text
stringlengths
1
17.8k
nimenomenona momba ny mana sy rano ny israelita , tany an - tany efitra . tany amin’ny manodidina an’i ponona ( mety ho i feinan ) , izay toerana be varahina , angamba izy ireo tamin’izay . nosazin’i jehovah izy ireo ka nandefasany bibilava misy poizina , ary be no maty . rehefa nibebaka izy ireo dia nifona ho azy ireo i mosesy . nasain’i jehovah nanamboatra bibilava varahina sy nanantona izany tamin’ny tsato - kazo àry izy . hoy ny baiboly : “raha nisy olona voakaikitra ka nijery an’ilay bibilava varahina , dia tsy maty . ”—nomery 21 : 4 - 10 ; 33 : 43 .
tohizo 2 , 3 , 4 demain , après demain .
tiana fetraniaina el b ts nihinana tongony
yasuo fukuda dia mpanao politika mizaka ny zom - pirenen ' i japana teraka ny 16 jolay 1936
hahaha , tsa hitondr moto zan elah rah izan e .
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity
fijerena sary , sarimihetsika , fahitalavitra , boky , tantara miendrika fijangajangana . fitaovana mahomby sy manara - penitra eo am - pelatanan’i satana ireo zavatra voalaza ireo . ilay mpanorina ny fiangonana satanika atao hoe “antony lavey” , dia nanabmara mazava fa “izahay , amin’ny alalan’ny fahitalavitra na ny televiziona , dia mahazo olona be lavitra noho i jesosy kristy” . raha mijery film miendrika fijangajangana ny olona iray ohatra , dia ilay devoly janga mampijangajana ireo mpanao sarimihetsika , miditra moramora ao amin’ny mpijery , dia manambady azy , saingy tsy fantany .
quel horreur mon dieu courage a la famille
hanontanio an i tojo
aimoa ho any andoram a aveo
misy olona efa nomen’andriamanitra manokana fanomezam - panahy hahalala ny zava - miafina ara - panahy , koa aoka ny fonao hahafantatra izany . mahagaga sy mahatalanjona , fa raha ny olona eto amin’izao tontolo izao manana ny talenta sy ny fahaizana manokana no miteny na maneho hevitra , dia eken’ny olona zato isan - jato . raha ny mpanompon’andriamanitra kosa no mamapahafantatra ny zava - marina , betsaka ny mangidihidy sofina ka mamory mpampianatra ho azy , ary mandà ny fananarana atao azy mihitsy . tandremo anefa fa tsy azo ivalozana ny te nin’i jehovah ato amin’ny deot 18 : 18 - 19“
matoky anao andriamatoa filohan'ny repoblikan'i madagascar .
ny penitra amin ' ny hormone mitombo dia natao amin ' ny kapila fiarovana , aorian ' ny famerana ny hormonina mitombo ao amin ' ny toeram - pitsaboana 8 - 12 , dia esory fotsiny ilay fanjaitra , mametraka ny kapaotiny ary ataovy ao anaty vata fampangatsiahana
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ' ny vola indramin ' ny tovovavy ao shina
mombamomba ny wikipedia
makasitra anareo président , famojena npirahy tanidrazana .
29 izany no anjaran ' ny ratsy fanahy avy amin ' andriamanitra , sy lova voatendrin ' andriamanitra ho azy .
c'est beau . bravo papa big .
fifidianana filoham - pirenena : bilaogy sy politika · global voices teny malagasy
tsara ery . mankasitraka ô
antanio an namanji reni f reni mis paka film ato amnai ato
fitantanam - pitondrana
dia nentin ' ireo lehilahy ireo ny zavatra hateriny , ary vola indroa toraka ny teo koa no nentiny teny an - tànany mbamin ' i benjamina ; ary niainga izy , dia nidina tany egypta ka tonga teo anatrehan ' i josefa .
nahoana no atao hoe : be ny raharaha , ka ny voly vary indray no tsy efa ? houlder 1895 #717
zany mitsin
mahafinaritra ny mahita ny première dame . ny première dame hoy aho
𝗟𝗘𝗦 𝗔𝗦 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗝𝗨𝗡𝗚𝗟𝗘 eto amin'ny startimes dia tsy adino ny fandaharana ho an'ny ankizy . ny as de la jungle dia ekipa super vigilantes niandraikitra ny fiarovana sy ny fitandroana ny fandriampahalemana any anaty ala . arahinao eto amin'ny startimes isaky ny alatsinainy hatramin'ny zoma amin'ny 12 ora atoandro , amin'ny 5 ora sy sasany tolakandro , amin'ny 7 ora sy sasany hariva ary amin'ny 9 ora sy folo alina ao amin'ny 𝗕𝗢𝗜𝗡𝗚 . dtt 364 dth 695 azonao atao ny manaraka amin'ny finday amin'ny alalan'ny application statimes on 𝗵𝘁𝘁𝗽𝘀 : 𝗮𝗽𝗽 . 𝗮𝗱𝗷𝘂𝘀𝘁 . 𝗰𝗼𝗺𝟰𝟳𝗵𝘃𝘄𝟱𝗵
vao tonga tato an - tsaiko t maraina io hoe mba tsy niteny ndray ny mpanohitra hoe mapangatsiaka andro président tsy nisy h 60 tàona mnko no ankalazaina bé rhf misy hafa2
handefa mints anay io . ef njerevako lek n code an mme liva in f mbola ts de afak ni - test satria n machine ato ampiasan tsis camera de ts afak nitest an le nalefanareo in ah
peter bosz joue d’une impunité étonnante connaissant aulas , il doit avoir des promettants sur lui c’est sûr
presidenciard es : mihofahofa ambony ny saina dominikana ! nahatratra ny faratampony manerantany ny repoblika dominikana tamin ' ny lalao baseball klasika 2013 ! #mangúpower
fosa junior
boris yeltsin , teo anoloan ' ny lapam - panjakana , mosko , 19 aogositra 1991 . sary : itar - tass , wikipedia
ny aza hitako ho tapaka lalandra tratry ny hadisoampanante nana io rangahy io atsy ho atsy .
andro natokana ho an ' ny mpifindra monina sy mpitsoa - ponenana
amen .
febroary 2011 130 lahatsoratra
miandry confirmation .
le modifier mon abonnement ve no atao azafady . canal madagascarcanal madagascar
febroary 2011 130 lahatsoratra
ny sasany aza tapatsihy fa tsy kidoro b io efa tafa anao eee
asehon’i jesoa kristy antsika amin’ireo teny ireo fa ny sakafontsika voalohany dia ny tenin’ andriamanitra ; fa tokony hanana hafanam - po bebe kokoa isika hamahana ny fanahy toy izay ny vatana ; fa ny tena sakafontsika marina dia i jesoa kristy mihitsy , satria izy no mofon’aina mahavelona .
très beau geste . merci pour le pays et son peuple . merci , mr le président
asa
hijery ny tenim - pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ' ny global voices izahay mba ho hitan ' ny rehetra ny fitantaran ' olo - tsotra manerantany .
hum
lesona 01 : ady lehibe ifanaovan ' ny tsara sy ny ratsy
ts azoko le tsss vola jus
manja be
ts manin ne zany e sad nareo mis transport ref mod
très bon joueur . mais malheureusement il se blesse énormément . on a pas vraiment besoin de ça à paris .
apitso miantso mteni anzai
merci
mangery mangery tsy mifitra
cc pont
sata tao amin ' i facebook napetrak ' i patricia worrell , izay milaza hoe , “eritreritra sendra mandeha : afaka milomano i duke , sa ve izy mieritreritra ny hivazavaza amin ' ny rano mandra - panaikin ' ny rano hanohana azy ? ”
dera , laza ho an ' ilay mpanjaka malaza
sady mora an
miasa mafy isan ' andro ireo mpirotsaka an - tsitrapo manerantany ato amin ' ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao - saingy tsy afa - manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay . tohano amin ' ny alalan ' ny fanomezana ( fitia tsy mba hetra ) hoan ' ny global voices ireo tonia , mpahay teknolojia , mpanentana ara - piarovana ato aminay !
aty kou ralah ah
i rajgir dia tanàna ao amin ' ny faritanin ' i bihar , ao india . ny kaodim - paositra dia 803116 .
04 . hahita izao ny horonantsary , ary ny zavatra rehetra tokony hataonao dia ny manindry ny bokotra download .
mitovy daholo ny aretindreo samy mpiodina andalana daholo e , ny lalana no tokony hampiarina tsara hanitsy andreo taxy be reo , ka na hiforona daholo zao zotra etsy sy eroa zao rehefa tsy voahaja ny cahier de charge tsisy dikany
thé kuding sotroin1 fa manala rivotra io
misaotra indrindra tompokolahy sy madama rajoelina tamin'ny fanohananareo
mpianatra maneho ny famoretana atao amin ' ny zon ' ny vahoaka eo ambanin ' ny fitondrana duterte nandritra ny andron ' ny fihetsiketsehana iraisam - pirenena ho an ' ny zon ' olombelona tamin ' ny 10 desambra tao manila . sary avy amin ' i ron mesa , nahazoana alàlana .
malala oriance mofon'aina november 6 , 2020 at 2 : 09 am · na inona na inona olana mandalo aza mitady solution ankafa fa jeso kristy no vahaolana tsara indrindra sady mahavonjy
fanafody natoraly
za ngah tezitr
fière de notre prof de syntaxe jenniah andriam
hita tao amin ' ny
zon ' ny nanova na mpitia mitovy fananahana ( lgbt )
za ts manambola wa
mp fotsiny ilay nitady antony
ity groupe ty moa zany hotrany lasa hitako groupe fitadiavana avocat sy huissier tokony hovaina ny anarany lasa mp vo mamaly izay mahay nefa any mp resabola avieo
kery c un ancien , un vrai .
fitantanam - pitondrana
hita tao amin ' ny
mifohatra , mamohatra avy amin ' ny dikantenin ' i «revive» teo amin ' i wikibolana anglisy .
27 raha misy omby , na ondry , na osy , vao teraka , dia hitoetra amin - dreniny hafitoana izy ; fa rehefa hatramin ' ny andro fahavalo no ho miakatra , dia hankasitrahana izy , raha atao fanatitra atao amin ' ny afo ho an ' i jehovah .
midira hafatra miafina afaka mamaly anao tompoko
izaho no mpiandry ondry tsara , hoy ny tompo ; fantatro izay ondriko , ary ny ondriko mahalala ahy .
fizakàna ara - tsaina
matetika loatra ny filoha ricardo martinelli ( rmartinelli ) es no mahatezitra ny mpiserasera panameana noho ny fisiahana mampiady hevitra sy mampiady tsotra izao , ary tonga hatramin ' ny fanompana aza . ny ohatra akaiky indrindra dia ny sioka nalefa mivantana tamin ' ny mpanao gazety santiago cumbrera avy ao amin ' ny la prensa , gazety iray efa nifandona tamin ' ny .
fifandraisana iraisam - pirenena
iray volan ' ny teny malagasy
inona zany fiara zany . tsara tiako
vakio amin ' ny teny ଓଡ଼ିଆ , español , english
madagasikara : lesona azo notsoahina taorian ' ny fandalovan ' ny rivomahery mahery vaika faha - 3 tao anatin ' ny iray volana sy tapany monja
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny
tena tsara ary zany ko
« izay lazaiko aminareo ao amin ' ny maizina , dia ambarao eo amin ' ny mazava , ary izay ren ' ny sofinareo , dia torio eo ambonin ' ny tampon - trano . » ( mat . 10 : 27 )
andraso ar iala a d itad bus
salohy ze jerena en couple
ankadikely ilafy dia kaominina malagasy ao amin ' ny distrikan ' i antananarivo avaradrano , faritanin ' i antananarivo . ny isam - poniny dia 55456 araka ny faminavinana natao tamin ' ny taona 2000 . ny kaodin - kaominina dia 10203 ary ny kaodin - distrika dia 102
merci président fitiavanao n malagasy . d manentana antsika vahoaka aza mivoka n trano fa zay n vahaolana handresena n coronavirus . d tolory tanana ara sakafo indrindra hoan vahoaka madinika .
hita tao amin ' ny
mila fanohanana avy amin ' ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena , maimaim - poana , ary hahazaka miasa maharitra !
tontosa soa amantsara ny fihaonan ' ny namana serasera natao tao roma tamin ' ny 14 - 18 aogositra lasa teo . fanindroany izao no nisy fihaonana toa izao teto roma . ny voalohany dia tamin ' ny taona 2006 izay… more
nihevitra i wong fa ny fanehoan - kevitry ny olona dia taratry ny disadisa miakatra eo amin ' ny olona sy ny polisy : “ . fitondrana mpanao kolikoly , sy fitondrana mpanao kolikoly tsy refesi - mandidy tanteraka . raha tsy mandray an - tanana araka ny tokony ho izy izao toe - draharaha sarotra izao ny governemanta , dia mety hirodana tanteraka ny rafitra . ”