text
stringlengths
1
17.8k
à jeun c'est plus pareil
kilaoty avy amin ' ny moron - dranomasintsika ( miankina amin ' ny vanim - potoana ) snacks , dibera parsley , linguine
fitantanam - pitondrana
tanàna ao amin ' ny faritr ' i nord - pas - de - calais
bravo b njy .
chris bosh dia mpilalao basikety , mpanatanja - tena mizaka ny zom - pirenen ' i etazonia teraka ny 24 martsa 1984 tao dallas
mpanao gazety tsy misy sisintany : ahoana no hiarovany ny bilaogera .
masostay
vrai sa faux , sarotra zan fa rehefa mijery de kitiho ny toche rehetra sao de misy maty .
i miraumont dia kaominina ao amin ' ny fivondronan ' i péronne , ao amin ' ny departemantan ' i somme , ao amin ' ny faritr ' i picardie , ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim - paositra 80549 . i jean - louis croisille no ben ' ny tanàna mandritry ny taona 2001–2008 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ' ny fivondronan - kaominin ' i pays du coquelicot
eo amin ' i
ndeha holazaina àry fa tena mamela sy mampirisika ny mpitsara hampihatra ny tena fahaleovan - tenany ny filohampirenena . fa ny filohampirenena ve mba efa niteny na nananatra na nandrara na nibedy ny manodidina azy na ny manam - pahefana ara - panjakana tsy hitsabatsabaka amin’ny raharaham - pitsarana ? tsy eto andrenivohitra ihany ange no manao ny ataony amin’ny fitsarana ny manam - pahefana sy manam - bola fa any amin’ny faritra maro manerana ny nosy mihitsy koa e !
ngah nareo ts mjauge menaka isa matin e .
hasina tahiry raharimanana
oh non pas toi , pas avec tout ce que tu as fait . ne critiques jamais le meilleur joueur du monde , ses supporters vont te détester . en tout cas , c'est criant de vérité mr ibrahimovic
ny fananganan’andriamanitra amin’ny maty dia tsy voatery hoe amin’ny olona efa tsy miaina intsony , fa misy tokoa ny olona atsangana amin’ny maty na dia mbola velona toa ahy sy ianao izao aza . vokatry ny fahotana dia tafasaraka amin’andriamanitra ny olombelona ka manjary manaonao foana , tonga ny olana samihafa ary ireny no mitarika fahafatesam - panahy , tsy afaka hahatsiaro izany fahafatesana izany ny olona iray raha tsy efa nahatsapa fahavelomany tao amin’andriamanitra .
filmlight manazava ny fanoloran - tena amin ' ny fiaraha - monina japoney amin ' ny inter bee 2018
6 dia hoforan ' i jehovah andriamanitrao ny fonao sy ny fon ' ny taranakao hitiavanao an ' i jehovah andriamanitrao amin ' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra , mba ho velona ianao .
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity
refa ts mtovy de ts mtovy ka
d akori zany . ts azoko koa leka zany le
efa nahazo zany . sao de seza rivotra no azo .
a kand le cameroun kery . .
ho any amin ' ny loha hevitra
tena sarotra inoana ve hoe i jehovah andriamanitra , izay nahavita namorona ny olona , dia tsy hahavita hamelona azy ireo indray ? diniho fotsiny ny fiterahana . nataon’andriamanitra izay hahatonga an’ilay vehivavy voalohany hitoe - jaza . “nanao firaisana tamin’i eva” i adama , ka bevohoka i eva . niteraka izy , sivy volana tatỳ aoriana , ary olona toa azy mivady ihany no naterany . ( genesisy 4 : 1 ) mbola heverina ho fahagagana hatramin’izao ny niforonan’ilay zaza tao an - kibon’i eva , satria mbola tsy tena fantatra ! —salamo 139 : 13 - 16 .
nanoratra mikasika izany olana izany tamin’ny fomba hentitra i c . s . lewis , ilay mpanoratra kristianina feno fiezahana , sy tia mampihatra . nanambara izy fa milaza amin’ny olona ny mba hibebahany sy mampanantena famelan - keloka ho azy ireo ny maha - kristianina ; saingy tsy midika na inona na inona amin’izy ireo ny maha - kristianina mandrapahafantarany sy hahatsapany fa mila famelan - keloka izy ireo . hoy izy hoe : “hihaino ny mpitsabo ianao rehefa fantatrao fa marary ny tenanao . ”11
mombamomba ny wikipedia
fa maninona ary ny lazainy fa 111 ny isan ' ny lahatsoratra nefa 134 no hitako amin ' ny .
toy ny nahalavoan ' ireo maty eran ' ny tany ho an ' i babela .
lionel grondin le 23 février c'est pour toi
rehefa misy savorovoro eo amin’ny firenena iray dia mirongatra ho azy ny tsy fandriampahalemana .
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices
inona no mitranga ho an ' ireo izay tsy nahazo alalam - piarovana ?
respect kery et merci pour ce concert de feu
t'en mety a , bg b elah .
global voices amin ' ny teny malagasy
pas le top cet hôpital . courage à la maman . quelle tristesse
namafa ny dian’ny hvm tany itasy ny avy amin’ny iem . nijery ifotony ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianjan - dry masera ao soavinandriana itasy ny mpanorina ny iem , rajoelina , omaly . efa am - perinasa tanteraka amin’izao fotoana izao ireo fitaovana toy ny « bulls » sy ny pacteurs » ka hotokanana tsy ho ela izany . hiditra amin’ny asa fanitarana ny fiangonana fjkm ao an - toerana indray ny teknisiana miaraka amin’ireto fitaovana ireto raha vao vita izany kianja izany . « asa avy hatrany ny antsika fa tsy kabary » , hoy ny kandidà laharana faha - 13 , rajoelina tamin’izany . tsiahivina fa nangataka ny hanaovana kianja manara - penitra ny teo anivon’ny sekoly tamin’ny fandalovan’ny filohan’ny tetezamita tany an - toerana , ny volana avrily lasa teo . nivaly izany izao ary efa mizotra ny asa .
fifandraisana iraisam - pirenena
nga ts cypre n danger algo .
amin eriny manao manja beee
mozambika : ilay kitapo hiadiana amin ' ny fahantràna niteraka resabe
marina dia marina io voalazanao io fa ny tena atahorako rehefa maty misitrika any ambanin'ny tany maizinabe io ary tiana do na bibilava no mipetraka ao mahatsiravina izany fa ny hatako sisa manao trano vato farany mafy dia ao ny ametrahana ahy aminy andro farany mankasitraka
mba fafao ilay andininy faha 30 fa tsy raharahian ' ny kristianina maro an ' isa intsony e . kanefa ange i jehovah no niteny an ' io e .
mandàna alo mjeri fitaratra
chrizy mafy
hita tao amin ' ny
aaaa tsy te angataka zany rty za ah
a réagi
hatramin ' izay i nyanzi dia nanatevin - daharana vondrona ogandey izay nanomboka ny fanentanana #pads4girlsug mba hangatahana vola hividianana salaka .
fa efa test bdb ts nataondri
23 fa hoy ny vadiny taminy : raha sitrak ' i jehovah ny hahafaty antsika , dia tsy ho nety nandray fanatitra dorana sy fanatitra hohanina tamin ' ny tanantsika akory izy , ary tsy ho nampahita antsika izany zavatra rehetra izany , ary tsy ho nampandre antsika izany zavatra izany ankehitriny .
io misy
tantaran ' ny eoropa afovoany atsinanana farany
bonsoiiiir
aiza nareo
ko atram alina b
avy amin ' i wikipedia
ary ny 20 . 000 ar to tsisy
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ' ny vola indramin ' ny tovovavy ao shina
tena mety tsy tonga anu aki koa . 50 . 000 ar vo mahatonga vaika anu nefa ny any efa taxibrousde
avelao ny olona handeha hiasa fa mijaly e aty jordan tsy mijaly izany orinasa no iasanay aty
amen
misy vondrona iray , izay vehivavy no tena hita ao anatiny , miandraikitra ny fandraisana ny volon ' ny vigogne sady mamoritra izany amin ' ny fomba iray manokana , toy ny ambonin ' akanjo ampirimina raha hivahiny lavitra . aforitr ' izy ireo ny tanan ' ilay volo miendrika ambonin ' akanjo sy ny vatany mandra - pahazony fonosana 15×15 santimetatra , izay apetraka ao anaty harona vita amin ' ny polyethylene miaraka aminà marika milaza ny niavian ' ny kofehy sy ny hoe avy aminà lahy sa vavy ilay izy . rehefa vita ny fanetezana , isaina ireo biby ary avela malalaka indray mandra - piavin ' ny taona manaraka .
dean , texas dia tanàna ao amin ' ny faritany mizaka tenan ' i texas , ao etazonia . .
lr smt teo vé
yeniii aaa itako vo teo iny
ta bien dormi .
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim - pianakaviana koreana ' ny fomba .
fa dia itangoronana tokoa anie ny mijery olona alaina sary e ! fa tahaka ny ahoana tokoa moa ny ao anatin ' ny iray amin ' ireny toerana fakan - tsary ireny .
tenaa enjana le match roa farany ty fa tokon ef demi - finale reo
iray amin ' ny tanjon ' ny governemanta iraniana ny hampielezana ny islamo shiita any amin ' ny faritra . asa goavana izany , eo amin ' ny resaka aina sy vola . nanoratra tao amin ' ny buzzfeed i borzou daraghi , mpanao gazety :
lalàna velona aza tapitra hitsakitsahana isan’andro ko vo maika hoe hanaja lalàna eisyyyy aho e
aza rahonana ny mpampiasa facebook , fa lazao anay ny zava - mitranga . raha misy fanambarana an - gazety navoakan ' ny governemanta milaza ny tena antony nanakanana ny facebook sy viber ary inona no ho vokany raha toa ny olona mbola te - hampiasa azy ka miala an - kolaka ny fandraràna , dia mety tsy hampiasa azy ny olona angamba .
ye
de
sa def eny am epp .
et oust . bon vent
nambinintsoa randrianantoanina
haritiana rabearivelo
corentin pensec chaud .
hijery ny tenim - pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ' ny global voices izahay mba ho hitan ' ny rehetra ny fitantaran ' olo - tsotra manerantany .
de tokony mba valiana fandresena le fanampian'olo
- raha nanao hosoka tamin’ny tolobidy amin’ny tolotrasa avy amin’ny fanjakana ny mpiasa iray , rehefa voaporofo ara - pitsarana fa nanao izany izy , na inona na inona ilay fotodrafitrasa , dia avy dia ampiharina io didy io
8 ary ny biby madio sy ny biby izay tsy madio sy ny vorona mbamin’izay rehetra mandady na mikisaka amin’ny tany ,
avy amin ' ny dikantenin ' i arrondi teo amin ' i wikibolana frantsay .
famandrihana maimaim - poana
paix en son âme
il a raison il est grand et majeur
amen
ireto ireo artiste rap 5 izay voatonona anaty horonantsary ka handray anjara : busta flex blacko nuttea youssoupha chilla 2
tena vahaolana mila ampiharina avy hatrany ilay soso - kevitra niainga momba ny fampiatoana ny asa aman - draharaha sy ny fampianarana rehetra ao anatin ' ny telo andro mba hamongorana ny pesta , raha araka ny depiote tim mamy rabenirina , lany tao ambohidratrimo . tsy misy vahaolana matotra mihitsy raisin ' ny fanjakana ka mampitombo isa ny maty . raikitra ny asa fanadiovan - tanana eny amin ' ireo faritra iva eto an - drenivohitra . efa nanomboka ny faran ' ny herinandro teo izany , indrindra taorian ' ny fiakaran ' ny rano nateraky ny ranon ' orana . anisan ' ireny ny teny ambodin ' isotry . ny kaominina antananarivo renivohitra no nitarika ny hetsika teny an - toerana , hahafahana miady amin ' ny fihanaky ny valanaretina pesta .
dika soratra , fandikana , kopia , tahaka avy amin ' ny dikantenin ' i copy teo amin ' i wikibolana anglisy .
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ' ny vola indramin ' ny tovovavy ao shina
tsaratanana : vehivavy roa lasa an - keriny , mitaky 200 tapitrisa ariary ireo olon - dratsy - ny faran’ny herinandro teo dia nisiana fakàna an - keriny indray tany amin’iny faritra betsiboka iny . tao amin’ny fokontany morafeno ao amin’ny distrika tsar .
fa andria
tranga efa nisy tany am marie manjak
na inona na inona nataoko aho tsy afaka hanandratra ny fisotroana . ary na inona na inona misy mpanota no , ry zareo tsy afaka fotsiny hisikina ny hery mitandrina ny lalàn ' andriamanitra tanteraka .
ts aleo df ao iany fefa am essca mahazatra
vitsy no faly tamin ' ny voka - pifidianana omaly , ankoatra ireo efa faly tamin ' ny toedraharaha ejipsiana na ny firahalahian ' ny silamo . mieritreritra ny hifindra monina i big pharaoh , fihetsehampo izay taterin ' i sandmonkey fa manako ao amin ' ny firenena ( afa - tsy ny iray amin ' ireo namany izay nanao tsoakevitra fa ny islam no vahaolana” . )