text
stringlengths 1
17.8k
|
---|
isaorana jehovah andriamanitra fa raha tsy izy no mpanolon - tsaina dia niasa foana ny mpanao ny trano . mankasitraka prezida . |
eka |
raha mila d saika hakako le volanle boky aty f mila soloina amle fotona nifanarahana |
mahazo vary tsinjo daholo angaha ny malagasy miisa 26 . 000 . 000 mahery . |
zao d zao . |
n miakatra tanà |
ia ki ts mety mi verin vatako taloha iny koa |
omg la prochaine fois mettez le flash je vois que deux ombre ( c'est pas de l'humour noir je précise c'est la vérité : ) ) |
que des me toujours . c’est le pire des gouvernements |
tamvin ko ah n ts nahandri |
mitombo isa ny malagasy te hifindra firenena botry iray nikasa hiondrana any mayotte no sarona tao nosy be ny alin'ny 24 oktobra teo . zaza ny 6 tamin'ireo mpandeha , 16 kosa ny olon - dehibe ary vehivavyplus bevohoka 1 , niampy mpanamory 3 . nahitana lasantsy 47 bidons , miampy lavanila 06 kg ihany koa tao anatin’ilay botry . nentina tany amin’ny cnro misy ny détachement marine nosy be izy ireo ary noraisina an - tànana ny fikarakarana ireo zaza amam - behivavy . natolotra ny zandarimariam - pirenena kosa ny tohin’ny fanadihadiana . ministeran'ny fiarovam - pirenena |
fa zao ah ts eo atao calin |
makasitraka anao mr le président . miangavy anao mba zarao maimaimpoana eny anivony fokontany izy io fa raha asainao vidina izy io mbola betsaka tsy hanao masque , satri ts mavidy ireo sahirana bdb |
mankasitraka tompoko , andriamanitra homba sy hitahy anao |
ye sad otran nangovitr izy ts mahay mten amasombahok |
k n soutenance meti zoma |
ary amfiry nareo mikatona raha andehanana any . |
grave ko ty bari jord fifamoivoizana eto madagasikara yesterday at 8 : 14 am · train en panne eo ampovoan arabe antanimena |
zahay zay tena hery manosika hiady n'y zaza tena tsapako |
riolo démission idem pour son producteur jérôme thomas |
félicitation |
dada efa naita tran fa aleo miala tato fa otran mfapetsaravelatsia ato |
dry nga mbola any |
ye , fa tsy haiko na efa ao le grosse |
itako ety |
efa notesaako izy omal d afak mandalo ony |
ye koa mresak am odilom |
izahay efa nahazo foana aloha e fa ny fangatahana re tompoko dia aza asianareo limit ny fidirana amin ireo tolotra faceboobaka ireo fa mijaly be izahay mpanjifa e moa ve tsy zaranareo aza mividy 100 isan andro izahay vola ampaosinareo e |
sudella raz sao nisy handino akii le nareo tanii plage iny |
funny november 13 at 9 : 57 am · fatimborona . ref nojerena ny tao ankibony kay feno fako . |
matuidi croit beaucoup en galtier qu'il a me coach à saint - etienne . rmcsport . bfmtv . com blaise matuidi : galtier a les qualités pour emmener le psg au sommet |
ts d azaona tomboni réf kel n g le zavatra atao |
eny tompoko o |
les températures dans la région de nsanje , dans le sud du malawi , atteignent souvent les 44 degrés celsius à l'arrivée de la saison des pluies . pendant la canicule , le projet d'extension de 5km de la route nsanje - marka ne désemplit pas . danny simbi , un jeune malawite de 33 ans , regarde avec sourire cette route goudronnée bien droite passer devant sa porte . |
mistery . miss tsy azoko . misy afaka manazava ve . |
k tkn hanombok hjeri sujet nji ko oita eo aon : - p |
citron aona lait |
saika anambotr donate a fa mandani vola b |
mercii beaucoup telma madagascar |
uoniso chantal |
ça va indray un . |
matoa ny mpitsara tsy nanome lp , ao ny antony |
mianatra ve rapitso sa tsia . |
ronaldo d caseimiro |
za mboka ts meteo |
ny président andry rajoelina tsy mba manakatona fiangonana na mandroaka mpitondra fivavahana fa manampy azy ireny ary tsy mba manavakavaka . |
ye amonj izy |
misy tsy voafeh tsika gasy tao mato tsika tsy lany , ny atsara tareh nf tkny gasy 1er dauphin farafaratsn e |
efa we mbola ts fantatr ko |
huummm |
d tena mbola ao tsara kah . z maka anao foana efa ela n nankafizako anao zay |
alefa ambb bomba leroa |
mipetraka any am masera laingako |
sady efa itrandraka nationalité no mbola tsy te iala vola fa oe avocat d'office no alaina micoco ny olona ka |
miasa saina mafy i mamie flora amin'ny herilohan'i cardo . na mbola tsy salama aza izy dia io , mizizo io sahady , ary tsy manaiky raha tsy handeha hitady an'i diégo . ahoana no hiatrehany izany , ary inona no ho ataon'ny joaquin hanafenana ny marina . rehefa avy eo no fotoana ao amin'ny dtt 108 dth 788 ary efa nitombo ihany koa ny famerenana a : amin'ny 𝟵𝗼𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝘀𝗮𝘀𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮 𝟲𝗼𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝟭𝟮𝗵𝟭𝟱 𝗮𝘁𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 . raha mbola tsy mahatratra an'ireo famerenana ireo ianao dia mbola afaka jerenao ao amin'ny application startimes on : |
misaotra ray o . |
k nji iani n mijeri az d mtatara f ts oe mila jereko n sari |
evo d'origine bonn etat be io atakalo jog mlay any de ze ifanarahana sera mila vola zao afaka amidy ko mteny ny sary 0349735404 |
vorai |
fa ela mba efa tao anatin ve mahita oe mety io |
raya et le dernier dragon |
ry malanto saik oao d ts sah |
ataoko mercredi atram mercredi |
akotrzai . |
mafi le fianan san a . nef naizan aa tokon miasa f in arty . afbarak nareo . d ahian zao oay dada rmahitan zao . |
tsy tokony hisy lalana ratsy izany intsony eto amintsika rehefa vita ireo , rhaa tena miasa ny tomponandraikit ra mo izany miaraka manatanteraka vina amin'ny filoham - pirenen a |
ts azoko ki |
aiza ny toerana misy anareo tompoko |
poulie gp ve . |
mankasitraka andriamatoa filoha . mba hevitra ny ahy fa raha diso dia ifonana . mba mila fijerena akaiky koa ireo mpampianatra izay namolavolavola ny olana mendripiderana toy zao fa dia tsy matory andro aman'alina nefa tsy hita ary ireo asa hafa rehetra mifameno . miaramila , polisy , sy ny sisa tsy voatanisa . mankasitraka tompoko . |
le box stage aiza . |
dahalo mpangaltr'omby mba aseho e . |
tkn mb elokelofanao ao lo mandrapà : - d |
nous irons là bas pour faire l'entretient mes amis |
ok ok |
officiellement en algérie |
nenah efa noentoko fa nenao oentina |
manao antso avo izahay . ho an'ny mpitandro ny filaminana rehetra . misy filazana maro efa nozaraina teto . misy olona tsy hita etsy tsy hita eroa . avy eo hita etsy hita eroa . rehefa tsy hita ilay olona diaplus maika ny fianakaviany mamoaka hoe partage max . rehefa hita dia hoe aza aparitaka fa mba fafao azafady . misy indray fitarainana eroa fitarainana etsia . misy 4x4mainty maka hoe . dia ireo izay hita koa dia mbola hoe 4x4 mainty hoe no nanipy azy . ny tiana hiaviana dia tsotra . mangataka aminareo izahay hanome vaovao mahakasika io tranga io . mihorohoro ny vahoaka mahita ilay izy . tsy fantatray intsony hoe tena misy sa fandemen - tsina fotsiny ihany . mino aho fa maro ny olona miandry vaovao avy any aminareo . |
randriamampiono na mahery niriana |
taok ef mis fiara 2 ao |
sady miasa zany jerry io no manao fb |
miswtra am tompo |
tous les noirs savent que le racisme c’est déjà nous mêmes |
vous avez manqué une discussion vidéo avec malalan'ny foko |
fa inon moa le fanontanin in |
fenintsoa diamondra |
solène . |
nenay tony dakan ftsn |
normal les autres sont des bandits au niveau des prix |
f mbol mis koa ireo mila fanapianamanoko na momba izan jirama izan na ny rano zan nany jiro kamangataka hanapiana izahay aviaty ductric mandoto . |
mahay ninja ny admi |
14 oktobra 1958 - 14 oktobra 2022 64 taona izay no nanambarana ny fijoroan’ny repoblikan’i madagasikara izay nifidianan'ny vahoaka an'i philibert tsiranana ho filoham - pirenena . tarigetra napetrakaplus tamin’izany dia : fahafahana , tanindrazana , fandrosoana . io daty io ihany koa no nampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy tetsy lycée andohalo ny hiram - pirenena malagasy natrehan’ny ben’ny tanàna stanislas rakotonirina ( nindramina ) |
ridicule |
mfono lamba be le ao |
tokony hoe mba nohentina haingana any hopitaly aloha le zaza fa tsy nilefa |
bon anniversaire enao e . tsy miova mintsy enao . ho tanora lalandava hatrany e |
ça sera du jamais vu |
mp |
betsaka ireo tsy mahalala n'y momba n'y famadihana de miteniteny foana , tsara raha mila manao fanadihadina kely mintsy refa tsy mahafantatra |
tena somary taraiky leka tsika le . |