text
stringlengths
1
17.8k
za efa leo be an'iny film tsis lohany sy vodiny mitsy
dia mbola hafarana hoaty tany maina mividy bidon zôna koa .
ngh tss tsony am mamanareo
reo ko ve d mitovy ee
accordeur io r'ise a .
io ko misy bandy akama 1
zz rty mamo a
marina zany le roa ah
tout , de l'entrée aux guests , de l'ambiance accoustique à hardcore , c'etait juste exceptionnel . les me les adultes ont adoré .
inona avy diplôme ilaina azafady ,
prix
raha samy manaiky ahoana ny roa tonta . eto madagasikara tsy misy divorce par consentement fa tsy maintsy pour faute foana , rehefa tsy voaporofo ny fauten'ny andaniny na ny ankilany de rejetée ilay demande
elah de nz fantanina kanh
eka
vivre pour vivre ensemble .
dein . fa nga d efa tsis saina no ao no hanao maloto . zanako aza vo 2ans miten rehefa te hipipy d esorina tao d misasa vo miverina ao . hay d mis olona voretra be
kay ngaah ts naka sary
n fc 21 ko
hahahaha fanesoana v nenareo sa aona le
compound marrow , complément alimentaire haingam - piasa mp na 0346479151
alefa tony intoxte tony fa zavatra ohatrizao mb hahazoan mpanohitra aina , tsy nisy niraharah l 9000ar , echec koa l dakan ankeriny tsy tapakevitra dia ity indray no boost mafy . tantara mitohy
velirano kkk
k io miiits prooblem ita eo moa n ataon
amen
ny mividy zavatra halatra dia naman'ny mpangalatra ka mety raha midina any ianao raha tena valera be lay telefôn .
tsoa ihany
ex nlah fa elah mbola tsy tany
mampalaelo . am fifidianana ihany isika no fantany
aiza izao atsika katolika nandray satana nomeny filohampirenena . n'a aiky nandray ny fanomezana misy devoly . tena mampalahelo sy mahamenatra
mlay
nena koa aza mbola tsy azo androany koa
k teneno anazi f nga iah nresaka tamnazi
zahay nahita ny ekipan'i teg life tao karibo nisakafo dia efa nieritreritra ny haka sary kay tsy hita tao akory ity ramose ty .
f'i tahïaña elah anisany
soniaviko vato ngezab ery point d vue ery ini zani
ilay resaka lalana amin'ireo commune rurale mpamatsy vokatra aty amin'ny faritra mr le président mba jereo ihany koa a . mijaly ny tantsaha fa vitsy ireo mpanangom - bokat ra tonga noho ny lalana ratsy
happy halloween ny membres
def aiza
merci d mb mangatak zay filo randre mato andry ranjoelina mb ano katra ny lalana f zao d ef 2 taon tsy nikarama f ny asa nay ana mb nivohitra ny f any ng tss aretina . mb mengavy moe
a réagi
trop trop hâte pour lyon .
omek anw ny maereza
misaotra monsieur le president
il ne t’auraient pas droguée et agressée ils t’auraient enterré sur scène eux
ts asina ftsn zn
aranaque ireo , misy ndray tonga dia oe omeo anah ny numéro rib plet jerenay ny prenao dia arotsakay zao dia zao ilay vola . n'importe quoi ny valiteniny . mila mitandrina
defa ze mis
23 : 26 matoria amzay president fa reraka an . miasa mafy mihitsy ianao ty tsy matory andro aman'alina
serge willy ran
tsika mo zany mbola manana kianja tsara sy maro mandilatra zareo seychelois ee
milay e .
tany baobab vo nid
ay
isaky ny am firy no mandeha am tv ilay izy .
tompo ooo
super fan kenza princia
amen
ko rah ts isanandro zay
mande vola tony f ts mande sentimaka
bravos
le flashnai lek an gradin an zai , na le disqu dur ini koa ar hadino an
ary izy mitsy zany le hitako teo am akoor teo annn
hahahaha tena manao ko tena ka
mr henrie sy mr johary prof mathematique . maafinaritra be reo an sady nahaizako methode betsaka
merci beaucoup ky a
miantso eo foan zareo e
https : groups 476599522368319 permalink
iah ko ar zao mb voani sery
trop bon . teuskwa .
fitsenana ny ekipan'ny barea - mahamasina 03
sarl . ou entreprise de fitia .
fa manin
andry rajoelina april 23 at 7 : 04 am · rehefa avy nizara ireo fanomezana tamin’ireo ankizy maherin’ny 20000 tao mahamasina dia tonga nanolotra ny anjaran’izy ireo ho an’ny ankizy eto ambovombe niaraka tamin’ny samaritan's purse sy ny tetikasa ankizy krismasy ny tenako . ato am - poko avokoa ny zaza malagasy rehetra koa na dia monina an - tany lavitra aza izy ireo dia tsy diso anjara fifaliana sy fitiavana amin’izao fandraisana ireo fanampiana vokatry ny fo avy amin’ireo ankizy monina any etazonia izao . fa ny zava - dehibe indrindra , ambonin’ny fanomezana dia mampita amin’ireo zanatsika ny fanabeazana anatin’ny finoana sy ny fifankatiavana izao fizarana izao .
merci beaucoup seg , mahafinarit ra ny lesona omenao .
tsy haiko na tokony hihomehy aho na halahelo . le mpiasa mampalahelo . fa le werawera tamizany sy ny zavamisy ankehitriny toa mampihomehy ihany
mirary soa zanako o
efa azo zani n volani .
ko nareo meti nianatra tamzai ko
jehovah andriamanitra anie hifidy anao ho filoha hanavotra anay madinika eto madagasikara president amen
ra tena malagasy marina enao dia mba jereo ny vahoka lavitra andriana mihinapako sy mihinana tsilondraketa faaza faly mihinambe rery nareo
grave koa zany .
lalana tsy maintsy ho lalovan'ny tsirairay izao , fa vita aloha izay ny adidiny ety antany fa tapitra ny anjarany ety , mbola iona amny itsika indray andro any rah sitrapon'i tompo , mivavaka ho any fanahiny tsika mb ho voavonjy mirary fiononana feno ho any fianakaviany
soafara disaine
fa le bazila ko lo de tena miteni2 fona be lotra
vakio ao isaia 66 , 16 - 17 dia ho itanao fa ratsy tokoa n kisoa
lova andriatiana
d ts nis vola naloa akotranzay .
naja foniana
hahah mahay ana
fibre family 300 go fibre home 900 go
any no any aminay e , hitahiry ty nofoko mandrakizay e .
prix
ay moa , norma leka zany
ny ray sy ny zanka ary ny fanahy masina ane hanome hery ary fahasalamana ho anao amen
betsiboka io wee
gymnase tsy azo atao any am - bilany . asa sy . sakafo . no ilain'ny vahoaka . fahantrana sy fijaliana manarapenitra no iainan'ny vahoaka . hihihihi
merci malala a bisous mamy b ❤️❤️❤️
tena ho ratsy izy ty , mampalahelo
non ce n'est pas correct de sa part de dire ça . lui même l'a dit il joue avec ces armes . les espagnols ont dominé le football mondiale avec de la possession pendant très longtemps et de nombreuses équipes veulent jouer pareille .
syndicat no mbola misy valeur kokoa noho ianao irery fa raha tsy mahazo rariny tonga d aleo fitsarana