text
stringlengths 1
17.8k
|
---|
beau couple no azoko lazaina anareo |
éva båh'šat am bloc ary iny |
ko rah ts oe manaikitra izi ko ts sahako resahana |
nantenaina tsitako tsony |
fiainana makorel be tania , mayah |
a 12 contre 10 |
pommade samy |
ndrooo mapalaelo lay biby , efa miaritra mitsy sao may nefa ireny no mampidi bola am fizahan - tany |
de lasa misy balance vaovao après |
fa met keli be point anin |
ok . barea an . |
anita rass |
la france quand vous n'avancez pas vous trouver que les autres sont lents |
azafady oooooo |
miandry orana mitsahatra |
ina no efa tsy ca va . |
f c dm am bb c f c ref bbm am bbm am am bb c f bb c f |
go go go mbb anosy |
mba angatahana eeee . mba atao mora koko ny vidiny eto antoerana mba ahafahantsika manjifa arak'izay tratra . ny hiafarany mety tahaka ny langouste sy crevette malagasy , malaza fa tsy hitan'ny vilany malagasy |
boriza fadrogana panjakana fo efa voa ozona ambesa mada lany |
mandehana analamahitsy d eny nanisana mifapiandry |
tomobile |
oadrayy oaaa |
salama tsika ato mba mangataka toro - hevitra mampiakatra hery fiarovana fa marefo loatra |
otranle exako nefa boto ts de afaka |
ndrie ngamba manana |
toa mifanipaka be amin tenin ministra bgs |
liantsoa rotsy otran tokony ho any izany zay amty e . . . |
aleo amena any konde |
mankasitraka , e . |
va travaller aza kamo velona |
afaka manontany ka , sady mbola hisy regroupement anie isika fa mila efa misy zavt ftsn amzay ftona zao |
coucou malala â¤ï¸ |
enw kai ts mresak ts fantatrao . |
goodman de jésus |
tenamapalaelo be iz zan |
mifalia am zai omen tompo anao |
tsy amn herinandro zany le boky . |
misaotra jesoa tompo ô |
ayvan irinah mo sa iza le anarandri tamfb taloh iny . |
mety music is life september 23 , 2020 at 3 : 36 pm · ac dc back in black guitar anish shrestha chappal sonaam lama |
ataoko anzay rah mbola maita mofo |
tsa mis rah anai mts any e . |
pc |
c trop genial une demande acceptée à l'instant |
hafa ihan star zay zao nanao vancance tany ambatolapy fa tsy malza otrizao |
nenay jaovavy taty ambositra mampalaelo anakay |
fa ngah efa vita androani iny gestion budgetaire iny kie |
bon rétablissement à lui que dieu le protège |
za tsss dokotera ne aty e efa ts eto tsony n dokotera ntsabo anah . za le saik oentina any am dokotera in ary d ts maazo mandeha fa b virus b ony any |
jesosy oo |
io zao mahazo lp rhf manambola d oe afaka noho nu fisalasalana |
trophees - championnat national n1b dame - u20 garcon à fianarantsoa mvp n1b dame : n°05 – gnbc ( amanga ) mlle randriatahina ravaka sarobidy meilleure marqueuses : 175 points , n°06 – fandrasa ( haute matsiatra ) mlle rasolofonirina arisoa fandresena mvp u20 garcon : n°73 tgbc ( betsiboka ) mr andrilova heritiana djerald klerio meilleur marqueur : 182 points , n°73 tgbc ( betsiboka ) mr andrilova heritiana djerald klerio classement general : n1b dame : championne : gnbc ( amanga ) vice - championne : mb2all ( amanga ) 3ème place : fandrasa ( haute matsiatra ) 4ème place : phoenix ( vakinankaratra ) les équipes : gnbc ( amanga ) , fandrasa ( haute matsiatra ) , phoenix ( vakinankaratra ) , sont qualifiées dans la catégorie n1a dame à partir saison 2023 u20 garcon : champion : tgbc ( betsiboka ) vice - champion : dtsc ( analamanga ) 3ème place : fandrasa ( haute matsiatra ) 4ème place : mb2all ( amanga ) |
anay zao vo vety2 nanao pizza de ts lany fa betsaka be |
ary nareo to tsa hita sy tsa heno koa |
tsy resabe izy ity fa tena asa vita ifapitsarana , zahay tsy miala aminao androamatoa filoha hajaina |
awa . fa aprem ia vo tafavoka tato |
ataovy sérieux |
voamadilo oanina na atao jus naturel fa nety tamiko mirary soa manao aty be |
d akor |
izany no atao hoe bien personnel . anar eo 4 tsmfindra vady . izay fananana niharin izy mivady ian no azony gére - na ra oatr ka niteraka zareo ka mbl mineur ilay zaza . |
tena tiako be izany hira izany , tsara mihitsy atoa filoha ny mametraka ny zavatra ho atao rehetra eo an - tanan'andria manitra ah |
eugenie sitrakiniaina |
tiko be ndri |
ref miteny cotier de tokony haut plateau zay no contraire azy fa ra hiteny we merina de anarana foko koa no contraire aminy , |
norme |
anjely manditra izy amnajy mamaly hoe aaaamen |
à l’occasion de la rentrée scolaire , avec l’association tsiky majunga nous avons distribué des kits scolaires aux élèves des epp : tsararano , fanantenana et sotema |
sady ny fitondrana azy koa zany mbola tsy hita . sa mise moyen |
mdr |
tsi nisi tao anatin 60 taona le tvm ts mandefa can sad mbola anao telefetay kai mu de ts manambola sad laharapahameana be le telefetai |
io izy io |
le pose teg marn |
tena diso tsotra symatoky loatra koa elah za ndray no marary fo |
rendez - vous demain 7 décembre à 7 heures pour le deuxième tour des pros . |
mb manaova selfie load |
fa ny tsy tao andohany , de firy m2 na firy ha no hahazoana tonne artimezia . |
mp |
nga tsis tongotromby . |
kay ve |
alefa olgina . mahay nge hianao e . |
ra misy autorechargable io zao mety tsara |
d aon ty santa fe phase 2 ty e . |
amen |
une france de girouettes et un macron qui n'écoute pas les français . heureusement que c'est son dernier mandat . |
mety mahazo 1 n'a 2 millions nareo sa |
manitranja rabearivelo |
probleme package hoe . nis tuto zay nalaiko d sod mb afaka telechargenji : javafx scene builder ny anarany , maivana kely |
ary raha ohatra hoe notapenan'le olona ao am 2 em plan ny lalana efa voasoritry ny fanjakana makao amn'azy d nataony fandalovana le tany premier plan . trano ray io 2 em plan io fa tsy oe fokon'olona . |
ben voilà , pis après on s'étonne qu'un môme de seize ans d'un club de foot de metz tue un autre joueur d'une équipe allemande après le coup de sifflet final d'une partie . je sais ça n'a aucun rapport , mais bon en grattant un peu on peu trouver des choses hein . |
kkkkk |
ts manao anzani |
faniry ty le hira teo twt xd xd |
rapts maraina ah vo mb ijery2 |
reraka izy zay , nareo rankizy mb ento mora iany le kokontsombotra f izao maty2 fahatany le rad mampalahelo |
alefa gnbc |
félicitation ho an'ny region vatovavy |
mikotrana ihany ny fanafodiny , préc ision aloha vao vitesse |
resumé |
madagascar 1 - botswana |