text
stringlengths 1
17.8k
|
---|
fampahalalana mikasika ny pejy |
mazava ny fanontaniana hoe resaka partage à l'amiable , mazava koa ny voalazan'ny lalàna , vao misy iray tsy manaiky na misy incapable dia tsy azo atao ny partage à l'amiable . tsy possible mihitsy izany ny partage à l'amiable ka hoe ny reny no hisolo tena ny zanaka . |
ok merci |
tena dopak mitsy ko miampy mama tendry dakany basil nitsatoka teo ambon seza lohany |
d avelao ao zn |
fali2 mts ref zoma otrzao |
dead |
steeven phanoelson |
ampaherezina amin’ny tenin’andriamanitra sy vavaka ao an - tokantrano ny marary itoriana ny soratra masina eny an - tokontany ireo ankizy milalao |
tsy de ilaina a . |
bonjour bbey efa tong ve nao . |
je suis keryv james |
famandrihana maimaim - poana |
hita tao amin ' ny |
zezika be zq , règle tsy lera |
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity |
eny ar mavita pizza ian fa efa tafiakatr 7000ar zay |
manara - dalàna tsara ireo pti , ary manaraka ny tenenin ' ny filohany imran khan hanao fihetsiketsehana ampitoniana , fa kosa mahery vaika ka mahavita manakodia kôntenera iray na roa , tsy dia nisy fanimbàna fananam - bahoaka loatra ( tsy resahana ny hoe azon ' izy ireo ny renivohitra amin ' izao fotoana izao ) . |
yaourt sergent |
20 dia hahevahevan ' ny mpisorona ireo ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan ' i jehovah ; ho masina izany ho an ' ny mpisorona ho fanampin ' ny tratra ahevaheva sy ny soroka asandratra ; ary rehefa afaka izany , dia vao mahazo misotro divay ny nazirita . |
tanànan - dehibe nc |
aza avela hanakana anao tsy hanam - potoana ny sainao . |
atombohy ny resaka |
minable |
feno ny fandaharam - potoan’ny vaomieram - pirenena misahana ny fifidianana na ny ceni amin’ity herinandro ity , hikatsahana hatrany ny fomba rehetra hahatomombana ny fikarakarana ny fifidianana . anisan’ny hivoitra ny fihaonan’ny filohan’ny ceni hery rakotomanana mivantana amin’ireo lehiben’ny antoko politika sy ireo mpanao politika mandritra ny 3 |
nathalye randrii akorinao zay |
fiara fifamoivoizana ny tranonkala amin ' ny afa - po na ny vaovao momba ny prodcutos . |
merci beaucoup mr le président , tsapa tanteraka ny finiavanao manao ny ainao tsy ho zavatra fandresena tanteraka ity covid 19 ity . mivavaka ho anao hahefa be , ary mivavaka ho an'ity nosy malalantsika ity . kristy ho an'i madagascar , mada gascar ho an'i kristy . |
1 ny famonjen ' i kristy ny mino azy , izay miantomboka amin ' izao fiainana izao ary mbola hotanterahina ho mandrakizay ary amin ' izany dia tsy misy fanamelohana ho an ' izay ao amin ' i kristy jesosy . |
mpikambana iray hafa avy amin ' ny fianakaviana mpanjaka , “nanindrahindra” ny jabhat al nusra ( elatra iray an ' ny al qaeda ) : |
miezaka manazava io fahombiazana io amin ' ny alàlan ' ny dindon ' ny politikan ' ny governemanta frantsay amin ' ny resaka ady atao amin ' ireo mpivavaka mpanao an - tendrony ny sasany amin ' ireo mpamadibadika sarimihetsika . toy ny nataon ' i kassin , ao amin ' ny , izay manentana ireo mpiray firenena aminy fa : |
fa maninona ary ny lazainy fa 111 ny isan ' ny lahatsoratra nefa 134 no hitako amin ' ny . |
zah mba gaga |
zon ' ny nanova na mpitia mitovy fananahana ( lgbt ) |
mombamomba ny wikipedia |
soa fa voafehy , tany ef mirehitr izao moa |
hasiniaina laurencya hericka kleever demar maty e zandriko sh , |
crimée , kherson , zaporijjia , donetsk , lugansk etc . |
nahazo tohana sy fanampiana ara - tsosialy avy amin'ny fitondram - panjakana ireo tokatrano tena marefo indrindra ao amin'ny distrikan'ambatondrazaka . natomboka tamin'ny fizarana vatsin'ankohonana izany fanampiana izany . |
fetsy i tendry kely |
vao 18 taona ianao dia hiaritra fijalina toy izany . tsy tia anao izy fa ialao . |
mpitantana ny fanoratana ato amin ' ny global voices i sahar habib ghazi . tsy mikasa ny hamakiana ity lahatsoratra ity ho toy ny fanambarana an - gazety avoakan ' ny aps izy , ary miala tsiny indrindra raha toy izany ny endriny , saingy mihevitra izy fa ny tantaran ' ny aps dia iray amin ' ireo tantara goavana indrindra tsy mba voatantara tao pakistana . misioka ao amin ' ny saharhghazi izy |
avy amin ' i wikipedia |
fa tsara koa ny plaisir |
global voices amin ' ny teny malagasy |
français , frança ise . nous parlons de zizou christ . quel dommage pour notre pays… en tout cas le président de la fff n’est clairement pas ouvert d’esprit . c’est l’un des meilleurs entraîneurs de la planète avec un palmarès en tant que entraîneur qui est bien au dessus de didier deschamps ( avec tout le respect que je lui doit ) et on le me une vieille chaussette . oh à un moment donné tu parle pas de giroud là mec . on parle de zinedine zidane . |
esshiiii |
salama o . manomboka amin'ny 20 . 000ar ny robe ao amin'ny entre fille . mankasitraka o . sandÿ chélisoa andria jeda narindra sehenou miantsa ratefi harii'naah rack raikitra indray e . manasa anareo retsy mba hanisy j'aime ny pejy entre filles . |
fizakàna ara - tsaina |
marar kosa fon nge io ra voan'n baooina e |
mp |
ben ' ny tanàna nc |
miasa mafy isan ' andro ireo mpirotsaka an - tsitrapo manerantany ato amin ' ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao - saingy tsy afa - manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay . tohano amin ' ny alalan ' ny fanomezana ( fitia tsy mba hetra ) hoan ' ny global voices ireo tonia , mpahay teknolojia , mpanentana ara - piarovana ato aminay ! |
atw ahoan mampiditr app le wikif max 4g . |
faneva ra marcel tonga de enao no ao antsaiko voaloany |
tanàna ao amin ' ny faritr ' i aquitaine |
tanàna ao amin ' ny faritr ' i aisne |
amin ' ny fiarahana miasa amin ' ny raharaha goavana tahaka itony , mety hataon ' ny governemanta roa tonta izay hisian ' ny fahamarinan - toeran ' ny fitsipika mifehy ny fizakàmanana ara - tsaina sahazo ho fiarovana ny zon ' ny tsirairay . |
ny fandresen’i jeso , |
hanova ny rohy |
10 ary ny andro niainan’i enosy taorian’ny niterahany an’i kenana dia dimy ambin’ny folo amby valon - jato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy ; |
tantaran ' ny afrika mainty farany |
39 ary ireo rehetra ireo , na dia efa nahazo laza tsara noho ny finoana aza , dia tsy mba nandray ny teny fikasana , |
inona zany ts aleonlah nsakafo aty iany d aveo vo nody |
tantaran ' ny azia atsimo farany |
merci e |
rahampitso talata no hanomboka eny mahamasina ao amin’ny lapan’ny kolotsaina sy ny fanatanjahantena ny seho fampirantiana iray goavana karakarain’ny praiminisitra lefitra misahana ny toe - karena sy ny indostria ary ny . |
mafy e . courage foana e |
tong d makanin ony vo maraina fa tss num any aminaz |
76 |
amin ' ny tetikasa hafa |
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices |
efa maty2 daol fa n ray zay any ambanivohitra |
les indignés qui se réjouissent vous nous faites rire . les vrais cobayes c'est vous en cas spike se promène tranquillement dans votre organisme pendant que vous les gueux vous êtes là à l'ouvrir ahahah des bons voilà ce que vous êtes et rien de plus . |
nambara fa meloka ireo voampanga tamin ' ny didim - pitsarana efa naharitra dimy volana mahery vao navoaka . matetika mitaredretra amin ' ny fanapahan - keviny ny fitsarana misahana raharaha , noho ny raharaha marobe loatra sy ny fitandreman ' ny mpitsara , izay matetika mandinika amin ' ny fotoana maharitra sy amin ' ny antsipirihany amin ' ny fanapahan - keviny . |
fifanarahana roa no nataon’i tgv sonia tany new york nandritra izao fandalovany any an - toerana izao . ny iray mikasika ny fanafoanana ny fanamelohana ho faty ary ny faharoa dia momba ny zon’ny ankizy . ity farany izay toa mandatsa ny kilonga malagasy ihany indrindra fa fantatra antsipirihany ny vokatry ny fanonganam - panjakana amin’ny taranaka amin’izao fotoana . milaza fa manaiky hampanaja ny zon’ny ankizy izy nefa manakana ny hidiran’ny zanaka malagasy any an - tsekoly . nandritra ny fotoana nitondrany tokoa dia lasa mandoa vola aman’aliny ny fidirana an - tsekoly raha efa maimaim - poana izany tamin’ny fotoana nitondran’ny filoha ravalomanana . |
. f tsa yta koa zay |
te handany vola amin ' ny vidin ' ny tapakila hijerena ny #lamesan ' i papa ao amin ' ny kianja uhuru aho fa rehefa nieritreritra #inonanohataonimagufuli , dia nanapaka hevitra ny hitsitsy ny vidin ' ny karatra amin ' ny fijerena izany ao an - trano |
hita tao amin ' ny |
otrani oe manao grrrrrrrr le feo d vita |
mafy le python ry zareo . tena hoe trop |
ts ahitanao fahombiazana ami'fiainanao vola kely iny |
awa . synthese frs . tsk ne mazoto mtrav . |
je reviens de blessure semaines prochaines . je suis dégoûté . j’aurai eu ma chance . |
mampiasa cookies ity tranonkala ity mba hanatsarana ny traikefanao . isika dia mihevitra fa mahavita azy ianao , saingy afaka misafidy raha tianao . ekeo hamaky bebe kokoa |
prix |
voalohany : tsarovy , fa ianao dia ao anatin’ny fianakaviamben’andriamanitra . raha misy olona na zavatra na toe - javatra miteraka tahotra ao aminao dia mijanona kely ary tsarovy fa ianao dia zanak’ andriamanitra . tsy kamboty ianao ary tsy irery . rainao andriamanitra rehefa nandray azy ho tompo sy mpamonjinao ianao . matanjaka izy . mahery noho ny mahery izy . |
mahé : nosy lehibe ao amin ' ny tamba - nosin ' i seychelles ao anatin ' ny ranomasimbe indiana , eo amin ' ny 4°40 ' atsimo sy 55°28 ' atsinanana . ao mahé no misy an ' i victoria , renivohitr ' i seychelles . |
sanaby fa tapahiko filaiko ra fans barca in |
miezaka hatrany ny fitia boutique hitondra zava - baovao ho an’ny mpanjifa . amin’ny maha firenena an - dalam - pandrosoana an - tsika dia miezaka isika tsy ho taraiky amin’ny zavatra rehetra momba ny fikarakarana ny endrika amam - bika toy ireo firenena any ivelany . |
akon ' ny runet |
mba sokafy andriamatoa filoha hajaina ny sidina ivelany fa efa vita vakisiny manarapenitra izahay . misaotra |
3 raha reraka ato anatiko ny fanahiko , dia fantatro ny alehako ; eo amin ' ny lalana izorako no nanafenany fandrika hamandrihany ahy . |
rakroots taa tense |
mis stage ao am portal job ao |
1 1 69 69 134 sokajy : tanàna ao amin ' ny faritr ' i jura |
rapitso marain antsoiko le ol malala a |
ny lokon ' ireo fahatsiarovana |
niasa ngah enao |
saika iteny ah oe ndana manabady kay efa tsy mandaitra tsony . |