text
stringlengths
1
17.8k
nanazava es i correa : “ny tadiavintsika dia ny hahafantatra ny andraikitry ny tanàna tamin ' ny nanorenana azy , mba hanomezana azy toerana lehibe ara - tantara indray sy hametrahana ny tetikasan ' ny hoavy” - hetahetan ' ireo mponina ao amin ' ity tanànan ' i ekoatera ity , sy fanamby lehibe koa satria marobe ireo mponina mbola tsy manana aterineto .
izao ihany : aza entinao miverina any mihitsy ny zanako
araka ny filazan ' ny biraon ' ny firenena mikambana misahana ny rongony sy ny heloka bevava , ahitana tranga herisetra ara - nofo ( fanolanana ) 1 , 2 amin ' ny olona 100 . 000 i japana tamin ' ny 2014 , raha oharina amin ' ny 28 , 6 amin ' ny olona 100 . 000 ao etazonia . ahitana taha faran ' izay ambany amin ' ny heloka bevava kosa ny firenena azia atsinanana , misy ny fanahiana fa zara raha misy mitory ny raharaha herisetra ara - nofo .
ny vaovao du 12 septembre 2022 by kolo tv
faniry niavo
enjana ty
mombamomba ny wikipedia
efa nambara hatrny ny ela ny famindram - po , mety ho efa voasonia . saingy , aleo mailo rehefa mbola tsy tafavoaka i jabeur
jarod nambinintsoa
marina miitsy zany
taorian ' ilay loza mahatsiravina , nanindry ny hanaovana fifanarahana mahomby kokoa momba ny fiovaovan ' ny toetrandro ireo mafàna fo mikasika ny tontolo iainana mba hisorohana ny fahasimbana goavana any amin ' ireo firenana itambaranà nosy kely tahaka an ' i filipina .
za manokana mahita hoe tsy dia dia mampahay indrindra ny mitendry isanandro2 . to kony asina elanelana iray andro ohatra vo mitendry indray ( mba maneho hevitra fotsiny )
fanontaniana fametraky ny olona
nampitandrina an ' ny filoha museveni ny filoha amerikana obama sy ireo filoha hafa manerantany fa fanitsakitsahana ny zon ' olombelona izany lalàna izany .
ary mahafinaritra aoka izany ny teny atao amin ' izay antonina azy .
mankasitra prrsident an . fa mb vahaolana mharitra re prrsident amty vidimpiainana ty fa le tsena mora otrani mandalo fotsni fa ts maharitra ,
amin ' ny tetikasa hafa
idéal j'mehdi on a grandi avec vous
4 ary hitan’andriamanitra fa tsara ny mazava ; ary nampisarahin’andriamanitra ny mazava sy ny maizina .
serieu mis nga amla tairo marn lets mb isoma .
gasy mpanararaotra
rah lay vao mifoha maraina mamoha trano no misy otran'io mijoro eo amin varavarana
pangeaday : lahatsary natao hanova izao tontolo izao , amin ' ny 10 mey 2008
ie tiko be mintsy je t'aime mendrika
hiresaka momba ny mpandresy sy ny resy amin ' ity fifidianana ity izahay , ahoana ny fahatsapanay momba ny iray amin ' ireo fotoam - pifidianana malaza indrindra amin ' ny tantaran ' ny etazonia ary inona no dikan ' izany amin ' ny vondrom - piarahamonina manerantany misy anay .
fa manin kay alaina sary iz fa tsy mb nteneina ftsn . reny mananajanaka nie zw io ramatoaa io e . n'a ny zanany az zw menatra mety tsy te ande ianatra oe tratra nangalatra silipo n'y reniny . mapalaelo b le toetsaina
7 ary ny endriky ny valala dia tahaka ny soavaly voaomana ho enti - miady ; ary tamin ' ny lohany nisy satro - boninahitra toy ny volamena , ary ny tavany tahaka ny tavan ' olona .
mp raha mahaliana anao tsy lafo io nefa efa maro no sitrana . mi - elimine calculs rénaux io
fanehoan ' andriamanitra amiko sy aminao ny fisian ' izany helo sy ny afobe izany , toy izao no zavatra hita ary nasehon ' andriamanitra tamin ' ny mpanompony . koa meteza ianao hahay hihaino ny feon ' i jehovah andriamanitrao . ary jesosy dia milaza amintsika mandrakariva hoe : izaho no làlana sy fahamarinana ary fianana ; tsy misy mankany amin ' ny ray afa - tsy amin ' ny alàlako . ( jaona 14 : 6 ) koa aoka ho ampandrosointsika ao am - pontsika jessoy fa tsy avela ho eo ambaravarana fotsiny . ary andriamanitra aza efa nanambara fa hoe : inty ny zanako malalako izay sitrako , izy no henoy . ( matio 17 : 5 ) koa aza minia manampitsofina isika , fa meteza hotefen ' andriamanitra mandrakariva . fa izy rehefa tia dia tia antsika hatramin ' ny farany araka ny teniny hoe : tany lavitra any no nisehoan ' i jehovah tamiko ka nanao hoe : fitiavana mandrakizay no itiavako anao , koa izany no ampaharetako famindrapo ho anao ( jeremia 31 : 3 )
sokajy : tanàna ao amin ' ny faritany mizaka tenan ' i nebraska
akon ' ny runet
fizakàna ara - tsaina
4 sy1 ndray zao am lahady
année 2000fir iny
ka tsy ho tsotra be tahaka ny tsinain - trondro avokoa kosa ny zava - drehetra e ! ka mba mety ho fivoaran - javatra io . ary i moskoa koa dia tsy hoe renivohitry ny vahoaka rosiana ihany , fa renivohitry ny fitambaram - panjakana lehibe izy ( na ilay taloha na ny amin ' izao fotoana izao ) , ka tsy maintsy mipoitra eny koa ny vokatr ' izany toerana misy azy izany .
tu m’étonnes… ils doivent en avoir marre
ankoatra ny kolikoly izay herin ' ny fitiavan - tena dia tsorina ankitsirano fa tsy misy firaisan - kina ho amin ' ny fampandrosoana eto dago ! ary amin ' ny sehatra maro izany !
ny fiantraikan ' ny bokotra amin ' ny fitsidihana spam momba ny tranonkala ao amin ' ny tatitra ga
prix
félicitations a italie
prix dia inona devoir
mombamomba ny wikipedia
ary nolazaina tamin ' i abimeleka fa tafangona tao amin ' ny tilikambo tao sekema ny olona rehetra .
bo . boky fiompiana
hanova ny rohy
ao amin’ny tianya no nitenenan’i lepel ao amin’ny lahatsorany fa “tsy manam - pahendrena ianareo raha manaoankivy ny carrefour na mihevitra antsika ho tsy manam - pahendrena ihany koa” ,
hijery ny tenim - pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ' ny global voices izahay mba ho hitan ' ny rehetra ny fitantaran ' olo - tsotra manerantany .
kkkk sao lasa tsaki ndray l bill avy eo
ilay mpanompon’i jehovah
8 tamin ' izany amazia dia naniraka olona tany amin ' i joasy , zanak ' i joahaza , zanak ' i jeho , mpanjakan ' ny isiraely , nanao hoe : avia , aoka isika hihaona .
joyeuses anniversaire mon frère . nous les décembre sont différents des autres . nous avons toujours les cœurs ouvert . que dieu te bénis au nom de jésus christ amen
aiz mb mlalao pes ian oa
nanontaniana ny mpanao sivana tao amin ' ny facebook tamin ' ny fanesorana ny ampahany tamin ' ny lahatsary , satria hoe noho ny fitanjahana :
a oufffffff mdr
j adore west life
tsisy tsony ny delestazy
hijeri anzai ko aon n programme aon .
seigneur jésus .
hitantsika araka izany fa ireo fomba filaza ankehitriny momba ny mpifindra monina tonga taty afara dia tsy inona fa famerenana fotsiny ny hevitra efa niraikitra sy efa voaray fahiny ary dia nampiasaina manohitra ireo vondrom - piarahamonina mpifindra toerana rehetra ( na izy avy any amin ' ny faritany na avy any amin ' ny firenena vahiny ) .
febroary 2011 130 lahatsoratra
efa feno za nandeh 194 andravohang
tiako loatra oa nareo mivady e misaotra manohana hatrany ny barea
hijery ny tenim - pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ' ny global voices izahay mba ho hitan ' ny rehetra ny fitantaran ' olo - tsotra manerantany .
n'importe quoi kosa , aiz ko no isi olon kamo andray vola zani , encore moins kamo andany vola hahahaha
maoritania dia mitoetra amin ' ny toerana ifanenan ' ny kolontsaina arabo sy afrikàna ; izy no mampifandray ireo firenena any avaratra sy andrefan ' i afrika . nanome azy endrika manokana izany , noho ny karazam - poko mahafinaritra hita taratra amin ' ny kolontsainy tsy manam - paharoa . hita mibaribary izany amin ' ny fomban - drazana ao maoritania manan - karen - dalao , dihy ary mozika , tafiditra amin ' izany ny fifanambadian ' ny kolontsaina arabo sy afrikàna . ato anatin ' ity lahatsoratra ity dia omenay ohatra vitsivitsy ianao .
fa enao v maita anah aty e
taraik be tsik zn ah
mil mifantok tsr rah manw rs
ohatrino ma io peratra azafady
alina akaiki atory ini
ita eo
fah andria mandramaty
félicitations teg
paix à son âme
alefa gôna aa sambatr arimiora
malalaaaa
amiko , marina fa pollution pollution fa tsy misy manantateraka an le solution akory , mimenimenina ftsn no betsaka . tandremo ny fahadiovana , ny ala amboleo . pfff c'est du travail du coup personne ne fait attention .
amin’izao ankatoky ny fifidianana izao , tsy voafehy mihitsy ny resaka fandriampahalemana . mirongatra ny asan - jiolahy amin’ny faritra maro , ary porofon’izany ity tranga ity . nisesisesy teo aloha teo ny fanafihana fiara mitondra olona manokana , na mpizahatany . nisy ny mpamily maty , ny mpandeha maty , sns . nisy ny hetsika fanehoana tsy fankasitrahana izany nataon’ny fikambanan’ny mpitatitra sy mpampanofa fiara momba ny tsy fandriampahalemana , saingy tsy nahitam - bokany loatra izany . mahafaty , ary mahafaty antoka ny olona mivelona amin’ity asa fitaterana sy fampanofana fiara ity ny fanafihana toy izao . aiza ny andraikitra nampanantenain’ny fitondrana ?
safidy rafanomezantsoa aona amzay le pro
misaotra betsak ee
bonjour le président tout les mauricien est avec vous ont prière beaucoup pour vous que dieu vous garder en bonne santé tout notre félicitations
f tena entinla mi virex mikal
seko fofana pour sa superbe saison cette année encore
aingam - panahy
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny
iz nanao solomaso
o reto a angaha efa lany ilay lalàna . fanalefahana ny divorce no mba andrandrainay e
tanànan - dehibe nc
anay ary ts nfoutrenareo fa ia saika ila vonjy tany amndri ranto de oe iza oa ny manao ny ia nareo de oe niangavy ani francis oe fa simba ny ordi - ny ranto de ngah oa ry francis miaraka groupe amnareo fa tsy miaraka amnay de oe nareo sy befeta oe amn groupendreo
d le beranto iny niona tam henintso d oe mino ana v enao fa ts za no nanao anzn . d aina ntrn tam tamby oe mamanareo enona teny fa izy no niaranleiz fa ts maman eva
3 izy no nahariana ny zavatra rehetra ; ary raha tsy izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao , na dia iray aza .
efa hitako tokoa io ao amin ' ny facebook io , fa tsy mandeha intsony ilay rohay ahafahana maka azy .
tahy tompo ela zanii ko
hanaraka amin ' ny mailaka
mad max
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny
william dieterle — talen - koronantsary , mpilalao , mpamoaka horonantsary , mpanoratra senariô
voaova farany tamin ' ny 4 mey 2016 amin ' ny 15 : 14 ity pejy ity
iresak am chef nay a rah maazo 27 d 28 miasa
raha nahita tsara an'ilay ilo aina nareo atram volouh dia i ranto sy eva efa niresaka hoe tsy miteraka ny vadin'i ranto , zany hoe zaza natsangany zany joh