dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Tongasoa eto Ambalarano, kaominina Fenoarivobe, Distrika Fenoarivobe, Faritra Bongolava. Jean NM (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Tadidiko mintsy, toy n vao omaly Io zah io e, le manao satroha tsihy akaikin Zakabe io
Tkn miandri ze halafo anini izi lo
Ko n ol ivid tsss ko
Lozana mamoka story ny olona mianatra ay
Hahaha aveo mianatr fa mbola miandr
D avy d mb ataovy complet n ingredient ze ilaina f ts oe tongolo s votabia iany no eo
Eka tompoko o
WEEK-END KADOA Mahazoa kadoa TELMA NET ONE WEEK 2,5 Go avy hatrany isaky ny mampiditra tolotra TELMA FIRST PREMIUM ianao, ny Asabotsy 11 Desambra sy ny Alahady 12 Desambra izao. Safidiko N°1 Malagasy!
aleo miovo amizay EF tsimety tsn ty TELMA ty
Akamz Tweenty danse sur ma dernière chanson et il est vraiment chaud ! Qui relève le ? Le clip réalisé par Leila Sy est disponible sur ma chaîne YouTube et le morceau en téléchargement sur toutes les plateformes
C'est sur ça mérite un show hip hop break dance
Fa otrin mavita aninzay d fir jour vit
25000ar apres 1 ou 2 jours
f mis ina any?
Misy fety izao
Ambohimiadana Andramasina safiidy Maloya (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Laurent Malagasy Mafinaritra be any Am tsika
Tena ngah moa ts ef miasa e
Aaah stage ko
Ay vee
Efa nrav ndriw
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao
tadidiko tsara zay tamnio le lasa tany janga
TSY FANJARIAN-TSAKAFO - TSY MANANA DONNE STATISTIQUES NY MINISTERA NY MPONINA - MIASA ANJAMBANY FOTSINY Manoloana ny resabe mahakasika ny kere any amin'ny faritra antsimo ny nosy dia nilaza ny Talen’nyPlus kabinetra ny ministeran’ny Mponina Yan Wilfried RAMANANIRINA fa: “ Sarotra ny hamoaka statistique satria mbola hatambatra daholo ny ezakin’ny rehetra, ary tsy maintsy mila indicateur ny fanaovana izany, fa ny azo ambara kosa dia manao ny fanjakana sy ny mpiara miobon-antoka ” Miasa anjambany fotsiny ny fitondrana nandritry ny 4 taona nitantanany ny firenena fa tsy manana maridrefy entina mandrefy ny ezaka vita sy ny efa natao.
Aiza moa ilay Ultimatum 72heures nomen'ity ngahy 'ty. tena ts'isy hapoaka fa mimenomenona fahatany
Kobk le cable frein k
Tode mvandravandra be eo
Avy dia alefaso mail recrutement iny
Mila experience?
Le soir du 14 juillet, je serai sur la scène du Grand Théâtre aux Les Francofolies de La Rochelle ! http:www.digitick.comfrancofolies-2012-14-07-grand-theatre-festival-la-coursive-la-rochelle-14-juillet-2012-css5-francofolies2012-pg101-ri1209903.html FRANCOFOLIES-BLOG.FR Kery James Théâtre des Bouffes du Nord
farel c koi ton blem ?
Roa n FC ao
Angah mba hafa koa zay
Sad tna vonona fn
Ok
Tongasoa indray eto Fianarantsoa. Aty amin ny faritra misy ny Rova , tanàna ambony Patrick Antonneli (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Marina izany : io ihany no andrahoana sakafo sy ialàna haintany sy kere.
Manja Foana November 14 at 11:21 AM · MEIZAH Mpanakanto mahafatifaty sy mahafinaritra . Mirary soa hoan'i Meizah
Manova endrika n make up
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana.
Masaka tsara ery izy zany miampy an'lay tsiky koa tsy maninona fa vidiako avo 3 eny
Mafana ny ady hevitra mahakasika ny fampiakarana ny vidin-tsolika.. Ny filoha Andry Rajoelina no filoha voalohany mahasahy mifamaly amin'ireo mpandraharahan'ny solika ka tsy manaiky ny hampiakarana izany ho avyPlus telo heny na mihoatra.. 4taona isika izao marin-toerana hatrany ny vidin-tsolika. Satria mitsinjo ny vahoaka Malagasy izy. hatreto aloha dia ny solika eto Madagasikara no mora indrindra manerana ny Afrika sy Eropa rehetra iny. Ary mbola miady mafy izy ny mba hitsinjovana ny vahoaka satria tsapany fa sahirana isika.
Edivo hatra farany mihitsy Rh MBL mieritreritra MBL anoh ny fitondrana hatrany vidiny ppn raha MBL te hitondra 2023
Souvenirs du à Bruxelles !! Rendez-vous Au le 9 juillet à 22h30 et le 12 Juillet au Wanderlust Paris à 23H À suivre : Aix Les Bains Musilac - 13 juillet Carhaix ViellesPlus Charrues - 15 juillet Boulogne sur Mer Festival de la Cote d’Opale - 22 juillet Sète Théâtre de la Mer - 24 juillet
Romain Mattu musilac le 13 juillet
Atao par 2jour ndrai2
f n kil tokoa aloha d tsa taitra
Nga ts tinao rah atao otrnio boribori konoha io n atao pendatif amnenao?
Aiza aminreo
Salama ô!Faly mandray anao izahay ato amin'ny pejy � Shop'in BestÄ«e�...Vonona hanome fahafahampo ho anao izahay
Salut mbol dispo v
Elodie Tonga, Operator, Control Room any amin'ny Ozinina ato Ambatovy. Anisan'ireo manara-maso ny fandehan'ny milina rehetra amin’ny alalan’ny solosaina ao amin'ny departemanta Raffinerie
Cc daoly nareoo! misaotra betsaka Tamy teny firarintsoa oooo . Andriamanitra manankarem-paha soavana anie hamaly fitia antsika rehetra.
Ho antsika mpanaraka ny fandaharana SODAPOP dia alefaso maro sy ho hitan'ny rehetra hatrany ny kopatanana an-kafatra
Coucou nareo de ny ato antrano rehetra
Hanomboka tontolo andro vaovao indray isika eee! Zoma ihany ny andro ny farany ; koa raha alefa eto aza aloha ny kopatanana e?
Coucou ho antsika mpanaraka fandaharana dia mb ataovy coucou ao zah zey fa bn journee daholo ô
Nirehitra ny tanety teo ambonin''Andraikiba-Antsirabe omaly Vitsy ireo olona namono afo na efa nisy ary ireo olona niantso vonjy (Loharano: Cedric Newman)
Otran oe zavatra fanahiniana atao zan mits ve ilay Doro tanety e . May atsy may eroa
N ftona ftsn no ts ampy
fa zay no zava misy zany
Ts amp fialambol
A réagi 😆 à votre message
Ôtrin moa le volan'lah aty amiko?
Tsis vondel v
Tss ol ato fa doly sy lalaina iany
D efa ao andoram zany zareo
Ambatovy dia mitady Commis, Mine Operations dimy- Moramanga. Azonao alefa mivantana ao amin'ny site web www.ambatovy.com na 𝐫𝐞𝐜𝐫𝐮𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭.𝐚𝐦𝐬𝐚𝐚𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐯𝐲.𝐦𝐠 ny fangatahanao sy ny antotantaratasy ilaina amin'Plusizany. Araho hatrany ny pejy ahafahanao manaraka ireo tolotrasa vaovao misy ato Ambatovy! Mirary soa antsika rehetra!
Vina ny farany dossier azafady?
rf atoandri ih msakafo ao
Fa otrin
ewa merci
Ewwa afaka ka
Kay reo v ts EFA idina any
Asa na hidina rovina ko, ndri angaha hitan'i Lalaina fa otrany niteny bebe oe tonga d niasa zany Narindra hoy Lalaina
Tsindri sad fihina vo ampy
Aon n anaovan anzani roa miarak
Ny zavatra tokony ho fantatrao rehefa hividy moto Efa niasa na Bon occ . Aza adino ny manao page Medim 23 Communication ra toa ka te hanaraka ireo toro-hevitra hafa hoavokanay ianao. Misaotra ny Prenium motorbike nivahiny tato aminy fandaharana. Hoanareo mpivarotra moto sy pièces ihany koa , azonareo atao ny mivahiny ato aminy fandaharana , mandefasana hafatra miafina (MP) na antsoy ny numero : 034 98 427 33 032 85 955 68 https:www.facebook.comMedim-23-Communication-241286540050145 https:www.facebook.commotorbikestoreantsakaviro
tsy feoan-dra Ryo Tatoun Rolland ve zany amt-y video ty zany le. sur eeee... milay be
Fahatsiarovana ny faha 75 taonan'ny tolom-panafahana ny firenena. Ilo tsy very, tsy maty ao am-po ny fanavotana ny firenena
Misaotra an'ilay AVO indrindra manome fahendrena fahasalamana sy saina matsilo ho anao hatrany Président
Everiko fa ecrit ne e
Après natao sur papier
Mbola
Anao fusion ian
Maty notsindromin-dramatoa antsy ny vadiny, tranga teny Mangarivotra-Ambohimangakely, ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo. Raha ny angom-baovao, nifamaly izy mivady ireto ary nanomboka niha-niakatra nyPlus feo ka niafara tamin' izao loza izao Vantany vao vitan’ilay ramatoa izany dia nitsoaka avy hatrany tany amin'ny biraon’ny pôlisy teny an-toerana, nitantara ny zava-nisy. Noezahina nentina namonjy ny hôpitaly ihany moa izy, saingy noho ny fahavezeran-drà be loatra dia tsy tana ny ainy. Ilay vehivavy nahavanon-doza kosa, avy hatrany dia notazomina natao andrimaso natao famotorana. Midi Madagasikara
Rip hoany rangahy Fa tsika lehilahy re Mba moramora ihany ty tanana e refa mifamaly aminy vehivavy e ts tokony hampiasa tanana e fa samy vava no miasa
Ianao koa ve hijanona ao an-trano amin'ny faran'ny taona?
Ho Aiza ianareo izany e ! Mirary Soa indrindra ! Tratry ny Fetin ny Asaramanitra !
Fanambarana ho an'ny vahoaka Malagasy.
Mankasitraka amlay décision Mr le President, fa am tanan dehibe am faritra tokony efa ahidy antrano koa. Sa hiandry vaovao ratsy indray ve sanatria vao handray décision??
Masspor lek daba andehananai ty lelenaaaaa
Faon le...ra Fano an lek otrn anaing tandroan koa.kobk lery teo
Biraon'ny Commune vaovao eto Andranovorivato, district Vohibato Fianarantsoa Jos Soandry ( misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
NY olona tsy be teny dia mitabataba ao anaty,zany hoe ampy azy sady izy sy ny fanahiny mitafa sy mifandinika ,izy ihany no mamaha ny olany matetika,koa na resahan'y olona aza izy dia tsy mahaliana azy hany ka lasa valinteny tsy mahafampo no voateniny,mihom ehy irery,miteny irery io olona io
En attendant la sortie de l'album le 8 Avril 2013.. -Vendredi 11 Janvier inédit en Live sur Booska P.. -1er single 18 Janvier.. -Remix de Dernier MC part 2 fin Janvier... -Clip de Vent d'état début Mars..
1er single pour mon anniv' sa fait plaisir ! :)
Championnat National N1A Hommes - ÉLITE 8 du 16 au 25 Septembre 2022 à MAHAJANGA Lundi 19 Septembre 2022 Au Programme
TGBC VS ASCUT ti no bolina be
ET LES SUPERS PROMOS CONTINUENT! Venez vite shopper votre TELMA F1 PRIME en Telma Shop et passez un super weekend! Hifampizarao hatrany ny soa! Safidiko N°1 Malagasy!
Jehodan Guitariste hividy se manakory
Magnino anareo baba Andriamahazaka Boniface Tsilavonirina Mamy Rinot
Farihin' Anosy 1900 teo Nadio, azo nilomanosana tsara
Marina io satria anie tamin'io daty voalaza io de tsy nampiasa lavapiringa ny ankamaroan'ny mponina,taty aoriana nampiasa lavapiringa mandeha rano ny ankamaroan'ny mponina,ary ireo loto avy any an-trano fivoahana rehetra sy ny rano maloto rehetra izao mivarina ao daholo ka nahoana moa no tsy haloto io,tsy hisy olona hilomano eo raha misy saina
Ny zavatra tokony ho fantatrao rehefa hividy moto Efa niasa na Bon occ . Aza adino ny manao page Medim 23 Communication ra toa ka te hanaraka ireo toro-hevitra hafa hoavokanay ianao. Misaotra ny Prenium motorbike nivahiny tato aminy fandaharana. Hoanareo mpivarotra moto sy pièces ihany koa , azonareo atao ny mivahiny ato aminy fandaharana , mandefasana hafatra miafina (MP) na antsoy ny numero : 034 98 427 33 032 85 955 68 https:www.facebook.comMedim-23-Communication-241286540050145 https:www.facebook.commotorbikestoreantsakaviro
Ny tena tsara indrindra dia mitondra olona mahay moto, fa ny mpivarotra anie ka manao ze ahalafo fotsiny e.
Hidina any atarandolo zan a tyh andro tyh
Tena izay mihitsy n mety hahahaha tandremo ftsn sod mis olo haf maheno hahaha
Ye ko
Mtadi resabe ngamb
Fitsidihana ny fandroson'ny asa fanamboarana ny tetikasa Miami - Toamasina
Miarahaba anao Mr le Président , tena tsara aloha io Projets iray ataonao any Toamasina io eh , sady mampandroso ny tanàna no misy tombotsoa tsara hafatra ihany koa , miandry ny fahavitany izahay
Azonao atao n'aiza n'aiza sy amin'ny fotoana rehetra ny réabonnement anao amin'ny alalan'ny Mobile Money ! Aza miandry ela ! Sady mahazo chaînes bonus 15 andro amin'ny TOUT CANAL anie rehefa manao réabonnement amin'ity volana jolay ity e !
Salama Tompoko , nanao Réabonnement T Orange sy Telma za teo d tsy nety n izy
tu fais quoi?
Mitaratra
N'y tsara hatrany Manambotra ireo tableau Maty na Manjavona Zavatra vaovao miasa 1h d vita misy garantie ny asa Miverina tohiny vaovao Afa po vo mando vola Tel 0348336943 Lieu SCOOT ART AVARADOHA
Ary raha toa ka vaky mhts
Mjeri jumanji zao n taoraha ato
Ay za mator2 fa aveo mianatra
In une place
Tokony aloh
Ianareo ve mpisambotra voangory?
Le miaino kabarin ny cruch fotsn no fialam boly tamzany
TIA TANINDRAZANA TOKOA VE ISIKA? Tahaka izao no fako tetsy Analakely taorian'ny fety. Tsy lazaina am-bava fotsiny anefa ny hoe fitiavan-tanindrazana fa mila asa sy ezaka ihany koa. Voaresaka foana matetika koa ny hoe ny mila manova toe-tsaina isika raha te-handroso tahaka ny firenen-kafa.
Ny fanabeazana no fitaovana tsara indrindra hanovana toetsaina mba tsy hisian'ny toy izao.
Mandray ny andraikiny ny Fitondram-panjakana amin'ny fihainoana ireo hetaheta sy fitarainan’ny mpisehatra ara-toekarena, ary mikaro-bahaolana amin'ny hanarenana ny toe-karena aorian’izao valan’aretina COVID-19 izao. Teto Nosy Be dia nangataka ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny fizahantany izay misedra fatiantoka tanteraka nandritra ny efa-bolana mba hanokafana ny sidina ka hamelona indray io seha-pihariana io. Handinika lalina ny fanatanterahana izany ny fitondram-panjakana ary hijery ihany koa ny fepetra tokony hapetraka manoloana ny ady atrehana amin'ny kirizy ara-pahasalamana. Ho an’ireo mpiasa izay sahirana tanteraka ihany koa amin’izao fotoana izao dia ho azon’izy ireo atao ny mangataka findramam-bola amin’ny CNAPS amin’ny alalan’ny orinasa iasany. vola izay azo averina mandritra ny 12 volana. ---------------- Le tourisme joue un rôle essentiel dans l’économie de Madagascar et à été sévèrement affecté par la pandémie mondiale de L’Etat a rencontré les opérateurs du secteur à Nosy be, destination phare pour les touristes du monde entier. Lors de notre rencontre, ils ont exprimé le souhait d’obtenir une ouverture partielle de nos frontières afin de permettre l’arrivée de vols internationaux vers Nosy be autour du mois d’Octobre compte tenu de sa situation géographique insulaire. L’Etat est à l’écoute et étudiera la possibilité ou non d’un tel dispositif. Pour faire face aux difficultés, les salariés déclarés à la CNAPS depuis un an ou plus pourront bénéficier d’un prêt équivalent à un mois de salaire, remboursable en 12 mois. Les employeurs se chargeront de transmettre les demandes de prêts de leurs salariés auprès de la Caisse Nationale de Prévoyance Sociale.
Tsisy ambara aho ,fa mamaky commentaires fotsiny sisa. Misaotra fanehoana hevitra.
Voly hazo Fihinam-boa October 14 at 12:06 PM · Voaroy hazo sady fanafody no sakafo Afaka ambolena anaty pot dia taillé na araka izay itiavana azy Ireto misy zanany efa misy voany kely 10 000 Ar pied Tsy manao réservation topoko Mandefa amin'ny faritra rehetra Livraison frais Ambohimangidy Ampitatafika
Inona daoly tompoko n'y zavatsoa azo avy aminy
Eke
Eka
SCIENCE HACK DAY 2021 Venez soutenir votre équipe et assister à cet événement de découverte et de partage autour de la science et de la technologie à partir d'aujourd'hui, au CIDST Tsimbazaza. Safidiko N°1 Malagasy!
FACEBITIKA AU LIEU DE FACEBOOBAKA ...
Nataotra za teo fa def nandeh fotsin
D navela ftsn v n olona nanao anzani?
ANOSY talohan ny taona 1930
Hay ve nisy ranomasina této Antananarivo taloha eh
Ka amzw vaniptona izao ni marn retr2 ts marina intsun f ni disu j'ai nuh marn Ku
raha izani ne zan n logique d n manatompo zani ts tena manatompo ndray ny marina😂😂
Salama, raha amin'ny resaka asa privé: Azo atao ve ny manao contrat de travail roa?
Ny numero an ny karatrao efa enregistré any no ahitana hoe efa ao ianao.
Any Suisse no ahitana ity toerana fandraisam-bahiny an-kalamanjana ity Tsy misy efitrano fa fandriana sy ny natiora no ivantanana TIANAO VE?
Oh non , au moins nisy anle bulle transparent iny de mety amiko . Sao laniny moka
Avelao amzao fa tsy manin kia
Rah mandalo aty mahazo lalanareo d eny mfanao fton
Ye
To taraik b
Amnio le SIPA ts tsara
Hita fa ratsy tarehy b sady kely ts.hitako z.mba manintona.aminy
2-0
Tsy mahay zay lohany sy vodiny fa maka Argentine hatram farany koaaaa
Mada 100.8 FM 20 hrs · ANTOKO TIM - TSY MANAIKY TETEZAMITA. Ny zava-miseo dia manamarina fa atao izay hisian'ny tetezamita eto Madagasikara. Ny solombavambahoaka Mamy RABENIRINA dia nilaza ny 29 oktobra teo fa tsy mankasitraka izany tetezamita izany ny avy amin'ny Antoko Tiako i Madagasikara. “ Izahay tsy mieritreritra datim-pifidiana miemotra, tsy mieritreritra tetezamita, tsy mieritreritra fiarahana mitantana, fikaonan-doha resaka fifidianana no tokony ho atao eto ” Ny CENI izay nilaza fa tsy raha tsy ampy ny vola ampiasain'izy ireo dia tsy hisy fifidianana eto.
Soloy le CENI ovay Chine ndray ren be vola
Tanora Manolo-Tanana Mahafinaritra ahy ireto ekipako reto a nalahelo kely mihitsy aho fa tsy afaka nanao izany androany Fa nahafinaritra ahy ny nahita ny fizarana fitiavana satria tahaka ny fanaon'nyPlus fikambanana Tanora Manolon-tanana Dia niezaka hatrany hanampy ary hanome izay vita sy tratra ho an'ny mpiara-belona.. Anio dia niavaka kely satria.. Tonga dia tsy nampoizin'ireo mpivarotra fa Dia novidiana daholo ilay sakafo teo aminy..ary Dia nozaraina tamin'ireo olona izay hita fa sahirana,noana,ary marefo .ny ankizy sy ny be-antitra.. Izany hoe sady mahazo tombony ny mpivarotra moa ny olona misakafo.. Hita soritra fa samy faly ny rehetra. Manova ny Soa ho soavina manaova ny tsara ho tsaroana..
fa,ny kely indrindra ataonareo ireny madinika ireny dia izaho no anaovanareo izany hoy i jesoa
Ye ko
Nga d aona
k mb ts navokani teo ary f mis olona sasani ts manaiki anreni a
Yeih ka le ramato ray iany nts nanaiki f nsasany ts nteny
tsis appel iah f aona?
😶
Tafahaona tamin’ny Tale Jeneralin’ny FMI, Kristalina Georgieva, indray ny tenako amin’izao fivoriamben’ny firenena mikambana eto New York izao. Matoky an’i Madagasikara izahay, matoky anao ary hanamafy ny fanohanana ny firenena Malagasy hanatratra ireo fanamby napetrakareo. Hotohizana ihany koa ireo tohana ara-teknika amin’ny fanatanterahana ny Plan Emergence de Madagascar hoy ny teniny tamiko raha niaraka nanao jery todika ny fiaraha-miasa eo amin’ny FMI sy Madagasikara izahay nandritra ny fihaonana. Mahavelombolo izany fahatokisana izany ary mankahery antsika amin’ny fanohizana ny ezaka efa natao eo amin'ny sehatry fandrindram-piterahana, ny fanabeazana sy ny fahasalamana ary ny fananganana fotodrafitrasa mifanindran-dalana amin’izany. Notsipihan’ny Tale Jeneraly Kristalina Georgieva ihany koa fa misy fiantraikany goavana eo amin'ny toekarena maneran-tany ny krizy iraisam-pirenena misy amin’izao fotoana izay manampy trotraka ny krizy ateraky ny fiovaovan’ny toetrandro. Nankasitrahany manokana kosa ny fahaiza-mitantana nasehontsika indrindra tamin'ny adisisika nataoko nandritra ny COP26 farany teo.
Alefa Monsieur le Président, matoky anao izahay vahoaka
Zay ki olana
aza adino zay
11 06 2022 AHOANA MARINA, MIJOROA RY MALAGASY FA FOTOANA IZAO
Rajoelina irery ihany no filoha mahavita fotodrafitr.asa bé indrindra Mandroso M)car
TIAKO ANAO FA TSY ATAKALOKO VADIKO
MBA esory amzay rangah lE akanjo de mandiiza fa Zay efa te ijery b annnn
Eke
d i bebe koa kay nandoa sad pizza kel s gateau yaurt ts net ts aiko we nanin
6000 Ariary fotsiny hono oh Madagasikarako 18 hrs · TAXI-MOTO : 6000 Ariary ny saran-dalana farany ambany. Araka ny soso-kevitry ireo mpisehatra dia io saran-dalana farany ambany eto Antananarivo Renivohitra Mbola harafitra ny lalàna sy ny fandaminana rehetra hifehezana ny asan’izy ireo. Hisy ny Vaomiera hatsangana hiarahan’ny fikambanan’ny Taxi-Toto ary ny mpanatanteraka sy ny mpanolo-tsaina eo anivon’ny CUA no hanapa-kevitra momba ny fepetra rehetra hifefy ireo taxi-moto
Lokoy mitovy daholo dia ampandoavy hetra dia asondroty kely fa tsy ampy izany.
ewa oe
:D
D ntsika manomboka anaz
IFRS 1 theme
Miarahaba am-pitiavana ny arsidiosezin'i Toamasina ny tenako amin'izao fijoroan'ny grand séminaire interdiocesain Saint François de Sales eto Analamalotra izao. Am-pitiavana toa izany no namaliako ny fanasanPlus'ny fiangonana Katôlika ka ahatongavako eto hiombom-panahy sy hanatrika izao lamesa fitsofan-drano ny seminera zokiny eto Toamasina izao.
Miarahaba ny grand séminaire aty Toamasina zany.
Malagasy ve ianao May 14, 2019 at 3:37 AM · Rava teo - Anja Andrianjafy Tadidinao ve ity hira ity?
Mbol tadidy b mints ny refrain any,fantatro fa tsisy intsony,ny fiarahantsika roa rava teo
Team Kery James à votre avis Kool Shen sera t-il sur la scène de l'AccorHotels Arena ?... Je vous le dis, ce lundi 2 Décembre il y aura ceux qui étaient présents et ceux qui n'y étaient pas... keryjames.fr
Ouuuuuiiii!! Que des vrais sur scène ! Dommage je ne pourrais pas être présente !
Malagasy ve ianao January 26, 2021 at 3:05 PM · Fanomezana maimaim-poana pdf karazana fanamboarana savony rehetra tsy misy sarany na dia ariary aza. TSOTRA KELY NY ATAO: - Atao J'aime ny pejy - Soratana commentaire hoe - Partagena groupe 3 samihafa NB: Tsy maintsy mahazo daholo ny rehetra...! TENA MAHASOA ANAO ITY
Mbl alefaso am zay. Boky savony
antanio oa
Za tsss credit
Trano rava Maro mihitsy ny trano rava eny Ambanivohitra eny. Tsy misy mikarakara intsony nefa dia nisasatra ery ny Raimandreny teo aloha nanao azy ireny. Nametrahany fitiavana sy tantara nefa dia rava. Ny antony, mety ho maro. Anisan'izany ohatra ny: - tsy mivaky loha intsony ny taranaka aty aoriana - miady lova dia mifanilika hikarakara - tsy niteraka izy mivady - nifindra monina any An-drenivohitra na any andafy ny taranaka dia tsy tafody intsony - ny asan-dahalo etsy andaniny, tsy misy sahy mitoka-monina intsony. - ... Mety ho maro kanefa dia mba jereo ihany ny Tanindrazana, rehefa tafita ianao dia jereo ny Tanindrazana. Mazotoa manao adidy, kolokoly ny Tanindrazana Fa manana tantarany io. Malagasy ve ianao
Nankaiza ny olon-tety no rindrina sisa mijoro ny tafo nikipa iray ny rihana sy andry nikoro
Betsaka ihany koa ny tsy dia mizara fiainana eto facebook fa mandroso mangingina.
Nareo koa de misahirana ny momba ahy ka.
NY ATAO HOE OLONA MIAVONA Ny atao hoe olona MIAVONA dia ny olona mihevitra ny tenany ho ambony ka manambany sy manao tsinotsinona ny hafa. Izany no miavonavona fa tsy ny olona tsy be resaka na ny olona tia mitokatokana akory. Matetika mantsy afangaron'ny malagasy ireo. Samy manana ny fomba azahoany confort ny olona. Ny tsirairay koa samy manana ny zavatra tiany andaniana ny fotoanany. - Misy tia mandany ny fotoanany miresaka sy miaraka amin'ny olona maromaro ary tsy mahazo aina raha tsy ao anaty kotaba. - Misy indray tia mitokana maka saina irery, na miaraka amin'ny olona vitsivitsy amin'ny toerana tony sy milamina. Samy ahitana mpiavona daholo amin'ireo karazany 2 ireo fa ny tena betsaka aza dia amin'ny olona be resaka. MALAGASYVEIANAO Manasa anao hizara rehefa avy novakianao Andriamanjaka Doda Sary: mpianatra tany amin'ny taona 1920
Enfinnn , misaotra betsaka anao nanazava ...
Tsy mila kitena hozy nareo e
link boruto ndrai bakani e
Nenay n any tana makamo
Ita rty a