text
stringlengths 1
17.8k
|
---|
famohamandryavy amin ' ny dikantenin ' i «alarm clock» teo amin ' i wikibolana anglisy . |
8 ary makà saina ▼ |
salut |
tanjona amin ' ny namoronana ny groupe vavaka ao amin ' ny facebook |
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin ' izao saint valentin – andron ' ny mpifankatia izao |
21 : 12 ary raha niala teo , dia tonga tany amin ' ny torrent - driaka zareda . |
el's raherimanana |
tairo andraso keky za e |
ny tsindrim - piarahamonina no tena anton ' ny fanambadian ' ny ankizy any bangladesy . tsarain ' ny ray aman - dreny ho toy ny andraikitra ny ankizivavy , maro araka izany no tsy mahazo ny tena fanabeazana . heverin’ izy ireo fa ho tonga vesatra ho azy ny ankizivavy rehefa mahazo taona izy ireo , ary ny lanonan ' ny fanambadiana sy ny fanomezana omena ny mpanambady dia lafo kokoa ( fanamarihan ' ny mpandika : ny fianakavian ' ny vavy indray any an - toerana no manome vola ny fianakavian ' ny lahy rehefa fanambadiana no resahana ) , izay tsy ho takatr ' izy ireo , noho izany tian ' izy ireo alefa manambady ny zanany vavy raha vao misy ahafahany manao izany . |
tsis pro zani androani . |
tanànan - dehibe nc |
in lay guitarenw |
zay mo zany ts mahita d lasa maka zay maresy sisa no azo atao |
mila fanohanana avy amin ' ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena , maimaim - poana , ary hahazaka miasa maharitra ! |
alpha tsihoarana |
iza tsara |
cass y - iou sii sii on y était : d |
𝟭𝟬 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗜𝗟𝗢𝗙𝗢𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝐍𝐃𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗢𝗩𝗔𝗜𝗡𝗝𝗔𝗙𝗬 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 feno 10 taona amin’ity taona ity ny namokaran’ambatovy ny birikikelina nikela sy kôbalta voadio teto madagasikara . nandritra ny folo taona dia nitondra anjara biriky goavana teo amin’ny fampandrosoana ny lafiny toekarena sy sôsialy ao amin’ny faritra misy azy sy ho an’ny firenena iray manontolo ambatovy . asa mivantana sy asa hafa tsy mivantana anarivony no noforoniny , orinasa maro eto an - toerana no notohanany ary malagasy anarivony no nomeny fampiofanana . ankoatra izay , nametraka fanadaharanasa goavana fiarovana ny haren - javaboaary ihany koa ambatovy izay nahazoana vokatra tsara . family |
music negre |
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ' ny vola indramin ' ny tovovavy ao shina |
efa mba misy hojerenleri kosa letsy io fa jereo moa d atoroy anleri |
na eto antoerana na any ivelany ianao atoa filoha rajoelina , zay rehetra ataonao dia mahita tenenina foana ireo mpanohitra mahalala fomba kanefa tsy mampiala anay aminao izany fa manohana anao hatrany izahay ary mbola hifidy anao indray 2023 . |
tsy mba natahotra izany i manto tamin ' ny fanehoana ny heviny . efa niakatra fitsarana noho ny asa sorany izy . kanefa , i manto dia tsy nanoratra afa - tsy izay hitany ihany . nazir ahmed minto dia nilaza fa : |
ny akanjony . |
fanomezana atao amin ' ny alalan ' ny aterineto |
ka ry zareo efa betsaka ny olom - panjakana manohana olona 1 . ny pasteur amanarivony tsy miditrz cnaps dia tiany hidirana |
mody rakizy manao taxiphone s'y taxi moto a . |
menterai plus tard , je suis à l'hopital en ce moment . mon chien a avalé une carte mémoire de 512 go et il chante toutes les chansons dedans . nous prions et espérons qu'il n'atteindra pas le dossier vidéo . |
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny |
ef hita sad mb te ijeri afa ts hitani n b sn maro |
voray . par curiosité fotsn . anarana in ki reo |
ko manin nverin tany |
manalalana antsika ny tompo jesoa ; manalalana antsika ny fanahy masina ; koa tsy mba hanalalana ireo rahalahintsika va isika ? ary voalohany indrindra ho an’ny fianakaviantsika . nivavaka ho an’i sodoma i abrahama noho ireo olo - marina izay nety ho tao , fa indrindra satria nanantena izy fa mba ho hafahana i lota . ny ray aman - dreny dia manalalana manokana ho an’ireo zanany ; ireo zanaka koa dia afaka manao izany ho an’ny ray aman - dreniny , indrindra rehefa hitany fa azom - pahoriana izy ireo . |
lany rtuh le appel a |
coucou za rtih zao vi taitra a |
resao an leri zani d tsa haiko ze ifandaminanareo any |
mila fanohanana avy amin ' ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena , maimaim - poana , ary hahazaka miasa maharitra ! |
io le nahatonga alatsora ho alasora |
embrayage |
ben ' ny tanàna |
ao amin’ny ekipan’i roma ka nandray azy hanao irakiraka ( ankavia ) ary ny taona |
slotjar mobile casino manana foibe fikarakarana miavaka mpanjifa izay mamaly fanontaniana amin ' ny fomba ara - potoana . vita fanoloran - tena matihanina no zatra fandaminana olana momba sy ny fanentanana ny tara fandoavam - bola . manolotra ihany koa izy ireo manohana rehetra mandritra ny tontolo andro sy ny alina , fito andro isan - kerinandro , anisan ' izany ny fety sy ny faran ' ny herinandro . |
global voices amin ' ny teny malagasy |
amin ' ny tànan ' ny olon - tsy marina sy masiaka . |
tsiaro rasoanaivo |
lafatra cc toi |
250000ar ary e |
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin ' izao saint valentin – andron ' ny mpifankatia izao |
malaki |
5 taona . tsy rariny koss |
enao zaono anontanina ko |
avy eo , sady mihinana no mieritreritra ny lalana mody . |
diso kely ilay farany kkkk |
le papa ci a traversé de moments difficiles dans sa vie alors beaucoup de courage à lui pour la suite . courage le président du monde . |
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ' ny vola indramin ' ny tovovavy ao shina |
anisany ny antony aloha dia maloto ilay tarehy |
sitraka ckamyf |
tsy azoko inoana ireo tsaho mikasika izany . ny tiako ho lazaina dia izao : afaka manao zavatra tsaratsara kokoa noho ny fianarana ry zareo . fanitsiana : fianarana eny amin ' ny ambaratonga ambony na tsy mianatra mihitsy . ahoana no tsy ahatsapan ' ireo mpanao fanadihadiana politika sy ny haino aman - jery an ' izany ? asan ' ireo pakistane sisa ‘ara - dalàna’ ny mianatra sy ny manana mari - pahaizana tena izy fa tsy hosoka satria fanitsakitsahana lalana izany ary mety ho any am - ponja no hiafaranao amn ' izany . tsarovy : ireo mpanankarena sy ny manampahaizana amin ' ity firenena ity ihany no tsy tratr ' izany . |
k nafindrako tamnao tamzai tng d noroako anao tafarani amzai mb niala tao le tsironi |
atombohy ny resaka |
zanakiza marin zan kevin |
karakori . |
mba teneno bebe oe za misakafo ah |
réintégrez les copains qui n’ont pas voulu faire une expérience , les copains résistants . |
andramena tatsy singapour : 25 janoary hatramin’ ny 10 mey 2014 , iza no nanana ny fahefana ? |
te anis antsik miits iz aminuo |
17 resaho ny anti - panahy raha nanota ianao ary aza mamerina an’ilay izy intsony . misy kristianina sasany nanao fahotana lehibe , nefa manafina an’ilay izy . tsy te ho afa - baraka angamba izy na tsy te handiso fanantenana olona . ( ohab . 28 : 13 ) tsy manam - pitiavana anefa izay manao an’izany . tsy izy irery mantsy no mizaka ny voka - dratsin’ny nataony , fa ny olon - kafa koa . mety tsy hiasa amin’ny fiangonana intsony ny fanahy masin’i jehovah , ka tsy hisy fiadanana intsony ao . ( efes . 4 : 30 ) raha tena manam - pitiavana àry isika , dia hiresaka amin’ny anti - panahy raha nanao fahotana lehibe . ho afaka hanampy antsika izy ireo amin’izay . —jak . 5 : 14 , 15 . |
tena ilaina ny fiahiana an ' ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa . |
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin ' izao saint valentin – andron ' ny mpifankatia izao |
12 ary ho lasan ' ny sasany ny tranony mbamin ' ny sahany sy ny vehivavy koa ; fa hahinjitro amin ' ny mponina amin ' ny tany ny tanako , hoy jehovah , |
nivoaka fotsiny aho… dia nony tonga teo an - tokontany aho dia nahita ireo olona nivoaka am - pahamaizana . tamin ' ny voalohany tsy nahafantatra aho , fa kely avy eo dia tonga saina fa horohorontany no niseho . ny tena nampientana ahy dia ny nahita ireo reny nandrakotra ny zanany tamin ' ny lamba sy nitsaoka . niverina tampoka teo imasoko ny tamin ' ny 1988 , tamin ' izay mbola ankizy ka norakofan ' ny ray aman - dreninay tamin ' ny lamba sy nentiny nitsaoka tahaka izay . ity ny sarin ' ny tokontaniko tao aorian ' ilay horohorontany . |
tsy mety |
oak hill , west virginia dia tanàna ao amin ' ny faritany mizaka tenan ' i west virginia , ao etazonia . ny kaodim - paositra dia 25901 . |
bonjour efa mis paingotra fon aty |
ny asa ao an - toerana fandraharahana ny fikarohana hevitra ho an ' ny mijanona ao an - trano moms |
fo avy aiza ny 5000isataona . ar y misy kay ny mpaka taova fa tsy honohono . |
merci president |
tsis oe mvaly f amlatsnaini oe izi miantso rah voray |
hita tao amin ' ny |
amin ' ny ankapobeny , ny fandraisana an - tanana rehetra na tolokevitra apetraka hifampidinihan ' ny antenimieran - doholon ' ny repoblika dia tsy maintsy mandalo fombafombam - panovan - dalàna manokana izay toa tsy nohajaina . |
zao ny vokatriny kolikoly olona ts tokony ho polisy no lasa polisy |
patience d'une belle patience car l'issue est proche tkoa ve . : - p |
mpanao faharoa singiolary amin ' ny endrika ho avy endriky ny matoantenin ' ny atao amin ' ny filaza mandidy ny matoanteny inflammo . |
1 ny fahafoanan ' ny harena amam - boninahitra ho an ' ny mpiventy hira . nataon ' ny koraita . salamo . mandrenesa izao , ry firenena rehetra ; mihainoa , ry mponina rehetra amin ' izao tontolo izao : |
tena mahaliana an ' ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan ' ny fiarah - monina izy ireny , . |
sehatra avy amin ' ny fiainana ara - pahasalamana , mampiseho an ' i elena malysheva . pikantsary : youtube . |
zavatra tsy ampyfanononana tsy ampy amin ' ny teny ogaritìka |
tohiza hatrani hatrani mb hanome fahafahampo n mpankafy |
mpianatra iraisam - pirenena |
zahay 3 ts mandeh fiara iombonana |
tsy misy diso ny lazainareo fa na izany na tsy izany dia izaho sy ianao malgasy ray sy reny dia tokony hitambatra foana ary tsy hanaiky ho ampiadian’ny hevitra tsy mitovy , ary ny hevitra anie no tsy mitovy fa isika dia samy malagasy eh . |
vao androany za nahita anreo dia somary nandinika kely mints . |
salut tih mb teneno za ref mis encadrement |
k rzareo tany meti miertreritra hoe efa ela le grossesse |
bravo président . miroso ny dia , tsy mbola nisy otran'izao mihitsy teto am firenena , velombolo ny vahoaka am fandriampaleman a eto amintsika . mankasitraka président |
fotodrafitrasa mahomby |
lahatsoratra notsongain - ny gv mpisolovava , tetikasa iray miaraka amin - ny global voices , miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin - ny sivana antserasera ity . · lahatsoratra rehetra |
tanàna ao amin ' ny faritany mizaka tenan ' i washington |
samia mandamina ny fandaharam - potoany avy ny kristiana sy ny isam - piangonana . ento ambavaka izany fotoan - dehibe izany . tongava marobe isika ho voninahitry ny tompontsika . |
tena marin ve . de ivok ovin |