text
stringlengths
1
17.8k
tranga hafa koa no niseho tamin ' ny 10 novembra 2011 tamin ' ny 7ora hariva , lu yongjun , tale lefitra ao amin ' ny sampan - draharahan ' ny faribohitra , eo ambanin ' ny fitantanan ' ny minisiteran ' ny fambolena no nitsambikina tamin ' ny varavarankely ao amin ' ny biraony . ny ampitso tamin ' ny 10 ora maraina , nandritra ny fivoriana tao amin ' ny minisiteran’ ny fambolena no nahafantarana sahady fa tratry ny aretin ' ny faharerahan - tsaina amam - panahy i lu ary nangataka ireo lehiben ' ny minisitera fa tsy misy intsony fanazavana hafa fanampiny mikasika ny zava - niseho . niahiahy ny zava - nitranga ny mpiara miasa amin ' i lu satria fantatra fa vao 57 taona monja izy kanefa toa nalefa misotro ronono sahady . nalevina tamin ' ny 14 novambra 2011 teo ny nofo mangatsiakany . ao amin ' ny fampahalalam - baovao ao shina weibo , mpiserasera marobe no maneho hevitra mikasika ny fanadihadiana natao :
22 - ahena ny vidi - tsolika , hitadiavana mpamatsy solika hafa , asiana raffinerie eto an - toerana , ary atosika ny fikarohana sy ny fanamboarana ny fiara mandeha amin ' ny herin ' aratra sy ny solaire .
lay casmir jo mazava loha ooookaaaa namaaaa
– heverina fa isan’ny vokatry ny fampianaran’ireo iraka ny fisokafan’ireo toby lehibe sy kely taty aoriana izay samy manana ny tantarany manokana .
ka efa nofenoiny fanahin ' andriamanitra , dia fahendrena sy fahiratan - tsaina sy fahalalana ny amin ' ny tao - zavatra samy hafa ,
fa le budget ndray no ts nety
mten za ref miala
tinah mariah
matok anao za a
fa otrinona moa iny fa otran 2000ar no najanoko tao
vondron - tsendika sartmhampiharo ny didim - pitsarana sy ny lalàn’ny asa !
tanàn - dehibe
hâte
zany zahay no tena filohan'i malagasy
fa izy mpetrak aiza
tsy mifanaraka amin’ny zavatra takian’ny eny anivon’ny orinasa intsony ny fampiofanana momba ny fanorenana trano misy eny amin’ny toeram - pianarana . izany no antony nanaovana ny tetikasa formapro - btp ho fanatsarana ny asa manodidina ny fananganana trano araka ny tatitry ny talen’ny ltpgcm
sa defa ampitso .
ts aiko rtih a rapprochement ian zany
smiley ravosoa
tsy mbola nisy tato anatiny 60ans merci president
tanànan - dehibe nc
misy arithmetic na cnn zay koa nbosiko tamin ny article
ok
yaya tena msambotr mints an
ra tanimpanjakana no nohajariany dia eo am 20 ans nanajariany ny tany de efa azony angatahana , fa raha tanin'olona tsotra tsy mety fa ny contrat nifanaovana iany no ampiharina .
10 pour la tribu de benjamin , palti , fils de raphu ; 9 avy tamin ' ny firenen ' i benjamina dia palty , zanak ' i rafo ;
phénoménal
toy ny onja atosiky ny rivotra ,
ando posé sa lasopy mo .
hita tao amin ' ny
hita tao amin ' ny
ra mr hono d ts afaka ataony fa ra izy d ataony ( tracy )
famandrihana maimaim - poana
tantaran ' ny eoropa afovoany atsinanana farany
endrika efa lasa an ' ny matoanteny smile
famaritana malagasy toetran ' ny lamba mirongo , izany hoe misy haingo amin ' ny sisiny na amin ' ny lohany rajemisa 1985
tsy tena mino ny fitsanganana amin’ny maty ve ianao matoa malahelo ?
atov manja be mints moa
taorian ' ny nahavitan ' ny tetikasa , dia nandefa tweet i layal :
fampahalalana mikasika ny pejy
febroary 2008 20 lahatsoratra
ra nto
famandrihana maimaim - poana
hijery ny tenim - pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ' ny global voices izahay mba ho hitan ' ny rehetra ny fitantaran ' olo - tsotra manerantany .
merci pour ce concert . tu dechires tellement . tu as mis le feu à l'escale samedi . ambiance de dingue .
raha ny fandaharam - potoana dia naniry ny hisantatra ny fanaterana dosie maha kandida ho filoham - pirenena azy tetsy amin’ny fitsarana avo momba ny lalàm - panorenana na hcc ihany koa omaly ny filohan’ny hafari malagasy , jean nirina rafanomezantsoa . noho ny resaka izay mampifanolana azy amin’ny fitandroana ny filaminana anefa dia mbola nisy ny raharaha nihazona azy teny fiadanana omaly ka tsy nahafahany nanao izay , raha ny vaovao voaray .
famandrihana maimaim - poana
zon ' ny nanova na mpitia mitovy fananahana ( lgbt )
ireo toniziana mpiondana aterineto sy mpiaro ny fahalalahana miteny , izay manohana ny fahalalahana tanteraky ny aterineto , dia mino fa ny fanivànana ny resa - betaveta amin ' ny aterineto , dia ho azo ampiasaina hameperana ny fahalalahana miteny , ary izany dia hanamboatra làlana ho an ' ny fiverenan ' ny sivana .
zon ' ny nanova na mpitia mitovy fananahana ( lgbt )
araka ny fifampierana ataon’ny mambra ao aminy no anokafana sy itsinjarana ny sorabola eo amin’ny tetibolan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana .
famoronana fampiharana finday izay miasa tsy misy fifandraisana amin ' ny aterineto na aiza na aiza manerana izao tontolo izao ; eny , amin ' ny fiaramanidina !
tsa betsaka f tsa fantan vahoakaa
18 : 33 ary jehovah efa niala , rehefa nitsahatra niteny tamin ' i abrahama , iza ary no niverina ho any amin ' ny fonenany .
belle victoire contre sainte ernestine de louvoix
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution - sharealike ; mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram - pampiasana ho an ' ny antsipirihany .
varahinaavy amin ' ny dikantenin ' i copper teo amin ' i wikibolana anglisy .
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices
uniquement pour ceux qui m'aiment réellemnt
, mercy ee
mba hahitana fahombiazana ara - barotra lehibe , dia mila alam - barotra eo amin ' ny tsenan ' ny orinasa miasa ianao , mifandraika amin ' ny habetsahan ' ny fifaninanana . ary ny zava - drehetra dia afaka manaporofo fa tena tsotra raha mandinika ny fahombiazan ' ny seo ianao - amin ' ny habetsahan ' ny fifampiresahana azonao mivantana avy amin ' ny fifamoivoizana organika . amin ' izany fomba izany , afaka manatsara ny drafitra seo ankapobeny amin ' ny fijerena ny vidin ' ny vokatrao ianao . ataovy toy izany koa ny fomba fiasa sy ny dingan ' ny fampiroboroboana .
ek : eny , eo an - dalam - panaovana izany mihitsy izao izahay . mahita ny filàna lalandava ny famoronana sy ny tokony hahaizana manao ny zavatra rehetra izahay . te - hahazo olona maro araka izay tratra izahay , anefa mialoha izany , mila azy ireo ho tonga saina izahay hoe tsy tetikasa vonjy tavan ' andro io ; fa fomba fiaina .
ataovy liste tsikeli2 ao ko ze zvt tinao ataotsik
félicitations mr le directeur
rem ary
merci . a vous aussi et celle de votre famille
tamin ' ny taona 2015 , nandray ny volavolan - dalàna hananganana komitin ' ny fampihavanam - pirenena momba ny fandripahana ny governemantan ' ny filoha joko “jokowi” widodo .
mraikitr b ngah
miora christiane
manantena izahay fa nanampy anao handrobona ny sasany amin ' ireo sehatra seo amin ' ny finday ary hamoaka hazavanamomba ny tena zava - misy .
nantsoin tao amin bureau ve .
ny fahafaha - mihetsika amin ' ny fampiasana ny fitombon ' ny hôpônina hôrtôronina sy ny fitaterana dia mendrika fiheverana manokana . ny fiomanana amin ' ny fitsaboana ny hormone mitombo dia mahatratra minitra 2 fotsiny , ireo mpikaroka momba ny genotropin dia nitandrina ny fahatsorana sy ny fahatsapana ny fampifangaroana vaksiny ary ny fihenan ' ny hormone vovoka , fanitsiana ny dosage marina amin ' ny zava - mahadomelina .
ique de la démocratie
efa misy injenieur izany a
ye izu isakin makani a d ouiiz we rovin no iarak ijer blousson cuie fa te hanana we ozy
prix azafady
ampyciline na amoxy zao nenah no nohaniko
up
merci fa tena hilaiko
io anie efa vita
kkkk defa atrano ato fa tsy maazo mivoka
iray volan ' ny teny malagasy
magnésium
fetra tsilavina rakotoarisoa jereo lo
maharitra 160 ora ny fahaveloman ' ny vatoaratra amin ' ireo fitaovana ireo , izay ahafahana mandray marika ao anatin ' ny herinandro , saingy eo amin ' ny 10 cm² eo ho eo ny velaran ' ny tavan ' ny fitaovana iray , ka mahasarotra ny hino fa ny iray na ireo gps karazany roa ireo no teo am - pelatanan ' i dolgova tao amin ' ny lahatsary youtube .
d aona
pejy mirohy any amin ' i « arnulf an ' i karinthia »
joseph hanlon , mpandalina momba an ' i mozambika efa hatry ny ela , sady mpanao gazety sy profesora ao amin ' ny open university , nanome sehatra iray manontolo tao amin ' ny tranonkalany , miresaka momba ny “fitokonan ' ny mpanome fanampiana” tamin ' ny taona 2010 . nofintininy hoe :
courage frère j'écris un petit mot en créole haïtien mwen renmen tande musique ou yo anpil e on jou mwen ta renmen ou vin fon konsè an haïti courage frère bat continue
ity lahatsoratra ity dia ampahany amin ' ny tatitra manokana ataonay momba ny lalao olaimpika 2012 any londona .
fa met possible test antsika fa traiteo ftsn d aza omena olona
13 ny nivoahan ' i noa avy tao amin ' ny sambo - fiara sy ny nanaovan ' andriamanitra fanekena taminy ary tamin ' ny andro voalohany tamin ' ny volana voalohany tamin ' ny taona fahiraika amby enin - jato , dia ritra ny rano teo ambonin ' ny tany ; ary nanaisotra ny tafon ' ny sambo - fiara noa ka nijery , ary , indro , efa maina ny tany .
sokajy : zavatra tsy ampyfanononana tsy ampy amin ' ny teny vietnamiana
anisan’ny tohodrano ela indrindra any ambalavao ity any vohitsambo ity satria efa ho 80 taona . mirefy 74 km ny lakandrano miainga avy ao aminy misandrahaka any amin’ny tanimbary . nihasimba izany taty aoriana ary tsy ampy intsony ny rano , lasa nanahirana ny mpamboly . maro ny fangatahana nataon’ny tantsaha tato anatin’ny 30 taona farany , saingy tamin’ny taona 2017 vao tanteraka izany nanombohana ny asa .
zavatra it goavana gmo internet no nametraka ny hakodian ' ny olona avy amin ' ny harena ankibon ' ny tany bitcoin fitaovana mifototra amin ' ny 7nm poti tatỳ aoriana amin ' ity taona ity .
mathieu razafimahefa tsy aiko hoe maninona fa elah no tadidiko voalohany vo mahita an ito za
hanova ny rohy
fangalarina , kary , mpangalatra avy amin ' ny dikantenin ' i «thief» teo amin ' i wikibolana anglisy .
f ocaz .
maloto mits n rano eo zay sy francis koa efa tratra dobondrano teny