbola tonga aty anao examen dia mbola vonona izahay Mifoha maraina izahay miala any antrano amonjy toeram-panadinana, fa noho ny aratsiany lalany sy embouteillages no mahatara anay Misy aminay mipetraka any Analamahintsy, Mahazo, sy ...sns alavitra be, miala maraina be alohany 6h izahay, ny toerana anaovana examen nefa alavitra Mandoha droit d'examen sy vidiny boky izahay, lany vola, lany fotoana nefa dia izao ny zavatra miseho Marina oe misoratra anaty discipline ilay izy fa noho ny antony tsy azo anoharana d lasa tara, ary na d nisy fona ary tanaty discipline atr'zay, fa nisy ny tara fa tafiditra fona, tsy oe ratsy ny fitondrana teo aloh ,..sns fa tena mcomprendre anay mpianatra ilay mpitondra teo aloh, ary mijery ny ho avinay Asaaa tsy mananjanaka ngamba anareo, na tsy niteraka, na tsy ary tara mits atr'zay nihainanareo, na oe tsy nandalo mpianatra no dia manao anay tahak'izao. Fa tena malahelo izahay -Matiere 1 no amerenana anne scolaire iray, Ny note efa tsizarizary ny fitsarana, mbola izao ko ko mahazo anay. Izao ve ilay oe INNOVATION - EFFICIENCE - REUSSITE Tsy haiko aloh oe mivotra any tsara ve, fa raha izao dia mivotra ho any ratsy. — triste.
Ny tsy hain'ny akizy ne de bdb n manao fikafika oe mody manao tara d vo vozara n sujet ao anatin'le centrz d miq mandefa avy any ivelany oe izao no sujet mivoka ato d mtraiter anle sujet rapide any ivelany izi d zay vo miditra! Aizaoaiza amzan le hoavin'ny firenena?? Ary tsy hay tsony ny hanavaka oe iza amnareo le innocent d iza le manao anzan? Mpianatra lalàna nareo ka tokony nareo ary no hanaja lalàna volohany!ra manao concours magistrat nareo nga ho toléré zan zvtr zan? Tara ny hoavin'ny firenena ra izany no izi! Bdb n mteny eo oe n zanakay mpetraka lavitra fa tsy tara satria efa malala oe alavitra d miala aloha be!tsy tara! Hajao ny lalàna ry mpianatra lalàna a
Nouvelle arrivage Tonga ny arrivage tsika Aza misalasala manatona rah itady ny tsara Toerana ivato horrizon longcheng plaza b16 0349039732,0383156475
Prix yamaha c2t2 kit d'oringine?
Bdb mts n mtadi stagiaire gestion amzao periode zao ts aiko oe f manin
25 n faran
VAOVAO MBS ALAKAMISY 08 SEPTAMBRA 2022
Mbola ho tsaraina ireny manambaka olona tsy civilisé ireny heveriny fa tsara daholo izay hitany masony
iah mbl ts afk miala f mbl mis boky avoka
Efa tafiditra le credit
NOUS RECRUTONS! Postulez et rejoignez une équipe jeune et dynamique! Venez avec votre CV tous les jours de 9h à 11h30 et de 14h30 à 16h30 pour un test et un entretien Golden Business Center Alarobia, Bâtiment B, 2ème étage
Nata Kely Tahiana Ambinintsoa Michou Andriatsilavo Thiago Njk Jr. ndw hoan
La rue le pense, j'le mets en musique.. Le 14 Juillet, nouvel extrait
Anthony Froeliger Valentin Froeliger les gars sa sent le son lourd!!
Avy d endrasako eny vatosoa sa aon ?
Enao otran niantso
Inona ilay sazy tena tsy adinonao mihitsy tany am-pianarana ?? Teto moa zany dia efa amperin'Asa mihitsy.. Tandremo lesy zany ''Tsy hamaly Zandary Manao ny Asany intsony aho..''
Nanao punition cahiet 100pages fa niteny l'adjectif qualiticatif est un adin'alika mahafaka nify
Rdv le 21 Novembre 2022
mane ko ne mbl iz eee
Oui oui
Naazo 12
FIBA WORLD CUP U19 Coach MEME na RANDRIA Aimé Alain Marcel, Mpanazatra; izy no mitarika ny fanazaran-tena ataon'ireo mpilalao voatily mety handrafitra ny Ekipam-pirenena malagasy ANKOAY Coach Malala na RAZAZAROHAVANA Malalatiana sy Coach Big na RAVELONIRINA Angelo kosa no Mpanazatra mpiara-miasa akaiky aminy ao anatin'izany fampivondronana izany. Fampivondronana ho fanomanana ny MONDIAL U19 hatao ao Debrecen Hongrie ny 24 Jona hatramin'ny 2 Jolay 2023. Avec Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Ymagoo Phygos
Mamangy aminy fahorina Tompoko. Dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany rehetra.
Hahahaha kai mis anzni ko
De gaga la TS net niara natory mo
mianatra an andrainjato
Yehhh... De oe teny vé ?
d aiza rzareo?
Ainganz moa fa b olon mjer2 otran mpanendak eto
2EME TEASER DE MON DVD LES QUATRE VISAGES DE KERY JAMES RETROUVEZ-LE DANS UNE EDITION EXCLUSIVE AVEC 92.2012 A TRES VITE SUR SCENE MERCI YOUTUBE.COM Les Quatre Visages De Kery James - Teaser Du DVD (Part II)
qui allah que vs protege kery incha2allah
Ahazo Kianja lehibe etsy Anosy ny tontolon'ny Hiragasy. Vita ny fametrahana ny vato fototra.
Tsetsatsetra tsy haritra, atao inona moa Ilay eny andohalo ?
F promotion Fots in sa zsndrini
Iza
Teo am-panatanterahana ny vonjy voina tao Soanierana Ivongo, mba hanavotana ny mpiray tanindrazana dia angidimby iray no nianjera an-dranomasina, manakaiky ny fokontany Ambatomalama, kaominina Mahambo, distrikan’i Fenoarivo Atsinanana omaly 20 desambra tamin'ny 7 ora hariva. Ny toetran'andro ratsy sy ny rivotra nifofofofo mafy no tena antony nisian’ity loza ity. Anisan'ny mpandeha tao anatin'io angidimby io ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena ny Jeneraly Serge Gellé, ny Colonel Hery Rakotomiliarison izay mpanamory ny angidimby, ny Colonel Olivier Andrianambinina izay Talen’ny fiarovana eo anivon’ny Primatiora, ary ny Adjudant Chef Andrianarison Laitsara Jimmy, mecanicien mpikirakira ny angidimby. Araka ny vaovao farany moa dia velon'aina soa aman-tsara Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria Gal. Serge Gelle sy ny Adjudant Chef Andrianarison Laitsara Jimmy ary efa tonga mandray fitsaboana any Toamasina izy roa lahy ankehitriny. Niarahaba manokana ny herim-po nasehon’izy ireo ary mirary fahasalamana hoa azy hatrany ny Filohan’ny Repoblika. Mankahery ny eo anivon'ny Fiarovam-pirenena, ny corps de protection civile, ny BNGRC, ny Governoran'ny Faritra Antsinanana sy Analanjirofo sy ireo sampan-draharaha rehetra izay mifarimbona manohy ny fikarohana ny mpiara-dia tamin’izy roa lahy any an-toerana ihany koa ny tenany
Arabaina tsy maty fo aman’aina SEG mendrika anao ny Grade Amiraly noho fitiavan-tanind razana.
An?
Le simple2
Mahafinaritra mihitsy mahita mpivady niaraka niketrika, nifanohana, niaraka nisondrotra...n ifampatoky
Ny olona tsy te hiresaka ary mampiseho tsy misy henatra amin'ny fihetsika mety nanafintohina na mandratra hambom-po amiko no miavona. Hita eny foana ny ato hoe saro-kenatra na fanahiniana atao. Miavona koa izay manao kabary tsy valiana satria mihevitra ho tompon'ny teny farany ary indrindra indrindra izay mihevi-tena fa mahavita tena ka manao tsinotsinona ny hafa.
Tsy mahazo mivoaka ny sisin-tanin'i Madagasikara ny Minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra teo aloha Atoa Maharante Jean de Dieu. Namoahan'ny fanjakana IST izy, raha tsiahivina dia ny 16 aogositra teoPlus izy no nody an-tanindrazana. Misy raharaha voantonona hanenjehana azy eny anivon'ny BIANCO, isan'izany ny fanodinkodinam-bola 5 miliara Ar teo anivon'ny ARTEC. Andrasana ny tohin'ny raharaha.... (sary tahiry)
Izy ve de hody aty fahatany raha tsy efa milamina
Ts mety ah
F manin?
Fantatrao ve ny mampahantra ny mahantra? Ny mahantra dia mpanome tsiny, ny mahantra dia tia mikaroka hoe iza no melohina mba hanamarinana ny maha-mahantra azy. Mety ho ny Ray aman-dReniny no melohiny, mety ny fanjakana, mety ny mpitondra fivavahana, mety ny mpampianatra azy tany an-tsekoly, mety ny sipany taloha... Ny zavatra tsikaritra dia izao, ny mahantra tsy mijery fitaratra izany; raha ny heviny mantsy dia tsy safidiny mihitsy ny hahantra, ary tsy misy fahadisoany mihintsy fa nisy namosavy hono izy. Ary tena inspiré izy amin'io fitadiavana an'izay diso io an, mahita tenenina foana. Hainy mihintsy ny manamarina ny maha-mahantra azy, hainy mihintsy ny manakona ny maha-kamo azy... aminy mantsy dia ny olona rehetra no diso, fa izy juste victime fotsiny. Izahay moa mahantra koooo.... Izahay moa madinika koooo... Izahay moa tsy manana koooo... Androany aho te hampahatsiahy anao fa ny direction hitondranao ny fiainanao dia safidinao. Raha teraka tao anaty fianakaviana mahantra ianao, tsy safidinao izany, tsy diso ianao... fa raha androany ianao mbola mahantra nefa afaka manao faceboook dia safidinao io situation misy anao io. Androany ry malagasy namako, satria tia anao aho dia te hamoha anao, mandraisa fanapahan-kevitra zao! Io safidinao zao io no hamaritra ny ho rahampitsonao. Mbola voatery hiandry ny Ray aman-dReninao marina ve ianao? Sa ianao no andrasan'io tenanao io? Mbola voatery hiandry ny fanjakana marina ve ianao? Sa ianao no andrasan'io tenanao io? Voatery hiandry inona ianao? Voatery hiandry an'iza ianao? Voatery hiandry rahoviana ianao? Fohazy ny matory ao anatinao MM
Ilay mahantra manana ANDROID SY SMARTPHONE ve sa ilay mahantra matory eny ambany tunnel azafady??
Ts mia blabla lavabe
mba azavao pory amiko ary ny niavian ny CNN
D za rapitsu and ijer course moto scooter eni am lapani
ef kobk tsara,d tianiii an😜
Andry Rajoelina a 4 nouvelles photos. 4 septembre 2020, 20:58 · Plus d’options Roa taona lasa izay, fony izaho tonga teto dia nisy tanora maro nangataka tamiko ny hanaovana synthetique ity kianja ity. Miroso ny asa hanatanterahana izany ankehitriny mba ho toerana hampiray ny tanora sy hampifanatona antsika ity kianja ity. Ary ho sehatra hisandratan’ireo zandrikely ho avin’ny baolina kitra Malagasy.
Courage Président. Aza kivy. Tohizo ny fampandrosoana tianao hatao.
Ahoana ny tohin'ny fakana an-keriny an'i Carmen? 1- Voatifitra 2- Avotra 3- Maty Aza adino ny fotoanantsika isaky ny Alatsinainy hatramin'ny zoma amin'ny 7ora sy sasany ao amin'ny Gasystar DTT 108 DTH 788 Afaka jerenao ao amin'ny application STARTIMES ON: 𝙝𝙩𝙩𝙥𝙨:𝙖𝙥𝙥.𝙖𝙙𝙟𝙪𝙨𝙩.𝙘𝙤𝙢47𝙝𝙫𝙬5𝙝𝙫
Avotra soamantsara fa hi cardo no voatifitra
Ny adventiste aza mréact fa tsy fatatrareo zany,
Rehefa lasa mandinika izy de hoaninay adventiste sinon ts adventiste irery anie n ts mihinana fa betsaka ee,na ts resaka Finoana ary fa amn fombafomba ko
ohatrani malaza mantsy le Haja
Eka
Jenny Martinez VAOVAON-DRAHA MAJUNGA 100 November 25 at 9:01 AM · Rahavavy isany zay zah vo resy lahatr f chauffeur reo maditra jiab ata chauffeur SARETY ankaiknay eto mampirafy
Sarety aza no etiny mzpirafy izy ko vo maika mo fa
bsr groupe , ahoana no afatarana ny oul 1 owe misy tension ,
Marary andoha lava de otran fanina zan foana de otran mahita kintana kely be de be zan koa
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego
Naturel be tsara ery Fa ny ao an-tsaiko oa dia hoe: ireo olona be dia be ireo moa zany zao dia efa vovoka daholo
Ny Mpanjaka Ranavalona III nikabary teny Andohalo 1895
Vao njery anty tampoka a d neveriko fa zordira bdb na la neige ay kay diakona ,mifona a
La punchline de la semaine : J'écris la détresse d'une nation Qui sur ses propres terres n'a plus la libre circulation Sous couvert de sécurité, l'apartheid se maquille Et le mur sépare des familles... Illustration de Marillon The Beef Illustratrice
Honte aux Français d'origine africaine. Qui ne sont pas fières d'eux. Ils parlent de Palestine ils oublient la RDC, Libie...
Ye zao nefa latsak 10
Za kamo be
Aza de manadroadro
Pri koa Mbola b resak b Ian Téo n olona EFA maika hod
Am maha analyste economique no itenenanai
aloha
met possible mbola ts tafiantso am zoma zany
Possible kia,
inona no mba impact anla
f n thème anai tam recherche eco koa napiaiki n jury tao
M rningD LIVE : Olombelo Ricky
Nga nosoloina i kala Kogroty ry Le Njaka ah , mlay eh