text
stringlengths 1
17.8k
|
---|
nom : le premier mot prénom ( s ) izay manaraka an io nom io le nom est le premier mot dans notre acte de naissance . |
alefaso amzay le credit |
hita tao amin ' ny |
ts met wa fa nareo ilely az no tokn manw an zn |
tsy ny sarin ' i choi rehetra anefa no mampihomehy fa misy ihany koa ny sasany izay mampiseho ny sarin ' ny olona mosarena eny an - dalambe any korea avaratra . |
na dia nahazo olona maro ao amin ' ny fohy ny fotoana na dia , angamba ny mora eny an - dalana no tsara fa misy fidiram - bola raikitra isam - bolana . |
global voices amin ' ny teny malagasy |
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in - droa ny hevitra . |
zon ' ny nanova na mpitia mitovy fananahana ( lgbt ) |
mirary soa |
27 ary manodidina ny tranon ' andriamanitra no nandriany ; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa - maraina . |
andraso moa fa rapitsso zay mresak tsara d ita eo |
brazil |
amidy mety de zaraina |
fampahalalana mikasika ny pejy |
hita tao amin ' ny |
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution - sharealike ; mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram - pampiasana ho an ' ny antsipirihany . |
hanova ny rohy |
george washington dia mpanao politika teraka ny 22 febroary 1732 ary maty ny 14 desambra 1799 |
prix . |
nanciah ony sousou zany hono aki ry tanora masina a |
efa misy soudure ve le carénage . |
ko tsss coup angle ko |
solofo : ara - dalàna izany . izaho koa aza ange elaela vao nahazo tsara an’io e , araka ilay noresahiko anao iny . fa enga anie ka ho azonao avy amin’iny resatsika iny hoe na dia tsy misy hoe 1914 aza ao amin’ny baiboly , dia tena avy ao amin’ny baiboly ny zavatra inoan’ny vavolombelon’i jehovah momba an’io taona io . |
global voices amin ' ny teny malagasy |
tsilavina rakoto |
ho any amin ' ny fizarana anatiny |
chéri o za iala aloa fa efa9 le téléphone sod mat eo d ts velona ra lowbat b |
io le écran keeeeeeeeely e . |
sy ny tsangantsangan ' ny kianja manodidina sy ny faladiany sy ny tsimany rehetra ary ny kofehy momba ny fiasana rehetra sy ny zavatra rehetra enti - manao fanompoana ao ; ary araka ny anarany avy no handaminanareo ny fanaka izay anjarany ho entina . |
fampahalalana mikasika ny pejy |
d ts aiko zany ts avrlandreo mvok tsony à manombok rapitso |
1 ny fiarovana mahafinaritra hitan ' izay matoky an ' andriamanitra fihirana fiakarana . izay matoky an ' i jehovah dia tahaka ny tendrombohitra ziona , izay tsy mihetsika , fa mitoetra mandrakizay . na : fihirana misy hevitra ambaratonga |
surement , toutes les mamans t'envient : - d |
- ny sakramentan ' ny |
23 ary rehefa nalefa izy roa lahy , dia tonga teo amin ' ny namany ka nanambara izay rehetra nolazain ' ny lohan ' ny mpisorona sy ny loholona taminy . |
izay mihintsy no tokony ho izy tokony mitovy zo ny malagasy rehetra |
zon ' ny nanova na mpitia mitovy fananahana ( lgbt ) |
laformechangema islecombatconti nuegrandkeryjam es |
ampanaovy inscription am the voice africa koa izy ee |
soraty le algo anla zay |
hentitra ny tenin’ny filohan’ny kom , andrianasoloniaiko siteny fa tsy afaka ny hanao sorona ny atleta ny tenany sy ny komity olympika , amin’ny tsy fifankahazoana ka tsy maintsy handray fepetra henjana , izy ireo . raha tsiahivina , nambarany fa tsy te hahita ny rugby , amin’ny kizo , toy izay nahavoa ny ady totohondry intsony ny tenany , izay nahatonga an’i madagasikara , tsy nahazo fanampiana avy amin’ny federasiona iraisam - pirenena sady tsy afaka nifaninana , teo amin’ny sehatra afrikanina sy eran - tany , nandritra ny 8 taona . |
rosia : mihamaro ny mpanao gazety misy midaroka |
lothair i dia teraka ny 1 janoary 795 ary maty ny 29 septambra 855 |
liana randrianaivo , iza mo le ts tina teo nefa d mankafia b ery refa mamonjy concert |
tena mbl hendry ny gasy raha ny zvtr miseho . mbl milamina |
elgeco plus |
mandihiza nareo fa hoatran t'y vaovao tena tinareo |
omeo ny contactny direct |
anisan tiko t film t , tena ankafiziko mints |
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity |
ny orinasa naorina tamin ' ny 1998 , dia ny miaraka planina sy ny famokarana , orinasa mpamokatra entana , fametrahana , ny varotra sy ny fanompoana fahavalo orinasa miara - miasa akaiky . casting dia nanomboka hanangana an - trano ho an ' ny milina famokarana fitaovana fototra . company indrindra indrindra ara - teknika mpiasa , ny mpitantana sy ny mpiasa atrikasa manana mihoatra ny folo taona ny famokarana zavatra niainany tao amin ' ny fanariana orinasa teknolojia . |
nahoana no notapahina ny ranjon’ny mpanao heloka bevava voaheloka ho faty ? |
psikology miresaka momba ny toe - javatra maro izay mety hanosika ny olona nisara - panambadiana mba mitady vehivavy tanora kokoa noho izy ireo be noho ny mampiaraka . ny lisitra eto ambany dia ahitana ny tena mahazatra azy ireo teo . |
30 dia ny liona , izay mahery indrindra amin ' ny biby ka tsy mihemotra na amin ' inona na amin ' inona , |
rah enao no nandrasana |
ary zan matonga anle tsy avelanzareo kay hoe hikotran |
efa tamin'izany fotoana izany . |
inona no novakian ' ny mpamakin ' ny global voices tamin ' ny herinandron ' ny 9 - 15 avrily 2018 ? |
ny kristianina tsirairay dia afaka mijoro ho vavolombelona any amin ' izay toerana hiasany , tsy amin ' ny teny fotsiny , fa amin ' ny fiainana anaty fahamarinana . |
ravalo zan ts mila fahefana fa nfahefana no mitady azy!le panarats az mhts no ten tsy az ino - teny! |
maman an'izy telodahy razaf |
sambatra |
tany fianarantsoa , te o sahalava koa efa nisy tranga toa io , ary nataony fahazarana mihintsy ilay miakatra poto , toa izay aza no nahafaty ilay zazavavy tamzany . |
mampalahelo anakay |
anisan’ny nandray anjara tamin’ny famolavolana ny lalàm - pifidianana rahateo ny kmfcnoe ary efa any amin’ny governemanta izany ka miandry ny tohiny izy ireo . |
white african dia nahatsikaritra tranonkalam - pifandraisana roa vaovao avy any afrika atsinanana : “bongoza dia milina fikarohana natao ho an’i tanzania . nanitikitika ahy ny fisainana hoe milina fikarohana iray isaky ny firenena . ny mahazatra ahy dia ny misaina fa hoe izay milina fikarohana lehibe dia tokony ho azo anaovana ny asa rehetra amin’ny sehatra rehetra , eny fa na dia misy ilana ny fandraisana anjaran’ny olona ihany aza amin’ny fametrahana tondrozotra manokana momba izay rakitra tanzaniana , indrindra indrindra fa teny swahili no maro ao anatin’izy ity . ” |
mes condoléances |
d elaela tsar anzai vo tonga rah atao mora2 |
satria mandoa tva ny panao cash point nefa mission nihena ny fiainana niiakatra 100 |
► endrik ' anarana amin ' ny teny lingala ( 2 pj ) |
gary bettan , filohan ' ny broadfield distributing dia nilaza faly foana izahay manitatra ny tsipika momba ny vokatra , saingy tsy dia nientanentana nandritra ny fotoana fohy aho ! ny takelaka red dsmc2 dia manolotra sarimihetsika ho an ' ny sarimihetsika manerantany miaraka amin ' ny fahafaha - manatsara ny fomba amam - panaovan ' ny camera cinema red ho an ' ny filany sy ny tetibolany . tamin ' ny taon - dasa dia nifindra tany amin ' ny foibe vaovao izahay tao mineola ary tamin ' ny alàlan ' ny fanamafisana ny lojistiky dia hanamafisana ny tambajotran ' ny reds ary hanome ny fivarotana red vaovao vaovao sy efa misy . ity no fotoana tsara indrindra ahafahantsika mitondra red ho an ' ny mpivarotra . |
et le graët c’est le porte parole de dd |
le fahefatra io le pandany mega iny |
paré à kery c'est une blague . même parable , au moins kery ne delivre pas de faux me kaaris qui emmènent la jeunesse dans le trou , encore un qui n'a pris au rap . kery a grandit toi tu regresses a écouter des rappeurs qui disent que de la m . |
izahay jirama dia tena tia milalao an'i zavatra io |
ianao koa anie namono vahoala marobe tao ambohittsorihot ra e , ahona no fanazavanao an zany |
ary nendry . |
hiaraha - mahita ny olana eo amin’ny famokarana vary vokatry ny fiovaovan’ny toetry ny andro amin’ny ankapobeny . tsy fahampian’ny rano , tsy zarizary ny voka - bary miakatra izay mahatonga ny olana mitranga ankehitriny . manoloana ny toe - draharaha dia tsy miraviravy . tohiny |
vina nareo miakatra . |
teo tanambao , akaikin’ny epp no nitranga ny loza , ny alin’ny talata hifoha ny alarobia 20 jona 2018 . tsy nisy aina nafoy fa ny fahasimban - javatra no betsaka , nalaky voafehy ny afo mba tsy niitatra . |
doporučený lahatsoratra : ny fanehoan - kevitry ny mpitsidika dia azo henoina amin ' ny alàlan ' ny serivisy fanaraha - maso spam - automatique izay afaka mipetraka any ivelany . |
ny talata 13 martsa teo , tokony ho tamin’ny 11 ora dia nisy asam - baomiera itambarambe tsy azon’ny besinimaro atrehina tety tsimbazaza , hoy ny filoha lefitry ny antenimieram - pirenena , mahazoasy freddy , raha niverina nanazava ny tranga teny amin’ny antenimiera omaly . |
ten niaki |
les'fatike ' |
mampalahelo . polisy miaramila manafika ny vahoaka ao faria lima amin ' ny tsy misy antony taorian ' ny fiafaran ' ny fihetsiketsehana #foratemer |
mombamomba ny wikipedia |
raha samy mifampitaiza am ty fanariana fako . am dalle ty tsy hisy ny toy zao ny tompon´andraiki tra hanaramaso izany tsy mbola hitanay nanasazy ny mpanary fako antatatra |
raharilalasoa judith |
ravehivavy . fantatrareo ve ny olona iray tena tia , tena tia anao . mpifanerasera aminao ve . sao dia ny fitafianao no mandrava ny tsiambararoany . |
valo taona izao ny ong bel avenir mandray andraikitra ho famerenana ny ala honko any amin’ny faritra tsingoritelo , any atsimon’ny nosy . nandritra ny andro iraisam - pirenena fiarovana ny ala honko teo , 3 . 000 ireo karazan - kazo ( palétuviers ) novolen’ny mpiasa ao aminy , ny mahita tombontsoa avy amin’ny tetikasany sy ireo mpilatsaka an - tsitrapo . |
tsy azon ' ny vahiny mpampita vaovao ny fizotran ' ny toe - draharaha |
mpiara - miasa |
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny |
ary ity ny lisitra avy amiko , amin ' ireo boky frantsay mendrika hovakiana , amin ' ity fahavaratra ity : |
everiko we ao am fleurido |
200000 |
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim - pianakaviana koreana ' ny fomba . |
mety resaka vônina flôsy angamba ny tany fa izay ny teny grika mora hay sy voateny ny malagasy matetika . |
fa zanak'iza zany kevin . tsy mpirahalahy ndray ve zany zay sy le zoky efa mba sisa nananana . zaza notsimponina ve zany . araho foana isan'andro film antsika fa efa miezaka izahay anao zay azahoanareo fafiny . mbola tsy tena hoe lavorary reto a , fa kosa ezaka bé ataonay hoanareo fa tianay nareo |