text
stringlengths 1
17.8k
|
---|
ts voteri loka f sakafo |
nantsoina hoe “kristianina” ny mpianatr’i jesosy kristy , tany am - boalohany . ( asan’ny apostoly 11 : 26 ) tsy nila nitondra anarana hafa izy ireo , satria iray ihany ny fivavahana kristianina tamin’izany . samy nanaraka ny fampianarana sy tari - dalan’i jesosy kristy , mpanorina azy io , izy ireo . ary ahoana ny amin’ny fivavahanao ? mino ve ianao fa izay nampianarin’i kristy sy ninoan’ny kristianina voalohany no ampianarin’izy io ? azonao antoka ve izany ? tokana ihany ny fomba ahalalana ny marina : ampiasao ny baiboly . |
le but du brésilien est la meilleure de tous . |
febroary 2011 130 lahatsoratra |
mba fa laindainy |
demain sera meilleur ça va aller la vidéo - lyrics de ça va aller avec soolking est disponible youtu . bekvcus7sdpne j'rap encore keryjames . lnk . tojrapencore tournée shop vidéo seb cha |
23032018 - 14 : 00 : rfc : hatao ny 13 aprily - 21 aprily izao ny rfc na ny “rencontres du film court madagascar » eo amin ' ny tontolon ' ny sarimihetsika fohy , andiany faha - 6 , ka 24 eo ny mpandray anjara ary ny 10 amin’ireo dia malagasy avokoa . |
loza amin’atambo no nitranga teny ampamarinana ny sabotsy alina teo , olona 7 no namoy ny ainy , 8 naratra mafy . |
tokony natao gauche droite d tsy mila asiana anarana zay |
asa lalao ( 8 ) |
hifarana anio zoma 25 aogositra ny fifaninanana hidirana ho mpianatra manamboninahitra eo anivon’ny akademia miaramila ao antsirabe amin’ity taona ity . manamboninahitra miisa 60 no horaisina amin’izany . |
le titan du futur |
il sera réélu au second tour incha allah . |
mankasitraka informat tompoko |
i ibiaí dia kaominina ao brazila , ao amin ' i minas gerais , ao amin ' i norte de minas , pirapora . |
niala tsiny ampahibemaso tamin ' ny vahoaka tamin ' ny zoma 14 septambra 2018 ny filohan ' i serbia aleksandar vučić , noho ny filazana fa misy maty isaky ny folo segondra ireo mpanadio varavaran - kely any etazonia , izay anisan ' ny fanamarihany mikasika ny fahafatesan ' ireo mpiasa roa tao amin ' ny toeram - panorenana belgrade waterfront . |
tanjona nt |
salmanalodah : mivavaka aho mba hivoaka ilay tanoralahy khaled al - johani , mba ho falifaly amin ' izay ny vady aman - janany , ary mba hifadian ' i khaled hanina mandrindra ny volana masin ' ny ramadany , hankalaza ny eid ary hanao fivahinianana miaraka amin ' izy ireo . tena mampalahelo izany . |
refa tsy havana ilay mpitsara de zay |
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim - pianakaviana koreana ' ny fomba . |
hay ve eh , snbv , fa satroka sy le arendrina reny no tao anatinio |
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices |
hita tao amin ' ny |
fa aiza tena fa zay efa hirava |
eo amin ' i |
vakio amin ' ny teny português , español , english |
voaray ianw fa tena zay mintsy zao n poste malalaky ato . |
mianatra tsara amin'izay ry ankizy malagasy fa efa omena fitaovana tsara be ah |
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny |
voaova farany tamin ' ny 14 mey 2016 amin ' ny 17 : 00 ity pejy ity . |
ren kosa loa tn ts izy . é3 miakatra ian |
ho any amin ' ny loha hevitra |
isam - ponina 1 048 mponina |
inona no novakian ' ireo mpamaky ny global voices tamin ' ny herinandron ' ny 12 - 18 marsa ? |
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin ' izao saint valentin – andron ' ny mpifankatia izao |
“tandremo ny naman - dratsy ry anaka , fa ny naman - dratsy no mety hitarika anao any amin ' ny lalana tsy izy . toa hafahafa mantsy anaka ny fitafy sy ny fomba firesak ' ireo namanao vao nifanena tamiko teo . “ |
izay ho tahirin ' ny tantara amin ' ity fanombohan ' ny tolona 2018 ity |
isam - ponina 647 mponina |
mombamomba ny wikipedia |
atombohy ny resaka |
villa amin ' ny farihy tsara tarehy fijery |
amin ' ny tenim - pirenena hafa |
meet michal . “manahirana kely ihany nefa eto am - pamakiana teny aho izao : ‘ nahoana ny lehilahy no tia ireny vehivavy tsy mahalala fomba ireny ? ’ ho ahy ny hevitra ambadik ' ity boky ity dia tsy ny ho tonga vehivavy tsy mahalala fomba raha te - hahazo lehilahy . misy maha - samy hafa azy ny vehivavy tsy mahalala fomba sy ny fiarovanao ny zon ' ny fitiavanao ao anatinà fiarahana . voalohany tiavo ny tenanao dia hanatona anao izay lehilahy mety aminao . . ” |
non mbola ts antitr fa tratrani arrêt cardiaque moa n société nay nis problem b ony fa ver vola b |
hïõnjã ãdhïrà adõrë |
marwan almuraisy . saripikan ' ilay mpanao gazety ao amin ' ny goodreads . |
avia aty aloa ise mijery r5 sy 4l fa tsara . sederamihaja raharisandratan a |
amplement mérité le travail paye et payera toujour bravo mr benzema karim |
anisan ' ny runet echo , tetikasan ' ny global voices handikana ny teny rosiana an ' aterineto ity lahatsoratra ity . lahatsoratra rehetra · |
iah eto ambodi ventilateur mresak nji io f mafana |
… very zavatra maro tokoa ny firenena sy ny vahoaka noho ny ady nanomboka nihoatra ny 60 taona lasa izay . niteraka fijaliana maro ny ady ; marika mamparikivy ho an ' ny firaisamonim - pirenena ny fisian ' ny zaza , ny zokiolona ary ny olona tsy manan - tsiny anisan ' ny lasibatra ary fihemoran ' ny firenentsika ao amin ' ny tetezamita demaokratika . |
mba ataovy direct eto fb marin mba mety oh |
famandrihana maimaim - poana |
yasser arafat dia mpanao politika , injeniera sivily mizaka ny zom - pirenen ' i palestina , ejipta teraka ny 24 aogositra 1929 tao kairo ary maty ny 11 novambra 2004 tao clamart |
ho an’ny taom - pianarana vaovao 20152016 , dia tonga nanentana ireo mpianatra eny amin’ny lycée nanisana indray ny solon - tenan’ny feon’ny filazantsara mba hianaran’izy ireo ny tenin’andriamanitra amin’ny alalan’ny fampianarana soratra masina ifandraisana izay efa atao eny an - toerana . izany moa dia natao nandritra ny fananganan - tsaina ny alatsinainy 02 - 11 - 2015 maraina lasa teo , ka natrehan’ireo mpianatra rehetra , mpampianatra , mpandraraha ary ny talen - tsekoly . nanararaotra io fotoana io koa moa rtoa jemima “volontaire” ff izay mpiandraikitra ny club ff eo anivon’ny lycée nanisana , nampahafantatra tamin’ ireo mpianatra ny programan’asan’ny club izay mivory isaky ny talata atoandro . nanentana sy nanasa ireo mpianatra noho izany izy mba hiditra ho mpikambana ao amin’ny club satria dia zava - dehibe ny manana an’i jesosy eo amin’ny fianarana izay atao . |
bravo leka bandy de tongava am ambony indrindra ialahy |
global voices amin ' ny teny malagasy |
awa . leleo |
manin kai ts mchargerna tsar . |
d |
mpiara - miasa |
nisy didim - panjakana iray noraisin’ny filohampirenena teo anivon’ny fivorian’ny filankevitry ny minisitra omaly , izay nanaisotra tamin’ny toerany amin’ny maha - kaomandy ambonin’ny zandarmariam - pirenena ny jeneraly ramiandrisoa jean de dieu , ary nanendrena ny jeneraly andrianjanaka njatoarisoa , hisolo toerana azy . |
merci beaucoup anareo mivady de miarahaba an'i nenymialy e . |
tanànan - dehibe nc |
fitantanam - pitondrana |
oui on voi mon 1 6 : d |
andeha tongotra a mats rah andeh mdrie d amzay vet2 |
lozaaa |
nekena ho nanery tena hanao sesitany ny tenany avy any india i husain , ary milaza ireo mpanao politika indiana fa afaka mivezivezy araka izay tiany izy . |
bpo ihany no ato |
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices |
hita tao amin ' ny |
febroary 2008 20 lahatsoratra |
to find websites that provide alefaso amin ' ny votoatiny karama ao amin ' ny pejiny izy ireo , mila mampiditra fikarohana fividianana vahiny ianao ao anaty boaty fikarohana google . ny sasantsasany amin ' ireny serivisy ireny dia hanome anao ny asam - panompoana amin ' ny maha - rohim - pahefana sy ny fametrahana araka izany . na izany aza , misy ihany koa ireo tranonkala serivisy mendrika amin ' ny vidiny sarobidy . misy soso - kevitra sasantsasany amin ' ireo lahatsoratra an - kalamanjana avo lenta ho valiny ho an ' ny backlink . amin ' ity tranga ity dia manaiky ny hiara - miasa ho an ' ny fahalalahana ny antoko . |
avotra ratsitohaina awn zan sod mba mis anaran allemagne ko any amnareo any . |
misy marika famantarana fito ho an ' ireo “henatra ho an ' ny fanovàna” – na fanovàna inona izany na inona . ao amin ' ny twitter , manome ny lisitr ' ireo famantarana ireo ilay syriana nmsyria . |
azia atsimo : zon ' olombelona , tontolon ' ny bilaogy , fombandrazana , demaokrasia , fanavakavahana , fitsangatsanganana sy fetibe |
scratch zany ve no manidy azy io sa inona . |
19 . zava - baventy ho an ' ny vehivavy |
nice son . |
nandritry ny hetsika nataon'ny mandresy ( mickaël jackson gasy ) dia voafehiny na ny feo na ny dihy ary ny endrika moa dia tena mitovy mihitsy ( sary nindramina ) |
hita tao amin ' ny |
inona no tena mandresy lahatra ireo mpankafy ny fiadiana ny amboara erantany 2018 ? ny fango vaovao mampisavoritaky ny fizahantany rosiana ve sa ny fampitandremana hentitra ataon ' ny governemantany ? |
prix alim . |
roso malama anaranio |
tahinjanahary olivia |
tsy miotran 100 . 000ar fotsiny zany e |
ny fiainantsika kristianina sy ny fanompoana : fandaharana ho an’ny 20 - 26 febroary 2017 |
mbola manao propagande mialoha ny fotoana zahay miandrasa nreo |
oui bobaka |
hijery ny tantara |
mahatsiravina ny toe - draharaha ao amin ' ny fonjan ' i hama , gadra roa no namoy ny ainy , hanatanteraka vono olona hafa ao indray ny fitondrana syriana |
rijason fenohery , misy ve tana - manakara . |
mangataka re ko |
tanàna ao amin ' ny faritr ' i haute - normandie |
zao vo mfoha |
hanova ny rohy |
faka tahaka |
fampahalalana mikasika ny pejy |
murray leinster dia mpanao asa soratra , mpanoratra tantara lava , mpanoratra senariô , mpamorona mizaka ny zom - pirenen ' i etazonia teraka ny 16 jiona 1896 ary maty ny 8 jiona 1975 |