text
stringlengths
1
17.8k
oay , tena ratsy tarehy
hita tao amin ' ny
ewa
ny soa atao , levenam - bo la . vonona
d tsy makany moramanga ve izany androany
israely : fisoloana vava ny fampinonoana imasom - bahoaka
tena ilaina ny fiahiana an ' ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
princesse
ôtrn l bôl matin japon tam espagne ian io eeee , ref ts m'vôk 100 iz d mbl ts maninona , nen big mj zao io mb mis 0 , 32
le nanotaninay tany analakely ary mbola lafo noho io zay nahatonga anay hitady harivola
riantsoa tena hoe
ayyyy
de nefa ela mahay no izy fona
ao anaty » fandriam - pahalemana
samy manao diabe ao sofia na ny mpanome voninahitra ny jeneraly pro - nazi , na ny mpitsipaka ny fasisma
ny isam - ponin ' i rioms dia 27 mponina araka ny fanisana natao tamin ' ny taona 2008 . ny haavon ' ny toerana ambany indrindra dia 630 metatra . ny haavon ' ny toerana avo indrindra dia 1304 metatra . ny fisiana ara - daharampehintany ary ara - daharanjarahasin ' ilay kaominina dia 44 . 2744° ary 5 . 46° amin ' ny soratra desimaly . ny faritr ' ora dia gmt1 .
drmurtadha : antso maika ho an ' ireo vahoaka tia tanindrazana sy . miangavy mandehana manome rà any amin ' ny toby fanangonana rà #bahrain #feb14 #lulu
nahazo ny anjaranay izay mune ambohibao antehiroka mankasitraka mr président
mer6 président , un vrai leader pr les malagasy
k tkn aita tori haingana zn
tsindrio ny hizara amin ' ny reddit ( mivoha in new varavarankely )
inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky global voices tamin ' ny herinandron ' ny 16 - 22 avrily 2018 ?
bilaogera iray hafa , “mpikatroka mpitsoa - ponenana” nizara sary tamin ' ny hetsi - pahatsiarovana ( eo ambony ) ary nampahatsiahy antsika fa bilaogera i beheshti izay niteny ho fiarovana ny sarangan ' ny mpiasa .
tantaran ' ny afrika avaratra sy afovoany atsinanana farany
ay ve rehef aty afrique de mitovy daholo ehhhh noheveriko fa eto dago ihn no misy otranzany .
a réagi
tafiditra ao amin ' ny fiangonantsika , fa
hita tao amin ' ny
tantaran ' ny afrika avaratra sy afovoany atsinanana farany
ina koa zao scotch scotch power bank zao
libya : “mirehitra i gaza ! ” firaisankinan ' ny bilaogera amin ' i palestina
tsitako rty zay iainana fa tena leo be ah
tao amin ' ny twitter , haingana avy hatrany ireo sioka nanamarika fa tena menavazana i shazly , izay lehiben ' ny mpiasan ' ny tafika ejypsiana nandritra ny adin ' ny oktobra .
nenareo ary zany mb ma'deh
hijery bola draik zao
bangladesh : mankalaza ny andron ' ny tenin - dreny
ampandehanin ' i wordpress ary wellington .
hanova ny rohy
ka zany mits zareo otran ts mieritreritr mits
le inn n ts valiko .
vakio amin ' ny teny español , english
https : watch . vou0w1s6d ave
tanànan - dehibe nc
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim - pianakaviana koreana ' ny fomba .
mandamina kandra mintsy ra narindra zao
bandy ndray asina
any anaty aterineto , tao anatin’ny fandaharana fotoam - bita sisa i rajaonarimampianina no mba namaly an’i ravalomanana sy rajoelina . ny dikan’izany dia tsy mandaitra mihitsy ny gazety sy ny haino aman - jery izay naoriny mba hanaparitahana ny hevitry ny fitondràna . resy tanteraka ny tenany raha resaka serasera sy fifandraisana . fantatra koa fa manao ny fomba rehetra handangolangoana ny lehiben - gazety amin’izao ny etsy iavoloha .
miaiky atena ah zay ry fenokely sy alain patrice
rah naka liverpool d mamo
requisition'neo ireo engin ireo tompoko hanao aro afo hiarovana ny ala sy karzzambiby maro fa mitarzina mafy ny tany sady miboridzna . matahotra ny valifaty ny rivodoza sy oroorontany sy tondradrano aho atsy ho atsy
c'est la mi - temps au stade côte d'or st pierre national sports de maurice , et les barea de madagascar mènent 0 - 1 face aux seychelles grâce à un but à la 25ème minute de dax arohasina andriamirado . l'actualité de madagascar en continu sur
za ts mazak ko mangidd b vo hosorana
davinci a réagi
8 aoka hidera an ' i jehovah ireo noho ny famindram - pony sy ny fahagagana ataony amin ' ny zanak ' olombelona !
mila manao fikarohana kely angamba raha tsy voasoratra ao amin ' ny lahatsoratra ilay izy . efa karazana .
za ar mbol eto ampandrin sad correcttionnay zao
noarìn’andriamanitra nadio sy tsy nahalala ota i adama . tsy nankatò an’ an­driamanitra nefa izy , ka lasa mpanota . nikambana ireo taranany mba ho le­hi­be , mba ho tonga mahery hanohitra an’andriamanitra , sy hanao izay tsy ha­ha­tan­te­ra­ka ny ozona etỳ an - tany . nanorina ny tanàna voalohany i kaina . ny ta­ra­na­ny dia olona mpamorona , nanatsara ny fiainana . farany , dia nikambana ny olona mba ho lehibe sy hanan - kery ( genesisy 11 . 4 ) . izany no ni­an­tom­bo­han’izao tontolo izao , izany no fiaraha - monina naorin’ny olombelona . ni­ka­ra­ka­ra io tontolo io andriamanitra . nampitandremany izy , tamin’ny alalan’i noa . tao­rian’ny safodrano , dia nanomboka zava - baovao indray izy , tamin’ny tany efa voadio . rehefa niodina taminy indray ny olona , ka nanompo sampy , dia ni­an­tso an’i abrahama izy , niresaka taminy , nanokana ny ankohonany tsy hi­fan­ga­ro amin’ny firenena hafa , nanome azy ny didiny sy ny fitsipiny , nanao fa­ne­kem - pihavanana taminy , ary nitondra azy ho any amin
marina fa tsy ny vahoaka manontolo no teny ambohijatovo sy teny mahamasina fa maphany ( 110 ; 1100 ? ) ka tsy tokony hanapaka ho an’ny be sy ny maro izy ireo . toraka izany koa ny teny 13 mai . tsy ny olona teny no nampiongana an - ra8 fa ny capsat . izao zava - misy izao dia tokony hahatonga saina ireo izay manatsotra resaka : ny fifidianana ihany no ahafantarana ny hevitry ny vahoaka fa tsy ny fivorivoriana eny andalam - be , ny referendum ndra8 .
ary ra sady miasa no manana moto no mitendry guitare dia iza indray no hitsoaka .
ka le reni sari piaro amin'ny zanani lahi , surtout oe ef'niasa le zanani vo nnambadi de saro piaro amin'ny resaka vola de eo le mampifandona matetika ni rai s'y ni vinanto lahy ndrai miara mirevy oh de sami ts mivaki loha
tong any fenar
ok
50 fa ilaiko nefany
manome ny fanadihadiana isan - karazany momba ity vaovao ity i paula kahumbu – ao blaogy fiarovana ny gorille – no hitaterana fa misy ny fifanandrinana eo mpioko national congress for the defense of the people ( cndp ) ( na kongresim - pirenena ho fiarovana ny olona ) sy ny milisy mai mai mpanohana ny mpitondra fanjakana . tao an - tanànan ' i mabenga , tokony 90 kilaometatra avaratry ny faritry ny renivohitra goma izay nahafatesana olona 6 no nisian ' ny ady . nafindra toerana hananganana ny toby ho an ' ny mpiambina ny vala - java - boary virunga ny tananan ' i mabenga saingy ampiasain ' ny cndp ho toby miaramilany .
11 ary hoy jehovah tamiko : isiraely mpiodina dia hita fa marimarina kokoa noho joda mpivadika .
nosoavina jirah elh mihts
anateran fotsy zao
hita ao amin ' ny fantsona youtube skateistan ihany koa ity lahatsary manaraka ity :
ra za ndrie tonga de tenenina oe patricia tsy ao oe de manao ny asany ah
resaka tatoandro de nofisina tam al
isam - ponina 143 mponina
ewaaa . ia zan koperativa fopla indrindra ao fianar ao
tanànan - dehibe nc
iz mis mora fona fa exception reny , sod ef tena valaka zao , na h200 no lazainareo fa starex
aza adinoina ny manaraka ny lingua ao amin ' ny twitter , facebook , sy google ! zarao amin ' ny namanao sy ny tambajotra azafady ny fangatahana hanatevin - daharana ny lingua . mandika teny amin ' ny teny mahery ny 40 izahay !
ay v mety lite . ndas fa andramak bakan fa ia mank low bat io . av d mb andefadefaso ao mo so d mb hety ian bakany fa ia icharge finday
5 . 2 anjely hafa tsy voalaza ao amin ' ny kor ' any
ilay tranovola io ka
mankaleo bé ry miando le resaka akoho a
matoanteny mifarana amin ' ny tovana - ar amin ' ny endrika manoro preterit .
d oe v .
aza imehezana ftsn
nampitomany ana tprimaire zay satria anarany dadanay manko
fitiavana tapa - teti - kevitra ho an ' ny lehilahy sy ny vehivavy
ts manao anzani oa bbey a
fampahalalana mikasika ny pejy
avy amin ' ny dikantenin ' i spirituel teo amin ' i wikibolana frantsay .
febroary 2008 20 lahatsoratra
fitantanam - pitondrana
lazao : voninahitra ho anao izay nahatonga ny olona masina rehetra hiaiky ny fahalemeny eo anatrehan’ireo fanehoana ny fahefanao marobe , ary ny tsirairay amin’ireo mpaminany hahafantatra fa tsinontsinona izy eo anatrehan’ ny famirapiratan’ny voninahitrao tsy manam - piovana .
ny vintana ve no ratsy sa ny natao no tsy nety ? miditra ato amin’ny fotoanan’ny fifidianana isika nefa mandrahona tsy misy fitsaharana ny fitombon’ny fahasahiranana sy ny fisondrotry ny vidim - piainana . tsy voageja intsony . raha tsy izany efa nataon’ny fitondrana mba tsy hanjakan’ny lonilony be loatra eto amin’ny fiarahamonina . fahasorenana izay miantefa hatrany any amin’ny mpitondra .
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny
lourd de chez lourd .
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in - droa ny hevitra .
toa nisy fiantraikany tamin ' ny firohotan ' ny olona hifidy tamin ' ny fiandohan ' ny tolakandro ny orana tamin ' ny mitatao vovonana tao amin ' ny fari - pifidianana couva atsimo
sa tong ian
tsara
amin ' ny alalan ' izany tetikasa vaovao izany , atao izay handrisihana sy hampavitrika ireo mpandray anjara hanohy hi - tweet mba hilaza izay zava - miseho any amin ' izy ireo . hampahafantatra anareo an ' i oumar sy yaya indray ny lahatsoratra manaraka sy hizara izay tweet farany nalefan ' izy ireo .
raha misy mangataka hazandrano n'a trondro aminao dia omeo harato sy fintana izy ka ho voky izy ary ho hanambola ihany koa fa tsara ny manome amiko fa tsy ho foana ny mpangataka raha tsy miova ny fomba fanampiana ny olona sahirana eto amintsika
merci monsieur le président . il faut dire à johanna aussi de persuader borsolano ( pr du bresil ) de l'efficacité de notre cov org .