text
stringlengths
1
17.8k
prix téléphone azafady
santa hrt
nicanyah razafindrakoto karen razafindrakoto mikanto andriatsiferana mianatra tsara dol rankizy an
c'est pour les discriminés svt incriminés
alefa bcest
nareo kai manao ina aty .
za dia gaga . heverinzareo fa inona aza le mpijery . voan'ny alzheimer ve
tiako loatra
zany mitsy
fanabeazana : maro ny efitrano fianarana lavitry ny manara - penitra tahaka izao ny toeram - pianarana iray ao antalaha , kapitalin'ny lavanila zara aza misy tafo hialofana . tena mbola lavitr'ilay hoe sekoly manara - penitra
hoy i deba : fohazo ahy raha mandroso i madagasikara , ny pasitera avy mavandy sy mi blabla , milaza fa mesia . te hitondra firenena hony . o lehiretsy ah . mampalahelo anakay .
bonjour daholo o .
tsara2 pdp a
marina izany ny zanaka lahy akaiky fon - dreny .
merci mr le président
ka n programme any ampenarana ary ts fantatr ko sa amoron ve zany e
éllïe smith tačhå
kara weee silamo maty . zao . milevi na zao tikara mbola mandehandeha
mora manadino le league de champion ry zareo zany
miarahaba . inona avy ry ireto ny lalana mifehy ( raha misy ) momban'ny fizarana fananana eo amin'ny olona 2 niaraka sy nitokantrano mandritra ny fotoana ela dia ela anefa tsy mivady ara - taratasy . misaotra betsaka .
merci cher excellent président de la république que dieu remplisse sa bénédiction divine durant votre vie et votre chère famille ainsi que la ramalagasy entiers avec ses proches au nom de la sainte trinité amen .
tsaiko ka
hainy bekoto mihintsy le mody manao mampalahelo an
bbey❤ a envoyé une pièce jointe .
alefa
ts meti 40 ve le mortal
merci beaucoup
fa inona
aza misioka raha tsy tafavoaka ny ala . zao ora zao loha mbola misy ny delestage
de mandeana bus zn
ã‡a va ka . sad forme ozy r# aime zay
na ividianana bonbon ary tsisy
faranavela tahiry fitiavana andrianambahy
nah . efa ivoka apream
esorina kely ftsn
mbola misy olona tsara sitrapo afaka manampy ny hafa na lafiny inona mankasitraka anao madama de maromaroa ny tahaka anao
mila ts mandresy fotsiny cote d'ivoire zoma de milamina kely isika
merci beaucoup
bonjour méty vvkie ony rah mba miaraka amintsika manisa fa efa tss groupe tsoni
efa lany jijy ilay olona ka manao valy boraigina sisa e
salma topoko essence le 407
f ts mts misy fofon frantsa fn v znii izy ty e
ao fa loany kely ftsn
arakarakin ny band io
sao de traboina tao ko i edward kay mo izy lasa any japon ouff
sad izy mivady samy mtadi
any am bebe
le mankany mahazaza ve ito .
ramanambola romaine coucou ma chérie
gicleur refa en francais fa zigilera am teny gasy offisialy
sasao tsara ly lamba maloto e
aza manamelo - tena ry rahalahy isany fa na izaho mipub aza nahita aniny ihany koa .
tss rarahiko anzan fa zah no maha 1k anle reaction
un mal pour un bien . mila soloina daholo ny cité u manerana ny madagascar
comment reconnaître les trolls d'edgard . dans s , ils disent : misaotra , mankasitraka me si c'est le ministre qui a fait baissé les prix . oui , quand les prix montent , c'est à cause du covid et de la guerre en ukraine . mais quand ils descendent . c'est à cause du ministre
bws 100cc declaret 49cc 52 . 00 standart velona demarreur fourche d'origine amort dorigine ekipman mande daholo jiro laide avvant xenone clinotat laide pneu avvant vao2 be duro echap thermos kely devoir batteri tsmazaka demarreur sy pneu arrier sola2 fa mbola miasa tsara papier mazava tsara manao acte de vente prix 6 million 750 mil 03864256470335109972 fa mamerina enao glide , evolition , jog pro . visible andranomena
mety wa
hahaha . nay tena fara faran'ny taona ndray vo misotroo
alefako refaveo f zara rah nis ftona nf an apesana tsis word d mram b manova azy
teneno ref météo d mdin anay
lahy mo ini sa vavy .
80
farasisa io ka az minan zavatr mamy mandrapasitrany fa vomay mitomb io ra minana d az minana menak be ny tena eficace d misotro mangidy isamaraina mety ian ko le clorpheniramine natoron dokotera
ataonao ts maita mangirana mitsy k haha
mb krkr ark hiran olo zany
mtovy alava am ankiziko talou le
salut firy go eo moa zany lay 480 film .
ino koa iantsoana ny rad ra tonga any tonga de vonoindreo mazava tenin'zaza io atero zay toby mitaiza zaza lahye
go go go
ng mbl 1 iani le tokoni mb 3 na 4 amzay
k ela ne mb ts manao stage d afak manao e
inona ny alakamisy heriny
très bien monsieur le président vous penser toujours aux peuples
za te andeh fa kamo andeh rer
ina io
ay , arabaina zany
ilay kely no mamy
eka , aza atao tara n lamba f efa miandri ato n olona
merci ra tonton a . vitasoa ny fety e
eke ts otran misao mazatra fataonareo
tany batera
rah efa manana bacc izy d hekeko zay fa rah mbol zaza zany izy , aleo aloha izy hianatra fa tsy zarina koa izy oe izay angatahany dia tsy maintsy misy , ampahafataro azy koa ny tsy fisiana indraindray , ampianarina miafy fa oetina mandrapaha lehibe iny
thz fa tsr ry zalahy a
alefa
aleo tenwniko iz ref andeh
miss tsara d miss ratsy ary miss ny mampatahotra
mikaya nirina
ts fantatrao zay any aorina , enao avy d mandà b ftsn
hijery ao am m6 zany misy gasy ho gaga ndrai reo jury reo
ts mis mando fa ny assurance
le coach a essayé avec presnel , il lui a dit touche moi pas frere
le jogging efa naita fa n motif fotsin no hafa
samerine soamari
mahereza aky a
misy inn aloha any .
joyeux anniversaire
fitaratra roa bé io ve ko
zao ilay tena hoe manara penitra na ny fotoana na ny fandaminana sns tena tsara alaina tahaka
eka izi io
fa aona le